Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
entsRANA

logo RPR

Messages recommandés

ireto mis anankiroa nataok alo zalà d amboarina tsikelkel eo, na ra mait idée za d mandef afa mits, fa aleo ze vita amn'ity semaine ty o ataontsika, le ray idée-ako perso fa nalefak ian




Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Masaka be daholo fa raha tsy maintsy mifidy de aleo le 2eme raha zaho

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Za koa maka le 2ème clap
Milay leisy izy zany fa tena misaotra anla ra-Hentsrana a!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

je vote pour le deuxiéme cheers sinon raha mbola misy hafa dia afaka misafidy tsara en tout cas Bravo clap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
clap za kou maka an'lé 2ème an


Bravo et merci Hentsrana prier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Misaotra zalà a, mbol mahazo mamorona ian alo fa le fotoana no ts d mis fa ra sendra mahavita za d alefako eto ian , fa aleo ze safidy amn'ity semaine ity no raisina fa mbola anao le certificat sy baniere.
in mo nefarana le anaran'ny team teo???? varatraza sy M'lay ????

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ary anga tsy nisy PV kely à l'issue de la réunion de dimanche dernier?
Je sais que les absents ont toujours tords.
Fa raha ny fahazoko azy dia nisy hevitra banière sy logo sy anarana team ny resaka.

Milay ny logo ka. Na ilay 1 na ilay faha2.
Un petit panchant pour le 2 parceque ça fait relook pour la saison 2011.

Je trouve aussi intéressant de mettre sur les certificat des voitures qui courent en V-MRC en action ou en photos statiques en reprenant les meilleurs skin que les gars ont posté sur le forum.

Attention de ne pas oublié la porsche d'alex.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Manao ahoana daholo aloha eh!
Misaotra anao aloha ry Hentsrana namorona ireo Logos roa ireo fa samy tsara.
Tsy maintsy misafidy moa ka raha ny tiako dia ilay voalohany satria manakaiky kokoa ilay teo aloha no sady manana ny "Originalité". Ilay faharoa mantsy dia ohatran'ny fahita matetika. Hevitro ihany io fa ny lanin'ny besinimaro ihany.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Manao ahoana daholo . Misaotra an' Hentsrana nanao modifications Logo. Rehefa nodinihiko dia: Ilay Numéro 1 (un) no manasongadina ilay niantombohan' izany atoa hoe Rond Point izany. Lavalava ny historique.

Points POSITIFS :
- Mampiseho ny maha fiara
- Mazava ny volant sy compte tours
- Manakaiky ny logo izay efa nilofosana volana maromaro
- Tena d'ORIGINE . izany hoe tsy Kité(mora lany manja ny Kité)

Points A AMELIORER:
- Trop misongadina ny soratra RPR : lasa ny RPR no fantatry ny olona fa tsy ny ROND POINT
- Mila hasongadina ny Rond Point Racing


SUGGESTIONS:
- Hatao misongadina ny soratra Rond Point Racing
- Hatao manify ny lettres RPR
- Ny Volant atao Rouge fa ny trois branches atao gris
- Ny moyeu volant atao noir
- Atao Rouge +++ ny zone rouge

CONCLUSION:
Efa t@ taona 1978 no tianay nasongadina ny fitiavana fiara d'origine teo @ Rond Point . Amin'ny taona manaraka azo ovana ny dessin voiture azo atao 203 na 504 na Subaru ...Manantena ny rehetra mba hahazo ny tiako ambara . Améliorena kely ny Logo n°1 fa io no Base niaingana . Merci de votre compréhension.

Karlwelson.

Hentsrana , rehefa hanao ny amélioration ianao dia mba te hanampy anao aho: 032 02 237 27. Misaotra betsaka.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Petite suggestion à propos des Logos:
Tourner l'avant de la caisse vers la droite, peu importe le logo, comme ca, on dirait que la caisse avance mais ne recule pas
Cela reste une simple suggéstion mais pour ma part, je trouve les 2 déjà tres jolis clap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut daolo an!!
niy hana manokana aloha d ilay voalohany no tiako fa lay tomobilina fotsiny no tokony alefa mitodika mande, de izay no tolo-kevitra avaty amiko!!
ok daolo de prochain rallye ndrai mihona!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ALEO ASIANA RECAP KELY ARY DIA TAPAHINA ALOHAN'NY ALAROBIA IZAO ILAY LOGO DIA MBA MANANA FOTOANA HI-FINALISER-NA AZY HENTSRANA

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ok!!!voray daol fa recapitulen kel marn zalà d amboariko d finalisena avant mercredi fa za ko somary b b asa kel a

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

rehefa nandinika ny commentaire ny tsirairay za d inty ndray alo no vitako , mino za fa f akaik izay mety (Fiesta WRC no base)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Za manokana alou afa-po @ ty farany ty an!

clapclapclap Hentsrana ... tena miaiky za @ lé inspiration.

