Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

invité

Membres
  • Compteur de contenus

    72
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par invité

  1. invité

    Rallye Jovenna 18-19-20 Mai

    izay efa mba manana grille na parcours dia mba andefaso e!
  2. invité

    Nouvelles Montures pour 2007

    La Sub de Joda sera la monture de Mme Terrinen mais Mr restera observateur. l'ancienne sub de Mme sera conduite par Yves kely. (106 ex Mme Terrinen,)
  3. invité

    Video du slalom

    Je rassemble tous les films et vidéos des sauts et crashs du slalom géant Tasamm. Si vous en avez, pls contactez-moi en répondant sur ce forum ou directement sur mon mail andrythierryathotmail.com le at = @. Merci d'avance.
  4. invité

    WRC 2007

    fa tena mahavoa terre zalahy le loeb a!
  5. invité

    MSA

    OPEL ASTRA Groupe A, à céder pour cause remplacement 4 RM
  6. Izaho koa aloha dia miombon-kevitra @ le hoe 205 Rallye fotsikely no-préparen'i Mamy be, hitako mety tsara sady budget antonony, soa fianatra ireny zalahy e!
  7. invité

    Piste en parallèle

    ampitaina ny hetaheta
  8. invité

    Projet pour rallier à Mada

    Faire du rallye à Mada,c'est pas aussi simple comme on le pense, il faut savoir exactement l'objectif, juste pour la participation (il n' y a rien de mal comme figurant, plus le plateau est garni, plus on fait la promo du sport auto à Mada) ou bien pour la bataille au championnat (autre chose avec plus de budget). Généralement, pour un rallye au environ de 300 km, avec une voiture de petite cylindrée, moins de 1600 cm3, il faut un minimum de 500 euro. Si tu arrives à contacter des sponsors alors là,t'es tranquille, on peut faire des reco paisiblement, je ne sais pas si ca va changer mais le nombre de reco autorisé n'est pas limité. Trouver une équipe fiable, je pense que c'est facile à Mada, il suffit de frapper à la bonne porte, dire qu'il y a aussi des gars sans scrupules, je sais pas si tu as entendu l'histoire du gars réunionnais Jacky Deletre? En tout cas je te souhaite bon rallye! Un passioné à Tana
  9. il y a une situation triste que j'aimerai partager, il ya certains officiels qui trichent au niveau du chrono, ils ont fait plus d'une victime, au depart de special les concurents prennent le temps au chrono et a l'arrivée quel choc, il y 2 seconde de difference (+2") avec celui des officiels, certains ont meme eu 1mn de plus! c'est une situation qu'on voudrait que les résposable de la fédé voyent et reglent! merci
  10. efa caisse hafa iny 106 iny, fa vita tsara an!
  11. 1.JODA-ELENA 2.LOUVEL-ERIC 3.MIKA-FAFAH 4.TEILLET-SERAPHIN 5.TERRINEN-MAMISOA M12:Joda M11:davonjy M10:Nashemy M9:Legah Pronostic 1
  12. invité

    coup de gueule kemy

    Ho tohin'ilay resaka eny ambony e hevitra tera-bary! manao ahoana indray ary raha averina ny rallye asphalte eto @ tanana e! mety tena betsaka kokoa ny concurrents ary mety tena tsara ny parc satria ry zalahy runner ireo mety tena hihazakazaka any daholo. Raha ny fitadidiako nanafoanana ny asphalte dia satria natao t@ route nationale foana taloha @ zao fanamboaran-dalana zao ve tsy efa mba misy lalana azo heverina anaovana spécial ve any ananona any?
  13. invité

    coup de gueule kemy

    ka inona ary no solution proposer ngahy??? hianatohan ingahy fiara wrc sy Gr A daholo ve ny mpilalao rehetra sa lé top five reo ihany no hanao rallye dia tsy hanao tsony ny sasany???
  14. invité

    Rallye du Boina 03-04-05 Aout 2006

    de ahoana averina indray zany ny dauphine sy ny mini mba ho fahafinaretan'ny maso? à la une t@ échapemment mihitsy aloha ny mini coopern'i Benaivo t@ RIM faramparany teo, gaga mihitsy ry zalahy t@ iny mini cooper iny, fa izay mahazaka fiara 4RM aloha aleo mba miezaka ny ahazo maromaro ary ny classe madinika mba miady ny anjarany eny!
  15. invité

    Rallye du Boina 03-04-05 Aout 2006

    zay mantsy no ataoko hoe M 12 , misy celica, subaru ireo fiara matanjaka 4 roues e! ary mba lasan'iza zany le golf an'i guerrier raha izany?
  16. invité

    Rallye du Boina 03-04-05 Aout 2006

    Tena milay le passage à gué @ sary, dommage tsy nahita sur plaçe, misaotra t@ photo, lasan'i Guerrier hono ny 206 ary tonga de anaovany @ rallye Fmmsam @ mi-septembre zao, hisy azy ny combat M12
  17. invité

    Rallye du Boina 03-04-05 Aout 2006

    Ze mba nahazo sary teo @ passage à gué mba alefaso ato ry zalahy, izaho mba misy sary vitsivitsy teo @ départ ES1 fa tsy hitako no fandefasana azy ato, asa aiza no alefa ry webmaster?
  18. invité

    Rallye du Boina 03-04-05 Aout 2006

    izao koa dia mametraka izany fanontaniana izany ,satria raha araka ny fahafatarako azy dia tsy grp N intsony ilay vam ary tsy misy bride intsony iny motera iny!
  19. invité

    videos TOP system

    ahoana no atao fa za manana le rallye taloha reny fa vhs:discogi 86,papmad86,vakinankaratra,...izaho aloha tsy sarotiny raha hanatsarana ny site fa tsy atao but commercial sady sao dia enjehan'i top anefa?
  20. Classe 3 t@ zany andro zany: Joda (clio) Barday ( 306) Riri (309 Ravintsara) combat zany zalahy e!
  21. invité

    Rallye du Boina 03-04-05 Aout 2006

    raha misy an'ilay cartographie ohatry ny t@ asacm zao no tena milay; afaka mandamina tsara hoe aiza avy no hijerena, aiza no misy ny passage de gué, fa mety ho sempotra ihany ny propuls fa henjana ny fasika sy terre mikambana, manjaka aloha eto ny 4roues e!
  22. invité

    AX Groupe M9 A vendre

    raha izaho manokana aloha dia hitako fa tena mety raha manomboka @ fiara kelikely ny fanaovana Rallye, afaka mianatra mamaky note tsara, miaina tsara ny tena ambiance anaty rallye, ny sensation hoe anao irery ny lalana tsy hisy hanelingelina anaty spéciale, ary indrindra indrindra tsy mila budget lehibe fa tena afaka mirevy tsara. Fa rehefa mahavita Rallye 4 na 5 eo dia efa tsy maintsy hitady machine tsaratsara sy matanjaka hatrany. Avis aux amateurs!
  23. invité

    AX Groupe M9 A vendre

    A vendre: CITROEN AX Groupe M9 , Homologation FSAM. Plusieurs palmarès,prêt à courrir. Prix: 6 Millions Ar.
  24. Tena milay kosa le carte e! Tsy maintsy any @ 29,5 ve zany no mety hijerena fa ohatry ny sarotra ny ivoahana raha miditra any Sambaina? sa mety aiza ho aiza no toerana tsara?
  25. milay zany fa afa-po tsara ny mpakafy e! ary ahoana hono ry zalahy ny majunga raikitra ihany ve sa ahoana?
×
×
  • Créer...