Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

invité

Membres
  • Compteur de contenus

    72
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par invité

  1. invité

    RALLYE TOTAL 2008

    y a Teillet aussi
  2. invité

    Nirina58

    tena mahalatsaka mihitsy ty joe bar team ty!
  3. Condoléance à la famille de Fidy, je n'ai jamais rencontré quelqu'un d'aussi généreux, serviable et compréhensif comme Fidy, bon courage à Fidy s'il pourrait voir nos messages ou bien s'il y a quelqu'un qui pourrait lui transmettre. La grande famille du sport auto lui encourage en ce moment de douleur.
  4. m-6<<ny an'i titi zany tonga de cheveux blonds beuuu!
  5. invité

    Jovenna 2008

    de zay sy zay ndray zany zalahy ny jovenna, tsy hisy polémique angamba fa de arahabaina zany dani sy fidy e! de tongava ndray ny rallye manaraka hojerena
  6. invité

    Jeux

    hayy.... nainga adinoko : aza adino ilay broullard sy ilay pluie refa mi-créer an'ilay session publique ann!!!! sô tsika dia hikotrana @tany maina be nefa piste humide no hanaivana @tena izy !!!!... ( tandremo ny choix pneumatiques). Za manokana alony efa nanandrana an'lay broullard fa tena Ta..... beeeeeee!!!!!!!!!)
  7. invité

    Jeux

    Alaivo any @ big bang lé MAJ raha sahirana lah mitady azy e!!!!mdrrrrr..... (hay moa za marina mbola tsy manana an'iny !!!!!!!!!) ..soa iany fa nampatsiahy laisany.. Tonga masiaka za ra-bigy haka an'iny aa!!mdr
  8. invité

    Jeux

    De toute façon anie lesy za koa tsy manana connection tsr any an-trano fa carte wanadoo no ampiasaiko e!!!!..hihihhi.. dia deconectena foana refa depart ES d refa vita ny ES zay vô konectena ( @zay tsy mandany carte !!mdr) dia alefa manuel any @ rallysim ny tps... ( tsy maintsy hoe zay rehefa mitsinjo ny vody andro merika ee !!!! )
  9. invité

    Jeux

    ok..surement alony ho maro² ny public session atao @iny smn prochaine iny e!!...Kozina eo iany ra beels !!.. na dia efa enjana be aza !!!!!!!mdrrrr ( mba reference ho anay koa ee!!
  10. invité

    Jeux

    au fait ilay izy anie pc2 no ampiasain'tsika ee (PC1 volant dia PC2 manette)!!!.. Dia atao en alternace dia aveo atao @ excel ny calcul temps...tsy atao en ligne zany ilay izy fa entre antsika alony e!!zany hoe izany tsy manakana antsika hanokatra public session an
  11. invité

    Jeux

    Ahona daholo ry zalà !!!!... ity ry zalà mba misy soso-kevitra hitako a: andao mba hiaraka hi-roule kely @iny semaine ambony iny e??sa kamo laisany?? ny tiako tenenina @ilay hoe miaraka mi-roule dia hoe miaraka milalao @toerana iray mihintsy isika dia eo no mifampizara traikefa sahona??za sy big bang zao no efa ok, fa izay hanampy raisina an'tanan-droa. Ny toerana moa dia aty amiko dia ny fotoana anaovana azy izay tapak'isika eto ( na alina ary tsy koi satria iny no libre ny rehetra). Ka teneno iany raha interessé laisany e!!!..sinon tsy koi fa adaboka Endre tsr daholo Doda
  12. invité

    1° Réunion MSA 2008

    Niampy maro ny fiara ao @ club, ny subaru impreza no hitarika izany ary 4 roues motrices maromaro, handray anjara isaky ny classe ihany koa ary dia efa eo am-panomanana ny open eny @ circuit Ambatomirahavavy sy circuit vaovao ho an'ny novice izay ho ezahina atao ao anelanelan'ny programme officiel an'ny saison izay tena tery dia tery satria misy rallye iray isam-bolana araky ny efa hitantsika
  13. invité

