focus11 0 Posté(e) le 20 décembre 2010 Soafikov a écrit:Pour 2011 zany dia efa voalaza etsy ambony fa dia efa lasa ny reglement sy roadbook online fa ny mbola tsy ampy zany dia :- ahoana ny gestion resultats, remise (cotisation, licence ???)- creation team gasy (, VRC, RPR sy tsara raha ohatra koa hatao hiaraharan'rehetra)hoan'Contest:- nifanaraka fa dia samy handray manche iray ny team rehetra dia organisation, cotisation, ets...- ahoana ny hevitr-tsika raha hosokafana grand public @ zay fa tsy mijanona @ passionné fotsiny . sokafana grand public ahoana moa zany?tsy azoko. hoe ny grand public mijery???sa hoe grand public koa milalao????? raha lay mijery aloha dia amiko oe...tsy tokony hisy olana fa dia ny toerana no mila atao mivelatra tsara, pour pas hafana be ny mpilalao (na dia condition realistic anaty cockpit aza zany ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 21 décembre 2010 nisy le proposition Beels hoe ao @ cemes betongolo manao contest dia malalaka kokoa. tokony dinihina iany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ChrisJones 0 Posté(e) le 21 décembre 2010 Citation :+1 @ lé ouverture pour grand public mijery ou milalao!!!!Be dia b ny bandy mbola underground any!!!D mbô asio réalisticMisy bug na nisy bandy nikitika ty post ty an!!! d nampian lery an ty ambany ty lé iz!!!! hangatahana ny tompon'andraikitra mba hanome fanazavana fanampiny @ zao fisian'ny bandy manovanova zavatra zao nefa ny tenanay tsy niteny ratsy na hoe nanaratsy olona!!! realistic addict !!!! ouverture grand public = milalao ka !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
focus11 0 Posté(e) le 21 décembre 2010 efa modéré nga izy zany fa tsy hitako lay teny ratsy. lay mode realistiq aleho ny condition anaty salle ihany (son anaty casque mafy b sy ny hafanana) fa ny jeu aleo lay mahazatra ihany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ChrisJones 0 Posté(e) le 22 décembre 2010 focus a écrit: efa modéré nga izy zany fa tsy hitako lay teny ratsy. lay mode realistiq aleho ny condition anaty salle ihany (son anaty casque mafy b sy ny hafanana) fa ny jeu aleo lay mahazatra ihany Lé ao anaty citation io ihany no mba "sira" nataoko d nisy nanova nampiany an lé ao ambany lé flêche io!!! Tsy manina lé nosoratany fa lé fomba hoe manam-pahefana kely d manova poste n'olona tsy ankiteny no Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rirymaster 0 Posté(e) le 22 décembre 2010 POUR RAPPELRallyesim a besoin de dons: * Des dons pour payer quoi ? - Serveur du forum 120€/an (Hosteur : Infomaniak)- Serveur du Live495€/an (Hosteur : Ikoula)- Serveur TS65€/an (Hosteur : TSCAST)_______soit un total de :660€ / an minimumA ce tarif là, sans vos dons, rallyesim n'existerait plus, alors continuez à nous aider !! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 22 décembre 2010 Citation :Hatreto koa dia Audi ny fiara 2011 raha gravel Tena sarotra be lay mitondra an'ilay S3 an!Mety tsy réglé tsara ngamba! Zay zany ra hanao contest dia personnellement tsy tianay lay misy public fa vô maika misy pression! mais bon on est là pour vulgariser ce sport (ou loisir? ) donc le plus de public possible serait le mieux! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
focus11 0 Posté(e) le 25 décembre 2010 ChrisJones a écrit:focus a écrit: efa modéré nga izy zany fa tsy hitako lay teny ratsy. lay mode realistiq aleho ny condition anaty salle ihany (son anaty casque mafy b sy ny hafanana) fa ny jeu aleo lay mahazatra ihany Lé ao anaty citation io ihany no mba "sira" nataoko d nisy nanova nampiany an lé ao ambany lé flêche io!!! Tsy manina lé nosoratany fa lé fomba hoe manam-pahefana kely d manova poste n'olona tsy ankiteny no ah dakor, je comprendsdon't be lag, take it easy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 25 décembre 2010 Citation :don't be lag Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 27 décembre 2010 Annonce création Ecurie pour 2011 => ICI Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 28 décembre 2010 Ny écuries ve misy mbola libre am zao sady mbola tsy inscrit am live2011 zay atram zao fa mbola tsy nisy fotoana pour download.. