-
Compteur de contenus
395 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par KGB MAX
-
-
-
-
-
-
ny rallye tena nafinaritra anah indrindra D lé prologue natao teo Betongolo.tsy tadidiko hoe taona firy fa tena mbola bandy kely iany t@ zay.Alina ny epreuve no natao t@ zay,i joda sy Eric (celica) ary ry fredy no tena nalaza t@ zany.ny tena nahafinaritra t@ zay D lay toerana:maita tsara ny circuit rehetra,ohatran'ireny any @ Stade de france reny satria aty ambony no mijery.Lé teny Iavoloha koa loh tsy ratsy é.Fa mba aiza ary @ zao no misy toerana tsy D lavitra ohartran'reny é?lé tetsy Ankorondrano tena nlay fa tô tsy azo anaovana tsony ngamba[b]
-
-
-
-
-
ohatran'ny tsy de kwa iany loh leizy satria nge tsy de oe mifanipaka bé fa atao mifanakaikikaiky iany é, ohatra fotsiny hoe avy aty Ambohimanambola de manao ireo ES efa mahazatra d avy eo mivoka any Carion any ohatra de makany Andriampamaky,Lazaina,Sab-Nam,Ambohimanga mivoaka any ivato,Vontovorona sns...fa ny ora anaovana azy fotsiny no mba diniana tsara mba ahafahan'ny spect manaraka ny rallye.T@ 2005 zay nahita ES 2 ny journée iray (1 maraina d 1 ariva).
-
efa niresaka Ntsoa iany ra emsics fa ny zavatra tsara nataon'lery, ary tsara ianarana koa dé oé, mandalo tanana bdb ny rallye, @zay tsy misy iverenana ny ES na iray aza (rallye TANA ASA 3 2005 ohatra) : mety tsy ho sarotiny ny Maires @zay satria passage in-1 fotsino no atao @ tanana iray,tsy de manimba lalana lôtra ra izay ngamba..sady faly tsara ny pilotes fa mba maita zavatra maromaro fa tsy ny eo fôna iany no eo.enga anié ka mba ohatr'izay iany ny @ty, sa ahoana ra DADAH .mbô omeo infos matetitetika iany zay an, zara aza mba misy an'i nga akaiky vilany .rôvina tsara moa ny datin'ny rallye manaraka?
-
Rallye Total Fmmsam (15-16-17 Septembre 2006)
KGB MAX a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans mrc Old
-
Rallye Total Fmmsam (15-16-17 Septembre 2006)
KGB MAX a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans mrc Old
lé 106 n'i Louvel taloha iny n°44 iny é, lé Mickael io nge zandrin'i Louvel iany é.tena mba vitandry zalah iany aza léizy fa tena potika tsisy raisina nge iny tany Janga zay é (jereo sary any @ magasine MADAGASCAR RALLYE ANY).ho ita eo loh zé fahaizan'i Michael Louvel efa ny co-pilote enjana ndrindra eto @ tanana no miaraka aminy. GO GO GO GO les 2 LOUVEL!!!!!!!!!!!! -
Rallye Total Fmmsam (15-16-17 Septembre 2006)
KGB MAX a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans mrc Old
marina loh oé fiara tsy mitovy ny an'i Mickael sy Teillet fa ny zavatra hita matetika t@ ty saison ty D mifanakaiky B fona ny elanelana misy an'izy mtsam,mifandimby mahazo ny 3è place fôna isaky ny special,ary tsy mihoatra ny 1mn mintsy ny elanelana @ classement général,ary farany D 100 points fotsiny ny elanelana misy azy mtsam (262 pr Mika/162 pr Teillet) nefa mbola misy rallye 2, zany hoe miady ny 3è place @ championnat zany izy reo,nefa loh i Freddy (polo tdi) manana 140 pts iany koh é.MBOLA ADY BE Eny Anosizato zany rzalah ny fotoana an...... aza adino ny fanapenana orona é.....(vovoka beuuuh) -
Rallye Total Fmmsam (15-16-17 Septembre 2006)
KGB MAX a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans mrc Old
-
Rallye Total Fmmsam (15-16-17 Septembre 2006)
KGB MAX a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans mrc Old
