Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

dadah-mrallye

Membres
  • Compteur de contenus

    676
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par dadah-mrallye

  1. Tonga soa i Poeticturbo efa manomboka manao MAJ sary ao amin'y site www.mrallye.tk fmmsam e santionany
  2. dadah-mrallye

    Loeb se casse le bras

    Je lui souhaite un bon et vite rétablissement (asa any andafy any raha mba misy Ravao otrany ny eny Sabotsy namehana) Mila mi marquer 5Points sisa izy de champion ; mino za fa tratran'ny zany Raha za no eo amin'y placen'ny Kronos, raha mbola hiady ny titre constucteur izy de mila mampiditra an'i Toni Gardemeister; ary rehefa hita fa tsy ho azo intsony ny titre de alefa manao ihany i LOeb amin'ny manche roa farany 17 Novembre (New Zeland) + 01 Decembre (WB) ; tsy maninona mihitsy na i Elena aza mba mitondra amin'ny New Zeland loll; mino za fa spectacle be no , assurer ny points 2 fotsiny ohatra (misy 17 minutes anie ny 1er sy ny faha 7ème e indraindray ) de maka trois 3 points sisa amin' ny farany ; Lasany io ka ,c juste le ptit piment de la saison , mais suis sur fa lasany io e
  3. dadah-mrallye

    Programme 2006

    asesy ny valiny le demo zany le mba mihodina amin'y circuit fermé fotsiny izy ohatra tsy efa milay kosa ve zay Asaina loll ka io koa anie miankina aminy e fa zao no izy anie raha misy vahiny tonga avy lavitra tsy hahatondra fiarany zany izy (tantara be sy vola be kosa zany ); omena vam misy eto antoerana indray ve,, izy ve hanaiky hitondra raha tsy farafaharatsiny karazany Mitsu an'laza na Sub an'Joda na Cri , de aiza no ahita an'izany ho préparena ho azy fotsiny mandritran'ny es rehetra rehetra , sady izy anie ka zatra mitondra ny vam any aminy amin'ny fombany e (hainareo ihany ny préparation any aminy sy ny aty tena gidragidra be ambaram-pahatonga iny de sady ampiseho ny fahaizany koa izy lol tsy hitsitsy mihitsy no sady vam tsy anazy oka kosa e.. mahatra amin'izany ny firenana borina
  4. dadah-mrallye

    Rallye de Chypre 2006

    Encore une fois l'histoire se re-PETE
  5. Fa tsy ny Champion de Mada en général 2006 ihany no fantatra tamin'iny Rallye Total Fmmsam iny fa ny Champion /groupe rehetra 2006 koa efa fantatra daholo raha izany de tena ho rallye de défi izany ity Rallye Tour de Tana Asa3 ity ny vokatra feno moa efa ao amin'ny site ao ihany fa de reto zany e Général: Louvel A6 : Kopela (Eric) (106 kit kar) A7 : Serge (Opel Astra M9 : Legah (Peugeot 205) (to efa lasa injection le izy an) M10 : Louvel M11 : Freddy (Polo TDI) (DIESEL BE ZAO) M12 : Mickael (Toyota Celica) N2 : Hajia N3 : Teillet N4 : Mme Terinnen mbola natao editer fa adino ny Fiarahabana hoanreo rehetra Champion 2006 ooo
  6. +1 De Miarahaba anreo koa moa zany ozark tonga soa e
  7. dadah-mrallye

