focus11 0 Posté(e) le 16 novembre 2010 Errorist a écrit:Betsaka angamba ny mahazo fafiny rehefa milalao na dia tsy eny ambonin'ny tableau aza +1000 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hajax 0 Posté(e) le 16 novembre 2010 am le reduit anie mba misy combat be hatram farany na dia manao touchette maromaro aza e. otran'ilay rallye réel asatana3 teo zao raha tsy ni-abondonne latvalaza sy le roi lion de combat be hatram farany ny 4RM. na ny mpandray anjara na ny mpijery dia mangitakitaka mitsy miandry resultat. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 16 novembre 2010 Mesdames et Messieurs, le bureau de vote est fermé et le résultat est le suivant:maintien des dégâts réduits en 2011Merci pour vos avis et votre participation à ce sondage. Je vous invite tous à venir participer à la session de ce soir en mode réaliste organisée par Errorist afin de vous faire une idée de ce que vous manquez ou de ce que vous avez évitez. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 16 novembre 2010 tsss tsy mety kosa zany ataonla zany ry errorist, tokony aloan'ny fifidianana ialahy no nanao séssion, zao zao lany ny Tsia mety betsaka manko no niova hevitra ra zay no nataonla Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 16 novembre 2010 Realistic alo no mba tena nirinay na mbola tsy dia maayary fa manaja ny safidin'ny maro e. tngv soa 2011 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 16 novembre 2010 Vive le NON pour nous les nouveaux ee!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 25 novembre 2010 Misy proposition fanampiny indray ry zalah ity pour 2011, ka mila ny hevitry ny tsirairay: pourke RSRBR 2011 soit tjrs aussi attrayant .Mba omena valisoa ireo zay tafiditra podium au classement général pour le championnat WRC satria nitondra avo ny sainantsika gasyManinona koa raha asiana Classement TEAM sur le championnat V-MRC ny voalohany ary Classement TEAM sur tous les championnats sur Rallye sim ny faharoa ary ny contest ny fahatelo.1- sur V-MRC: atambatra daholo ny point azon'ny pilotes rehetra pour chaque TEAM sur toutes les catégories(S2000, GRN, 2 roues) et sur chaque rallye.2-sur tous les championnats sur Rallye sim : mba omena valisoa koa ny TEAM gasy classé 1er amin'ny gasy , nitondra avo ny sainantsika gasy. Tsy mila atao fa efa automatique sur rallyesim.3-sur les contests: mitovy amin'ny V-MRC.Propositions fotsiny ireo fa miandry ny hanatsarana azy. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 25 novembre 2010 tsy ratsy kou zay an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Zandrykely 0 Posté(e) le 25 novembre 2010 Mety zany an...fa mila alamina tsara fotsiny Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 25 novembre 2010 Mety zan e, mba mampiezaka ko izy amzay Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 25 novembre 2010 tena fa dia ny resaka fanantanterahana azy au niveau $$ noho mila hezaka betsaka !!! ssatria raha ilay 2.000 ar/manche aloha tsy ho tafavoaka ...dia miandry ny proposition antsika !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 25 novembre 2010 ié marina mintsy izany fa ny tsara dia miangavy an'i Mr le trésorier angamba isika mba hanao ny kajikajy ny hanatanterahana ireo ary anambara amintsika ny coût de participation amin'ny saison 2011.Fa inoako angamba fa eo am 3 000Ar eo dia mety ho ampy satria raha ny heritreritro dia toy izao angamba:-3 coupes(na symbole)= podium chamionnat WRC(raha ohatra ka gasy daholo ny podium, sinon dia mihena arakarak'izay résultat eo)-1 coupe (na symbole)=titre azon'ny TEAM sur Championnat V-MRC-1 coupe (na symbole)=titre azon'ny TEAM sur tous les championnats RallyesimNy Titre azon'ny TEAM amin'ny championnat contest sisa no tsy aiko hoe mety ahoana no anaovana azy. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
