NORIZA 0 Posté(e) le 2 novembre 2012 Sali daholo!Efa voaray daholo ny suggestion pour 2013 ka dia hataoko récap eto ka raha misy hovaina dia samia milaza eto satria mbola proposition ity:proposition: team WRC 1:Hajax-Rawilf-NORIZA team WRC 2:IRINA-Andrinoa-HERZO-Hentsranadia afaka asiana team faha-3 raha mbola mahazo volant privé aodia afaka atao team IRC koa io na milaza proposition eto ny hafa@ Stable indray dia hizara Team roa ihany ka ny voalohany ao ligue1 dia ny faharoa ligue2Team ligue1: Managers : 2749 IRINA 2560 steeverandria pilotes: 418 NORIZA 835 Herjo 1617 hajax 1907 Hentsrana 2856 alexwelson 5577 andrinoa 7621 rawilf +1 place libre pour un pilote dispo pour le championnatTeam ligue2: Managers: 6101 karlwelson 1767 Smam pilotes: 518 sandbach 618 Djian 3569 Tweet 3602 patrick 4230 RAZO 5560 H RAS 8979 ragra +1 place libre pour un pilote dispo pour le championnatsamy miezaka daholo ny team 2 satria samy manana ny adversaires avy na au niveau national na international,efa nentanina daholo ny pilotes sasany tsy dia hita firy t@ ity saison ity indrindra tao @ Ligue2 ka hiezaka ny hiverina @ 2013.hentsrana>ialahy no mba hiandraikitra ny RB VMRC 2013 araka ny annonce hita atsy @ Fb,dia mba ampio ireo manager ireo satria ialahy no anisan'ny commisaire gasy ao.Momba ny contest indray dia hentanina ny pilote rehetra mba handray anjara @ 2013 satria tena vitsy isika ry zala t@ ity 2012 ity,mbola hodinihina manaraka ny répartition par groupe. Dia miandry ny proposition ny tsirairay ary manararaotra manolotra fisaorana ny rehetra t@ ny fahafoizan-tena t@ity saison 2012 ity na mbola tsy tapitra ary izy ity,sady mitondra avo hatrany ny classement ny Rond Point Racing Team.Steeve>mba manomana tatitra ara-bola t@ ity 2012 ity ho entina @ fivoriana manaraka sy handinihina ny tokony hatao @ 2013.Misaotra ny rehetra. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 2 novembre 2012 Mety tsara daholo ireo composition ireo fa ny team wrc afaka miala za ra te hanao i hentsrana na IRINA an, tsisy pb.Ny momba ny 1 pilote dispo ao am league 1 ndray dia tsara raha pilote dispo isank'herinandro no ilaina fa teo no tena nahavery antsika soit karlwelson, RAZO, na patrick. Pour 2012 dia tsy hifanomezantsiny ho an'ireo izay tsy afaka noho ny antony maro Ny contest koa hitako mila améliorena koa nefa iny ndray miankina am fahafahan'ny tsirairay kosa. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 2 novembre 2012 Hentsrana toujours dispo wan team ra ts misy ny sampona wan WRC, manahirana b le iady hevitra eto fa aleo tonga d za no ijan alo, performance pure no natonga ana isafid anzay.ny anao team privé alo ts interessant wantsika rats we maazo mitondra WRC 2011 et + ko, aleo mifantoka tsara amn ERC ar.wan stable ndray, ireto alo ny classement antsik ao (nataok coeff 1,5 ny L1 d coeff 1 ny L2) za mahita zan we avy amnio no icomposena precisement ny team, coeff 1.5 le L1 satria sarotra kokoaNORIZA : 15829,5 (10553pts x 1.5)Hajax : 11847 (7898 x 1.5)Rawilf : 11548,5 (7699 x 1.5)Hentsrana : 11235Andrinoa : 10111,5 (6741 x 1.5)Steeverandria : 9078 (6052 x 1.5)Herjo : 7984,5 (5323 x 1.5)IRINA : 7978,5 (5319 x 1.5)alexwelson : 7878 (5252 x 1.5)Ragra : 6891Karlwelson : 6640patrick : 5101 (4079 + 1022)smam : 3289,5 (2193 x 1.5)RAZO : 2578Djian : 1981HRAS : 1441Latvalaza : 1005 (670 x 1.5)Sandbach : 706.5 (471 x 1.5)Donc, ra manaraka ny resultat 2012 d ragra no miakatra team 1 na karlNy tena conclusion d mila makao amn BONNE APPETIT mandamina anio an, sa aon president????? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 3 novembre 2012 hents> hiala ho aiza ela fa ela anié ny manager e! ra io résultat io indray zany no jereko dia ny fanontaniana apetraka d i ragra sa karl sa patrick no disponible koukou isank'herinandro amin'ny fiakarana team 1 . Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 3 novembre 2012 ra mitov tamty 2012 ty ny reglement 2013 d ireo ze f tafiditra 10 1er tamna rallye WRC iray no manager prioritaire, zan we maaz mifid team, d ireo team tsis maka no alain ny hafa.atreto alo zan d i NORIZA - Hajax - Rawilf - IRINA - Herjo no tafiditra amzay.andrinoa>>afaka manao manager ian za ra zay tena tinla fa lisan pilote e, itady spons milay za d amzay ts mataotra budget tsun Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
