-
Compteur de contenus
1 842 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Bigbang
-
-
-
-
-
Ho an'ny noho ity fikarakarana goavana miandry antsika dia manao antso avo ndray @ coticota rzala Ny ACCT efa nanao ny azy Tapaka fa coticotra pour le mois de Décembre lay izy, (ny novembre tsy nisy mo zany) Ar 10.000 / izy io dia afaka aterina aty am Netbox (na tsy ato aza a aafka apetraka lay izy d miteny ny pseudo fotsn oe ian nanatitra teo) jusqu'à 20h00 lundi - Samedi soit any am Net Access (tsy tadidiko ny horaire fa na dimanche aza mbola afaka mandray) Izy io ra ny tena marina tokony mba ho azo daholo avant samedi, kanefa na Dimanche aza ataoko fa tsy tara ra mandalo kely eny am NetAccess oan reo zay mbola tsy nanatitra ny tam Octobre dia iangaviana mba anatitra satria efa nisy ni avancé nenareo ka manjary lasa enta-mavesatra Ao ko i Mikkah zay efa ni avancé ny Banderole (gros plan b tam MBS "fandresy" ) KOA MANANTENA SY MANETANA ANTSIKA REHETRA ZAY MAHATSIARO TENA FA !!FA IO NO AMARANANTSIKA EN BEAUTE ITY 2008 ity
-
-
-
Challenge Thomas_radstrom : Inscription
Bigbang a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans V-MRC Old
-
Miala tsiny fa sahirana b!! omaly koa tsy nisy possibilité fa nanampy sy manotrona an patou any am lay fahoriana an beau frère an lery fa lery rery monja sisa no lehilahy ao @ fianakaviany... Bref,... za aloa dia ny 07 no teneniko hoe ho afaka, ny 06 tena ialako tsiny fa annif an Mme big sy ny zaobaviko le meme jour ka tsy afa iala a...
-
-
io ve ilay R5 KRD? ce n'etait pas l'ancienne R5GTT de Maurice Be? efa nanenjika an'iny ahako niakatra teo @ Antanimora, elle venait de debarquer, les sieges baquets avaient encore leur emballage plastique....tena grave be (Maurice Be lui meme au volant)...sady izy tena misetrasetra foana tena tsaroaka tam mbola boay kely d nipetraka tao aorinan'ilay 4L fourgonette nay za, d ilay GT Turbo io manaraka tao aoriana, to voa tonga ko iz tamzay fa tena rarakivy a nijery an lay vam hoe milay izy zany, sady nipetraka koa ny rampe de phares-ny
-
-
efa niandry mihitsy za hoe iza iary no ahita zay valiny zay loll Miandry ahy ao foana ny anjarako e Asiako 18 000 Ar foana aty amposiko ka fa rehefa tafajanona eo amin'dra bigbang eo za de mivily ; na de hividy le sosisy eo aloha aloha eo ihany aza; fa le parking koa anie tena mampararyandoha eo e Zany hoe tokony efa hijanona ao amin'i Bigbang ao foana zany le Taille L hoan'i Dadah ra zany ny plan an la d alo mandalo direct any am Prez, fa aty ny caisse fa ny livraison to ary
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
vazivazy lesy fa enjana tokoa ilay Loeb a Colin sy Sainz niaraka taminy t@ andron'ny Xsara fa ee dépassén'le boay kely!! Ny synérgie entre anazy sy ny équipe-ny ko ngamba no anisany maha enjana io fiarahana Citroën - Loeb io. ary ra mba omena subaru lery d i Solberg omena C4 5 fois champion du monde, iza tsony no aharesy anzany??
-