Mino aho fa tokony ho tapaky ny be sy ny maro io an!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ataovy ny sondage ary e. ok koa aho @le 3eme logo. merci Hentsrana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
milay letsy io fa samia miteny ny heviny haingana daholo e sinon ilay faha2 afaka ataon'ialhy fond @ ilay diplome koa an!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

misaotra tompoko cheerscheerscheers
miandry ny hevtr karlwelson alo zan e

karlwelson>>>> miala tsiny ra ts tafiants anao fa ref sendra mis kreno kel za d manao leiz d tsitak ze fomba iantsona anao , sad matetika amn al b za vo malalak

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bonsoir Henintsoa , tena faly tokoa aho sy Steeve nahita ilay Logo n°3. Misaotra nanaraka ny Suggestions avec tes modifications . Merci . Tsara io. Aza kitihina intsony fa sao lasa be haingony dia lasa ratsy . Bye dance

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
karlwelson a écrit:
Bonsoir Henintsoa , tena faly tokoa aho sy Steeve nahita ilay Logo n°3. Misaotra nanaraka ny Suggestions avec tes modifications . Merci . Tsara io. Aza kitihina intsony fa sao lasa be haingony dia lasa ratsy . Bye dance


Mafinaritra rehefa mahafapoa ny tsirairay e cheerscheerscheers
iza mo zan sisa no ts nandef ny heviny sa tng d f io zan d afak manambotr le certificat sns... amzay

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sali Hentsrana,mba andefaso ny fichier io logo io ary ny membre rehetra dia afaka ovaina @izay ny avatar RPR rehetra sady koa mila original an'io pour éventuel commande autocollant sa misy mahita manao??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
NORIZA a écrit:
Sali Hentsrana,mba andefaso ny fichier io logo io ary ny membre rehetra dia afaka ovaina @izay ny avatar RPR rehetra sady koa mila original an'io pour éventuel commande autocollant sa misy mahita manao??


ok, tng d alefako eto ny avatar androan d sam maka eto futsn, d le original alefak mail any am noriza.

ts le any amn jackpot ian v no tsara le autocollant, za mahita mants fa lafobe no sad ts transparent fa blanc, 3000 ar ny A4, ary le chemise na teeshirt ko tsara jerena ian fa manakaiky ny contest.

fir dimension anle banniere atao d iza ian no niafaran le anaranle team tsirairay????

certificat tng d ho ataok, ny skin ko mbola ovaina kel zan fa alefako eto ian ze vita

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
merci letsy a! ny dimension certificat A4 ,ny baniére angamba Irina no tsara manome ny détail fa ny anarana ilay hoe VARATRA sy MILAY angamba no tapaka teo,miandry ny mail aho dia hi-contacter an'i Zandrykely

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
merci letsy a! ny dimension certificat A4 ,ny baniére angamba Irina no tsara manome ny détail fa ny anarana ilay hoe VARATRA sy MILAY angamba no tapaka teo,miandry ny mail aho dia hi-contacter an'i Zandrykely

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
NORIZA a écrit:
merci letsy a! ny dimension certificat A4 ,ny baniére angamba Irina no tsara manome ny détail fa ny anarana ilay hoe VARATRA sy MILAY angamba no tapaka teo,miandry ny mail aho dia hi-contacter an'i Zandrykely


f nalefako le mail an, sa ts le we z.rino ... in????

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ty lesy ny dimension Bannière 500 x 100 pixels

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Merci ! milay be e! sady lasa WRC zany mihintsy lay carica! ary tokony soloina ny any sasany fa lasa mifanena isika e!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
djian a écrit:
Merci ! milay be e! sady lasa WRC zany mihintsy lay carica! ary tokony soloina ny any sasany fa lasa mifanena isika e!!

Zay vao face to face eo @ rond point daholo isika lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ireto le baniere zala ramety a, akotrn ny anaran mo d nafamadiko le couleur le habillage sy le languette kel na couleur eo amn sisin ambony droite io, mba anavahana kel le iz



Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ary sao de mba asina fond kely lesy le fotsifotsy io

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hentsrana a écrit:
ireto le baniere zala ramety a, akotrn ny anaran mo d nafamadiko le couleur le habillage sy le languette kel na couleur eo amn sisin ambony droite io, mba anavahana kel le iz





Pour ma part, otran'ireto voalohany ireto no milay an! Plus fluide je pense, et en plus représentatifs des couleurs du team.

Mais bon, zay tian'ny be sy ny maro ihany io.

En tous cas bravo Hetsrana prier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Finalement otran'ny tsy de milay le misy fond a. Na le fond no mila ovana na ajanona @zao. Ny hevitry ny hafa fa mila manapaka isika

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
degan b zan manao fond leiz satria sur base na blanc le logo d tsitak mits ze anaovan azy, na ra mis mahita hevira d alefaso, entretemps alo jereko ian, fa aleo validena amn'ity semaine ty

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ity ny certificat zalà a, asivo feedback

base ity fa ny mivoa d ireto arak ny classement :
- lokon soratra 1er
- logo constructeur
- sary voiture rallye

pour rallye manimanitra = soratra rallye manimanitra en bleu RPR

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
milay letsy a! tonga dia mety io,ary mety kosa ilay fond foncé @ logo an,bleu izao no itako mivoaka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ary aona ra atao doré le "1er", argenté le "2ème" ary bronze le "3ème"?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hajax a écrit:
ary aona ra atao doré le "1er", argenté le "2ème" ary bronze le "3ème"?

zay mits ko no ertrertro d le ambiny atao balanc futsn ny 4 5

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Beau travail hents.
Ny soucis ko fotsiny, tsy mi-poser blèm v io fond noir io à l'impression?
Sa tondé carton noir ny fond?

herjo> Raha tsy mahazo ialay dia hovay @ photoshop ilay modèle nataon'i hents dia soloina hoe herjo i beelabba dia c'est joué. lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Quelques rectifications à faire sur le certificat et les étiket :

- faudra mettre les logos de chaque team participant aux manches V-MRC. ERT, VRC, T6, RPR. Les mettre à la place du grand logo RPR sur le certif. Mais on peut inscrire sous l'image ou sur l'image de la voiture, congratulated by RPR ou congratulations from RPR!

- sur les étiket, uniquement by RPR par exemple

- surtout il ne faudra pas que le destinataire puisse être confondu comme étant pilote de chez RPR

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...