Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Bigbang

Membres
  • Compteur de contenus

    1 842
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Bigbang

  1. je pense que Nirina58 pourrait bien t'aider...
  2. Bigbang

    WRC/// Rallye de Norvège 2009

    hahahahaha aza atao itan'ra Torcelin ndray nge io eee toundé mivoka gazety hihihihi
  3. Bigbang

    KRONO

    quelle bonne initiative milay ee! d ho ela velona eee
  4. Bigbang

    J879

    ary to efa nanao session public sahady koa oavy masika ann!!
  5. Bigbang

    WRC/// Rallye d'Irlande 2009

    Hatraty io emmerder-ny moov io, tam leg 3 efa nahazo aina tsara iny tsy nisy sortie mintsy fa nony nanao Falstone tondé retour au bureau tampoka teo fa tapaka ny connection. d lasa ndray le fanantenana kely ANATRA: Aza manao session am andro avy orana raha tapaka ny connection internet tokony tsy i provoqué retour au bureau zany normalement fa so d ny matos no misy blem na ny installation!! Ny important d hoe tafiditra ao anatin'ilay session fotsiny, dia na tapahina aza ny connection d refa vita daolo ny spégany vao alefa ny temps rehetra dia mety iany koa, zany ny fanaonay sy dodanen talo
  6. Bigbang

    J879

    tongasoa eto am mrallye e milay refa mikitika RBR ary manasa anareo ho tonga refa misy rencontre
  7. tiens tiens!!! la a été devancée est ce légal ?? est ce légitime?? blague à part fa milay ny hevitra e d ambarambarao misimisy kokoa ny momba ilay hetsika
  8. Bigbang

    Gogo

    Bienvenue gogo!!!! pas mal les photos surtout celles dans la section wrc
  9. Bigbang

    Irlande 2009

    moi aussi d'autres tofs please
  10. Bigbang

    Asa Tana Control

    nilay izy zany, dommage fa tsy afaka ny alahady maraina fa nanao adidy sinon à la prochaine e
  11. rallye terminée au beau milieu du Leg2, niredemare tampoka lay pc je sais pas pour quelle raison! fa dia alo nijanona d niprofité ny paysage d nanao bonhomme de neige teny am sisiny
  12. bon, apres une Leg1 catastrophique demain on verra pour le Leg2 et le Leg3 mais en tout cas tena tsy ao am feeling lotra le neige lé
  13. ny tsy azoko hoe refa public session le iz to mandé norm tsara nefa an
  14. Bigbang

    playseat Gvintsss

    réalisable tsara io é, apafirin'ny manangana CK az io vita fona io nenà tsy bacquet fa sezana renolf
  15. ela ty ngamba mila mamono omby kely mitsy in ko mo le fombafomba reny... hay... torao am vatokely alo le wrc na le groupe N na le s2000 hihihihihihi
  16. hisy fozaorana maromaro ndray anaty poubelle ny atsy ho atsy fa tsy maintsy i invest fone misy modem bluetooth na cable a
  17. Bigbang

    Article sur taratra ce 23/01/09

    faly nandika ilay article en emsics tao am rallygasy fotsiny ry lerony ...kanefa dia mazava tsara lay article fa sur RBR no resahina alao tsy manao article toy zay andika vilana ny ataon'ny hafa amn'io lery tsy kopy n'inoninona fa dia tena copier coller an le tao am rallygasy e hihihi sauf que adinony le RBR
  18. Bigbang

    Article sur taratra ce 23/01/09

    Hanana ny toerany ny Rallye malagasy, amin’ity taona 2009 ity. Tsy nofinofy intsony fa hisy mpanamory malagasy mirahalahy, handray anjara amin’ny fifaninanana Rallye any Frantsa sy amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika 2009. Andrarezin’ny familiana fiarakodia eto Madagasikara amin’izao fotoana izao no hiatrika izany dia i Laza Randriamifidimanana sy Mathieu Andrianjafy. Samy mbola tanora izy roa lahy ireo. Tsy hitovy ny fihaonana hataon’izy mirahalahy satria i Laza, hifaninana amin’ny «Challenge Citroen Racing Trophy», iray amin’ireo rallye hiadiana ny ho tompondakan’i Frantsa. Hiova fiara ny lehilahy ka tsy ilay Mitsubishi, mahazatra azy intsony no hoentiny fa Ford Focus Wrc, avy amin’ny Bp Ford Abv Dabhi World Rally Team. Mathieu, tompondakan’i Madagasikara 2007 kosa, handray anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika «Challenge Pirelli Star Driver». Fandaharam-potoana tafiditra amin’ny fitiliana ireo mpanamory afrikanina tanora mendrika. Fifaninanana ao anatin’ny fiadiana ny ho tompondaka kaontinantaly, ataon’ny federasiona iraisam-pirenena. Manana safidy roa izy na hiatrika ny fihaonana ao Tanzania sy Kenya na Oganda sy Zimbaboe. Fantatra izao fa anisan’ny hifampitady amin’i Laza, any Frantsa i Toavina Rakotomalala, izay mipetraka any. Tsiahivina fa ankoatra an’i Toavina, misy an’i Mamisoa Rajoel koa mifaninana amin’ny Rallye ao La Réunion. Ankoatra izay, hiverina ao anatin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ity taom-pilalaovana 2009 ity, ny Rim (Rallye International de Madagascar).
  19. c le summum de l'imbécilité maka soupapa ao am rallygasy ry zala d mandika vilana le article fa tsy mamaky hatram farany akory nandefasako mail mitsy fa otrany tena manafitoana sy mahamenatra, zany v ny mpanao gazety eto am tsika lé so iany fa mba any am resaka sport ka iomehezana fotsiny fa ra mba zao no vaovao amina resaka toe draharaha misy amzao fotona na tsy aiko... ngamba aoka fotsiny
  20. 2CV!! ra vo asina pneu clouté io d rovitra ny aile-ny zao ary e ataovy mlay rzala a!! quand on est a l'aise avec la caisse il est plus probable de faire un bon résultat et donc de ramener des points
  21. ono wa rzala !! za tsy dia mi adhérer lotra am le principe an le rzala sasany atsy am Zen atsy hoe des points coute que coute.... Je m'explique: je préfère hoe tsisy consigne d'équipe zany hoe i A atsy am s2000, i B groupe N, i C atsy am 2Rm d'ailleurs otrany misy bandy mse plaindre ao oe 2RM lery nefa mbo s2000 no tiny fa zao netsika an S2000 no tin laisany asio Groupe N asio 2RM ASIOOOO LESY AAAAA!!!! breff, avant tout l'essentiel c'est de participer, de se faire plaisir et de rejoindre l'arrivée!! sa aona oz Manager anay?? les points viendront tout seul et on ne seraient pas sous pression et frustrés comme certains autres.... sérieusement faire le MontéCarlo avec une 2RM c'est pas du tout une partie de plaisir on se la joue FREE zany e!! D'ailleurs même si on est tous en S2000, les S2000 Alpha seront devant les S2000 Zen non!!! Mais j'annonce que je serais en Groupe N déja parce que je le veux bien et n'oublions pas que il y d'autres écuries à battre surtout ces vzongo PS: mahazo mipost ry Zen
  22. sur fond blanc!! mba ovay loko afa lesy fa nenay efa fotsy a
  23. Bigbang

    Sortie de club nouvel an

    +1 et ca va se passer ou??
  24. ... ... .. .. mamaky fotsiny a d miomehy a ... ... ... ... eny wa eeee
  25. mode monté carlo je préfère aller manger une glace
×
×
  • Créer...