Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Christophe B+

Membres
  • Compteur de contenus

    1 439
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Christophe B+

  1. tonga soa leroa a! mandraisa verre dia mipetrapetraha
  2. Christophe B+

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    mba misy manana parcours sy horaire ve azafady???
  3. Christophe B+

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    LATEST NEW: Mbola tsy hafaka ny handray depart i Laza fa mbola sitrana ny tanana
  4. Christophe B+

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    azavaina kely hoe inona ireto o???
  5. Christophe B+

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    waoouuhhh!! betsaka izy izany an!!! mbola ampio ampio ampio.... fa raoviana no tapitra ny inscrip...???
  6. Christophe B+

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    tsy efa ho 1mois izay ve e! toa efa sitraka sady handray depart izy raha tsy diso aho
  7. Christophe B+

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    tokony mbola asina sary koa amin'ny signeture an i GGB an!
  8. Christophe B+

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    chui partant "mon ami" hihihi! na omena vola ary za tsy hanao an! hihihi!!!
  9. Christophe B+

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    voila!!! mifamadibadika eny izy roalahy. mampianatra i Joda ES iray dia manao pretique Rila ES ray.
  10. Christophe B+

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    hihihi! efa no préciser ko nge hoe misy ny marina dia misy ny intox e! ka tsy haiko ela na miconfirmer ilay izy na mi refuter hahahahaha!! En tout cas lou dia misy efa confirmé ilay info nolazaiko d'apres ny etudes an i GGB dia efa mitombina aloha io ilay hoe Joda sy Rila sur N12, andrasana ny tohiny
  11. Christophe B+

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    ireto ny siosion ndresaka henoko misy ny efa confirmé misy no mbola style wawawa fa aleo tsy préciser na mba hampisy ilay suspens: Laza - Mitsu Evo9 Cri - mitsu Evo7 Tsilo -mitsu evo 6 Roi Lion - 206 Kopela - 206 ex roi lion Joda et Rila Mifandimby mitondra- Subaru N12 de Rila (ilay tao amy jackpot) Mathieu - Subaru N10 Ndrianja - GC8 ex Rila Fidi- GC8 Dani- MK3 Sisi ne sera pas au départ (tsy tonga ny vam) tithino - ax sport ??? -Subaru M80 4 cylindres iza ary no tena marina o!!!
  12. zany ahay ka secrétaire! soa fa nosoloina lé teo fa sady tsy mamely no tsy hita lava!
  13. mba asio lien an ilay gymkhana 3 rehefa misy mahita o!!!
  14. Fanontaniana efa ela be no saika apetrako : tsy manelingelina ny tongotra eo amy pédales ve ilay support? afaka manao pied gauche ve? tsy mihetsiketsika ve ilay volan refa tena mikotrana sa rigide be ilay support.
  15. Christophe B+

    calendrier général 2010

    ilay resaka reco angamba dia mety ihany hoy aho amzay tsy misy mandeha mafy satria be circulations amin io. fa ilay mesure incitative kosa oa tsy tokony atao any amy points championnat fa mba amy zavatra hafa.
  16. Hihhhaaaaaaa!! tonga soa izany e!! arahaba no atolotra ny poulain an i Dodanen. mipetrapetraha dia mandraisa vera. jus ny anao sa NOS???
  17. Christophe B+

    calendrier général 2010

    sosokevitra voalahany avy amiko dia tsy asiana ilay point bonus au championnat fa mba any amy RIM fotsiny ohatra...
  18. Hihhhaaaaaaa!! tonga soa izany e!! arahaba no atolotra ny poulain an i Dodanen. mipetrapetraha dia mandraisa vera. jus ny anao sa NOS???
  19. Christophe B+

    calendrier général 2010

    sanatria tsy manohitra ny fandrosoana fa mba jerena ny halavan ny tongotry ny tsirairay hanatateraka ilay fiazakazaha o! ny fampandrosoana ny Sport manko tsy vitan olom'bitsy fa mila fifampitsinjovana soroka miara milanja sy tongotra miara mamindra no hampandoroso azy. Hoy koa ny vazaha manko hoe :" on a toujours besoin d'un plus petit que soi"
×
×
  • Créer...