Fanadramana kely MADAGASCAR RALLY CHAMPIONSHIP FIADIANA NY TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA AMIN’NY RALLYE TENY FAMPIDIRANA • Fifaninana karakarain’i Beelabba Fandaharam-potoana savaravina • Rallye « Lohataona » ======> 31 janvier – 06 février 2011 • Rallye « Manimanitra » ======> 04 – 10 avril 2011 • Rallye « Tsy mitsitsy ======> 09 - 15 mai 2011 • Rallye « Herika » ======> 13 - 19 juin 2011 • Rallye « Tanamasoandro » ======> 11 - 17 juillet 2011 • Rallye « Raikitra » ======> 19 - 25 septembre 2011 • Rallye « Kotroka » ======> 24 - 30 octobre 2011 • Rallye « Asio » ======> 21 - 27 novembre 2011 • Rallye « Gidraka » ======> 05 – 11 décembre 2011 Jereo ny fandaharam-potoana ankapobeny Rallyesim FISORATANA ANARANA Tsy misy fepetra fisoratana anarana manokana takiana. Ny fisafidianana ny fiara mifandraika amin’ny fiadiana tompondaka safidiana ao anatin’ny fizarana milaza ny momba ny mpanamory ‘’Profil pilote’’ dia midika ho fandraisana anjara amin’ny dingana amin’io fiadiana tompondaka io. FIZOTRAN’NY FIFANINANANA Ampiharina ny fepetra voalaza manomboka eo amin’ny andininy faha 4 ao amin’ny fitsipika ankapobeny Rallyesim Spécificités • Sedra manokana (spéciales) 12 raha kely indrindra ary 24 raha be indrindra no mandrafitra ny boky torolalana (roadbook) isaky ny dingana iray • Azo atao ny mampiasa “pays RBR” samy hafa • Ny « assistances » dia azo atao isaky ny sedra manokana 2 na 3 na 4 mifandraika amin’ny fifaninana tena izy FAHASIMBANA EO AMIN’NY FIARA Ny mety fahasimbana eo amin’ny fiara dia ferna ho eo amin’ny « Reduced ». Misy sazy 3 minitra ampiharina isaky ny sedra manokana tsy vita na tsyn nizorana. SARY FAMERENANA • Ny mpifaninana dis tsy maintsy mandrakitra Ny sary famerenana « replay » amin’ny rallye, ny tondro anarana html et 7z ary mitahiry izany mandritra ny 3 herinandro. • Hivoaka 2 herinandro mialoha ny fifaninana ny boky torolalana FIARA EKENA HANDRAY ANJARA • Vondrona A • A7k / A7 / A6k / A6 / A5k / A5 • Vondrona S2000 • Vondrona N • Vondrona R • Vondrona F2000 • Vondrona GT • Vondrona VHC Misy fihantsiana / amboara telo : • Pro’pulse (Ireo fiara rehetra sarihin’ny kodiarana 2 aoriana eken’ny fitsipika). Ekena ihany koa ny fiara amin’ireto vondrona ireto : • Vondrona H 2RM (Ireo fiara rehetra sarihin’ny kodiarana 2 aloha, eken’ny fitsipika) • Mpanamory Malagasy (tsy anavahana vondrona na kilasy) FIOVANA FIARA Ferana ho 3 ny fahazoana manova fiara mandritra ny taona Ny fiovana vondrona na/sy kilasy dia mitarika avy hatrany ny fampiatoana ny fanambarana ny isa azo amin’ny vondrona na kilasy teo aloha. Voatahiry hatrany isa tamin’ny vondrona na/sy kilsay teo aloha saingy ao amin’ny vondrona sy/na kilasy mifandraika amin’ny fiarany vaovao indray ny mpanamory no mahazo isa FILAHARANA • Filaharana ankapobeny • Fiara rehetra • Filaharana isaky ny vondrona • A / N / GT / F2000 / VHC • Filaharana isaky ny kilasy • A8 / A7k / A7 / A6k / A6 / A5k / A5 / R3 / R2 / N4 / N3 / N2 / N1 / F2000/14 / F2000/13 / F2000/12 • Filaharana 2 RM • Ho an’ny fiara rehetra 2RM FWD • Filaharana Pro’pulse • Ho an’ny fiara rehetra 2RM RWD • Filaharana Mpanamory Malagasy • Ho an’ny Mpanamory Malagasy rehetra Toerana Isa 1 25 2 18 3 15 4 12 5 10 6 8 7 6 8 4 9 2 10 1 • Filaharana Ecurie, carrière et Rallyesim. • Jereo ny fitsipika ankapobeny Rallyesim