Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

emsics1

Membres
  • Compteur de contenus

    1 517
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par emsics1

  1. emsics1

    consomation MRC

    amin'ny championnat WRc sy ERC (Europe) dia ny FIA no miantoka ny Lasantsy fa tsyresaka cout no antony fa hampitovy ny lasantsy ampiasain'ny rehetra fotsiny (efa nolazain'i System d io hoe vidiana amin'ny Fournisseur unique an'i FIA izay nahazo ny appel d'ofre amin'izany, Shell amin'ity 2007 ity). ny marihina dia Sans plomb 98 ohatra ny eny amin'ny station ihany no ampiasaina amin'ny WRC. Fa amin'ny formule 1 no samy mitondra ny lasantsiny satria na samy Elf aza ohatra ny carburant ampiasain'ny Renault F1 sy Red Bull Renault F1 dia manana specification samy hafa. Ka tsy afaka ampiasain'ny Red Bull ohatra ny carburant Renault team F1. Ny cahier de charge fotsiny no mazava tsara amin'ny specification amin'ilay carburant dia ny controle no henjana be
  2. emsics1

    consomation MRC

    Mihinana ihany aloha ireny e... fa tsy hay hoe firy au 100 sady ilay izy indrindray Avgaz LL 100 no tapohin-dry zalahy ka vao maika tena mirehitra tsara mihitsy angamba. Fa ny fantatro dia mianto-tena amin'ny carburant. Ny amin'ny reconnaissance no misy manao transport en commun hoe equipages roa amin'ny fiara iray dia mifanamboatra eo (sady amin'izay mitovy ny notes) Fa tsy haiko raha mbola mety amin'izao na tsia, fa raha te hanao rallye tsy miantoka carburant dia manao numero 0 dia iny afaka ifanarahana hoe iantohan'ny organisteur ny carburant indrindra moa raha hoe ''Rallye Jovenna'' na ''rallye Total'' etc...
  3. emsics1

    www.rallygasy.tk

    HisMaster>>misokatra ilay site rehefa Opera na Mozilla no ampiasaina, fa mi bug ilay izy ra Internet explorer ilay fichier excel tsy mety ny horaire 1ère voiture merci
  4. emsics1

    www.rallygasy.tk

    Azafady ry Hismaster fa tsy mi bug foana ilay site an'i toi raha vao manindry izay lien ao. Te hijery an'ilay grille sy parcours aho izao fa tonga dia fotsy be fotsiny ny ao
  5. emsics1

    Rallye Jovenna 18-19-20 Mai

    efa misy ny ihany ny sombina info hita amin'ny gazety. - 18 ny isan'ny spéciales - hisy ny spéciale de nuit (tena tsy dia misy hita ilay izy rehefa tena izy) - Eo amin'ny station jovenna Anosizato ny Pc - Eo ihany ny superpsecial fiara roa isaky ny miainga (Stade de france hono no fitaratra, eo amin'ny sicam anagmaba fa tokony ho jerena izay hi stabiliser na an'ilay vovoka (asiana Top seal ) fa sady tsy dia milay ho any mpijery no mety hanahirana ny pilotes) - Ohatra ny any andafy dia hisy ny shakedown hanistiana faramparana ny reglage, tsy obligatoire io (fa tsara lazaiana mialoha ihany hoe aiza le izy efa spéciale kely ihany mantsy) - 16 ny ekipazy Team Mika Faniry (averina kely ilay sortra amin'ny T shirt an-dry zalahy hoe ''Merci President Terrinen) - Ilay spéciale Antaramanana Ampahidraondriana dia eo atsimon'ny vontovorona amin'ny Maizinandro taloha iny) Ireo no fantatra fa hatramin'izao dia mbola betsaka ny fanontaniana hoe: - iza avy no handray anjara ireo ry Laza, ry Faly, etc... - handray anjara ve i Maximum Attack? - Dia mba karakaraoa kely ra His sy ra Dadah ilay fanomezana mialoha ny parcours sy ny grille (hisaorana anareo mialoha)
  6. emsics1

    mathieu

    Fanontaniana mialoha an'izay : efa mijanona eto Dago ve ilay ry amin'izao?
  7. emsics1