focus11 0 Posté(e) le 25 novembre 2010 une petite question avy any amlay bandy tsy mpamaky règlement ôtrana sady tsy nikitika RBR mitsy fa vao manapikasana : tsy maintsy anaty team moa zany vao afaka manao VMRC?? raha manao style Solberg tsy mety?? au fait zany mieritreritra ireo bandy akama sympathisant te hanandrana za ny tena marina, dia za tsy namaky règlement dia tsy haiko wa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Cascade 0 Posté(e) le 26 novembre 2010 Tena mbola le resaka realist no tiako lazaina eto e!za zany mahita fa tokony ezahina ihany le realist a!ny antony de zao: misy ny lalana efa tena oe hay tsara fa eo koa le oe antonony, ka eo no ilana le migerer ny fiara.amizay mantsy tena oe miasa daholo na ny vatana na ny saina.ita eo hoe haiko ity fiara ity, zao no ataoko raha oatra ka ty no lalana.izao mantsy isika manenjika temps fotsiny fa tsy afaka mieritreritra oe aleo milamna kely fa sao de vaky ny boite ohatra.raha ny tiako aza de grille en H ny rehetra fa saingy mbola misy moa ny MOMO de tsy mety le izy.ny manakaiky ny tena izy no tsra mantsy e!zao mantsy isika oatrany oe temps no enjehina a!inoko fa mety ho tonga aminio isaika any aoriana any.Sur e! milay le RBR a! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ChrisJones 0 Posté(e) le 26 novembre 2010 Cascade a écrit:Tena mbola le resaka realist no tiako lazaina eto e!za zany mahita fa tokony ezahina ihany le realist a!ny antony de zao: misy ny lalana efa tena oe hay tsara fa eo koa le oe antonony, ka eo no ilana le migerer ny fiara.amizay mantsy tena oe miasa daholo na ny vatana na ny saina.ita eo hoe haiko ity fiara ity, zao no ataoko raha oatra ka ty no lalana.izao mantsy isika manenjika temps fotsiny fa tsy afaka mieritreritra oe aleo milamna kely fa sao de vaky ny boite ohatra.raha ny tiako aza de grille en H ny rehetra fa saingy mbola misy moa ny MOMO de tsy mety le izy.ny manakaiky ny tena izy no tsra mantsy e!zao mantsy isika oatrany oe temps no enjehina a!inoko fa mety ho tonga aminio isaika any aoriana any.Sur e! milay le RBR a!Lé dégât réduit lou hatreto no lanin'ny maro!!! Fa lé différence entre lé maro sy lé minorité raha lé vote eo ambony io d 3 fotsiny!!!Mety tsy mpanao live sy session en ligne daholo, mety misy hilaza aza hoe manque d'expérience na koa hoe mety hisy fiantraikany @ mpandray anjara au niveau international!!!Na izany aza atsipy ny teny ho an'ny mpandrindra ny fifaninana hoe misy tendance ato, izay tsy azo hodian-tsy hita, partisan an lé réaliste!!!Ary samy isika mianakavy ihany io!!!!Azoko tsara lé souci @lé dégat réalistic hoe ho maro ny DNF, ny temps hihena, ny tena hiala @ lé zone de confort mahazatra!!!!Za nefa mahita hoe rehefa mahay migérer marina d tsy d mahita blem !!!!Hafahafa b lé hoe simu simu simu nefa ny tiantsika ao @ lé izy kay d lé daba sy lé physics ary lé lalana ihany!!!!Samy tsy réel na lé réduit na lé réalistic:Fa kosa iza no manakaiky ny tena izy???Midona @ hazo à 80kph d lasa foana : cas tsy hisy mitsy ngamba @ réalité!!!!manao saut d manondrana lé daba: cas possible na d tsy miseho matetika @réalité!!!Atsipy ny teny hoe mba jereo ihany ny possibilité hoe refa live d mba atao réalistic!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 26 novembre 2010 ilay hoe midona @ hazo à 80Kmh aloha dia mbola lasa dia marina fa efa miteny Fafahcop hoe "michauff sann aaaa" dia io tsy tonga any @ farany fa maty ny joint culasseny tena mahavoa an'ilay degat realiste dia raha mandeha 180 à eo dia mi retrograde et frein pour rentre dans une epingle (cas sur Jx verte I alohan'hidina) dia tonga dia mi rate ilay fiara fa may ny joint culasse dia tsy tonga arrivé ... io zao ny exemple iray tena flagrant fa betsaka ny hafa...tsy hoe tsy te hanantona ny réalite fa tena lasa voatery ... mi assure be style tsy mihaotra ny 120 ...tsy manao freinage exessif ... tsy manao "spectacle" mihintsy ka mety hakaleo ihany...afaka handramana io manao jouer seul sur 10 SS dia activéna ny cumul dégats avec dégats réalistes ... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 26 novembre 2010 Un autre exemple: za mandé lalana tarmac bosselé tao tanner si je me trompe pas dia ni saute ny vam za ko toundé a fond dia à la reception toundé boite bloquée. Bon, c'est moins flagrant que RADM mais c'est chiant satria ES suivante toundé OUT. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 26 novembre 2010 Une proposition>>>et si on mettait les trophées en version réaslite: tout le monde à la mm caisse donc les mm défauts et avantages et ce sera à celui qui saura gérer sa caisse. pour le trophée je propose le trophée tovonen avec la clio, le trophée legah avec la 205, le trophée toto la glisse sur C2R2, le trophée maurice be sur GTT, qu edes 2RM ou i lfaudra bien gerer beels>>> boite bloqué après un saut C assez courant en rallye non? cf la evo9 au dernier rallye ou zzm au rallye total ngamba iny? (corrigez moi si je me trompe)sinon le souci C que nous somme sjuste habitués à une autre façon de "piloter" sur RBR, avec le dégat réaliste, ce sera come en réél, lors des recos il faudra voir quel canal et jump on peut sauter et sur lesquels il faudra faire attention par exemple et non bourrinner partout parcequ'on a le bon setup qui le permet Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ChrisJones 0 Posté(e) le 26 novembre 2010 henintsoa a écrit:Une proposition>>>et si on mettait les trophées en version réaslite: tout le monde à la mm caisse donc les mm défauts et avantages et ce sera à celui qui saura gérer sa caisse. pour le trophée je propose le trophée tovonen avec la clio, le trophée legah avec la 205, le trophée toto la glisse sur C2R2, le trophée maurice be sur GTT, qu edes 2RM ou i lfaudra bien gerer beels>>> boite bloqué après un saut C assez courant en rallye non? cf la evo9 au dernier rallye ou zzm au rallye total ngamba iny? (corrigez moi si je me trompe)sinon le souci C que nous somme sjuste habitués à une autre façon de "piloter" sur RBR, avec le dégat réaliste, ce sera come en réél, lors des recos il faudra voir quel canal et jump on peut sauter et sur lesquels il faudra faire attention par exemple et non bourrinner partout parcequ'on a le bon setup qui le permet >>> voilà!!! Justement!!!+1 @ lé proposition!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 26 novembre 2010 focus a écrit:une petite question avy any amlay bandy tsy mpamaky règlement ôtrana sady tsy nikitika RBR mitsy fa vao manapikasana : tsy maintsy anaty team moa zany vao afaka manao VMRC?? raha manao style Solberg tsy mety?? au fait zany mieritreritra ireo bandy akama sympathisant te hanandrana za ny tena marina, dia za tsy namaky règlement dia tsy haiko wa Je me pose les mêmes questions! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 26 novembre 2010 mety daholo lay resaka realistic na tsia...Fa ny tsy tiko dia lay dégat tsy réalistes en realistic!!fa bon..mety daholo sy marina hoe il faut qu'on se rapproche le plus de la réalité... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 26 novembre 2010 focus a écrit:une petite question avy any amlay bandy tsy mpamaky règlement ôtrana sady tsy nikitika RBR mitsy fa vao manapikasana : tsy maintsy anaty team moa zany vao afaka manao VMRC?? raha manao style Solberg tsy mety?? au fait zany mieritreritra ireo bandy akama sympathisant te hanandrana za ny tena marina, dia za tsy namaky règlement dia tsy haiko wa Ny tsara dia aleo miandry ny règlement 2011 izay hivoaka tsy ho ela fa ao no ahitana ny valin'ny kestion an'ialaisany, mino ao fa efa voarain'ny tompon'andraikitra ny heritreritr'ialaisany;fa raha ny tamin'ity taona ity alou dia tsy maintsy miditra anaty Team mba nahafahana mi-gérer ny pilotes rehetra. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 26 novembre 2010 lay miditra anaty team nge tsy dia compliké e mandefa MP d mba manao actes de présence kely fotsn d vita e! aza adino fa communauté kely tsika , ilaina ny mba mifankafantatrasinon azo atao ny mamorona team ra oatra ka bandy maro² dia midesigner responsable 1 ho an'ny team fotsn ...fa mba atao sériex lay team Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 26 novembre 2010 Bigbang a écrit:lay miditra anaty team nge tsy dia compliké e mandefa MP d mba manao actes de présence kely fotsn d vita e! aza adino fa communauté kely tsika , ilaina ny mba mifankafantatrasinon azo atao ny mamorona team ra oatra ka bandy maro² dia midesigner responsable 1 ho an'ny team fotsn ...fa mba atao sériex lay team ny ahy zao lay assiduité no ataorako....fa bon..ita eo...lay amorona tena aloha tena... fa ny tsara alou team gasy e!...dia ahoana ny miditra team vrc, rpr na team so6 zany?...mp ato sa ary am rlsm?manao candidature za ty!vends au plus offrant!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 29 novembre 2010 ny tsara amin'ialahy alou an! dia misafidy team idirana, avy eo d mandefa mp any am-président zay team tian'ialahy idirana ialahy càd soafikov rah oh ka So6, NORIZA ra Rpr ary fafahcop ra Vrc.Ny any am rallyesim dia natao ho an'ireo pilotes zay tendren'ny team hampiditra point ho an'ny team sur tous les championnats rallyesim. Ialahy anefa somary tsy dia disponible hoy ialahy dia ny miditra membre team fotsiny zany no mety amla mba ahafahan'ialahy manao saisson complet V-MRC amin'ny herintaona na manangana team vaovao mintsy koa tsy maninona. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 30 novembre 2010 merci am lay fanazavana e!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 7 décembre 2010 proposition pour 2011pour l'année 2010, un don a été fait à l'association rallyesim par le monde virtuel malgache à travers une partie de l'argent généré par les cotisants pour la licence 2010 le montant à ce moment là etait de 55€ que je trouve personnellement que c'est vraiment "dérisoire" par rapport à l'utilisation de la communauté malgache du serveur de rallyesim car le don servira à payer les différents hébergements et permettra de garder le site en ligne.Aussi je propose que l'on cotise pour l'année 2011 à titre individuel et que l'on rentre tous membre de l'association rallyesim dont voiçi les modalités :Citation :Comment adhérer à l'association ?Vous pouvez donner à l'Association Rallyesim en cliquant sur le bouton : où qu'il se trouve sur ce forum et sur RSRBRLive.Votre don sera considéré comme cotisation pendant un an à compter de la date du versement.Les dons vous permettent d'accéder au rang des Membres Rallyesim : petite sous votre pseudo sur le forum RallyesimIls vous permettent aussi d'accéder au forum créé pour ses membres.Vous pouvez renouveler votre don (5€ minimum) pour rester dans l'Association et ainsi nous aider à financer les hébergeurs des forums/championnats/TeamSpeak/Tchat.Les cotisations/dons n'étant pas obligatoires, vous serez automatiquement retiré de la liste des membres de l'Association Rallyesim dans un délais de 1 an et 30 jours après la date du dernier paiement.Veuillez contacter un administrateur si vous avez fait un don et que votre n'apparait pas sous votre pseudo ou dans votre profil.Vérifiez que vous êtes à jour de votre cotisation.je pense que c'est dans nos possibilités .... partageons la passion les gars Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rirymaster 0 Posté(e) le 8 décembre 2010 Vonona ny tenako handray anjara fa miandry ny hanaovana an'lé Paypal any @ Radizina zany sisa hoe rovina Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 8 décembre 2010 mety tsar le manao cotisation fa le mampiasa paypal no tsy arako, sa mis toerana we andoavan anleiz hafa, ohatra we par equipe de mis responsable iray mandray le S. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 8 décembre 2010 Tsara kokoa ve hoe aterina any @ Prez ny valeur-ny 5€ dia i Thomas no manao ny paiement rehetra amin'izay tsy misakoroka be Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 8 décembre 2010 Zay ko no tena tsara an! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 8 décembre 2010 okie!!! ary rahoviana ny recrutement écurie Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 8 décembre 2010 d isakin iny sy manomboka amn ovina mo zan mando anio??? prezi ko mbol ts fantatro fa za mbol vaovao an, sy ny toerana mis azy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Tweet 0 Posté(e) le 8 décembre 2010 hentsrana a écrit:d isakin iny sy manomboka amn ovina mo zan mando anio??? prezi ko mbol ts fantatro fa za mbol vaovao an, sy ny toerana mis azyHitan toi gerb'or d tsy any a!fa eo amin mascotte ny Q.G an-tsika Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Raddoo 0 Posté(e) le 8 décembre 2010 Tsetsatsetsa kely, aza adino ry zalah ny manome ny lisitry ny nandray anjara (pseudo forum rallyesim) amin'ny cotisation amin'izay lasa membre daholo, sady hita any amin'ny profil forum rallyesim hoe "nahavita adidy" Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 9 décembre 2010 Tweet a écrit:hentsrana a écrit:d isakin iny sy manomboka amn ovina mo zan mando anio??? prezi ko mbol ts fantatro fa za mbol vaovao an, sy ny toerana mis azyHitan toi gerb'or d tsy any a!fa eo amin mascotte ny Q.G an-tsika voray tompoko, wan am Gerb'Or alo za zan d aveo makeo mascotte na d eto ankadivato ar mipetraka Manomboka ovina mando anio d isakin in???? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 9 décembre 2010 emsics a écrit:okie!!! ary rahoviana ny recrutement écurie Zay zao efa vonona pour 2011 fa efa hikotrana mafy sur une Audi S3 N4_3 fa miandry recrutement sisa sao d mba misy maka ihany lol Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
iamkosmis 0 Posté(e) le 9 décembre 2010 Dzaomalaza a écrit:emsics a écrit:okie!!! ary rahoviana ny recrutement écurie Zay zao efa vonona pour 2011 fa efa hikotrana mafy sur une Audi S3 N4_3 fa miandry recrutement sisa sao d mba misy maka ihany lol+1000000 amin'lé AUDI S3 N43 fa hoatrany any koa amin'ny herintaona amin'ny 2011 fa miandry ny parc 2011 aloha io! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 10 décembre 2010 Hatreto koa dia Audi ny fiara 2011 raha gravel ary 205 Maxi ny Tarmac an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 10 décembre 2010 TsitsiGalli a écrit:Tsara kokoa ve hoe aterina any @ Prez ny valeur-ny 5€ dia i Thomas no manao ny paiement rehetra amin'izay tsy misakoroka beza kou pour an'izay satria bdb no tsy mahay mapiasa io paiement io Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 10 décembre 2010 Le système paypal est un compte que l'on crée sur internet (comme tout compte sur youtube ou gmail, etc...) avec les coordonnées bancaires etc pour effectuer un paiement sur internet comme ebay, price minister,... par exemple.Lorsque l'on achète quelque chose sur le net, plus besoin de saisir le num de carte bancaire à chaque transaction il suffit juste de se connecter au compte paypalPar contre ça ne marche pas encore pour nos cartes bancaires visa internationnal ici je crois. (genre: ebenne -bfv), il faut avoir une carte visa étragère Le plus simple effectivement c'est de payer en ariary chez une personne qui regroupe toutes les sommes et qui peut effectuer le paiement via paypal Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
iamkosmis 0 Posté(e) le 10 décembre 2010 M.n.R a écrit:Le système paypal est un compte que l'on crée sur internet (comme tout compte sur youtube ou gmail, etc...) avec les coordonnées bancaires etc pour effectuer un paiement sur internet comme ebay, price minister,... par exemple.Lorsque l'on achète quelque chose sur le net, plus besoin de saisir le num de carte bancaire à chaque transaction il suffit juste de se connecter au compte paypalPar contre ça ne marche pas encore pour nos cartes bancaires visa internationnal ici je crois. (genre: ebenne -bfv), il faut avoir une carte visa étragère Le plus simple effectivement c'est de payer en ariary chez une personne qui regroupe toutes les sommes et qui peut effectuer le paiement via paypalA titre d'informations, avec les cartes VISA de BOA, on peut faire des paiements via PAYPAL, mais il suffit juste de faire une lettre de demande pour les paiements par internet, avec toutes les coordonnées de la carte. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
iamkosmis 0 Posté(e) le 10 décembre 2010 M.n.R a écrit:Le système paypal est un compte que l'on crée sur internet (comme tout compte sur youtube ou gmail, etc...) avec les coordonnées bancaires etc pour effectuer un paiement sur internet comme ebay, price minister,... par exemple.Lorsque l'on achète quelque chose sur le net, plus besoin de saisir le num de carte bancaire à chaque transaction il suffit juste de se connecter au compte paypalPar contre ça ne marche pas encore pour nos cartes bancaires visa internationnal ici je crois. (genre: ebenne -bfv), il faut avoir une carte visa étragère Le plus simple effectivement c'est de payer en ariary chez une personne qui regroupe toutes les sommes et qui peut effectuer le paiement via paypalSi, on peut faire des paiements via PAYPAL, à Mada, je parle des cartes VISA de la BOA, mais pour les autres banques je ne connais. Il suffit juste d'envoyer une lettre demandant la transaction de pouvoir effectuer des paiement via internet Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 10 décembre 2010 iamkosmis a écrit:M.n.R a écrit:Le système paypal est un compte que l'on crée sur internet (comme tout compte sur youtube ou gmail, etc...) avec les coordonnées bancaires etc pour effectuer un paiement sur internet comme ebay, price minister,... par exemple.Lorsque l'on achète quelque chose sur le net, plus besoin de saisir le num de carte bancaire à chaque transaction il suffit juste de se connecter au compte paypalPar contre ça ne marche pas encore pour nos cartes bancaires visa internationnal ici je crois. (genre: ebenne -bfv), il faut avoir une carte visa étragère Le plus simple effectivement c'est de payer en ariary chez une personne qui regroupe toutes les sommes et qui peut effectuer le paiement via paypalSi, on peut faire des paiements via PAYPAL, à Mada, je parle des cartes VISA de la BOA, mais pour les autres banques je ne connais. Il suffit juste d'envoyer une lettre demandant la transaction de pouvoir effectuer des paiement via internetAh ok!Ben c 'est cool ça!Mais c'est à chaque achat qu'il faut faire une lettre?? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
iamkosmis 0 Posté(e) le 10 décembre 2010 M.n.R a écrit:iamkosmis a écrit:M.n.R a écrit:Le système paypal est un compte que l'on crée sur internet (comme tout compte sur youtube ou gmail, etc...) avec les coordonnées bancaires etc pour effectuer un paiement sur internet comme ebay, price minister,... par exemple.Lorsque l'on achète quelque chose sur le net, plus besoin de saisir le num de carte bancaire à chaque transaction il suffit juste de se connecter au compte paypalPar contre ça ne marche pas encore pour nos cartes bancaires visa internationnal ici je crois. (genre: ebenne -bfv), il faut avoir une carte visa étragère Le plus simple effectivement c'est de payer en ariary chez une personne qui regroupe toutes les sommes et qui peut effectuer le paiement via paypalSi, on peut faire des paiements via PAYPAL, à Mada, je parle des cartes VISA de la BOA, mais pour les autres banques je ne connais. Il suffit juste d'envoyer une lettre demandant la transaction de pouvoir effectuer des paiement via internetAh ok!Ben c 'est cool ça!Mais c'est à chaque achat qu'il faut faire une lettre??aiza kousséééééééééééééééééééé! non, une seule fois pour une carte jusqu'à la date d'expiration de celle-ci. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
