Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Christophe B+

Membres
  • Compteur de contenus

    1 439
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Christophe B+

  1. Christophe B+

    Toutes les photos

    Efa tonga inty ny lundi!!! miandry an lé sary any am N58 amzay zao!!! ela be izay lol tam samedi zay ka dia hanao depart anticipé sahady aho iomehy dieny izao
  2. un ptit résumé du leg 2: première Boucle zany tsy dia dans le abin firy fa ni plante ny serveur dia tsy hay na ahoana na ahoana ny tao fa dia ni limité ny ny KKK fotsiny aloha!! en plus efa au dernier moment vao tafiditra , nandeha ny depart: maty ny intercom, tsy naharé ny copilote mintsy niteny ilay Hoe GO! (hay kay novonoin i Beels sy i Hents ny intercom tam izy nindrana ilay izy nanaovany so6 copilote control) dia deuxième boucle, on a fait un mauvais choix de pneu, gravel inter no nofidiana hay kay avy be ny orana dia glisse glisse partie dia tsy hay hoe faha firy am zao
  3. misaotra an ani i N58 aloha tam lé samedi e! somary fohy ho anay noctambule ilay izy fa nilay!!! surtout la séance Video an lé ralie Taloha misy an lé akama iny Ny anay tokoa moa izany dia nitohy mandraparain ny andro ka dia nijery ny exploit an i Beels (pilote) sy Hents (copilote) avy eo tena nya anay sy i Tsi2 moa zany dia notes fampiasa tam année fin des années 60 et début des 70 ngamba iny nampiasainay iny!!!! GAUCHE TERY SUR DROITE TAKONA... Waiting for the next Round Men!!!!
  4. Beau Boulot du ZDRC!!! Christophe B+ attend avec impatience l'arrivée de la 207 Gr B+ Pilote Ari_Vata9 copilote Titof
  5. Non Boum non! nous sommes des Noctambule Nyctalopes
  6. Hitako tsara io pont io Mila ampiakarina koa ny 207 (cf garde au sol partie géométrie av ar)[/quote] ka matahotra aho sao ampiakarina ny hauteur de caisse dia hiva daholo ny reglage-nlé trains.... dia vao maika loza! so6 tsy ankijanona eo
  7. Vita aloha izany hatreto ny Leg 1.... somary nandiso fanantenana kely ihany fa misy notes diso matetika sy mémoire tsy nandeha tsara na dia efa natao serieux tsara aza ny recos... a 100m de l'arrivée an i Diamond creek II dia nanao sortie apres ciel fa diso ny apréciation du virage dia very environ 10sec teo ho eo satria dia lasa lavitra mintsy vao tafajanona. tao shephedrs indray dia efa mba ni attack tsara efa mba nety ny rythme fa eo am 2.1Km avant arrivee dia nicoupe corde be teo ambonin ilay pont anefa Iva kely ny amortisseur an ilay 207 hany ka tsy nahavoadingana ilay bord (erreur be satria ny mullet nanovana reco dia mitsu evo6.5 somary avo, nahadingana ilay izy fa ilay 207 tsy ni passe)... nanomboka teo aloha dia tsy dia naka risque firy mba tsy ho repéché... ny adversaire Gasy mba nifanakaikikaiky taminay moa dia i Tsitsigalli (na dia presque 20 sec any aloha aza izy)... hatreto aloha dia 32ème fa mbola betsaka no tsy niainga!... ny objectif napetraka tam ty rallye ty moa zany dia top 25 nefa otrany sarotra ka dia mba manatena top 50 e!
  8. andefaso Logo Chrono ngeza be marina apetaka am vam fa efa any am atelier de peinture ny 207 S2000 GTI o ( Garage Titof Inc)
  9. Where i Bryan???? Bryan is in the Kitchen
  10. efa nanomboka nanao essai aho omaly ! 207 hanaovana curtiba no kotrana efa atao ao! ka dia isaorana eram-po erantsaina zany i Tsi2 am ty tuto inty izay hinoako fa mbola tsy vita ary ny ZDRC izay nanoro ny tenanay ny base sy consultance téléphonique.
  11. nena aloha dia i Titof no Ouvreur dia i Vata9 no pilote officiel dia izay ihany e!...
  12. Christophe B+