    Championnat Afrique

    Animateur habituel du Championnat du Monde Junior, le jeune Conrad Rautenbach, 22 ans, a remporté le week-end dernier le Rallye d'Ouganda, manche comptant pour le championnat d'Afrique. Le jeune zimbabwéen a dû se battre contre les éléments sur une épreuve africaine particulièrement ardue, pour au final imposait sa Subaru Impreza. Conrad, qui le mois dernier avait gagné, dans le cadre du même championnat, le Safari Rally, vient d'ajouter un succès à son palmarès. Victoire acquise au prix de gros efforts sur un terrain cassant, alors que les suspensions de sa Subaru lui donnaient du fil à retordre. Il remporte tout de même ce Pearl of Africa Uganda Rally avec plus de trois minutes d'avance sur la Mitsubishi de Hideaki Miyoshi. Le podium est complété par la Subaru Impreza de Muna Singh. « L'année dernière, j'occupais la tête de l'épreuve lorsque mon moteur m'a lâché, c'est donc vraiment réjouissant de remporter ce Rallye d'Ouganda cette année. Mais c'était un rendez-vous vraiment dur et je suis totalement épuisé. Nous avons été victimes de quelques crevaisons mais j'ai eu de la chance car cela s'est produit à l'approche de l'arrivée et je n'ai pas perdu beaucoup de temps. » Cette victoire permet à Conrad de prendre la tête du Championnat d'Afrique. Rautenbach n'avait toutefois pas le temps de savourer ce succès, dans la foulée il devait s'envoler pour le Royaume Uni où il disputera ce week-end la manche d'ouverture du championnat britannique, le Pirelli International Rally. Il retrouvera pour l'occasion la Citroën C2 S1600 préparée par P.H Sport dont il dispose également sur le Junior (JWRC). Pearl of Africa Uganda Rally – Classement final 1 Rautenbach-Marsh Subaru Impreza 2h52'52 2 Miyoshi-Ichino Mitsubishi Lancer 2h56'20 3 Singh-Sihoka Subaru Impreza 2h56'25 4 Mangat-Meganck VW Golf GpS 3h42'41 5 Muwonge-Keyune Subaru Impreza 4h09'43
  8. emsics1

    Rallye Jovenna 18-19-20 Mai

    Efa ela tsy nisy rallye lavalava teto amin'ny tanàna fa irariana mba tsy ho vitsy ny mpifaninana satria plus lava ny rallye plus mitombo ny cout, mba tsy iverimberenana matetika ny speciale. Fa ny rallye lava koe no mety isongadianan'ny fiara tsy matanjaka sy ny fiara tranainy. Fa inona ihany ny daba entin'i Faly be ry zalahy? toa nahazo spons tsara ihany lery (DHL)
  9. emsics1

    WRC 2007

    ny tena point fort ho an'ny loeb dia ilay ry ni evoluer tao amin'ny citroen foana hatramin'izay - fantany tsara ilay ekipa, - ny pilote frantsay, ny ekipa frantsay, ny tandem pilote copilote efa niraka hatramin'izay - fantany tsara ilya fiara, ny 6 taona ilay ry nitondra XSara, => 3 titre mondial - impliqué amin'ny develloppement n'ny fiara ilay ry, izany hoe developpé araka ny feeling ny ilay fiara - farany ao anaty ny cycle de réussite ilay ry, io ilay hoe la victoire appelle la victoire, fa raha ohatra hoe manao crash ngeza be ilay ry dia hafa ny fandehany
  10. emsics1

    WRC 2007

    c'est un rallye nouveau dans la calendrier WRC (enfin absent depuis 6 ans), ce qui devrait profiter aux spécialistes du genre : Loeb et Hirvonen
  11. emsics1

    WRC 2007

    Loharanom-baovao hoe www.rally-live.com/fr/
  12. emsics1

    www.rallygasy.tk

    idem j'arrive pas à me connecter... motif: site en préparation reveneez plus tard!!!
  13. emsics1

    WRC 2007

    Classment au Championnat au terme de la manche norvegienne 1. M. Gronholm (FIN) / Ford 24 pts 2. M. Hirvonen (FIN) / Ford 20 3. S. Loeb (F) 10 / Citroen 18 4. H. Solberg (N) / Ford Stobart 11 5. P. Solberg (N) / Subaru 8 6. D. Sordo (SP) / Citroen 8 7. D. Carlsson (S) / Citroen 6 8. C. Atkinson (AUS) / Subaru 6 9. T. Gardemeister (FIN) / Mitsubishi 5 10. J. Latvala (FIN) / FOrd Stobart 4 coté constructeur : 1. FORD 44 pts 2. CITROEN 28 3. STOBART 16 4. SUBARU 15 5. OMV KRONOS 14 Le Monte carlo a laissé entrevoir que la C4 est une voiture bien née et semble être difficile à battre sur l'asphalte. De même qu'elle peut faire jeu égale avec la Focus sur la glace. La stratégie de l'année sabattique a bien payé (Peugeot a développé la 307 en même temps qu'ils on fait courir la 206 d'où le manque de performance et de fiabilité de la 307). Mais les deux dernières manches du championnat ont aussi montré que Loeb n'est pas infaillible (moteur calé au Départ de la 1ère Super speciale en Suède, Sorties de route en norvège), il a donc besoin de se refaire une confiance alors que sur les prochaines manches Gronholm va être sur un terrain ou il est plus a son aise. Toutefois l'avance de Gronholm ne peut pas lui permettre de gérer. Mais ces dernier temps, il est plus en confiance avec sa voiture et plus assagi. La bonne nouvelle est que les performances de Gardemeister avec une lancer 05 peut encourager la marque aux Diamants à revenir sur la scène mondiale plus tôt.
  14. emsics1

