Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

His

Membres
  • Compteur de contenus

    1 696
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par His

  1. La présentation: => rallygasy
  2. Ny N12 no niakatra maromaro eto @tsika kou an!
  3. His

    Toutes les photos

    J'aime le rallye kosa klou e!!
  4. His

    Nandao antsika Herivaika

    Mirary fiononana feno ho an'i Fianankaviana sy ny akaiky azy ary ny ACCT!!
  5. His

    WRC - ADAC Rally Deutschland

    Elle a de la gueule quand même cette Sirocco
  6. Pour le retour klou kah Ho avy tsy ho ela kou zay ka!!
  7. His

    REGLEMENTATION RALLYE MADAGASCAR 2010

    Ny antony angamba dia tsotra beu: SECURITE Imaginer-o zalah hoe pendant 17min zany ny akamarohan'ny fotoana 180km/h eo foana ny vitesse handehanana Ahoana ny concentration hilaina
  8. His

    RG Live #2010#

    Merci nanaraka e!! Ny antony ilay tsy ampy loatra ilay infos dia tsy ampy loatra kou ny bandy manome infos. ;( Fa ho améliorer-na io ka
  9. His

    RG Live #2010#

    LIVE RALLYGASY pour le Rallye TASAMM: LIVE SMS: Envoyer par sms au numéro 033 11 671 31 le message suivant: "rallye" ( A noter que seul les numéros commençant par 033... recevront le live) LIVE WEB: l'adresse est http://live.rallygasy.com ainsi que les infos au www.rallygasy.com Bon rallye à tous!!
  10. Rajou> Apparement, toa tsy hirery hono izy tany an!!
  11. Misaotra @ leu fanampiana an'i RG e!! Ny tenanay mou tsy afaka nivory noho ny antony degany trop!!
  12. Super reportage avec de belle photo kosa kleu
  13. His

    Test Serveur

    Izahay mou noho ny antony ara-... pahasalamana dia tsy tena naharaka no tsy afaka raha teo.... Fa mankasitraka ny asa vita zalah dia mampahery an-lisany @ fikarakarana isan-karazany e!! Hiezaka ny hanao ilay LIVE, ary ho avy masiaka no tanjona Afaka ampanetre-tena kou nefa hanao Directeur de Course serveur raha toa ka hitan-lisany hoe mendrika (izay tsy dia sur loatra za)
  14. His

    Asaramanitra :t6: 2010

    ZA kou d'accord an!!
  15. His

    Reglementation FIA

    Apparemment, après ce 2ème manche de la saison, hita fa tena bobaka tokoa no tsy mahay réglement ary tsy namaky akory ngamba... (zà alou ny vitsivitsy no arako an) Ny blem anefa dia mitondra fifamaliana sy fanaovanaovam-poana ilay izy!! Efa beu ihany ny resaka hoe tokony hanaovana session pour information réglement et tout... Fa tsara angamba, amin'ny maha-forum an'ity hoe ato dia efa asiana resaka ny cas tsirairay!! Zany hoe ato no manomboka ilay session Izay mba manana traikefa dia mba mitondra ny anjara birikiny manazava ny tsy mety sy manoro ny tokony hatao....
  16. His

    Rallye Asacm #2#

    Félicitation ho an'ny Joda et Rila!! "@ manaraka manarina" ho an'izay tsy tonga rehetra e Sinon, nilay iny rallye iny ka!! Efa hita zao fa maro ny combat azo endrasana @ ty taona ity satria dia efa mitovitovy daolo ny niveau par classe. Le technicien de la FIA kou hisaorana ihany tonga manampy antsika an!! Soa fa zao izy dia tonga aty manoro mba tsy hoe tratran'ny surprise @ RITM Mazava houaz kou fa dia tratra teo @ vérification hatramin'ny fiaran'ny sasany zay mbola tsy tonga akory (ou du moins l'intention....)
  17. tsisy contrainte asa zany ny marina kleu!!
  18. Vends Moto Yamaha TZR 250cc En très bonne état, 29000km. Une petite égragniture sur le coté gauche. Prix: 4M AR (à débattre)
  19. His

    Rallye Asacm #2#

    N58> normal beu kosa e!! Vu que tu t'es brisé la main gauche, lasa tsy maintsy droite no hitondra zany
  20. La Fédération de Sport Auto Madagascar (FSAM) organise un concours pour son nouveau logo. Ce concours est ouvert à tout public et le logo proposé doit refléter le dynamisme et l’identité du sport auto malgache. Chaque participant est libre dans le choix des couleurs à utiliser. Les logos sont à envoyer par mail (de préférence en format vectorisé) à l’adresse rallygasy@yahoo.fr avant le 31 Juillet 2010.
  21. Efa nisy kou hoe: - Session pour copilote (miandry fin rallye fa tsy hay na ho adino kou ) - Fanamboarana lalana sous BTB (Toa Prez sy Beels rery sisa...)
  22. His

    Karting2ème manche

    Suis du même avis kou an!
×
×
  • Créer...