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 28 décembre 2010 M.n.R a écrit:Ny écuries ve misy mbola libre am zao sady mbola tsy inscrit am live2011 zay atram zao fa mbola tsy nisy fotoana pour download.. Mbola libre tsara miitsty kah!! raha manana olana amin'ny download ialahy dia afaka mifanampy tsara miitsy!! fa tonga dia hi reserver na toerana iray izany a! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 28 décembre 2010 emsics a écrit:M.n.R a écrit:Ny écuries ve misy mbola libre am zao sady mbola tsy inscrit am live2011 zay atram zao fa mbola tsy nisy fotoana pour download.. Mbola libre tsara miitsty kah!! raha manana olana amin'ny download ialahy dia afaka mifanampy tsara miitsy!! fa tonga dia hi reserver na toerana iray izany a!normalement za rahatoandro dia efa midownload..tokony OK zany io d'ici demain!ie hi-reserveo zany e!merci e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
focus11 0 Posté(e) le 28 décembre 2010 za koa hiréserver-na toerana anakiray raha mbola malalaka azafady Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 29 décembre 2010 ilay izy zany dia marina fa lalao ity atao ity kanefa dia tsara izany raha efa mi-s'engage pour rouler pour un team dia tena hatao matotra tsara ny fandraisana anjara naha tsy dia hoe tafiakatra any @ podium fa any @ resaka regularité sy assiduité noho hahazahona point ... ary koa ny fifidianana ny classe sy GR mety hahazahona point ...Ny tenako dia vonona hi intégré ekipa gasy aloha fa tsara raha vita alohan' debut saison ny team satria mba asiana strategie kely (io ny manager noho tsy maintsy manentana @ io) ... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 29 décembre 2010 Soafikov a écrit:ilay izy zany dia marina fa lalao ity atao ity kanefa dia tsara izany raha efa mi-s'engage pour rouler pour un team dia tena hatao matotra tsara ny fandraisana anjara naha tsy dia hoe tafiakatra any @ podium fa any @ resaka regularité sy assiduité noho hahazahona point ... ary koa ny fifidianana ny classe sy GR mety hahazahona point ...Ny tenako dia vonona hi intégré ekipa gasy aloha fa tsara raha vita alohan' debut saison ny team satria mba asiana strategie kely (io ny manager noho tsy maintsy manentana @ io) ...efa misy fikarakara an'izay ato a! => http://www.mrallye.com/t1593-recrutement-ecurie-team-so6-2011 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 31 décembre 2010 Fanadramana kelyMADAGASCAR RALLY CHAMPIONSHIPFIADIANA NY TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA AMIN’NY RALLYE TENY FAMPIDIRANA• Fifaninana karakarain’i BeelabbaFandaharam-potoana savaravina• Rallye « Lohataona » ======> 31 janvier – 06 février 2011 • Rallye « Manimanitra » ======> 04 – 10 avril 2011• Rallye « Tsy mitsitsy ======> 09 - 15 mai 2011• Rallye « Herika » ======> 13 - 19 juin 2011• Rallye « Tanamasoandro » ======> 11 - 17 juillet 2011• Rallye « Raikitra » ======> 19 - 25 septembre 2011• Rallye « Kotroka » ======> 24 - 30 octobre 2011• Rallye « Asio » ======> 21 - 27 novembre 2011• Rallye « Gidraka » ======> 05 – 11 décembre 2011 Jereo ny fandaharam-potoana ankapobeny RallyesimFISORATANA ANARANATsy misy fepetra fisoratana anarana manokana takiana. Ny fisafidianana ny fiara mifandraika amin’ny fiadiana tompondaka safidiana ao anatin’ny fizarana milaza ny momba ny mpanamory ‘’Profil pilote’’ dia midika ho fandraisana anjara amin’ny dingana amin’io fiadiana tompondaka io.FIZOTRAN’NY FIFANINANANAAmpiharina ny fepetra voalaza manomboka eo amin’ny andininy faha 4 ao amin’ny fitsipika ankapobeny RallyesimSpécificités• Sedra manokana (spéciales) 12 raha kely indrindra ary 24 raha be indrindra no mandrafitra ny boky torolalana (roadbook) isaky ny dingana iray• Azo atao ny mampiasa “pays RBR” samy hafa• Ny « assistances » dia azo atao isaky ny sedra manokana 2 na 3 na 4 mifandraika amin’ny fifaninana tena izyFAHASIMBANA EO AMIN’NY FIARANy mety fahasimbana eo amin’ny fiara dia ferna ho eo amin’ny « Reduced ».Misy sazy 3 minitra ampiharina isaky ny sedra manokana tsy vita na tsyn nizorana.SARY FAMERENANA• Ny mpifaninana dis tsy maintsy mandrakitra Ny sary famerenana « replay » amin’ny rallye, ny tondro anarana html et 7z ary mitahiry izany mandritra ny 3 herinandro.