NORIZA 0 Posté(e) le 3 novembre 2012 ok zala a! aleo aloha samy milaza ny point de vue eto daholo ny rehetra dia afaka mandravona azy ao @ Bonne Appétit @ farany,sinon karl afaka miakatra fa iza no hatao manager ao?sa hataon'i Hents manager virtuel ny ligue2? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 3 novembre 2012 azo atao zan normalement k, za ian no manager fa ts pilote ao futsn.ar aon oun mba hevitr' Rarini sy JESUS4life amn 2013???? aiz lisan zalà to ts mamal mits a???? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
karlwelson 0 Posté(e) le 5 novembre 2012 Salut daholo aloha . Dia misaotra mijery ny points des pilotes L1 et L2. Somary mazana aloha ny hanao par semaine fa hiezaka . ka na L1 na L2 aho dia mitovy foana ny disponibilité. Tsy maninona raha hiakatra L1 . Patrick mety hanana fahasahiranana ka aleo izy hijanona L2. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 5 novembre 2012 Mety misy nouveaux pilotes tsika 2012 dia ampidirina ligue 2 ry zalah ka. Amilo manokana dia ny tena olana dia izaho tsy misy volant atramin'izao ka dia mitady spons. mafy mba hitondrana vokatra tsara atrany ho an'i team pour 2013.Ny disponibilité ko mbola point d'interrogation b satria ilay manenjika WRC, VMRC, IRC dia mbola hisy ERC indray ko dia tena loza fa asio mits ilay fivoriana ary e.Convokena daholo ny membre mbo anome sosokevitra, rawilf ataovy mody aty dago klo e... D i rarini sy i jesus4life ko,zay zalaha a.... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
NORIZA 0 Posté(e) le 5 novembre 2012 Rarini efa nametraka démission fa tsy afaka hanao intsony hono Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 6 novembre 2012 mafinaritra mintsy refa mba mitafatafa otr'izao isika na dia ato fotsiny aza Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 6 novembre 2012 IRINA>>> leo makaty amna nga ela????? amn herintaona rallye 3 no base fa diso nen Irina, IRC lasa inclus anat ERC,Ny mba fangatahana avy aty amko d mba ajan ny RPR sasany ny resaka vehivavy tsara sy vodivodina fa nanimba perf b tamty taona ity tokon grand champion mits saing indrisy, farafaratsn mba ahena ra tena ts zaka Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 6 novembre 2012 Inn lty zany resaka zany ry hentsrana fa tena tsy arakay lety a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 6 novembre 2012 Smam a écrit:Inn lty zany resaka zany ry hentsrana fa tena tsy arakay lety a itanla eo ian Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
NORIZA 0 Posté(e) le 7 novembre 2012 Hors sujet izy izany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 7 novembre 2012 vao manomboka miresaka daholo ny ol d ny an'i ra hents hors sujet sahady Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 7 novembre 2012 k ze anatsara ny saison 2013 nge no atao eto e azafad ar e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
alexwelson 0 Posté(e) le 8 novembre 2012 Salut daholo isika Team!Rehefa nieritreritra sy nandinika kely aho dia tapa-kevitra fa tsy handray anjara intsony amin'ny RSRBR. Ny antony dia tsy arako intsony fa mi-stress be ahy ka mangataka tso-drano aminareo aho hijanona.Malahelo aho hisaraka aminareo kanefa hitako fa tsy ho vitako araky ny eritreretako azy intsony ilay izy.Izay ry zalahy fa dia mazotoa daholo ianareo.Alexwelson. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 8 novembre 2012 fa aon alex ????? sod mis hevitra ian, ts milay le mifandao an??? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 8 novembre 2012 Aza atao an'zany ry Alex a. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 9 novembre 2012 Manamaivana ny stress ra alex dia aleo ny manche V-MRC ihany no atao raha izany an.Sady mbolà mila Mpamily 2RM foana isika RPR anatevin-daharana @ 2013.Tsy d'accord izahay ra-alex an... Andao tohizina ny fiarahana fa aiz zany. Sady oatrany misy indray ilay propuls nge @ 2013 e raha tsy diso aho. Any efa anjakanao tanteraka ny taranja... