Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Catz

Rija (Catz)

Messages recommandés

Miarahaba "officielement" antsika rehetra eto @ty forum ity é cheers !
Lava be lé "officielement" @ teny gasy : "amin'ny fomba manetriketrika" scratch fa aza tsiny!

Rija no tena anarako,lé "Catz" avy @lé 411 satria io no talohan'ilay cox kely maintso Wink .

Zà kou zany dé tena I love youI love youI love you an'lé cox mitsy é!
Misy cox daolo ny efitrano hatrany angaboné geek !

Lé 411 moa zany mbola "en pleine resto" @zao tsika miteny zao dé lé cox ihany alou no aseho sary etsy ambany clap





Tsara ny cox zalà a makafoka samia mikarakara tsara daolo!
aza misalasala raha misy traik'efa mila hifampizaràna é Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Arabaina zany elà tonga ato indray e!!
respect aloh am le resto fa d tena misy patience elà e, soa fianatra hono Laughing
d mbô lazao ihany ny akama r'efa mahazo anle piesy milay reny hanôvanay resto e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheers Enfin, tongasoa éé!!!!

Na dé ef be resaka be tao @ post ny cox é!!!

lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

misaotra @ fandraisana é Wink !
Efa nihinana zay naroso moa zà zany vô nampahafantatra ny momba ahy lol! !

Soa ny lany ouzy ny Ntaolo é clap !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ary fa maninona oà no sary tapak'i Tsi2 no ataon'i Henintsoa avatar é affraidlol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tonga soa e!
Azo atao location tete de cortege mits izy zany ra -catz an! lol!lol! oatran'ny ts kasihan-dalitra oz le fitenenana!Tsara e! prierprier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Willkommen cheerscheers mankasitra any ilay maintso eee cheerscheers Hentss&Irina tsy ilay herintrerentin'lisany io an !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Catz a écrit:
ary fa maninona oà no sary tapak'i Tsi2 no ataon'i Henintsoa avatar é affraidlol!lol!lol!lol!


Ka satria lesy hono ny photoshop manala mony no manala panda a! lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Ka satria lesy hono ny photoshop manala mony no manala panda a! lol!lol!lol!


zay ndray zany zalà a clap
refa tsisy atao dé @ photoshop manal azy dance !

fa tena manatsara endrika tokoa zany lé photoshop an lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Sali catz

prierprierprier , tsara eh!

Raha tsy mahadiso, firy mois no nanao ny resto an'io manjelanjelatra be io.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

2 à 3 mois teo ny décoquage,soudure,dressage + 1mois prépa & peinture + 2 mois sellerie complète (liste d'attente) + 1 mois refection moteur (selon ma dispo)+ 3 mois d'attente des accessoires (en stock/hors stock) + 2 mois de remontage = tena herintaona mitsy vô vita é scratch !

fa dé tena mila mandray an-tanana ny zavatra rehetra alou é smach
Mety 5 mois zany dé vita rà any @ garage fa tsy hitovy mitsy lé finition

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Catz ve izany sady tolier no soudeur no peintre no capitonneur ary mécano ???

sambatra nareo kle


prierprierprier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Raha izahay zany no hanao dia eo @ 3 taona eo satria ankoatr'ireo asa voatanisa dia mbola hianarana tsirairay izy ireo lol!silly

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Catz ve izany sady tolier no soudeur no peintre no capitonneur ary mécano ???

sambatra nareo kle


Catz> tena miaiky e! Mankasitraka !!!!!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Catz ve izany sady tolier no soudeur no peintre no capitonneur ary mécano ???

sambatra nareo kle


NONNN cheers !!
1°- ny tolier iarahantsika mahalala fa mikapokapoka sy manao soudure notena asany smach ,fa ianao coxiste no mahafantatra ny forme sy ny pièce tokony haveriny.

2°- ny peintre koa pro hafa indray Suspect ;aleo olona roa samihafa hatrany ny tolier sy peintre fa mora "saturé" ny gasy mantsy. dodo
Fa ianao indray koa no mahafantatra ny teinte ary mi-exiger ny karazana sous-couche sy couche ampiasaina mandram-pilokon'ny fiara .

