Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

His

Membres
  • Compteur de contenus

    1 696
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par His

  1. His

    RALLYE TOTAL 2008

    Parcours, grille Horaire, Timing du rallye sur => www.rallygasy.tk
  2. His

    www.rallygasy.tk

    Efa mivoaka indray ny Parcours, grille horaire, timing du Rallye TOTAL 2008 zalah!! => www.rallygasy.tk F'angatahana hono ny mba hanajana ny timing e!! Surtout la fermeture des routes
  3. His

    location

    Ka ilay izy raha ny fahazahoako azy tsy hoe course manakaiky ny underground Ny hoe zany licencié na tsia tsy dia mi-compte loatra fa mitovy aby zay tonga eo!! Seul, la règle du jour est valable Sa diso za C.I. Fa tsy maintsy hoe hisy revision intensif ihany zany ato ho ato raha izao
  4. Za koa lesy naheno an'izay hono
  5. Au moins, mba nahay zavatra zany anio ko!! Hay ve ka @ karazany koa izy tye!! Fa tsy hoe rehefa cox dia cox fotsiny!! Misy tarehiny kay ilay izy ko!!
  6. His

    location

    Lay Citroen AX rallytany toa ataony location
  7. Ilay malagache tsy henjana indrindra angamba no hanao test asphalte amin'io
  8. His

    Les photos old rallygasy

    Milay zany sujet miainga zany an!! Alefaso izay manana sary e!! Dia asio anecdote kely miaraka aminy raha mety na hoe genre legende kely aza
  9. Ity aloha ry zalahy ny site golf2 hono: http://magolf2.freeheberg.com
  10. Mbola tsy ilay an'i Henintsoa reo ka Mbola ilay an'i Tsi2 aloha ireo
  11. En effet, ilay lesona aloha dia any @ RBR no application voalohany Mety mihitsy ilay izy raha vao manomboka mampiasa analog aza @ manette. Fa ny clavier angmba aloha tsy mety e!!! @ volant moa zany dia tena hita tsara mihitsy ny resaka transfert de masse rehetra! Fa tsy handry koa zany ilay resaka momba ny reglage -vam an! Rehefa manao ilay application manko lasa hita avy hatrany hoe tsy miady mihitsy zany reglage zany
  12. Mandreraka tokoa zalah ilay manao rallye lava be hoatr'ireny! Tsy concentrer intsony any @ farany Natomboka t@ prudence be mihitsy aloha tamin'ny voalohany. Jerena ny resultat tena tataka be mihitsy Trop prudent Vao manitsaka indray nefa dia tsy mi-rate ny potika boite fa mamonjy vody hazo Lasa mitarika 3 na 4 ème pendant 5 ou 4 km!! Ny KKK koa dia betsaka!!! Presque ny ES alohany parc réparation rehetra tapitra KKK daholo (sauf ny ES farany izy izay) Mbola mila ezaka be mihitsy!!
  13. His

    Rallye de Nouvelle Zélande 2008

    Tout les liens pour suivre ce rallye!! Temps: http://www.wrc.com/jsp/index.jsp?lnk=409&season=2008&rally_id=NZ Eyes in the sky: http://broadcast.global-mix.net/?m=gmuk-n.one-tv&.wvx= Ho an'izay tsara connex!! Manaraka ny wrc par hélico et en live io an!! Radio : http://www.wrc.com/jsp/index.jsp?lnk=320
  14. His

    kirikou

    Izay mi-code phare an-lah zany dia So6 izy zay Sauf @ alina io
  15. His

    Rallye de Nouvelle Zélande 2008

    Les résultats d'hier ne sont pas favorable pour Loeb!! 30 sec de pénalité pour un problème de démarreur!! Il se retrouve donc à 27.4sec d'Hirvonen. Hirvonen : Sebastien a eu un soucis, on ouvre donc la route. Apparemment c'était un gros problème et pas un choix tactique. Demain ce ne sera pas facile. Loeb : On a eu un problème avec le démarreur, le moteur ne démarrait pas. On est content qu'il est recommencé à tourner. On a du faire demi-tour et pousser la voiture. Il n'y a là aucune tactique. Sordo : c'était si étroit....mais on n'a pas de problème Solberg P : Je connais très bien ces spéciales, elles n'évoluent pas, c'était très rapide Duval : On a perdu 5 sec, les essuies-glace ne fonctionnaient plus. Solberg H : On verra demain, on va essayer de rattrapper du temps
  16. M6 kosa aloha tena maraina mihitsy e!! Faly be mihitsy ny patron-lery @ fahazotoany!!
  17. His

    Jeux Playstation 3

    Fa ny hitako hilay koa zao dia ny hoe misy emulateur na jeux PS3 ahafahana milalao azy @ PC T@ PS1 toa nisy ihany satria za mpilalao Gran Turismo t@ zany. Fa toa tsy nitohy lay izy!! Ilay Gran Turismo kosa angamba no lalaovina @ Gvints fa mety degany be an!!!
  18. His

    Fred

    Fa mbola miankina @ chrono officiel ko io an Njainjay zay izy manko tara 1 sec Henjana mihitsy izany tanjaka vaovao izany an!!
  19. Saotra e!! Dinihina @ sabotsy angamba ny hatao @ io
  20. His

    kirikou

    Ato marina angamba raha asiana stat dia 80% ny membre manana VW daholo
  21. His

    So6Control 2

    Raha ny fijeriko azy mety tsy hisy liste d'attente ihany ty So6Control II ity satria ny vam ary lasa 3 be zao ko!! Dia aleo ry zalahy tsy tenenina any @ partie public loatra ilay fotoana sy ny toerana fa sao misy mitondra estrade eo ho avy any:lol!: Atao MP foana ho any izay tsy So6Team
×
×
  • Créer...