iamkosmis 0 Posté(e) le 10 décembre 2010 iamkosmis a écrit:Dzaomalaza a écrit:emsics a écrit:okie!!! ary rahoviana ny recrutement écurie Zay zao efa vonona pour 2011 fa efa hikotrana mafy sur une Audi S3 N4_3 fa miandry recrutement sisa sao d mba misy maka ihany lol+1000000 amin'lé AUDI S3 N43 fa hoatrany any koa amin'ny herintaona amin'ny 2011 fa miandry ny parc 2011 aloha io!Fa AUDI S3 N4_3 tô tsy misy turbo kay leuh! mbola ho sarotrarotra ny hanenjika N14 sy EVO X raha amin'izany an! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 10 décembre 2010 iamkosmis a écrit:M.n.R a écrit:iamkosmis a écrit:M.n.R a écrit:Le système paypal est un compte que l'on crée sur internet (comme tout compte sur youtube ou gmail, etc...) avec les coordonnées bancaires etc pour effectuer un paiement sur internet comme ebay, price minister,... par exemple.Lorsque l'on achète quelque chose sur le net, plus besoin de saisir le num de carte bancaire à chaque transaction il suffit juste de se connecter au compte paypalPar contre ça ne marche pas encore pour nos cartes bancaires visa internationnal ici je crois. (genre: ebenne -bfv), il faut avoir une carte visa étragère Le plus simple effectivement c'est de payer en ariary chez une personne qui regroupe toutes les sommes et qui peut effectuer le paiement via paypalSi, on peut faire des paiements via PAYPAL, à Mada, je parle des cartes VISA de la BOA, mais pour les autres banques je ne connais. Il suffit juste d'envoyer une lettre demandant la transaction de pouvoir effectuer des paiement via internetAh ok!Ben c 'est cool ça!Mais c'est à chaque achat qu'il faut faire une lettre??aiza kousséééééééééééééééééééé! non, une seule fois pour une carte jusqu'à la date d'expiration de celle-ci. oki!Mais j'avais demandé à ma banque (Bfv-Sg) une fois si c'était faisable et ils ont dit OUI, MAIS qu'ils ne peuvent pas garantir la sécurité à 100% encore!D'où la nécessité d'une lettre pour le cas de BOA surement...mais bon ny gasy tsy mba tara zany ka dia efa tokony ho faisable pour tout le monde io atsy ho atsy! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 10 décembre 2010 iamkosmis a écrit:iamkosmis a écrit:Dzaomalaza a écrit:emsics a écrit:okie!!! ary rahoviana ny recrutement écurie Zay zao efa vonona pour 2011 fa efa hikotrana mafy sur une Audi S3 N4_3 fa miandry recrutement sisa sao d mba misy maka ihany lol+1000000 amin'lé AUDI S3 N43 fa hoatrany any koa amin'ny herintaona amin'ny 2011 fa miandry ny parc 2011 aloha io!Fa AUDI S3 N4_3 tô tsy misy turbo kay leuh! mbola ho sarotrarotra ny hanenjika N14 sy EVO X raha amin'izany an! Si, efa nanandrana version stock tsika aty fa tena O_O an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 20 décembre 2010 Pour 2011 zany dia efa voalaza etsy ambony fa dia efa lasa ny reglement sy roadbook online fa ny mbola tsy ampy zany dia :- ahoana ny gestion resultats, remise (cotisation, licence ???)- creation team gasy (, VRC, RPR sy tsara raha ohatra koa hatao hiaraharan'rehetra)hoan'Contest:- nifanaraka fa dia samy handray manche iray ny team rehetra dia organisation, cotisation, ets...- ahoana ny hevitr-tsika raha hosokafana grand public @ zay fa tsy mijanona @ passionné fotsiny . Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Magic_Inno 0 Posté(e) le 20 décembre 2010 Itapitapy b kalony ty saison 2011 ty eh!Vivement Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites