Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
marsplit

Marsplit

Messages recommandés

tonga soa eto fa efa hitanay tany ambadik'i sahondra tary (hihihi) dia mazotoa miresaka koa eto eee !

io moa zany ilay 11 splits (mahay lesona ve ratsi²aaa? ) makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tonga soa e!
Mafnaritra be le split fa tonga dia clapclap be no nanaovan'i ngah azy sady mbola tsy hitako niodina teto am tanàna mitsy ny entana an

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Azafady fa maika be t@ zoma ka ity ary ny tohiny.

Azo lazaina hoe nisy namosavy t@ volks ka ity no niatombohany. cox 1200 année 1970 modèle US (pare-choc lavarangana)

avant



après



Somary sahirana t@cox fa kely lotra ka tsy mahazaka fianakams ka dia nitady vam familial kanefa flat4 ihany. ka dia nitady combi zany, herintaona nitadiavana zay vao mba nahita ny tena tiana, ka ity izy :
Combi split 1965 11 fenêtres. Mbola asa be satria no-reviséna de A à Z.

Avant




Après 10 mois bé zao. mbola maro ireo izay mbola tsy mahafa-po fa mba efa mandeha aloha.




Mikasa ny hanangana volks 181 tout-terrain @herintaona

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tonga soa enao!!!!

miondrika tanteraka @ ilay restauration an'ilay combi!!!! tsara e!!!!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

bienvenido a miami!! lol!lol!lol!
otran californian style zany lé izy. clapclapclap
tongasoa éééé
ary ny cox zany misy koa izy post 67 mbola misy lavarangana. ça se complique... drunken

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Misy ny modèle conçu ho an'ny marché US ny volks na cox io na combi. Clignotant sy pare-choc no tena maha samu hafa azy.

Ny pare-choc no tena mora ahitana azy satria lavarangana, ny feu arrière koa tonga dia rouge daholo fa tsy orange na mavo akory ny clignotant, misy feu de détresse,....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tonga soa e!
Tsara le fiara dia arahabaina fa nahavita zavatra milay be! clapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
marsplit a écrit:
Misy ny modèle conçu ho an'ny marché US ny volks na cox io na combi. Clignotant sy pare-choc no tena maha samu hafa azy.

Ny pare-choc no tena mora ahitana azy satria lavarangana, ny feu arrière koa tonga dia rouge daholo fa tsy orange na mavo akory ny clignotant, misy feu de détresse,....


Misy evolution kely ihany io pare-choc io ka! raha tsy diso ah 69 efa tsy eo intsony ny lavarangana fa efa le sabot io sisa ny 1200 post 67

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tena mifooooooooooooooona marina amle split eeeee
tena saika nidofotra tam taxi za indray andro izay nifanena tam'io !!!!

milay eeeeeeee

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
bienvenido a miami!! lol!lol!lol!
otran californian style zany lé izy. clapclapclap
tongasoa éééé
ary ny cox zany misy koa izy post 67 mbola misy lavarangana. ça se complique... drunken


aza ampijaliana r'zalà lé mpianatra lesona a Neutral modèle 1200 post 67 zany tsy misy lavarangana na buté mitsy ny pare-choc fa vao napetraka mba hampifalifaly saina fotsiny reo é!

itanao fa ny Amerikana tsy maintsy omena parechoc lehibe kokoa fôna scratch !

Fa gaigy koa alou lé Split é prier !
Ny tena mba tiako kou dé lé modèle pick-up (double cabine ou pas) mba hibabeko moto rehefa mba... dance !

Ho ahy manokana alou dé lé orange (avant) dé efa tena tiako lé cox an'i Marsplit é Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mlay be e!!! tena miondrika am le réalisation
ita mintsy le daba oe nandaniana ftona sy ron doha fa tsy oe nitady peintre de oe otrin ny mandoko???
tsara ka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Sali daolo ndray dé misaotra ry zalah @ny fandraisana fa tena mafana ity forum ty zany an bounce !

Catz>> Ié, efa taty aoriana a vo tena tonga saina hoe nety t@lé cox ihany ilay orange t@ volohany satria nanome style an'ilay vam, valéclair efa valaky ny masoandro io loko io ka miady tsara amin'ireto accessoires efa valabalaka (joints, pare-choc,.....) ka tonga dia rats maivamaivana.
T@ vo azo manko io mbola tsy kopy n'inon'inona ka tonga dia hoe lokoy io fa vasoka be le loko.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
marsplit a écrit:
Sali daolo ndray dé misaotra ry zalah @ny fandraisana fa tena mafana ity forum ty zany an bounce !

Catz>> Ié, efa taty aoriana a vo tena tonga saina hoe nety t@lé cox ihany ilay orange t@ volohany satria nanome style an'ilay vam, valéclair efa valaky ny masoandro io loko io ka miady tsara amin'ireto accessoires efa valabalaka (joints, pare-choc,.....) ka tonga dia rats maivamaivana.
T@ vo azo manko io mbola tsy kopy n'inon'inona ka tonga dia hoe lokoy io fa vasoka be le loko.


Justement!lé etat général an'lé cox miaraka @lé loko efa tsy mangirana tsony io mampisy personnalité bé an'lé izy taloha Wink !
1200 1969 ôtran'io kou mantsy ny fiaran'i Dadanay dé aiko tsara ny mankafy an'lé profil mbola mijoro tsara clap

fa tsy oé ratsy akory lé izy mavomavo an!ita fotsiny oé be ambiny bé angamba lé lokon'lé split lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Catz a écrit:
!ita fotsiny oé be ambiny bé angamba lé lokon'lé split lol!lol!lol!


lol!lol!lol!lol! tena tsy voatsikaritro mintsy iny raha iny lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Catz a écrit:
ôtran'io kou mantsy ny fiaran'i Dadanay dé aiko tsara ny mankafy an'lé profil mbola mijoro tsara


ôtrany tsy tian'i Dadan'ise hono reny Jantes-ko taloh reny an!!!! avelao hiverina aty amiko raha ohatra ka tsy tiany fa zà manana an'le dôrizaka be e!!! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena somary diso ketrika mints lé cox ka, je confirme pale .
Mendimendy hametaka jante sy handoko fotsiny.

Za zao vao mitady loko mat hoan'ilay 181. Possible v? rouge ferrari mat ohatra

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

[quote=fa tsy oé ratsy akory lé izy mavomavo an!ita fotsiny oé be ambiny bé angamba lé lokon'lé split lol!lol!lol![/quote]

lol!lol!lol! .

Tena very hevitra mints a t@ ilay lokon-ilay split scratch satria 2tons vao tena mivoka nedala kanefa ny sary rehetra hitako tsy dia nisy nanaitra ahy, ka dia tsy naka sarotra fa tonga dé ilay réf an'ilay Cox no nataoko mba tsy hisian'ny déception.

Naika nataoko nitovy t@ilay orange+marron VW Mag tsy tadidiko iny fa tsy sahy indray sao dia tsy mivoka mitovy ka mamenatra hoe efa mangala-tahaka mbola mandiso ihany.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

raha resaka loko indray dia zao ny expérience-ko : laque tsotra fotsiny hyper claire no tena mety, tsy mila métal...vernis koa ary mahalasa eritreritra ahy scratch

ilay vernis + métal milay be amin'ny voalohany fa vetivety ihany d miova, hitako amin'ny fiarako.

Sa ahoana ny hevitr'ireo efa zatra mandoko cox ?

Fred

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Raha ny hevitro aloha dia ny qualité-n'ny préparation + qualité vernis no tena mampaharitra ny aspect-ny loko.

Fa ny mba tiko ho fantatra koa izao hoe : fa maninona no hafa mihitsy ny loko d'origine? satria na dia tsara toy ny inona aza ny loko dia tsy mahatoraka @ilay dorizaka.

Za efa nampiasa PPG STANDOX KAPCI fa tsy mahavoa an'ilay d'origine é No

Mety tsara manafatra Meguiard's (sa miror mo?) ko ngamba, i Catz zao mety manana fa manjelanjelatra be fona.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hay ve ra matio no marsplit e! k'inn no malaza? milay le combi (sary aloha no hitako) fa ilay cox no efa hitako e! (zokin'i dida lesy ity e!)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:
hay ve ra matio no marsplit e! k'inn no malaza? milay le combi (sary aloha no hitako) fa ilay cox no efa hitako e! (zokin'i dida lesy ity e!)


