Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

invité

Membres
  • Compteur de contenus

    72
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par invité

  1. invité

    Préparation

    Iny rallye Marshal iny aloha dia tena nahitana ny valeur pilotagen'ny tsirairay,mbola betsaka ny manao faute ka tonga dia out,tsy manakiana aho fa mampieritreritra tsara ireny hoe ahoana ny amélioration tokony ataon'ny tsirairay (avis aux amateurs)
  2. tena sur aho fa tsy hanaiky izany rafaly, fa mety milay raha mahita an'i Auriol @ 205n'i Maikà ,eo no ahitana raha tena katraka lery
  3. De ahoana,lery angaha mety mitondra vam tsy WRC? Mety ho sahirana iny raha omena 205 na GOLF
  4. invité

    Jovenna (13-14 mai 2006)

    fa tena marina ry zalahy le hoe:tsy ny namanao no hifaninananao fa ny tsara vitanao omaly ny tena tsara trandrahina ao anatin'ilay taranja dia ny lanjan'ny finamanana ( camaraderie) ka afaka mifampizara izay mba mety hananan'ny tsirairay:torohevitra,fanamarihana,traikefa,... Ka tohizo ry zalahy fa tsara
  5. Le Rallye Marshall sera maintenu ( confirmation OCEAN TRADE ) pour le 10 et 11 Juin 2006.
  6. invité

    Rallye malgache & Télés

    c'est tres triste! avant au temps de jimmy on avait l'emission rallye passion qui durait 1h mais la! ..... meme le résultat ne montre que les dix premiers! helas!
  7. invité

    Jovenna (13-14 mai 2006)

    mba tena tsy rariny kosa ny ataon ny mpijery sasany! any anaty special apres ciel ve misy mametraka moellons be anak 3 eo ampovoan ny lalana! ny tsy fantany dia ain olona anié no ao antin iny fiara iny! tsy hay alou na tambanivohitra no nanao azy na mpijery avy aty am tanana e! zay any anaty special misy mitoraka vato! vaky atram ny pare brise! ataoko kosa ngamba fa tsy rariny e! mila renforcer-na kely lé securité fa tena mampijaly.
  8. invité

    Programme 2006

    Fa manin i Laza no tsy mety tafa mintsy e ?
  9. invité

    Resaka miely ; rumeurs 2006

    c'est presque sur que ce sera la TOY,mais en gr A car le moteur a ete changé .
  10. invité

    Programme 2006

    EFFECTIVEMENT c bien.
  11. invité

    Resaka miely ; rumeurs 2006

    Mme Terrinen sera sur une peugeot groupe A, c'est sûr! Mais entre une 106 ou une 306, toutes deux kit car, c'est moins sûr. Faites gaffe les gars!
  12. invité

    Circuit TMF ACCT

    FANITSIANA KELY: CIRCUIT TFM ACCT lé izy
  13. invité

    Tour de Corse - Rallye de France 2006

    Subaru a du mal à s'en sortir avec Solberg,même pas dans le top 5
  14. invité

    Zulu Rally South Africa

    Pour la FSAM il faut d'abord trouver les 4000 Euros pour s'intégrer dans la FIA avant de rêver un rallye WRC.
  15. invité

    Tonga soa oo !!!!

    Ahoana io Rallye Jovenna io e? Faly aloha sûr fa hanenjika championnat @ ity e! Louvel koa afaka,milay raha miverina ilay formule propuls,ahitana 504 sy 505, mety mbola afaka miady i Fôssy !mamay i Davonjy.
  16. invité

    Foto Espagne 2006

    Aza atao an'zany fa ry Voahangy sy Tantely Terrinen reny anie lety ka betsaka ny bandy voan'ireny @ rallye e!
  17. invité

    Aiza o !

    Nilay ny organisation Gymkhana SRK ka! Nahazo voalohany i Haja Danielson t@ 205 GTI,@ Zoma à partir de 23 H no remise des prix ao @ SRK ihany, nisy 13 participants: 205 GTI, Honda CIVIC,Golf type 2,AX MSA,Ford escort,106 Giwasa,... Tena tsy manana sary e!
  18. invité

    RECO

    Serge ASTRA no président,izy zao no tena afaka mamaly @ antsipiriany ny fanontaniana rehetra, Equipages sy membres ao aminy: Serge sy Jhim( OPEL ASTRA ) Renaldo sy Nambinina ( Renault super 5 ) Geraldo sy ... ( Clio ex-Joda ) Lax sy Fab ( Citroen AX ex Pao ) Dahery sy Haingo ( Seat IBIZA ) Damaria ( niaraka t@ Voahangy t@ R 19 ) ... miaraka @ ireo membres maromaro. Ok A+ milaza vao2 rehefa misy e!
  19. invité

    RECO

    Lasa SRK ndray no prog dim
  20. invité

    RECO

    @ Alahady reco tsotra Antanjona e!
  21. invité

    Programme 2006

    selon le reglement de la FSAM un club nouvellement créé ne peut pas organiser d'evenement pendant la premiere année de création car la fédération doit encore juger le comportement de chaque membre! alors comment pourrait il en organiser?
  22. invité

    Tour de Corse - Rallye de France 2006

    Ce sera Loeb. La focus aux mains de Gronholm marchait bien en Espagne, mais, cette fois, Loeb sera dans son jardin, son rallye national.
×
×
  • Créer...