    Piste en parallèle

    mieritreritra ny hanisy open @ ty 2008 ty raha oh ka...
  14. invité

    Jeux

    io ry beels aa !!!!!mdrrrr ...ampianaro manao mecanicien ny gasy eee !!!!hihihihihi Beels no mpanjakan'ny reglage raha volant Herjo no tompony raha Manety !!!hiih...vs avez l'embara du choix !!!!!hiihiihhihi
  15. invité

    Jeux

    Mandalova vety² ao @bigbang ao @... ao ambatomi.... refa misy fotoana iny dia azavain'lery am'detail mintsy ny fanaovana azy e !!!! ..sahona §§§?? ....fa serieux zany ka... lava² iany leiz raha azavaina eto ko !! ny tsr dia azavaina mivantana mintsy @zay tonga dia milamina tsr sady aingana!! @zay koa mba sura fa inscrit sy mandray anjara @ argentine !!! ..sô d ho tratra otran'I Ramatoa eo hoe au dernier moment vô mi-bug lé live !!!hihihi
  16. invité

    1° Réunion MSA 2008

    Bonjour à tous les passionés La 1° réunion du club MSA aura lieu ce samedi 15 Mars 2008 à Ambodifilao. Divers thèmes seraient débattus entre autre la préparation de la saison 2008 qui s'annonce très chaleureuse . Le parc véhicule du club s'est multiplié dans divers groupe et classe . Plusieurs pilotes en quete de navigateurs et des rubriques diverses qui font l'ambiance du club . A+ pour le premier rallye à Antsirabe
  17. invité

    Jeux

    Fa i soafahana eto @tanàna sa any andafin'ny riaka???...ra eto manko dia aiza no ahitana G25 zany léé?? ...sa manafatra??
  18. invité

    Jeux

    Tongava lesy na manety aza !!!!!!! ...tskoi io !!! i big bang zao manety aniee !!!...Sady ao tonga d mampi-vôtra be !!! Ny argentine zao no manaraka !!!..somary sarotsarotra ny ss sasany fa revena milay eo foana ee
  19. invité

    Jeux

    Aiza iany izy ity ra-his a???sa mbola resin'ny tahotra???lool.. mandala aho. Tongava aingana ee!!mba miala voly kely isika @zay alohan'ny debut saison MRC !!! PS: Misy session publique rariva @ 22h30 ho an'izay mazoto hikotrana faraparany !!!.. za alony mety ho ao iany !!!
  20. invité

    Jeux

    Ramatoa koa sera de la partie !!!!!!! ..vao nifanena tamiko tao@ forum rallysim tao nedala !!!!! ... Raha ny malagasy hita inscrit ao @rallysim alony dia bdb e !!!..fa zany hoe refa tonga ny course dia tsy misy hita daholo ry lerony !!!!!hihiihih.... ( manao foton'gasy mintsy aza ny sasany !!!mdrrrrr )
  21. invité

    Jeux

    Nizotra tsr ny session reco natao t'@ samedi lasa teo. Na dia hita ary fa mbola nisy lesoka betsaka iany ny sasany !! ( izaho ao anatiny !!!!mdrrrrrr )..Ka dia mbola mamerina ny fanentanana fa mbola afaka misoratra anarana isika izay taraiky !!!...Dim 21h ( 23h mada) no session farany, fa alohan'izay mbola misy session maro² azo hisafidianana ka dia samy maka izay tandrify azy. Raha ny tokon'aina alony dia iriana mafy ny mba hidiran'i Beelabba na i herjo podium fa tena nanovokovoka mihintsy izy mtsam t@ reco ann !!!mdrrr.....ao fa entinay ambavaka laisany ee !!!!mdrrrrrr
  22. invité

    Tonga soa oo !!!!

    Efa ngetroka mintsy lery raha ny isan'ny olona efa napidiriny tato no jerena ko !!! Tohizo fa mafinaritra bigy a!!.. Doda
  23. c'est confirmé Collin Mac RAe est mort dans un accident d'hélicoptère , alors qu'il allait se rendre à un RDv avec guy fréquelin , loeb et sainz pour préparer la saison 2008
  24. invité

    www.rallygasy.tk

    tô adino ny résultat ss10
  25. invité

    consomation MRC

    ny M9 lety manodidina ny 15/100 fa henjana kloo zany 80/100 zany e!
×
×
  • Créer...