    Programme 2006

    Efa hoe za nadeha mariazy Sabotsy !!!! de za tsy mahay manpiasa sms ny ahy le tonga de miresaka ihany; ary tsy hitako mihitsy nareo an; ra His anefa mba hitako ihany valim-panontaniana Eo ampikarakarana lalina hatreto aloha tsy mbola misy ny tena efa raikitra; ny raikitra aloha de tsy ireo olona voalaza ireo no karakaraina fa olona hafa ; raha avy aty amin'ny mpikarakara aloha de efa tomombana daholo, na billet ,na trano , eny fa na fiara azo anaovana demo aza (milaza tsiambaratelo mihitsy za zany an ), fa miankina amin'ny vahiny zay ho azo le izy , fahafahany sns, efa vonona tanteraka anie tamin'ny fahatongavan'ny Auriol t@ herintaona iny ny fikarakarana ny demo e fa ny Vahiny no tsy maintsy nody tampoka de akory atao "fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona" Ka io tsy miankina amin'ny mpikarakara intsony Fa na ny mpikarakara aza mba te ahita koa
  8. C'est pas la 1ere fois qu'on entend ça, et c'est triste pour le sport ,mais je pense que les victimes devraient s'associer et faire la reclamation aupres de la fédé pour que cette derniere voie ça de plus pres. et de payer 500 000 Fmg seulement (droit de reclamation) ; mankaleo be le hiady ambony latabatra nohon'ny adalan'ny sasany nefa mety misy ihany koa ny officiel tsy mahatsapa ny mahasarobidy ny 1sec amin'ny rallye; fa mety vitsy de vitsy angamba; hitako misy serieux sy efa zatra tsara aloha ao e
  9. dadah-mrallye

    Champion de Madagascar

    Hi hi hi en Attendant le retour d'un autre futur champion " maximumattack " (ce sera quand ? ) Grand Bravo à l'organisation et Félicitations Au New Champion de Mada 2006 "Louvel - Eric" à "Laza- Rivohery" Champion du rallye Fmmsam
  10. Salama daholo Tonga soa i Tsi2 sady tonga de tafiditra mihitsy izy zany milay Ho avyu tsy ho ela ny MAJ fa tena vao avy niditra congé de hainareo ihany , asa zany re oul mazotoa daholo e
  11. raha ny fanaovana reco zay aloha 1-Laza 2-Joda 3-Cri 4-Louvel 5-K-mikaz M12 Laza M11 Freddy M10 Louvel M9 Legah zao fotsiny e hi hi hi no comment
  12. la liste (Express) 24 CRI / JIMMY SUBARU LA SOURCE 10 TEILLIET /SERAPHIN RENAULT CLIO RS 17 FREDDY / YACHINE VW RACING POLO TDI 48 LALA /YAN NISSAN "DMT PHOTO - SIDEROS" 20 DANI / FIDY RENAULT CLIO 23 EDDY / YVES VW GOLF 41 LAZA / RIVOHERY MITSUBISHI "Team AUTOPSPORT" 14 DAVONJY / SANDY CINQ's AUTOP GUILLAUME / OELY P.205 RALLYE 28 NASHEMY / JEAN-MARC P.205 "Team APGS" PREZ / RAL TOYOTA ALEFA 35 ANJA / IANDO P.205 TIMI GSM 8 MICKAEL / FAFAH TOYOTA "Team K-MICK-AZ" 6 Mme TERINNEN / Mme HERINJAKA SUBARU OCEAN TRADE 26 HAJA / HARIVONY RENAULT 21 5 LOUVEL / ERIC R. CITROEN SAXO T4 44 MICKAEL / TEDDY P.106 2 LE ROI LION PEUGEOT 540 33 LEGAH / FOSSY P.205 RALLYE GAMI DJIDJI / PAPALE PEUGEOT SPORT 16 ANDERS / ANDRY KELY CITROEN AX 43 BARWELL / PAN REEV SAXO VTS MAC DONALD / MANO BMW 325IX 38 RILA / NONO VW GOLF SOLO / SOLO HERY P.205 DADDY / FIDY VW GOLF 18 ZAB / JOHN P.205 IRINA / JOHARY VW GOLF 27 ERIC / JAPA P.106 MAC-MAD 32 YVES / SOSOA P.106 BOMBARDE 37 NIRINA / LUCAS VW GOLF 9 JODA / ELENA SUBARU TOTAL DZAMA 12 RADO / XTOPHE P.205 GTI 4 SERGE / TINAH OPEL ASTRA MSA 30 HAJIA / NJAFAN CITROEN SAXO VTS 19 NDRIANJA / RIJAHOERISON VW GOLF 15 GUERRIER / COCO VW GOLF 49 RENALDO / JERRY RENAULT 5
  13. dadah-mrallye

    coup de gueule kemy

    Mila mi creer groupe hoan'ny vam + de 25 ans ko rangaha ny federation. Tsy groupéna ka; fa manjary tsy hita zay asina azy na m11 na M20 hihihi fa amin'y fizarana ny coupe fotsiny zay efa nisy foana kosa aloha ; manao ny classement sy manome coupe an'ireny vam + 20 ans (hi hi hi raha tsy zany vehoe feno coupe ny tanan'ny Davonjy & Sandy (M11, +20ans ; Mixte ; 2 roues motrices)
  14. efa ao amin'ny site ao ny Parcours & Grille & Carte ( efa hay tsianjery kosa reo lalana reo e, tsy hisy ho very intsony) www.mrallye.tk Hisaorana gonzabe ny Prezida Fédé Le chinois
  15. za aloha mino fa na le lafiny 1 na 2 de Le Anarana Madagascar kosa mba ren'izay Tany nandalovany ihany e Dommage tsy hoe Madagascar's champion Patrick Emontspool no tao amin'y vaovaon'ny WRC fa the belgian driver ; efa hisaorana azy kosa e, zay no tactikany amin'ny rallye koa : mijery ny points championnat !!! atao ahaoana kosa aza
  16. dadah-mrallye

    Saison 2007

    Merci Marcus notre redacteur en chef je ne trouve pas le bon topic ; je ne veux pas créer un nouveau topic , ben je le met ici Fiche technique de la Citroën C4 WRC Moteur Turbocompressé Développé à partir du moteur XU7JP4 Disposition : transversale incliné à 25° vers l’échappement Nombre de cylindres : 4 en ligne Bloc en aluminium Cylindrée (cm3) : 1998 Puissance maxi (ch/tr/mn) : 315 à 5 500 Couple maxi (mkg/tr/mn) : 58 à 2750 Distribution 2 arbres à cames en tête entraînés par Courroie crantée – 4 soupapes par cylindre Alimentation Injection multipoints Magneti-Marelli Type 2KR Transmission 4 roues motrices Embrayage tri-disques carbone Ponts Avant et Arrière mécaniques - Pont central piloté Boîte de vitesses à commande séquentielle semi-automatique 6 rapports Freinage avant Asphalte : disques ventilés, étriers à 6 pistons Terre : disques ventilés, étriers à 4 pistons Freinage arrière Asphalte et terre : disques ventilés, étriers à 4 pistons Répartition AV/AR réglable par palonnier Frein à main à commande hydraulique Suspensions Avant et arrière : type MacPherson à ressort hélicoïdal Amortisseurs Citroën / Exe-TC Direction Assistée hydraulique Roues Jantes Asphalte : 8 x 18 pouces Jantes Terre : 7 x 15 pouces Pneus BF Goodrich Asphalte : 225/40-18 Pneus BF Goodrich Terre : 215/65-15 Dimensions Longueur : 4274 mm Largeur : 1800 mm Empattement : 2608 mm Voie avant & arrière : 1598 mm Poids 1 230 kg (minimum autorisé) www.citroen-presse.com
  17. Merci SystemeD la régularité compte beaucoup (participer à toutes les manches => avoir du budget tres important )
  18. Il s’agit de l’association de Joda, le meilleur pilote du moment et de Jimmy Rakotofiringa alias Le Chinois ..... WWW.mrallye.tk : "vaovao" "tribune" Mety hitondra ve i Mamikely , mba hazava ny ecart amin'ny championnat
  19. dadah-mrallye

    merci TMF

    nilalao ny fiara, nilalao ny vehivavy Azoko antsaina mihitsy zany nataonareo tao zany
  20. dadah-mrallye

    Rallye de Japon 2006

    Merci Marcus (Le Notre) hihihi pour les infos 5 sec d'ecart sur les 27 ES, et plus de 300 Km d'ES? c'est génial Probleme de freins sur la Mitsu de Laza à Antsanitia Problème de freins sur la Sub de Solberg au Japon
  21. dadah-mrallye

    coup de gueule kemy

    DADAHMASTER efa mba voarainao vé lé fangataha hoe mba asiana classement par groupe de classe ao am resultat an rallye??? To efa ela be aza no vita hihihi I tribune aza efa naka kely tao de namoka tamin'y gazety www.mrallye.tk : "laharana" "/groupe"
  22. dadah-mrallye

    coup de gueule kemy

    Ye tokony mihitsy ka fa de miverina amin'ny resaka sosy ihany e, mila manova ny vam indray ny tsirairay atao config asphalte , betsaka ny miova anie otran'ny le manao jeu reny ihany e fa ny hitako hoe azo atao ihany , de atao semi-asphalte ( na tsy 50%;50% aza ) fa ohatra hoe amin'ny manche iray ohatra asina Anjeva-Ambohimalaza zay terre taloha efa hain'ny tsi11 tsianjery; efa lasa asphalte izy zao nohon'ny fandrosoana . de asiana ES atao indray mandeha sy indray miverina fotsiny fa ny sisa atao terre daholo , fa tsy hay koa aloha au niveau Commune na mbola azo omena ireny lalana efa vita tara ireny na tsia Andraso hoe mba atsipy zay hevitra izay amin'ny manche manraka
  23. Tena sode mba misy manana sahady ny Grille horaire sy ny parcours aloha e, mba alefaso amin'ny dadahgasy@yahoo.fr fa hitady ihany anefa za fa mety tsy de ho haingana , fa ny Fsam manko tsy mbola manana (Misy fanatsarana birao be mandala ao an; le trano zany fa tsy ny membre ) , Gas'com fanoratana anarana fotsiny
  24. dadah-mrallye

    coup de gueule kemy

    Tonga soa aloha randrianadou Ekena ihany zany ny hevitra sasany amin'ny maha hevitra tera-bary an'ity forum ity ka samy manaposaka zay mba heviny Fa reto kosa otran'ny tsy marina ihany ireo concurant sasany D tsy sahy manitsaka B loatra... (tena manadrama ihany amin'ireny lalana rehetra ataony reny fa tsy mora zany io )) tsy D faly ny hihonona @ fiara efa taolo B sy kadrôka B... (aleo le fond sa le forme) .. tsisy... ri1.... ke dale à part notre parc auto ki est si povr en voiture competitif (no comment) ry Mathieu vairiana mianatra any finda ka hiriana ny hiverenany@ saison manaraka miaraka @ fiara +recent et plsu competitif !!.... aiza indray no misy zany hoe varianmianatra izany sode variana manao rallye kosa no fiteny de raha hianatra zany mbola mety misy 3 taona zany farafahahaingany Fa raha ny hevitray kosa aloha de milay ny rallye ka sady io koa anie rypapa jerena arakan'ny groupe e, misy ny atao hoe M12 (karazan'ny ry Joda zany (io no tokony hamafisina kely raha tafa fa efa be milay ao zao ka , miandry kely fotsiny de tena vao maika feno, Joda , Laza, Kamikaz, + Roi lion, +Guerrier,+Cri, +Hery be) ; ny M11 moa de efa reny bobaka be reny kilalao mafinaritra be ny ao henjikenjikin'ny mpifaninana , de misy koa no mbola mianatra sy mizatra fa io angaha hay hoazy tampoka eo Kokokokopenao Zay mamporisika foana e na iza na iza mazoto, vao maika lany lasantsy kosa zay raha vam 5 matanjaka no jerena de mody
×
×
  • Créer...