lé parcours nge rzalah tôh niova ndray é ka zay no mahatonga azy taratara io.i ra HIS no tô efa manana ngamba.fa lé izy loh parcours classique iany é,PK29,5-Amb/mbola-Anjeva SNS....@semaine ambony hita eo iany é.Fa resaka hafa ndray ty,Za loh tena mtovy hevitra @ ra emsics mitsy é, tena aleo mijery duel entre GOLF/504 nefa samy tonga atram farany toy izay mijery mitsu evo 6 NA SUB manao scratch @ ss1 sy ss2 d KO.ny pilotage loh tsy asiko resaka fa efa tsis kianina ry zalah.ny soso-kevitro de oé,ra té itondra fiara matanjake (4RM genre wrc) dé aleo mividy presque vaovao dé anaovana saison 2 na 3 dé amidy eto iany na any Afrique any dé mividy tsaratsara ndray avy eo.OHATRA MIVAINGANA @ ZANY NY SUBARU AN'i EMONTSPOOL,vaovao,manao saison in-1 fotsiny dé nahazo ny championnat de Mada,dé zao izy manjakazaka any @ championnat d'afrique zao.na koh manofa fiara avy any ivelany nge mety é, 60% pilotes any France manofa daôly.fa ny tena tsara ndrindra loh dé ireo concessionnaires reo no mba tokony manomé fiara é,dé mifampirahara @ pilote fotsiny izy. -
lé toyota iny loh ra ny fienoko azy tô tsisy bang @ zao é, ka mety zay ngama no tsy dé mapatanjaka azy lôtra.nefa na dé zany aza ve de ny clio an'i Teillet (grN) ny adva-any????ny an'i Louvel nray ra ny fijeriko azy manokana de OK daolo ny retraretra (prépa,entreti1,réco,pilôtage/copilôtage) sady ny vam tena mbola mlay be mitsy t@ nazaoany azy ka zay no mety maha stable azy tsara io, fa ny an'dry Laza sy ry Joda ndrindra fa ny an'i Hery be ny vam le efa maty kapoka avy any ampita reny ka tsy mety @ conduite-ndry zalah tsony,sady mety ratsy préparation iany koh ngamba rlerony reo é (omeo xara wrc eo nge i Laza é, de omeo suba 2006 i joda sy Hery be, de 307 wrc an'i Faly be,..........de za omena FORD FOCUS 2006 ) .sady tsy adala koa ry Gou sy ry Fredy mampiasa vam vaovao be na dé tsy lé tena matanjaka bé aza toy izay mividy 4RM nefa lafo pièces ka tsy araka akory ny manamboatra azy, satria ny tena rallye de mifaninana @ ny mitovy aminao fa tsy mizesta akory .rdv any @ WRC any ndray loh mandra-piandry ny rallye FMMSAM é
-
tena tsy mbola nisy RALLYGASY oatran'iny loh é, lalana zany , nefa nafinaritra iany lé izy fa mba miala @ mazatra.fa saingy efa lasa mahazatra koa ny maita an'i Joda sy Louvel ary i Michael eo ambony podium.i Laza no napalaelo,nefa lery sisa no tena adva an'i Joda.na izany kosa aza loh tena mlay ny maita an'i Louvel sy Michael tonga fôna é,mety ho lasa champion mintsy ny iray @ izy mtsam ra vô mi-abandon in-1 fotsiny i Joda,ny fanontaniana mipetraka de oe tsara fiara ve ry zalah reo sa tsy dé mi-attaque lôtra????? ny an'i Laza mantsy ra ny fijeriko azy tena ny fiara mitsy no tsy ao satria t@ rallye FMMSAM 2005 an, niala an-dalala aloha bé i Joda, any ka tsy de nande mafy be tsony i laza ka zay no nazaoany iny rallye iny.de oatran'zay koa no nataon'i Joda t@ ty rallye du Boeny ty.fa spectacle nge zany nataon'i Laza t@ slalum zany é ouuuuf . ra ny organisation ndray loh de somary nandiso fanantenana iany é fa afaka mavita zavatra tsara iany rzalah
-
sali daôly!! lol!tena mlay kosa loh ny ataon'ny TMF é,tena mapandroso ny RALLYGASY mintsy ry zalah, fa ny concurents sasantsasany (4RM) ndray ty no tô tsita daôly, ireo vazaha toa an'dry Emontspool ry Dethier sns...sy ry zalah avy atsy La Réunion efa tsy atenaina tsony.Fa ny fédération koh loh tena manao B mitsy é,rallye 6 be zao V ny saison ray!!sady mia-tsara fôna isaky ny rallye ny organisation.MAFINARITRA E!!