• Hivoaka 2 herinandro mialoha ny fifaninana ny boky torolalanaFIARA EKENA HANDRAY ANJARA• Vondrona A • A7k / A7 / A6k / A6 / A5k / A5• Vondrona S2000• Vondrona N• Vondrona R• Vondrona F2000• Vondrona GT• Vondrona VHCMisy fihantsiana / amboara telo : • Pro’pulse (Ireo fiara rehetra sarihin’ny kodiarana 2 aoriana eken’ny fitsipika). Ekena ihany koa ny fiara amin’ireto vondrona ireto :• Vondrona H2RM (Ireo fiara rehetra sarihin’ny kodiarana 2 aloha, eken’ny fitsipika)• Mpanamory Malagasy (tsy anavahana vondrona na kilasy)FIOVANA FIARAFerana ho 3 ny fahazoana manova fiara mandritra ny taonaNy fiovana vondrona na/sy kilasy dia mitarika avy hatrany ny fampiatoana ny fanambarana ny isa azo amin’ny vondrona na kilasy teo aloha. Voatahiry hatrany isa tamin’ny vondrona na/sy kilsay teo aloha saingy ao amin’ny vondrona sy/na kilasy mifandraika amin’ny fiarany vaovao indray ny mpanamory no mahazo isaFILAHARANA• Filaharana ankapobeny• Fiara rehetra• Filaharana isaky ny vondrona• A / N / GT / F2000 / VHC• Filaharana isaky ny kilasy• A8 / A7k / A7 / A6k / A6 / A5k / A5 / R3 / R2 / N4 / N3 / N2 / N1 / F2000/14 / F2000/13 / F2000/12• Filaharana 2 RM• Ho an’ny fiara rehetra 2RM FWD• Filaharana Pro’pulse• Ho an’ny fiara rehetra 2RM RWD• Filaharana Mpanamory Malagasy• Ho an’ny Mpanamory Malagasy rehetraToerana Isa1 252 183 154 125 106 87 68 49 210 1• Filaharana Ecurie, carrière et Rallyesim.• Jereo ny fitsipika ankapobeny Rallyesim Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 31 décembre 2010 Adino kely ilay filaharana isak'i ny vondrona S2000 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 31 décembre 2010 dia ohatran'lasa miverina koa ny A8 ao @ filaharana Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rdrazafimbelo 0 Posté(e) le 2 janvier 2011 donc afaka mitondra GrA ihany zany zay t hitondra? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rirymaster 0 Posté(e) le 3 janvier 2011 rdrazafimbelo a écrit:donc afaka mitondra GrA ihany zany zay t hitondra?Tokony efa rectifié io fa tsy afaka hitondra A8 intsony @ Championnat V-MRC Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rdrazafimbelo 0 Posté(e) le 3 janvier 2011 Fa inona no tena marina eh? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 3 janvier 2011 La vérité est ici: http://www.rallyesim.fr/Reglements-2011/MRC/MRC.fr.htmIl n'y a plus de A8 en 2011, je l'ai repeté plusieurs fois. Mais dans classements, vous trouverez encore A8, c'est une erreur qui sera corrigé.Merci Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 3 janvier 2011 efa miditra ity ny taona vao² koa mila halefa @ izay ny "cotisation" tsika hiditra membre rallyesim !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rirymaster 0 Posté(e) le 3 janvier 2011 Soafikov a écrit:efa miditra ity ny taona vao² koa mila halefa @ izay ny "cotisation" tsika hiditra membre rallyesim !!! sady za efa te -hizesta hoe misy Etoile kely eo @ Pseudo-ko rehefa connecté za Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 3 janvier 2011 atao collectif zany izy io an?sa zay afaka manao direct dia manao? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rirymaster 0 Posté(e) le 4 janvier 2011 M.n.R a écrit:atao collectif zany izy io an?sa zay afaka manao direct dia manao?Ra manana Compte Paypal elà de tsy maninona fa tonga de ataovy satria Radizina irery no fantatray manana zao de miandry an'lery zahay hanaovana le payement Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 4 janvier 2011 Tena mbola tsisy S indray ao izao fa miandry kely Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
