Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
H RAS

Balou16

Messages recommandés

Miarahaba antsika ato ny tenako zany :

Haja no tena anarako, mpankafy ny sport auto en général indrindra fa ny rallye.

Dé mankasitraka sy manohana hatrany ny forum otran'izao mba hifanankalozan-kevitre, hifampizarana traikefa sy hifaneraserana.

Manentana ihany kou ireo rehetra izay mbola tsy nandalo teto @ tysection présentation ity mba hanao izany mba hifankalalana bb koukou, sady tonga tsy miarahaba hono naman'ny ...


Mandram-piresaka daholy ary e! makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
arahabaina eeee tonga eto !!!

tonga miarahaba kosa zany dia ....naman'faly(tsy mpanjakan'liona io an ) ....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tonga soa de mipetrapetraha de io n gazety ;de ataovy ôtra ny any antranon la ian ny eto de; "partager la passion " fôna eee

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Misaotra ry zalahy @ fandraisana a !

Dé hiezaka hitondra izay azo hoentina eto e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Christophe B+ a écrit:
tongasoa baloo!! otrany hoe ilay cheftaine nay tamy scoot zany kou! an! hihihih
ngah elah mba nanao an'zany scoutisme zany e??? lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tito a écrit:
Christophe B+ a écrit:
tongasoa baloo!! otrany hoe ilay cheftaine nay tamy scoot zany kou! an! hihihih
ngah elah mba nanao an'zany scoutisme zany e??? lol!


ie traumatisé tany @ scout tany io lol!lol!lol!lol!

Tongasoa Balou ! cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...