Sali bain a cheers

Ié i Matio ihany no Marsplit ka lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena tsara lesy lay izy, sady tena personnaliser lay zvtra. Tena anaty boky foana no mba hahitana an reny combi reny, tonga eto amin tanana izy ty!! saotra eeeeeee!!! tena 20/20 eee

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy tokony miova zany mitsy ny loko rehefa bonne qualité ry zalà a!
Ny tsara indrindra dé ny manao glaçage na indroa intelo aza! dance

Peinture bi-couche fôna aloha no idéal,na métal io na laquée opaque.PPG sy Autocolor ihany aloha no fantatro sy efa nampiasaiko h@zao.

Ny vernis Kapci kou tsy maninona rà toa ka mbola hi-glaçer loko,fa PPG na Autocolor no couche finale. sunny

Ny glaçage :1 semaine après no idéaly.Rà mahay tsy midona mitsy,dé na heritaona aty aoriana aza dé mbola azo glaçer-na indray scratch .

Ny tanjon'ny glaçage dé mba hampisy "profondeur (brillance)" ilay loko fa sady kou miaro ny loko @ "rayure".
Mbola ela mitsy @zay ny rivet @ patalou jeans vao mahazo lé loko.

Ny cox maintso kely mbola tsy vita glaçage satria voadonako t@ Mitsubishi tao anaty garage dé mbola mila lokoina indray Suspect !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Pour te donnée une idée tam zany andro zany! Rolling Eyes


Zay vao hitako Shocked lé sary @lien an-là fa tena milay klé Twisted Evil . Poince fa tonga d rouge ferrari ny 181 zany? tsy miova hevitra intsony fa tiko io.

Lé jante chromé be io fotsiny no mety hanahirana scratch .

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Catz a écrit:
Ny cox maintso kely mbola tsy vita glaçage satria voadonako t@ Mitsubishi tao anaty garage dé mbola mila lokoina indray Suspect !

indray mandeha koa voadonako tao an-trano ny volks-ko dia hoy ny vadiko hoe "soa ihany fa ianao no nanao azy........" fa raha olon-kafa angamba d asa.

Fred

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena somary misy olana kely mihitsy ny cox ny tena marina é. tsy haiko na vitana na anjara lol!

Tsy maintsy misy voadona kely fona ny ailes, mbola tsy nahita cox a hoe tena tsy misy kika na pempo ny aile iray au moins.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nena ary lesy vo avy noremontena tonga d noritiny betax ny parachoc-ko.zany no tsy mapisy anazy ao zao fa efa iverina an avec lavarangana mintsssssssss.

Tonga soa lo ela e d aona le 181 mbola azoko alaina v lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Misé Michigan, sali an cheers .

Lé 181 mety tena tsy maintsy ho hatsangako ihany klé. Miandry $ sy fotoana a io. Sady efa hitako io sarin'i Msé Tsito io ka tena courazy ndray za zao.

Sady lé 181 ko ngé tsy d misy dépense firy é, complet bé fa mila préparéna tsara fotsiny ny loko dé basy camper .

Za efa manana motika, seza-na BM E30 complet, jiro, train+frein alamina fotsiny. Jante+pneu+capote sisa angamba no tena invest aminy.

Interressé aminy nga isé sa?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Sali daolo,

Amin'alahelo lehibe no hilazako antsika fa nirehitra t@ alahady teo ny combi Crying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sad .
Teny ampandehanana nitsoka ny tuyau d'arrivée d'éssence ka dia niparitaka teny @ motika ka tratran'ny étincelle teny ho eny ka nijolofotra ka namoaka afo bé.
Soa ihany fa mba voavonjy aloha sinon mety kila tanteraka kanefa May ihany ny vodin'ny fiara sy ilay loko manjelanjelatra.

Za ihany no nanala ny collier an'io tuyau io nafindra t@cox dia tsy tadidiko ny namerina azy chaise .

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
affraidaffraidaffraidSadSadSad
mampamangy ao lesy zany fa tena vaovao ratsy tokoa ty tatarain'la ty Crying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sad
ary aza kivy fa mazotoa mamerina

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
affraidaffraid Mampalaelo zany leaza a!
Fomban-javatra mety hitranga zany fa aza kivy manarina ramose a! Sad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci zalà am-lé fanohanana a.

Tsy kivy ka, sady ny vam mbola velona soa aman-tsara après 15 minutes rehefa avy nalana ny tany namonona ny afo lol! . Soa ihany ary fa mba toerana nisy tany kou, raha izany mo no teo Analakely dia tsy haiko hoe novonoina t@ inona lé affraid .

Lasa style rat's tsy fidiny fotsiny ny capot moteur:lol!:

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
aza manam-be e!raha izaho notratran zany aloha manavy aho e!
fa aza kivy fa arak ny nolazain KGB dia ho lasan izay ny ratsy rehetra anie

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fred1302S a écrit:
grave zany fa soa ihany zany fa peinture + moquette ihany no simba. Ary tsy niteny tamiko i Régis


Efa noteneniko lery fa heveriny fa mananihany angamba za. Tsy tonga tany @ moquette ka.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
marsplit a écrit:
Sali daolo,

Amin'alahelo lehibe no hilazako antsika fa nirehitra t@ alahady teo ny combi Crying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sad .
Teny ampandehanana nitsoka ny tuyau d'arrivée d'éssence ka dia niparitaka teny @ motika ka tratran'ny étincelle teny ho eny ka nijolofotra ka namoaka afo bé.
Soa ihany fa mba voavonjy aloha sinon mety kila tanteraka kanefa May ihany ny vodin'ny fiara sy ilay loko manjelanjelatra.

Za ihany no nanala ny collier an'io tuyau io nafindra t@cox dia tsy tadidiko ny namerina azy chaise .


Tena mampalahelo marina izany fa efa teniny ilay avatar fa ça aurait pu être pire fa bounce foana ee!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
henjana ny nahazo an'dada zany k'le.

Tena aza kivy fa omeo fitiavana fôna ny fiara e!

Dia verifier-o matetika foana ny motika sy ny mpitsopitsony ao ariana ao rehefa mandeha fa ny tampoka hono ....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Namidin-dra-Rado lé 181 zalah, d tsy manana tsony a io.

Kanefa mahita anan-kiray hafa a, tena mbola top bé ny entana fa efa restaurée fa averina lokoina kely ny aile 1 nokasohin'ny sarety fa efa mastiqué anefa fa tifirina sisa.

Carrosse : vo avy no décarossé-na (hitako mihitsy ny nanaovana azy)
Vo avy nolokoina (Kapci brillant direct) ny vam fa dia misy mastic ny aile arrière droit
Pare-choc : mbola mahitsy tsara daolo
Jiro : complet tsara

Moteur : 1600 DA std partout mijajika bé
Alternateur : d'origine
Train avant (rotule, amort, amort de direction,.....) mbola masaka bé daolo
Train arrière : cardan 8x31 dorizaka manitra tsara (tsisy feo)
Equipement dorizaka fa nalamina fotsiny.Tableau mandeha daholo (jauge, témoins, tt.....)
Batterie : vaovao Hankook
Capote : neuve même no sady misy koa ny portière 4
Jante par 14 dorizaka miarak'@ pné usure 25%.
Paps : OK

Marihiko tsy d nihetsika firy ary mbola tsy afaka rodage akory aza hono lé motika ozy ny méca nanao azy.
Fehiny : tsisy kitihina ny entana fa mitondra lasantsy d GO.

Ka vaka ny saiko zalah hoe ho asiako sa tsia satria "tsy mora" ny entana satria efa restaurée.
Marina fa tsy dia lafo bé fa tena tapaka bé ny bandy @zao kanefa ny valala tsy in-droa mandry am-bavahady.

Ka mba manontany an-lisany a hoe raha ohatrinona io vaika io no azo lazaina fa mora?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...