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 9 novembre 2012 tonton Alex a!!! tsy mety zany miabandonne izany e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Herjo 0 Posté(e) le 12 novembre 2012 Salut daholo an!Za perso mazoto @ WRC pour saison prochaine.Par contre, tena otran'ny tsy hanao V-MRC tsony aloha fa tena misy fotoana tsy tratra le izy de manjary lasa pression be de vao maika tsy mety an. Tsy azoko kou le calendrier V-MRC mifanindry @ WRC sachant hoe samy rallye lava reo. Bref, zay aloha zany ny avis-ko.Mazotoa daholo. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 12 novembre 2012 Herjo a écrit:Salut daholo an!Za perso mazoto @ WRC pour saison prochaine.Par contre, tena otran'ny tsy hanao V-MRC tsony aloha fa tena misy fotoana tsy tratra le izy de manjary lasa pression be de vao maika tsy mety an. Tsy azoko kou le calendrier V-MRC mifanindry @ WRC sachant hoe samy rallye lava reo. Bref, zay aloha zany ny avis-ko.Mazotoa daholo.WRC elà f lany k, enganie tsik ahazo team anak2 futsn d mba manao daol.ity zao ny calendrier 2013 antsika any, tamnty 2012 ty zao ts nitov tamn WRC reel ko ny calendrier sasany WRC, donc tena sarotraRallye Rond Point Racing Week 9Rallye SO6 Week 15Rallye ASACM Week 20Rallye de l’Indépendance Week 26Rallye Tamatave Week 29Rallye TOTAL FMMSAM Week 38Rallye International de Madagascar Week 41Rallye ASA TANA Week 45Rallye VRC Week 49tkn manao VMRC ian alo elà, d CONTEST ko, tsik vitsy no sad mila pilote mande b otranla Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 12 novembre 2012 zay mits lesy ra Herjo a. Aza atao woe pression ilay V-Mrc fa ataovy otran'ialahy mi-courrir en WRC ihany io.Ny contest, raha tena tsy hafaka tsy koi, fa ny en ligne any antrano nge manana une semaine atrany ialahy mamita azy e. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 13 novembre 2012 Ity zala no calendrier provisoire ao amn 2013, suivant calendrier reel.Calendrier Provisoire 2013ERC Jänner Rally Week 1WRC Monté Carlo Week 3ERC Winter Rallye Week 5WRC Suède Week 6VMRC Rallye Rond Point Racing Week 9WRC Mexique Week 10ERC Circuit of Ireland Week 13VMRC Rallye SO6 Week 15WRC Portugal Week 15ERC Açores Week 17WRC Argentine Week 18VMRC Rallye ASACM Week 20ERC Tour de Corse Week 20WRC Grèce Week 22ERC Croatie Week 23WRC Italie Week 25VMRC Rallye de l’Indépendance Week 26ERC Ypres Week 26VMRC Rallye Tamatave Week 29WRC Finlande Week 31WRC Allemagne Week 34ERC Barum Rally Week 35WRC Australie Week 37VMRC Rallye TOTAL FMMSAM Week 38WRC France Week 40VMRC RIM Week 41ERC SanRemo Week 41WRC Espagne Week 43VMRC Rallye ASA TANA Week 45ERC Valais Week 45WRC Grande Bretagne Week 46VMRC Rallye VRC Week 49Atreto alo zan d ts mis problem ny WRC sy VMRC fa in-1 ian no mifanindry, ny ERC kos tena gaigy ra lava b fa in 4 mifanindry amn VMRCSamy mijer ze mety amn zan, nena alo d ataok any daol e, prio futsn ny VMRC d aveo WRC, ny ERC miankina amn fotoana fa iezaka ny anao team officiel ian Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rawilf 0 Posté(e) le 13 novembre 2012 Ny ahy ry zalà le VMRC sy WRC iany ngamba no afaka ataoko. Afaka manao contest ko ra azo atao (en ligne a!). Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hajax 0 Posté(e) le 14 novembre 2012 Za mbola mazoto fa ny WRC sy VMRC no tena hiezahana ho présent fona. Ny contest raha sendra libre fotsiny fa efa resérvé ho am fijerena rallye réel ny faux malade sy repos ary congé. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
NORIZA 0 Posté(e) le 4 janvier 2013 Mr le manager mba hiangaviana mba hanao skin ny daba RPR pour 2013 azafady,(ohatra NORIZA DS3,Herzo Polo sns....)Dia mba misy mangataka ny momba ny point mety ho azon'ny fiara tsirairay par rapport @ stable toy ilay résumé t@ herintaona iny. misaotra mialoha e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 6 janvier 2013 ok, voray fangatahanafa mis afaka mandef le resume tamn 2012 v alo atao base fa tsitako mits le tato amko, d ataok màj futsn in. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 11 janvier 2013 Salut daol,F vita zan fivoriana fa d misaraka daol ny groupe amn ty 2013 tyS2000 / RRC / R4 / M / N / 2RM-1.6 / 2RM+1.6mila atao aingana ian le fizarana fa otrana mants zao mety ts maints miova daba d vo manavao mitsaleo zan alo sam mandef ny choix groupe eto e, mba we 2 choix d mba ita eo ze andaminana azynena alo zan1er choix : RRC2e choix : R4 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