    Toutes les photos

    tamin ny aller vers Andromba i Kopela sy Dahery dia efa nana toneau ka! fa mety retour Ise zany vao naka sary
  13. Christophe B+

    Toutes les photos

    sary tam 13 mai 2006 letsy reo izany klé!!! Rallye Jovenna... Premier Rallye et Première Spéciale anay io tam zany.
  14. Tonga soa Bobota a! tena efa nanotany tena mintsy aho tam session publique ndrémandeha zay hoe 2emem pseudo an iza ndray ary zany Bobota!! hay ka ela!! tonga Soa bObOtA a!!!
  15. izahay mpankafy fiara rainiboto moa zany dia tafalatsaka tanteraka am lé Thanks Dad (POLO S2000) fa lé fotoana hanaovana prise en main an lé polo no toa territery ka dia aleo lou Hiafy am 207 e! Raha ny Bôgôsité-kosa aloha dia tsy mitovy hevitra am Tomasya ho POLO je t'aime
  16. Tsy ny namanao no Hifaninanao fa ny tsara vitanao omaly PARTAGER LA PASSION E!!!
  17. Tena saina tonga kely mits marina anié lty lé mijery tmeps an ra Beels fa mampy té handeha hanao reco recoin par recoin lé SS fa saod mahita coupe fromage tsy indr1 dr1. Fa trop b lé ecart. Hatao tsy hanitsaka frein, KKK ialahy. Manivaka ialahy KKK iany koa. Ka tena manana accès ao am serveur rallysim marina no iz amin'i lery io. sao diso Objectif kosa ela am lé adversaire enjehina fa ela nge RBR depuis 2mois fa i beels nge lety efa depuis 2005/2006 e !!! am 2012 ela otran i Beels fa aza maika e!
  18. Mbola ho avy ka !! aza tainn !!... misy fotoany ny zvt rehetra !!!lol...Rallygasy , team so6 sisa no apetraka dia zay ka.. tsy dia tiako koa ny ahy ilay be filirony be ilay fiara...aleo madidio ihany...hihih efa ekipan ny manambola koa lé doda ka mandà spons an!
  19. za dia té hanana skin tsara tarehy fa ilay garage designer ZDRC dia chomage technique ngamba fa dia tsy misy voaloko ny 207 S2000 (saika atao skin 205 T16 PTS) sy ilay evo6.5 (tiana atao toy ilay Evo 6 an i N58 jaune io + spons maromaro)!! manatena ny fijanonan n'ny crise ny tenanay fa en stand by daholo.... ny préparation mécanique moa zany dia efa vita avy tany am Beelabba Motor Sport (BMS) fa dia apret mastic no ampiasainay am zao!
  20. tena tsara be ilay hevitra bloc note a! iny zao no tena tonga dia atao rahariva! tena marina koa ilay hoe 1er SS dia mi assure aloha maka rythme (valable be mintsy koa io am réel) fa ny ahy ny blem-ko dia ela dia ela vao tafiditra dans le bain!! omaly zao dia efa tany am 8eme ES aho vao tsapako en forme! donc mety bé lé hoe manao session hafa lou alohan'ny session anaovana combat!!! ilay hoe 10 mn avant koa dia hitako mety mintsy satria za matetika efa depart 1ere ES vao mahatsiaro hoe adino ny nandefa camhack dia ni rouler au pas am ES 1 dia am ES 2 vao manomboka maka rythme.
  21. Christophe B+

    Toutes les photos

    lé Golf Maxi io fa tsy i GOLF ACCT t@ golf maxi nandramana natao carbu pendant linter-saison 2007 2008!!! fantako fa tany am ARD ela no naka an io sary io
  22. Christophe B+

    RSRBR2009

    Hents a: tena ela ve no nanao an io e??? lé 205 rallye io zao ra mahazo lé skin an 0060TS bleu an!!! hmmmm aoka fotsiny!!!
  23. aza miasa saina am zany ela fa izay maha tsara ny temps antsika Gasy eritreretina e!!!! sa ataotsika ampamoaka koa???? dia entina any am 13 Mai????...
×
×
  • Créer...