    Nouvelles Montures pour 2007

    La saxo T4 serait devenue la propriété de Dahery Louvel restera fidèle à la maruqe aux chevrons
  15. emsics1

    Nouvelles Montures pour 2007

    Tiana Ramanandraibe = 306 ex Barday
  16. emsics1

    2006 se termine, vive 2007

    Arahabaina izany ra dadah nahorin-tokantrano dia mirary soa ho an'ny tokantrano vao ho arahin-jazalahy sy zazavavy (miteraha izay vita e!)
  17. emsics1

    Souvenirs Souvenirs

    tsy dia misy resaka firy moa ka dia hotohizako indray ity serasera ity: tsy izany fa nahita Citroen CX aho teo dia nahtsiaro fa efa nisy CX nanao rallye koa teto an'i Nono fa tsy tafa foana ilay izy
  18. miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2007 hotahiana sy hoambinina daholo amin'izay rehetra atao dia hahafinaritra tahaka ny taom-pilalaovana 2006 anie ny 2007 misaotra mialoha amin'ny fampitana avaovao sy ny tsaho mandeha e!
  19. emsics1

    Propuls' Trophy Asatana3

    hono ho'ah ry zalahy ho an'ialahy isany tany momba ilay resultat resaka vam sa resaka pilotage no nahavoazan'i hery rakotondrabesa an'i Poetic turbo?
  20. emsics1

    Propuls' Trophy Asatana3

    ary Poetic turbo nanao a nivoaka gazety ny anaran'ilay ry fa izaho ry zalahy tsy tany fa nitondra ny ankizy tany Ampefy a fa mba ilazao vaovao e
  21. emsics1

    Propuls' Trophy Asatana3

    elabe izany ra dadah kle!! fa hono ho'ah ry zalah toa nahenoheno aho hoe toa hisy vahiny hanao demo amin'io mba manao ahoana ny amin'izay? dia toa henoko koa hoe corolla ex auriol hono no entin'ny laza chassis C#7 moa (tsy efa valaka be ve izany kle!!) amin'ny lahady izany ry zalahy a
  22. raha ny lafiny ara jeographika aloha dia tsara toerana i afrika atsimo satria saika efa misy dingana iray na maromaro avy iasaky ny kaontinanta tsirairay ankehitriny saingy ny hany dingana taty amin'ny kaontinanta afrikana dia noesorina noho ny fiavahana kely teo amin'ny Rallye du Kenya (speciale tsy mikatona ho an'ny fifamoivoizana) NY afrikana tasimo rahateo koa tsara ny fikarakarana Marina ilay hoe tsara fanararaotra io ho antsika malagasy mba hijerena ny lentantsika mihoatra amin'ny rehetra efa naipy teny ihany tany amin'ny topic hafa hoe io ange raha tsara rafitra ny dossier azo atao ihany ny magatakasponsor e
  23. emsics1

    budget rallye

    ary izaho ry zalahy naheno hoe misy bandy mampanofa vam 4 millions fmg par rallye hono vao haingana aho naheno an'izay dia hoe karaman'ny mecano sy ny ranonkisoa sisa no ampiana amin'izay
  24. emsics1

    Resaka miely ; rumeurs 2006

    momba an'ilay hoe corolla indray ireny aloha robuste saingy ilay izy mila fiabiliser na tsara. Tsy haiko hoe hanafatra mecano regulièrement ve ilay ry fa raha araka tsara ny entretien sy ny préparation dia ok
  25. emsics1

    Resaka miely ; rumeurs 2006

    hevitra roa lehibe no tena niavaka tamin'ilay izy - momba ny communes amin'ny speciale raallye hoe efa namoaka arreté ny fanjakana fa tokony hoe entre 1 er mai sy 31 octobre ny saison. fa io ilay réticences avy any amin'ny maire mihitsy (efa noresahintsika teto io) - tsy tokony handika be fahatany ny reglement any ivelany isika ohatra ilay hoe manao premiere étape dia manao repechage amin'ny speciale farany. ankaotra an'ireo dia ilay hoe tokony ho rentabiliser na ny fandalovan'i auriol
×
×
  • Créer...