RAZO 0 Posté(e) le 12 janvier 2013 Salut Zala 1ére choix : RRC2éme choix : S2000Répartition contest sy vmrc ve ilay izy? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 12 janvier 2013 sad VMRC ian no contest f aafaka miova zan entre an'izy roaLaza f confirmé amn en ligne fa R4 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
NORIZA 0 Posté(e) le 12 janvier 2013 Sali daholo efa marobe ireo groupe ireo ka dia samia mifidy izay mety @ fotsiny dia mba miezaka tafiditra podium @ izay groupe nosafidianany,sinon ny ahy aloha izany DS3 RRC no safidiko @ ity championnat 2013 ity dia hiezaka fotsiny fa betsaka no efa fusé ao sa ahoana ry mr manager?Dia manentana ny rehetra mba handray anjara araka izay fahafahany mba tsy ho 4 na 5 fotsiny ny RPR mandray anjara nefa manomboka misy point Team @ ity saison ity.Dia manantena antsika vonona hiaro ny faneva Rond point Racing Team! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hajax 0 Posté(e) le 13 janvier 2013 za hijanona S2000 (207) am ty 2013 ty. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
RAZO 0 Posté(e) le 13 janvier 2013 za koa naman'y Hajax (s2000 pour 2013) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rawilf 0 Posté(e) le 13 janvier 2013 atr@zao alo zany d RRC ny 1er choix fa ny 2ème mbola tsy fantatra! mbola tsy nitsapa afa tsy RRC za atr@zao. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Herjo 0 Posté(e) le 13 janvier 2013 Tena hijanona S2000 ihany kou zah an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 14 janvier 2013 Résumé kel alo atreto araky ny resaka, ireo pilote izay f niconfirme, d ny () kos ireo pilote ze nametraka choix fa apetraka amna choix ra mety amn :RRC : Noriza / RawilfS2000 : Hajax / Razo / HerjoR4 : Laza / (entsRANA)N : (Smam)M : Irinahaja / (Andrinoa)2RM : steeverandriazao zan ra otra we repartissena tsar ny online Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 14 janvier 2013 Tairo fa hitondra grN aho rehefa tsisy candidat isika Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 15 janvier 2013 vita President a, mino za fa metimety ian, ary alaivo amzay io championnat io Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
NORIZA 0 Posté(e) le 16 janvier 2013 merci ela efa place aux jeunes izao fa ny senior aza efa nofoanana e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 16 janvier 2013 Tena mahay mits io preparteur antsika io an.. Hents' PREPA no tokony ho soratana eo, ngeda b... lol Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 16 janvier 2013 "hents PROD with god "no tokony apetaka eo lesy henintsoa a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 16 janvier 2013 miditra salle ndray alo evo9 grA Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rawilf 0 Posté(e) le 16 janvier 2013 NORIZA a écrit:merci ela efa place au jeune izao fa ny senior aza efa nofoanana e!tadiavin'ry zalà andé retraite saad nga i Loeb le! Zay maka anlà foana e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 17 janvier 2013 Hents: efa inscrit @ live @zay aho, fa niova ny numero: 9896 Smam Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 17 janvier 2013 Smam a écrit:Hents: efa inscrit @ live @zay aho, fa niova ny numero: 9896 Smammamerena ela miconfirme ar, d aza adino manao à jour profil ela ao amn forum rallyesimCONFIRMATION SMAM Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 17 janvier 2013 entsRANA a écrit:Smam a écrit:Hents: efa inscrit @ live @zay aho, fa niova ny numero: 9896 Smammamerena ela miconfirme ar, d aza adino manao à jour profil ela ao amn forum rallyesimCONFIRMATION SMAMZay fa vitakoMerci lesy e, de rehefa mba malalaka de aza adino koa lesy ny mampiditra garage le sub N14 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 17 janvier 2013 Smam a écrit:entsRANA a écrit:Smam a écrit:Hents: efa inscrit @ live @zay aho, fa niova ny numero: 9896 Smammamerena ela miconfirme ar, d aza adino manao à jour profil ela ao amn forum rallyesimCONFIRMATION SMAMZay fa vitakoMerci lesy e, de rehefa mba malalaka de aza adino koa lesy ny mampiditra garage le sub N14Ok Smam, ampidiriko mits k Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites