Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
henintsoa

ORGANISATION SESSION SRK [semaine du 27 Juillet]

Messages recommandés

Henintsoa a écrit:
PROJET RBR CONTEST


nanantona antsika ny RTA amin'ny fanantotosana concours style "PES" tam'MBS reny. cheerscheers

Efa natomboka ny didinika kely niaraka tam'zareo fa lé izy dia mbola projet fa mbola tsy misy mivaingana mintsy.

Interressant ihany anefa ny proposition an'zareo satria isika no hanao organisteur an'ilay hetsika fa zareo dia soutien et support ihany.

Noho izany dia hisy dinidinika ho atao eny ampasamadinika eny am'toerana mahazatra antsika anio Alarobia 04 martsa ho avy izao am'18h30 tsy diso handinihana ny ho hatao.

manentana antsika rehetra mba ho tonga sy hanome tànana ny fikarakarana fa io hetsika io no anisan'no hetsika lehibe inddrindra ho karakarain'tsika.

Tongava daholo zalah so6 fa ho zaraina commission isika amin'io am'resaka fikarakarana ny marina ary hisy surprizz kely kouh ho avoaka amin'io (sa tsy izay ry HIS master QuestionLaughingLaughing ).

Isika rehetra no entanina am'zany

Big > mila anao ny finance master (tokony mba mi-dégager Benef tsika am'io) makafoka

Doda, thomas, beels, Peno > mila ny hevitrareo momba ny organisation du concours en lui même (déroulement du contest, sur un rallye ou en élimination mod Race Of champions? combien de SS?? règlement? repêchage possible? temps donné pour faire les réglages? gestion des temps?) Question

tsi2, mikkah , mands, KGB, mimich > mila miketrika momba ny logistique tsika (cablage, réseau?, PC firy?, écran géant ou pas, retransimissio ndu son?)

Boum, Nirina58, Rajou, Irina > mila ny hevitrareo momba ny hisintonana kil misymisy ka ny fomba hantongavan'ireo pilote am'réél no jerena amin'io (comment faire pour que ça interresse les pilotes du MRC réél fa sô D ankizy kely no ho betsak am'lé izy lol!, loka G25? qu'est-ce qui vous pousserait à participer??)

Ary eo kouh moa ny press & comm master isany am'communication rehetra (Nerone, rallygasy,Focus, Vata9..)

Tsy hoe andraikitra efa raikitra reo fa ohatra na zavatra izay any anaty domaine de compétence tsika tsara ho ampitaina am'hevitra izay ho arosonareo. clapclap

Ny rehetra mihintsy no ilana amin'io mankony ary mila miaramientana isika (toy ny mahazatra éé)

so6


/so6ment-votre-f11/projets-pour-2009-t443-15.htm

efa tokony nivory momba anio isika fa resaka no betsaka tao.
Ankehitriny asa no ilaina fa tsy kabary. Ny MRC RSRBR kouh efa nandalo ihany. Vitantsika iny ny remise des trophées pour le Jovenna, mbola ho avy ny Dzama.

Projet goavana tokoa no ho atao amin'io ry zalah, ka ny ilaina ankehitriny dia ny fanantaterahana.

La contribution de TOUS est necessaire à la bonne organisation de cet événement.

Eventuellement le team VRC pourrait nous aider pour l'organisation, ils ont déjà formulé leur motivation cheers

mba tsy ho izay mikarakara foana no hikarakara foana fa mila mihetsika daholo isika tompoko.
Afaka miteny izay tsy mazoto hikarakara tsy misy bedy fa rehefa omena andraikitra aoka mba ho raisina katram'farany.


ho tenenina eto ihany ny daty hivorina izay tsy ho ela fa na zoma na sabotsy zao, ataovy ny proposition arak'zay mety amintsika

misaotra tompoko

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
raikitra e!! rovina ny fivoriana aza andinihina ny local anaovana azy, sns sns

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Raha raikitra ilay fanaovana SS gasy zoma dia:

- tsara raha @ io andro io ihany noho mivory satria efa ho eo ny betsaka

-Nefa ilay manenjika bitro roa koa tsy hahavitana zavatra lavorary fa tsara raha fotoana manokana mihintsy ny any io

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ilay mivory in-betsaka zalah tsy tafa fa manjary tsisy fotoana amitana ilay zavatra tokony hatao a!! Aleo io @ zoma io ihany dia ny fandaminana fotoana no atao matotra!! (zany hoe mba tsy dia ho be loatra ny parethèse sns...) Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mbo manome ny hevitro manokana ré za ry zalah a. Mialatsiny raha tsy ho hafaka amin'ny zoma na dia ho hita eo ihany azany, fa sosonkevitra ny ahy.
Pourquoi ne pas ficeler d'abord la question de SS Gasy. Ensuite la semaine prochaine ficeler la question de SRK en partenariat avec la RTA.
Parce que nous ne savons pas nous réunir pour débattre de deux sujets en même temps.
Je propose que tous les responsables des SS Gasy bouclent le projet ce vendredi et tous les autres "mahazoto de service" se réunissent pour boucler SRK la semaine prochaine.

afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
miombokevitra am Irina fa a l'inverse satria ny SRK no efa mandondona

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
pas de souci pour moi mais le temps risque d'être juste.

s'il vous plait messieurs veuillez répondre au sujet pour donner votre avis

DUDE, MIKK@NOS, JOJOX, THOMAS, PENO, KGB, MIMICH, NIRINA58, EMSICS, CHRISTOPHE B+, MANDIMBY, BOUM, TSI2, NERONE, BEELS MBA VALIO ITY POST ITY OOO.

désolé d'insister les gars mais faut prendre les choses en main et le temps presse

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Chef oui Chef! valiko, za moa izany dia vonona foana ary présent foana atram zay fivoriana natao izay fa efa hainareo ihany ny lera mety amiko e!! cheerscheerscheersso6

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Voaray tompoko ny hafatrao!
Efa afaka fona @zay ny tenanay ny tena tsara mba amafisina kely antelefon fa indraindray tsy tafiditra ato am poste mintsy !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zaho tokony ho afaka zoma fa izaho koa aloha mi-soutenir hoe 1 chose à la fois fa tsy araky ny saina e ! sady @ izay zavatra ngeza be daholo ireo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sur e! Zay afaka fona fa ny lera no tsy mametra, du lundi au vendredi zay tsy afaka avant 20h

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon, on prend les taureaux par les cornes comme on dit:

- J'ai revu les gars de RTA (Virtual et Mika): on s'est entretenu du projet.
Voici les constatations: Virtua ne pige rien jusqu'ici et le projet de faire le SRK en co-organisateur avec Mika n'était jamais venu dans la discussion.
De plus avec leur démenagement imminent, le dôme risque de n'être plus dispo (d'ailleurs je vous signale que le dôme vaut 2 milllions par jours Wink )

Je leur ai présenter à nouveau le projet et voici ce qu'il nous conseils:

- Salle: à ESCA c'est 800.000 fmg (à voir avec le Frère Directeur) Cette salle peut accueillir 20 télé+console lors de leur précédent organisation.

- Il accepte bien de nous aider pour faire connaître le jeu. Il nous propose de suite de venir à une session pour voir comment ça se passe. (vu que le concept full-online leur fascine un peu) Et vite avec ça!!! (oui, il propose la semaine prochaine si possible... lol!)

Bref, voilà le recap de la discussion!! Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Za lo de efa iaraha mahalala n ftona fa nefa kosa tsy hanary anareo @ fikarakarana fa ny mety nga de leo anjara ray no ho raisinay sy nata9 @ zay ra sendra misy tsy fahafahako de ny ray afa manao

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hoan-tsika so6 rehetra


ho fanomanana ny session miaraka @ SRK dia antsoina hisika rehetra hivory ao @ netaccess ny ALAROBIA 17 juin 2009 à partir de 19H

Tongava maro fa zavatra lehibe noho dinihina ....manantena lalandava fa mahatsiaro isika fa ny tao-trano tsy hefan'irery koa ny fahatongavan-tsika noho hahalavorary ny hetsika hataotsika

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

présent foana éé Wink
IO ry zalah tena mba asio ezaka manonkana io hetsika io fa io no hetsika anisany goavan ho ataontsika indrindra koa manantena ny fahatongavantsika maro ééé so6so6so6so6so6

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mila ho tonga @ 19H précis satria nyTeam VRC dia hiaraka hivory @tsika hanomana ilay remise trophée Djama dia izay tsika vao handinika ny SRK

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Miezaka handray andray araka izay azo atao sy izay kely hay studystudystudy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ary aiza i Radizina??? aza adino ny mampandré an i radizina na dia anao download ndray aza lery refa any! sml2sml2sml2
RADM>>> Teneno koa i Beels fa ra vao zay no miteny am lery dia tsy mety andeha lery lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fiovana tampoka.... tsy afaka ny ho tonga Dodanen fa misy raharaha mifanindry tampoka ka tsy azo hialana !!!!!! MadMadMadMad ... mirary soa na dia izany aza e! Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Dude & Mimich> tandremo fa tady manomboka mitovy foana ny filma zany an !!!!

Sinon misaotra an'ireo tonga rehetra nanatrika ary dia hita ny finiavana hampandroso ny asan' so6 dia @ zoma zany ny fotoana manaraka fa tsy maintsy mandray ny vitesse supérieur manomboka eto fa akaiky ny fotoana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
COMPTE RENDU DE LA REUNION du 18/06/09

Somary tara ny tenanay tamin’ny fivoriana ka ialana tsiny raha misy ny tsy ampy na miso diso. Iangaviako entoana ireo izay manana vaovao misimisy kokoa mba hanintsy sy anampy.

Ordre du Jour: remise des trophées du Rallye Dzama
Les Replays seront déposés par Fafahcop au Netaccess
Les meme groupes que lors du derniers rallye seront Primés + Suggestion : Scratch
Il faut inviter les 55 participants du rallye, la presse et les sponsors
La Date de la remise sera le 3 juillet 2009 au HINTSY chez Irdonen cheersmakafoka l’apres midi sera une rencontre amicale et le soir la remise des Trophées (je ne sais pas à qui reviendra la charge des trophées)

Il faut une amplification de la mediatisation (presse ect…)

NY ORGANISATION DIA TSY AN NY VRC IRERY FA IFANAMPIANA
- ny VRC manome Dilpome, sale , et Sono
- Proposition hoe samy mitondra boisson sy tsaky kely
Ny emission des Info dia mila averina jerena ka andefasana SMS ny rehetra.

Mba ampio zalahy ny tohiny fa izay aloha no ato anaty Note voaraiko misaotra tompoko!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny lany dia hatao coticota iarhna kah, par contre lé izy partager la passion foana , sono, salle sns cheers donc ny coupe D mbola tsymaintsy hianga ndray zany ngamba ny plus ou moins.

2ème ordre du jour tao ny firesahana ny organisation session commune SRK contest. ny tapka D hoe aleo miarka mi-organiserny bandy rehetra so6 + VRC + zé hafa any, sy izay mazoto, (krees team, hajax, asiomima, alex, maiba..) ny rehetra mintsy zany mba hoe zavatra iray mampirahina ny RBR virtuel zany io. En m^me temps ny vola ho azo rehetra D hampiasaina @ faran'toana remise des coupes sy ny coupe omena. bref pour la bonne marche du championnat virtuel zany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Very HappyVery Happy ny coticota ataontsika pour la remise zany dia karazana inscription au rallye e??? lol!lol! mahafinaritra mitsy letsy izy ity leu, hitsangana atsy ho atsy ny fédération ry zalahy a, ny anay ray amandreny ihany no Prézida e clapclaplol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...