3°- Ny capitonneur natao pro voiture de collection zay fa ianao kou no manome ny ton sy dessin ho arahiny.

4°- Ny mécanique kosa dé nataoko irery isaky ny mirava miasa sy week-end studysmach

Aleo fa anao post manokana momba ny étapes de restauration zà vô malalaka é Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
prierprierprier Mister inspecteur des travaux finis prierprierprier


Diso be kou io filazan'là azy io Evil or Very Mad Directeur des travaux en cours no izy Suspect !Tsy maintsy jerena matetika ny fivoharan'ny asa argue

Mila manome ny directive rehetra raha tiana ho araka ny "cahier de charge"'n'là ny "travaux finis" cheers

Raha tsy izany dé izay tian'ndry zalà fotsiny no ataony !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Catz a écrit:

Raha tsy izany dé izay tian'ndry zalà fotsiny no ataony !

zay mihitsy, toy zany koa ny resaka moteur. Ny mécanicien ny ahy tsy mahazo manidy bloc sy mi-monter culasses raha tsy eo amasoko. Dia izaho no manao ny serrage dynamométrique rabbit

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fred1302S a écrit:
Catz a écrit:

Raha tsy izany dé izay tian'ndry zalà fotsiny no ataony !

zay mihitsy, toy zany koa ny resaka moteur. Ny mécanicien ny ahy tsy mahazo manidy bloc sy mi-monter culasses raha tsy eo amasoko. Dia izaho no manao ny serrage dynamométrique rabbit


efa henoko ny akon'iny lol!lol!lol! !!!

Maître d'oeuvre no fiantso an'iny aty aminay ry Tsi2 a!dé chef de chantier lé tsy izy geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TENA MILAY EEEEEEEEE
tena mankasitraka
tena mifoooooooooooooona tompoko o!!

tongasoa ary eeee

ary dia mbola VW iany ................

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité
Miarahabanao ....
Efa tafaresaka tao ambanidia tao isika (nanao graissage sns...)momba io fiaranao io, plus précisément ny restauration...
Manaiky tanteraka ny asanao ny tenanay e
Soa fianatra...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lahery a écrit:
Miarahabanao ....
Efa tafaresaka tao ambanidia tao isika (nanao graissage sns...)momba io fiaranao io, plus précisément ny restauration...
Manaiky tanteraka ny asanao ny tenanay e
Soa fianatra...


aaahhhh cheers !!!lé tao @ GAS'CAR é?
marina zany Very Happy !
zay mitsy zalà lé tsy tokony hanaovana ratsy eto @ty fiainana ty an lol! ?

Misaotra é cheers !

Nirina58 a écrit:
Bienvenue Catz!
Mankasitraka eeee!...


efa masaka tsara vé ny tôle ao é smach !tsy efa dorée rouillée tsara @zay clap !

dé misaotra kou é cheers !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Efa noteneniko t@ ny forum iray mahazatra antsika ihany fa mbola mamerina ihany aho milaza fa manja de manja lé kilalaonao ra Rija â! clap

Milay ê! reviko be aloa lé vintage ê! Ary mbola tsy maintsy manao iray ihany koa indray andro any!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cox-a-tac a écrit:
Efa noteneniko t@ ny forum iray mahazatra antsika ihany fa mbola mamerina ihany aho milaza fa manja de manja lé kilalaonao ra Rija â! clap

Milay ê! reviko be aloa lé vintage ê! Ary mbola tsy maintsy manao iray ihany koa indray andro any!


Misaotra é prier !
asa izay tena sarotra tadiavina na lé 1303 na lé 1200 gros montant scratch !fa na zaho aza mbola té hanao iray rà mahita smach

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mankasitraka antsika reetra é cheers !dé misaotra naka sary an'lé bandy mpamafa fiaranay é lol!lol!lol! tena faly be zao lery fa miseho télé clap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...