Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Creation SS Gasy sur RBR

Messages recommandés

fivoriana fikarakarana ny projet rehetra dia mercredi 8 avril à partir de 18 heures Net access Ampasamadinika ..tongava maro fa hanomana ny descente sur terrain..aza tara loatra vata sy Big fa sarotra ny manenjika Train eee lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
fivoriana fikarakarana ny projet rehetra dia à partir de 18 heures Net access Ampasamadinika .


Inoako fa ilay Radem Mercredi io fa tsy androany ann????

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hihihihihi
c pour la juste cause mon ami
L’avenir du pays en dépend, construisons des routes...oups Embarassed !!! du déjà vu Razz

on doit se sacrifier lol!lol!
alors ne me traite pas de traître
Vive la so6

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Efa @ nareo any zany lé cam embarquée pour visualisation du tracé/adéquation 3D**

Fa tena mandroso kosa lé izy ka!

- il faudra des photos réelles du décor (maisons, et autres)

- modéliser la route avec les nids de poule, rails et autres


En tout cas, chapeau bas à tout l'équipe
Mention spéciale à bobota/soafahana Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci à so6 pour l'initiative e!!! zahay aty mangetaheta ambony lakana fotsiny!

Donc manaraka avy lavitra fotsiny aloha fa mbola majorité silencieuse

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ANNONCE IMPORTANTE


descente sur terrain ce samedi 11 Avril pour prendre des photos et videos et un tracé GPS correct.
le RDV est chez Prez à 9h30 tsy diso
Munissez vous d'APn et de carte mémoire de 1Go au moins.

Merci de confirmer les points suivants :
partants katram'zao klou: Big - Dodanen - soaf - Papale - nerone - His - hents.
His emmenera une caméra, Soaf aussi
thomas, beels, Peno, boum, mikkah, rajou, Irina>> ahona lisany

Au programme :
- reco vontovorona (prises de vue avec notes papale - photso de toutes les textures et de l'environnement : maison, stèle, buisson, dalot ... tout ce qui doit être modélisé)
- So6 et nos en barbecue Question
- Bypass sessino l'après midi
- LAFFF et MAFFF à gogo

A bientôt.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tampoka be le izy nefa efa misy zavatra programmé ny tenanay!!! ialana tsiny dieny zao raha toa ka tsy ho afaka!!! nefa milay be zao zany kle!!! kiiiii!!!! No

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny fikasana bediabe fa ny adidy koa mbola miandry eh.
Dia tavela ny akama.
afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
merci à tous pour les recos effectués sur terrain ce samedi. Ny sary betsaka loatra nrfay ngamba ny marina. mila organisena en dossier reny sary reny (CHV jusk'a PK1 ?) et les envoyés à bobota pour commencer la modélisation des décors autour, maisons, mur, bunker, etc.... Sinon pour le reste je pense qu'il faut au moins 2 textures pour la route d'après ce que j'ai vu, il ya des differences au niveau des textures du terrain jusk'a la fin.

on attend donc le résultat du travail de prez sur la piste pour voir ce kil en est.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:

on attend donc le résultat du travail de prez sur la piste pour voir ce kil en est.


Marina zany !!!! cheerscheers .... fa dia efa homany mialoha ny tongotr'omby zany ry zalah fa betsaka ny asa miandry aa !!!!!! RazzRazzRazzRazzRazz .......




Mifona za prezz aa !!.. iny no tena farany !! tsy manala tsony aho !!!! lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Demain jeudi 16 avril a 18h réunion chez Prez pour compil des données et echange d'experience pour la continuation du projet merci

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:


on attend donc le résultat du travail de prez sur la piste pour voir ce kil en est.


ny sakafonay nandritran'WE dia dietetique ary tsy nisy NOS mihintsy donc .... l'ss n'a pas avancé d'un mètre

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:

ny sakafonay nandritran'WE dia dietetique ary tsy nisy NOS mihintsy donc .... l'ss n'a pas avancé d'un mètre


Efa nampoiziko mihintsy io !!!! Evil or Very MadEvil or Very Mad .. tena tsy mety mintsy zany aaaa!!!.... Gafinaaaay eo io aaaaaaaa ExclamationExclamationExclamationExclamationExclamationExclamation





lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Henintsoa a écrit:


on attend donc le résultat du travail de prez sur la piste pour voir ce kil en est.


ny sakafonay nandritran'WE dia dietetique ary tsy nisy NOS mihintsy donc .... l'ss n'a pas avancé d'un mètre


efa tapitra ange lety ny karemy e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny fivoriana du 16 avril 2009 zany dia vitsy ny tao :

- His, Radstrom, Rivo, Soaf

Hi Rivo dia spécialiste 3 Ds max koa dia lasa any aminy ny données ta ny @ His sy taty amiko koa dia miandry ny anvancé ny asa zany. Ny tena problème dia ny conversion SS de 3 d max vers RBR satria ilay bTB dia efa lany licence ny taty.