r@loum 0 Posté(e) le 4 janvier 2011 thomas_radstrom a écrit:Tena mbola tsisy S indray ao izao fa miandry kely Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 4 janvier 2011 Concernant le règlement du championnat VMRC 2011, il n'y a pas de grandes nouveautés , mais je vous invite à lire le présent règlement >>> Icisurtout bien lire 4.2>> Comportement rallystique4.3 >>> reglages des voitures rsrbr8.4.4>> send timesets ....car le reglement rallyesim sera appliqué à la lettre et donc toutes sanctions et déclassements rallysim seront appliqués au VRMC 2011 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 4 janvier 2011 Betsaka tamintsika no voan'ty problème ty rehefa controlé ka naveriko eto mitsy le izy mba itandremana tsara4.3 – Réglages des voitures RSRBR · Chaque voiture présente dans RSRBR possède ses propres « physics ». Certains organes comme les tableaux et couples différentiels, barres anti-roulis peuvent être limités, voir verrouillés. Ces verrous peuvent être différents selon les mods et voitures utilisés. Veillez à ne pas outrepasser ces blocages. Pour se faire, le plus sûr est de régler une voiture en partant des réglages par défaut imposés par chaque mod et chaque voiture. · Toutefois veillez à faire attention lors de chaque « update » obligatoire (mandatory). Une notification sur le contenu apparaît lors de son installation, vous mettant en garde sur les physics ayant subis des modifications. Dans ce cas, il est vivement recommandé de ne plus utiliser les réglages (setups) préalablement établis, car ceux-ci pourraient devenir frauduleux, et amener à des situations déplaisantes en cas de contrôle. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 11 janvier 2011 à tous les teams virtuelsUne reunion pour la preparation du championnat contest 2011 aura lieu le 22 janvier 2011 au Tana Beach Ambohibao de 8h30 à 10 h (tsy diso) donc aza adino ny mandefa solotena 3 maximums Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
NORIZA 0 Posté(e) le 11 janvier 2011 Soafikov a écrit:à tous les teams virtuelsUne reunion pour la preparation du championnat contest 2011 aura lieu le 22 janvier 2011 au Tana Beach Ambohibao de 8h30 à 10 h (tsy diso) donc aza adino ny mandefa solotena 3 maximums Ok chef bien noté Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 24 janvier 2011 Voila le calendrier VMRC 2011:calendrier 2011 à lire attentivement Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 25 janvier 2011 efa mivoaka ny choix MRC car ao amin'ny xi.rallyesimfanontaniana : f'angah moa tsy misy VHC Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 25 janvier 2011 satria moa nisy nitaraina fa tsy afaka mi download dia ity ny texte ooo !!!Championnat VRMC 2011 Les teams existants sont actuellement : VRC, Team So6, RPRT, Fmmsam Virtual Section et ERT.Dans le cadre du VMRC, aucune création de team ne sera acceptée, en raison de l’établissement d’un trophée de Teams. Tout concurrent souhaitant participer au VMRC se devra alors d’adhérer à ces Teams existants, ou de rouler en tant que concurrent privé.Répartition de l’organisation des rallyes online. Il y aura 9 rallyes online pour la saison 2011, dont l’organisation des remises de trophées se verra attribué aux teams existants, soit :- RPRT : Rallye Lohataona : 31 Janvier au 06 Février Rallye Manimanitra : 04 au 10 avril- Team so6· Rallye « Tsy mitsitsy ======> 09 - 15 mai 2011· Rallye « Herika » ======> 13 - 19 juin 2011- VRC· Rallye « Tanamasoandro » ======> 11 - 17 juillet 2011· Rallye « Raikitra » ======> 19 - 25 septembre 2011- FMMSAM Virtual Section· Rallye « Kotroka » ======> 24 - 30 octobre 2011· Rallye « Asio » ======> 21 - 27 novembre 2011- EAST RACING TAMA· Rallye « Gidraka » ======> 05 – 11 décembre 2011Organisation des remises de trophées :Coupes :Doivent être primés :Les 3 premiers au classement général- 1er du groupe S2000- 1er du groupe N4 - 1er de la catégorie 2RM- 1er de la catégorie Propulsion Chaque team organisateur des remises peut décider d’ajouter d’autres trophées en option (Ex : trophées scratch etc)La date et le lieu des remises ONLINE se feront lors des manches CONTEST. Montant des inscriptions :Chaque participant à la saison online devra s’acquitter de frais d’inscriptions s’élevant à Ar 50.000, avec possibilité de paiement en 2 fois, soit Ar 30.000 avant le 31 Janvier (Rallye Lohataona) et Ar 20.000 avant fin Juin.Les inscriptions se font au cyber Netbox Ambatomitsangana, où un formulaire d’inscription sera rempli par le pilote, dont il recevra un reçu.La somme réunie de par les inscriptions servira à acheter les trophées.ORGANISATION GLOBALE DES RALLYES CONTESTLes manches du championnat Contest se dérouleront comme suit :- 23 Avril : Organisée par le Team so6- 18 Juin : Organisée par le team VRC- 23 Juillet : Organisée par le RPRT- 29 Octobre : Organisée par la FMMSAM Virtual Section- Décembre : Co-organisée par tous les teams (y compris l’ERT)Un cahier de charge mentionnant le deroulement standard des contest sera établi ainsi :- Chaque team devra former des équipes d’officiels qui officieront lors de manches- Le mode de calcul des temps sera standardisé et d’affichage- L’utilisation du serveur sera obligatoire (rsnetwork)- La remise des trophées par contest s’effectuera à la fin de journée Modalités d’inscription :L’inscription aux manches Contest s’élèvera à Ar 10.000 , avec la restauration en option (à fixer par le Team organisateur)3 - Trophées des teams :Un trophée des teams contest et un autre online sera instauré pour les championnats 2011. Une reglementation de l’attribution des points sera établie et sera communiqué très prochainement, où l’assiduité et la partcipation en masse des pilotes des teams sera avantagé par l’attribution de points.Les trophées seront remis aux teams ayant eu le plus de point autant en online et en contest, et le team ayant remporté 3 fois (même non consecutif) le trophée en aura la propriété.Une levée de fond sera fait pour financer ces deux trophées.4 -DONS rallyesim :En 2010, la communauté virtuel malgache avait fait un don collectif auprès de rallyesim pour aider celui-ci à payer les serveurs qui sont necessaire à la bonne marche du rallye online rallyesim. Par contre cette année, il a été décidé que chaque pilote malgache fera un don personnel qui lui permettra de devenir membre de l’association rallyesim. (montant minimum= 5€ soit envion 15.000 ar)5- Responsables :- Tresorier : Ratolojanahary Tahina(Bigbang) ..Netbox Ambatomitsangana- Responsable relation avec Rallyesim(organisation championnat VMRC): Razafindragato Rivo (beelabba)- Responsable de la relation avec rallyesim(concernant les bugs et pbs rencontrés lors des session VMRC) : Rajaofetra Mathieu (MNR) et Rajaonarivelo Sanjy (Soafikov)- Responsable resultats VMRC : Rakotomamonjy Irina (Irina RPR) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 25 janvier 2011 Misaotra ny mpikarakara eeee Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
H RAS 0 Posté(e) le 25 janvier 2011 Merci pour les détails d'informations Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 28 janvier 2011 Rappelà tous les pilotes du VMRC 2011Le passage au Cyber Net BOX Ambatomitsangana est obligatoire quelques soit le mode de paiement (paiement entière de la saison, en 2 tranches ou différé) car un formulaire d'inscription devra y être rempli avant le 30 janvier 2011merci à tous et bonne saisonSoaf Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
H RAS 0 Posté(e) le 29 janvier 2011 Ahoana mou zany ny fandehany raha en plein ES no tapaka ny jiro @ ty délestage Jirama ty? Sa tonga dé temps forfétaire ? dé on dit "Merci Jirama" Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
