Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
NORIZA

ROND POINT RACING TEAM 2013

Messages recommandés

Salut daol,
f nivoka mo in date contest d mba niresaka tamn zalà sosisy za, d mba nangataka zalà we aleo mba an zala le 27 avril fa mba io date ifeten zalà ny 5eme anniversaire, wana manokana alo tsitako ze olana amn zan fa ra mba afaka manazava eto ny commission technique tany we manin ts mety ra atakalo satria mba mis dikan amn zalà leiz d tsitako we in no olana???? contest samy tsy maints atao ian

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
entsRANA a écrit:

Tsy tokony tany @ réunion niaraka t@ Fédé ve ry zala dia efa niady an'izany dia nalamina arak'izay ilay izy,ny ahy aloha ny hevitro dia tsy dia tsara loatra raha any @ octobre isika vao hieritreritra organisation contest fa ny tsara dia mba vita aloha dia mba mifantoka @ Championnat amzay,ka ny proposition efa noresaiko an'i Andrinoa dia hoe aleo zala asaina mi-négoce @ Asacm virtuel raha tena ilay Avril ny daty mety aminy dia alaintsika ilay Mai dia ny Asacm vrt no lasa maka ny Octobre.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut daholo indray an,

Miala tsiny ry zalahy fa otrany mitsofoka anelanelan-dresaka beu fa mba mi-informer fotsiny za hoe mety hiverina hilalao tsikelikely indray @ ty taona ity fa haleo alou zany ho libérale atreto satria aléatoire beu mety tsy hahatratra stable ny semaine akory dé manjary mi-pénaliser ny team.
Io kou no antony isany nahatonga anahako tsy ni-confirmer ny team tao @ rallyesim.
Rehefa zatra tsara indray miverina raha mety.
Zay fa dé merci ary bon rallye daholo lisany e.

Haja

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
H RAS a écrit:

slt baina;

tena ela ts inscrit ary no mipenaliser team, ny fonctionnement any stable mants d na atao ar we tonga futsn ela amn ze rallye "stable" sendra ataonla ar d mahazo 2pts team,
ra ts tonga mo ela na ts manao ar ko d 0pts fa tsis we moin na otrzan donc ny tsara amla d miditra fon ian, na ataok ar we amn septembre ela vo tena anao, ts koi mits sad malala team, amzay ko ra sendra manao ela amzay d mba mis potipotiny kel e, sad team 2 ao tena sahirana mits fa ilaina daol bandy.

MAzto elà ar d manatena anla izahay cheerscheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Partage kel zala,
test taty antrano io, setup par defaut, embrayage manuel, piste de drag tarmac io, ny terre mbol ts mis fa vo tedavn
ahita apercu kel perf an daba amn VMRC

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mihemotra mihemotra foana isika ry zalaha an, ra tena tsy afaka i smam sy sumo d aleo alou mba soloina an`i razo sy raleo na alex na ze afaka manao stable isankerinandro e, miandry ny confirmation anareo bouncebouncebounce

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Anao VMRC en ligne ihany ve Alex fa amty semaine ity ny inscription farany raha te anao. Si oui, dia misy afaka manontany ve hoe otrin no tokony aloha d aiza.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut Ents.
OK vonona hanao VMRC aho. alexwelson N° 2856. Any amin'i Bigbang ihany ny fandoavana ny vola saingy ny montant no tsy fantatro.
Ny dabako dia Mitsubishi Evo X Groupe N4[b]
Dia misaotra indrindra mialoha ry Ents. OK Ok

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
alexwelson a écrit:

cheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheers
ok, aleo fa antaniko leiry ar

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
alexwelson a écrit:
Fisaorana mitafotafo no atolotro anao ry Ents fa dia hanao izay mety aho è!

aza atao pression wanao ilay iz fa le feraana tena mafinaritr e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
0 point ndray ny stableko tam semaine teo nefa rallye gravel. 6 semaines zay 0 point fona ka mangataka ny manager za hiala ao team RPR. Tsy motivé intsony hanenjika le rallye stable isan-kerinandro fa hilalao fotsiny rehefa mazoto. Kamo be hianatra le lalana vaovao be dia be no sady tsy voako ty dégâts Realistic ty. Betsaka ny bandy motivé ka aleo homena an-dry zalà ny toerana. Ny contest ra sendra tsy miasa dia mazoto fona ny hanala azy.
Mazotoa ry zalà!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hajax a écrit:

Tsis pilote ts mandalo creux zan les e, mety fona io fa tohizo alo. sam manana periode futsn. alefaso les dada a cheerscheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena aleo hanao pause kely alo dia am 2014 manao metimety.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ho antsika mbola tsy nandoa 2é tranche t@ inscription VMRC dia mba samy miomana handoa izany fara-faha tarany @ samedi any @ contest, misaotra mialoha!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...