Hi Radstrom zany dia hi-propose ny serveur-ny ho proposéna an'Rallyesim mba ho fandraisana anjara avy @ tsika so6 @ site RS

Miandry ny post an'Rivo izany hahitana ny fihaonana manaraka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
belle initiative de Thomas
d miandry an Rivo zany tsika ko

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

- refa tena nandinika za dia tsara ihany ra atao 3DSMAX de A à Z leizy satria mavesatra kokoa lé fichier (.X) avy @ BTB.

- za manokana zany mitady plugin KML pour 3DSMAX 9 mba afahana mamadika anlé données avy @google earth (efa mba itakitako kely iany ny fika anaovana lalana sy ny lavaka ary ny trano fa ny hazo sy ny bozaka no mbola sarotra satria resaka transparent object leiz dé mila ketrika bé)

- tokony mba andray anjara @ lé modélisation trano sns.... iany zé afaka manao izany mba aha-aingakaingana ny asa

zay Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny mety angamba dia samy mikotrana 3DS Max daholo isika rehetra (ao @ i Prez efa misy install + crack).

Ao @ net misy tutoriels be dia be, ao @ forum rallyesim koa misy, ato @ ity site ity koa feno tutoriels (sady misy vidéos) : www.softarchive.net (fa @ teny anglisy).

Dia ho an'izay mahay teny anglisy dia efa fantatrareo zany ny atao ... ho an'izay tsy mahay kosa dia c'est l'occasion ou jamais d'apprendre la langue de Shakespeare Very Happy (we learn quickly when doing loved things - on apprend vite quand on aime ce qu'on fait lol! )

i Rivo niresaka izahay mitsam fa hanao izay afany sy vitany izy fa lery koa tena somary serré be ny fotoanany (directeur cite - en plus be adidy be Very Happy ). Izay no nitenenako hoe aleo tsy mifampiandriandry zany fa aleo samy mikotrana 3ds daholo aloha dia avy eo mi-ordonner ny asa fotsiny.

Momba ilay serveur ho an'ny rallyesim dia mbola hiresaka an'i Beels momba an'io aho rehefa mihaona fa lazaiko eto fotsiny aloha ny fandehany :

Serveur dédié zaraiko sy ny bandy akamako izay io, misy ny sites web-ny clients-nay. Ka omena an-ndry rallyesim ny configuration-ny dia rizareo no milaza na mety aminy io na tsy mety aminy.

Izany hoe tsy afaka tsoahana ao kosa aloha ireo sites efa ao fa dia miaraka ao izany ireo sites ireo sy rallyesim (raha d'accord rizareo). Tsara hanaovana essais sy tests koa aloha @ izay raha mahazaka ilay serveur.

Dia farany dia impossible ho anay roalahy ihany ny hanome gratuitement an'ilay serveur an'i rallyesim (cela nous coûte 150 euros par mois - et il nous faut bien vivre, désolé) - fa ny eritreretinay atao dia anontaniana ry rallyesim hoe ohatrinona no payer-ndrizareo @ izao pour le serveur dia ataonay latsak'izay no hofan'io serveur io aminy.

Voilà le topo mais on en rediscutera.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
KGB MAX a écrit:

- za manokana zany mitady plugin KML pour 3DSMAX 9 mba afahana mamadika anlé données avy @google earth (efa mba itakitako kely iany ny fika anaovana lalana sy ny lavaka ary ny trano fa ny hazo sy ny bozaka no mbola sarotra satria resaka transparent object leiz dé mila ketrika bé)



Efa no poster-ko lien @ ity topic ity pour tout les plugin de 3ds max nécessaire.Regarde vers les pages d'avant