focus11 0 Posté(e) le 30 janvier 2011 les aléas de la mécanique no filaza azy @zay fotoana izay Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 31 janvier 2011 taloha nisy an lay pourcentage maximum parcouru..fa zao tsy haiko... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 31 janvier 2011 rehefa tsy tonga any @ faran'SS dia "considéré" comme retired dia plus que pour pleurer ...sady ny ss ao hafara rehetra dia mitovy @ zay !!! dia prochain leg manao "super rallye" fa refa dernière journée moa tsy misy tsony super rallye Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 31 janvier 2011 TROPHEE DES TEAMS ONLINErèglement officiell'idée essentiel du présent règlement est de favorisé la performance, bien sur, mais surtout une forte participation des pilotes issus des différents teams, ainsi que la perseverence.article 1 er :organisationPour le championnat online 2011, un "trophée des teams" sera disputé pendant les manches du VMRC online par les pilotes des teams Rond Point Racing, FMMSAM Virtual Rallye Team, Virtual Racing Club, East Racing Tama et le article 2obligations des participants- Le pilote doit être inscrit au championnat VMRC 2011- Pour pouvoir marquer des points les pilotes doivent être affiliés à l'un des 4 teams existants et le faire savoir à l'organisation lors de son inscription au championnat VMRC 2011- Tout transfert de pilotes ne sera pas valable en cours d'année, le pilote gardera donc son team d'origine pour une annéearticle 3mode de calcul des pointscalcul sur le classement général :1 er ........... 10 points2 ème ....... 8 points3 ème ....... 6 points4 ème ....... 4 points5 ème ....... 3 points6 ème ....... 2 points7 ème ....... 1 pointet aussi...... 1 point pour tous les pilotes des teams qui seront àl'arrivé (qui ne seront pas marqués DNF)Voilà, le présent règlement sera applicable à partir du rallye LohataonaMerci à tous et bonne saison 2011 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
focus11 0 Posté(e) le 31 janvier 2011 mitandrina tsara fotsiny dia efa 1 pt zany kleu, mba hisy chiffre zany @ty taona ty Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 31 janvier 2011 ce monde du virtuel devient vraiment grandiose!Merci aux têtes pensantes et aux organisateurs! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 2 février 2011 un point du règlement à méditerCitation :· 9.2 - Classement Ecuries Les écuries auront également leur classement. Il cumulera la totalité des points des pilotes de chaque écurie.Comme en 2010 chaque pilote pourra faire compter un rallye par semaine pour son écurie. Le mode de sélection sera le même que pour les carrières. Dernier délai, le dimanche avant les courses, mais une organisation au sein des écuries sera nécessaire, puisque chaque épreuve ne pourra compter que pour 3 pilotes. Si davantage de pilotes choisissent le même rallye au cours d’une semaine, seul les 3 meilleurs marqueurs de point seront retenus. Il ne sera pas possible de prendre par à d’autres rallyes écuries la même semaine pour les pilotes en surplus.Pour Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 4 février 2011 emsics a écrit:un point du règlement à méditerCitation :· 9.2 - Classement Ecuries Les écuries auront également leur classement. Il cumulera la totalité des points des pilotes de chaque écurie.Comme en 2010 chaque pilote pourra faire compter un rallye par semaine pour son écurie. Le mode de sélection sera le même que pour les carrières. Dernier délai, le dimanche avant les courses, mais une organisation au sein des écuries sera nécessaire, puisque chaque épreuve ne pourra compter que pour 3 pilotes. Si davantage de pilotes choisissent le même rallye au cours d’une semaine, seul les 3 meilleurs marqueurs de point seront retenus. Il ne sera pas possible de prendre par à d’autres rallyes écuries la même semaine pour les pilotes en surplus.Pour c'est vrai que ce point du règlement merite reflexion mais il y a des semaines ou vraiment c'est impossible de faire un choix car 1 seul rallye sort du lot (pour nous gasy)!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 4 février 2011 Donc après avoir séléctionné les 3 meilleurs marqueur, les autres ne peuvent plus se rabattre sur les autres rallyes de la semaine en plus???? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 4 février 2011 petite suggestionest-il possible de diviser la catégorie des 2RM ainsi que les S2000 et les Gr N pour les 4RM? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites