Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Christophe B+

Membres
  • Compteur de contenus

    1 439
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Christophe B+

  1. hihihihi hitako tsara mintsy io lazain la io! tratran io aho afak'omaly nefa efa a 300m de l'arrivée tonga dia vitaaaaaaaaaaaaaaaaaa..... maniry ny fisian ny reco otranio mismisy e!... efa mba manomboka mahita tsiron ilay east west zao na dia mbola misy hésitation be sy picnic matetika aza
  2. Christophe B+

    Toutes les photos

    Fisaorana mitafotafo be ho an i Nari9, manatena fa mbola handefa eto koa ireo manana sary fa ny archive nay dia vide total ka dia ato no mangataka...
  3. Christophe B+

    RSRBR2009

    tena reveko lé 205 rallye e!!!!!
  4. sali Fan de Tof (ChrisTOPHE B+) hihihihi... mirary mafy tsika mba hisian ny saison 2009 ary koa mirary raha mirary ny ahita anao hiazakazaka! mais avant tout ca, tu cours dans quelle voiture???? dia aza miafina fa mety misy manana sarinao milay be am reo bandy reo dia alefa eto e!
  5. Christophe B+

    Mankasitraka e!

    dia efa feno ngamba ny voalazan Irina io ambony io fa ny tiako ampiana kely dia hoe Merci de nous faire rever! tena tsy nijanona mintsy ny sms sy appel taty @ fanarahana ny périple anareo mitsam!! dia teneno foana e! teneno mialoha dieny izao izay tokony hatao sy zé azo hanampiana ho amin n'ny manche manaraka e!
  6. Christophe B+

    Toutes les photos

    nikarokaroka tany anaty bôritra tany dia mba nahita an reto e! alefako eto klou! sary rallye 2004 ngamba ty! Laza... Mathieu... dédicace à TVN:
  7. Mbola mitady jantes MOMO Arrow 15" foana atram zao! vente na échange na reprise mety foana oooo
  8. Christophe B+

    www.rallygasy.tk

    + 1 000 000 000 000 000 000 Isaorana tanteraka eram-po eran tsaina ary fiarabana hoan ny mahery fo tsika:: MATHIEU & TEDDY TANDEM DE CHOC PARTAGER LA PASSION ET PARTAGEONS LES SO6
  9. alo io hoa an I rainiboto e! manja zany vam zany klééééééééé... Prez, achète la moi er j'ecrirai " THANKS PREZ"
  10. Christophe B+

    Vive Kenya

    Partant!!!! toujours prêt toujours Frais, Chrichri est craquant!
  11. ka zay nge mbola Neuf minuscule e! i nary lou mamely fa za manaraka moramora eny e! tsika lesy iray karazana eny ihany a!
  12. Christophe B+

    WRC/// Cyprus Rally

    Luigi et guido hihihiihih! asian la reo e! zay vao tarmac dia gisitra e!
  13. vita ny leg1 sy leg2 sur 207 s2000!! tsy voaova Evo6.5 koa ilay vam fa tsy koi! kkk kely etsy sy eroa fa combat entre Vata9 sy Nari9 aloha dia mafinaritra.
  14. Merci pour l'info e! dia manadehana moramora eny am répoin sy liaison fa any anaty ES tou dia asio! aza atao scratch ny 1er ES fa manjary tonga dia mitsatsaka ry zalahy fa 2eme ES ziskalafin tou dia PFIIIIIIIIIIIOoooooooooo Manhohana ny
  15. Christophe B+

    Bjr

    tonga soa ianao dia asio présentation misimisy dia mazotoa mandray anjara e!
  16. tena lasa fragile be lé daba fa vao mi frauler corde dia mirehitra ny temoin dhuile dia abandon définitif e!
  17. fa naninona no nasiana mis au point ????
  18. nampidirina ny 1ere, tsy mihetsika,2eme IDEM 3eme IDem. nojerena lé vam tao am 5eme vitesse..... tsisy pné tssssssssss lèèèèèèèèèèèèèè
  19. hihihi! resin io tsika ko! tsika nge bé feo fotsiny fa tsy hanin tsy hanin e!
  20. tena ny conex taty mintsy ngamba no nisy blem e! za nanao atram farany fa tsy misy misokatra ny tps, tsy mety envoyé... en plus koa nanondrana ny RBR nay fa haka départ tao Falstone ve dia tsisy pneu lé fiara... za mangataka ra misy ny possibilité dia aleo mba asiana toerana ahafahana miresaka avant le rallye, entre les ES et apres le rallye... mety ve ra ao am piso no miresaka mba mifanome sopapa sy pression??? na ao am msn dia atao conférence??? Zavouna! mbola tratran la ndray aho tam iny e!... I'LL BE BACK oziz Terminator zay
  21. Allez les Nordiques!!! allez les Fords
×
×
  • Créer...