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dia ahoana ny avancé ny asa ao ry Bobota aaaa ? mba asio ex kely eto eee !! dia manantena vao² koa avy @ tsika rehetra fa mila asiana tanjona sy coordination ny asa izay vitantsika eeee !!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
inona no config requis pour le 3Ds Max?? za te hanampy @lay modélisation fa te ahafantatra aho aloha sao dia tsy ho zakan'ny matos akory zay vao voan'ny deçu eo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Focus> Un PC qui arrive à faire tourner RBR a bien ce qu'il faut pour 3Ds Max Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Alefa courazy ry zalah a!!!!!! sportif Manohana an'leisany @ teny no mba vita satria ts hay le 3D eee!!!! sillylol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Raha ilay resaka modelisation Trano ry zalah za otrany manana soso-kevitra hoe maninona raha ilay ao amin'ny RBR d'origine ihany no alaina raa ohatra ka tena sahirana isika amin'ny resaka modelisation?? ( raha tena hoe au pire des cas zany , raha tena tsy vitantsika)Izaho zao mahita hoe otrany tsy ratsy ihany ity trano ity raha atao amin'ny ES aty amintsika an !!.. reste à savoir hoe afaka alaina/ exporter_na ve ny donnés ao @ RBR mba hafahana maka izay mety mahasoa ao QuestionQuestion

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bon, efa hita dawl zany ny retraretra fa miasa mafy sy miasa tsara sisa lol!

Doda>>tsy sarotra ny manao anlé trano fa saingy maromaro iany leiz ka zay no mila tana-maro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
KGB MAX a écrit:
Bon, efa hita dawl zany ny retraretra fa miasa mafy sy miasa tsara sisa lol!

Doda>>tsy sarotra ny manao anlé trano fa saingy maromaro iany leiz ka zay no mila tana-maro


Mmm.. milamina zany Surprised ...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Un tuto complet paraitrai d'ici qlq temps sur rallyesim d'après Parlesportes:

Citation :
Nouvelle version du tutoriel en cours.

Version vidéo avec son : Création de spéciale de A à Z
Sommaire :
1- Google Earth : Relevés du tracé et des courbes de niveaux
2- Gps Track Analyser : Ajout des points d'altitudes et lissage des courbes
3- Notepad ++ : Conversion des données
4- 3D Studio Max : A) Présentation de Max
B) Création de la route et du terrain sous Max
C) Mapping sous max
D) Export via le plugin PandaXporter
E) Préparation pour utilisation avec le plugin Black.f
F) Préparation pour intégration

Je travaille également sur une version pdf mais ça prend du temps

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vonona hianatra 3DSMAX sy modelisation ny tenanay fa efa malalaka zao. fa ilay mamaky totu manko tsy dia angadinay firy .... KGB asio session fianarana dia ifampizearana lé asa e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa tokony hitany Bobota zany ny SS zao fa mety aingana kokoa ny asa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Efa tokony hitany Bobota zany ny SS zao fa mety aingana kokoa ny asa

Bobota a! voaray ve e??? mba valio dia ilazao vao²

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ki est censé s'occuper de koi? bobota et KGB??? des nouvelles??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za wa vonona iantra 3DS MAX sy hanao modelisatio hazo trano tamboho sns fa mila install misy N° de série fa tsy nisy tany am prez!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa azoko ny video tany @ latva fa mbola tsy afaka ny s'occuper an'io aho fa t@ 23 nisy fahoriana t@ famille.
Je m'y remets maintenant

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

aiza marina zany tsika zao, raha misy anampiana fa efa eto an tanana e Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Petit recap de la réunion du 08 mai:

KGB a proposé de coordonner les travaux pour la réalisation de l'ES:

En gros, on devra constituer 5 à 7 équipes (dont KGB et Beels en sont les premiers membres pour le moment) Chaque équipe aura à charge une partie du travail et devra avancé selon une durée déterminer.
Le logiciel 3Dmax 9 sera l'outil de travail principale. KGB fera l'apprentissage globale du logiciel à tous ceux qui veulent participer à l'élaboration de l'ES. (une petite démo a été faite pour montrer qu'il faut pas être doué pour pouvoir participer Wink ) Beels aura charge de dénicher tous les logiciels, patch, .. supplémentaire de rallyesim.

On part de la tracé faites par Soafahana.

2 mois suffira d'après KGB pour faire l'ES.

Donc, ceux qui sont intéressés: chez BIGBANG lundi à 19h pour l'application 3DSmax.

Pas sérieux, pas motivé s'abstenir Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
aleo atao Mardi à 20h ndray hono leizy fa betsaka ny tsy afaka lé lundi é

D ny install 3DSMAX9 efa dispo ao @ Prez zé mila (atao 3DSMAX9 leizy satria zay do disponible taty amiko)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...