Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TsitsiGalli

Ireo cox eto amin'ny tanana

Messages recommandés

En parlant de Fiat, on a une 124 sport coupé dans le garage (lasa tranon'akoho). Nisy problème ny frein à disque arrière sy ny moteur (segment), fa mety efa nitombo zay ny simba satria efa tsy nihetsika ela be. Mais c'était une bonne voiture à l'époque en plus "une propulsion", équipée d'un moteur 4 cylindres avec 2 arbres à cames en tête de 1 438 cm³, carburateur weber... On aimerait bien la mettre en marche mais on n'a pas pu trouver des pièces d'origine.
Otrotr'zao le poziny

De ny interieur volant en bois avec deux branches en métal... Trop be fa malahelo an'io vam io a surtout la sonorité c'est vraiment affraid
Otrotr'zao ndray ny intérieur-ny

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Emsics>kit car a basena cox iany io ny ambany rehetra atramotera d cox avokoa fa ny caross iany no hafa.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fred1302S a écrit:
Ari Vatanen a écrit:
mais le problème c'est quand une 1200 change son choc en carré, comment reconnais tu que c'est une 1200 avec parechoc carré ou une 1300 tout court??? study

eo mihitsy ny pb, somary sarotra ny mi-reconnaitre azy satria interchangeable ny pièces carrosserie. Za koa manafangaro 1200 post 67 sy 1300. Ny bemaso no tena sûr fa 1200, dia rehefa lavabe koa ny capot-ny.
Fred

ny 1200 misy grille klaxon, dia pare choc kely (tableau 120)

ny 1300 pare-choc be tsisy grille klaxon (tableau 140)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Peno>> jereo lety eo Antaninandro St marie eo fa misy ôtran'io mitsidrahaka fotsiny fa sô d azo resahina pour pieces a!! sinon eo Besarety koh misy ôtran'io mitsidrahaka fotsiny.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

eto amin'ny tanana ve io Karmann eo amin'ny sary io ?
Izy ireny azo atao miay be rehefa restaurée.
checkpoint >> les deux voitures que tu cites : split et 1200 sont effectivement, à mon sens, les plus belles de Tanà I love you
Fred

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mbola tsy hitako akaiky io 1200 maintso io fa ny fahitako azy otran'hoe novidiana tany am'concessionnaire dia adino ny nampiasa azy, dia navoaka ndray izy zao. lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fred1302S a écrit:
eto amin'ny tanana ve io Karmann eo amin'ny sary io ?
Izy ireny azo atao miay be rehefa restaurée.

Tsy eto io fa misy ôtran'io miandry pi-restaurer fotsiny eto amintsika

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
mbola tsy hitako akaiky io 1200 maintso io fa ny fahitako azy otran'hoe novidiana tany am'concessionnaire dia adino ny nampiasa azy, dia navoaka ndray izy zao. lol!lol!lol!

ery Ankadivato no miasa ny tompon'io.
Fred

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Izao lery zany raha plus en details e!!

vue avant

vue de côté

vue arrière

vue intérieur

io no nangalany inspiraka

Les soucis du détails

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
zany ve tsy italianina na fiat, na lancia na alfa scratchscratch

gaga eo ialahy!!! tonguetongue

Tsy italiana io na menamena aza. Frantsay io. Pizo. SurprisedSurprisedSurprisedSurprised 203 calés no anarany modèle unique ilay izy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena nampirimina mihitsy angamba io dia navoaka @ zay!! Twisted Evil

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
I love youI love youI love youI love youprierprierprierprier
restauration vita teto vé io ra tsi2 sa avy any?? ary ny état niaigana efa vam mbola milay sa efa vizana bé?? tena miaika kosa éééé prierprierprier

Tena vita teto io ka, mety ho avôkan'ilay tompony eto le sary resto ngamba

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:

io kamann io vé tonga dé cox fotsiny daholo fa ny carroserie no samihafa sa ahoana???

carrosserie no samihafa. 10,17s affraid ny record de France atmo en aircooled sur base karmann.

Henintsoa a écrit:
restauration vita teto vé io ra tsi2 sa avy any?? ary ny état niaigana efa vam mbola milay sa efa vizana bé?? tena miaika kosa éééé

ny avant an'io efa hitako sary fa mbola pire noho ity (1200-ko io mbola aotrika ao an-trano fa amin'ny 2009 vao kitihina, secret fast project) :

na ny moteur ary soigné tanteraka izay, 1200 stock, fatana mitsitsy tanteraka pour tous les jours.

Fred

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny fahitako an'ty revy cox ty zany, raha misy bandy iray manana cox dia efa passioné tanterka am'iny izy zay.
Tsy mitovy am'olona manana fiara tsotra hoe ty ny fiaraka dia io fotsiny izy io, amidy refa mahita mety mety ndray. lol!lol!lol!

Azon'là tsara mihitsy le izy e, ary izay tafiditra ao tsy afaka intsony fa tonga dia tafalatsaka total mihitsy.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
tonga dia tafalatsaka total mihitsy.

ngô dé taitaitra eo ndray boum aaa lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Henintsoa a écrit:
ny fahitako an'ty revy cox ty zany, raha misy bandy iray manana cox dia efa passioné tanterka am'iny izy zay.
Tsy mitovy am'olona manana fiara tsotra hoe ty ny fiaraka dia io fotsiny izy io, amidy refa mahita mety mety ndray. lol!lol!lol!

Azon'là tsara mihitsy le izy e, ary izay tafiditra ao tsy afaka intsony fa tonga dia tafalatsaka total mihitsy.

Misy satisfaction be koa le izy rehefa vita le fiara no tena marna e. Satry misy zavatra ho amboarina foana hanatsarana azy fa le S fotsny no ts maharaka lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

nenà lesy zao 8 tôna no nanako azy nefa ny totaliny nitaingenako azy tsy ampy herintaona kle lol!lol!

ny fiara amin'io misy amboarina fôna, fa amin'ity kosa ngamba aloh ny farany fa tena mangitakitaka fôna ny tenanay mitaingina ny any akama kle!!
sady zay vô mba tena vita ny resto (fa mbola tsy hitovy amin'io vert io aloh e)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Salut daolo zalà a! cheers !

Bobaka zany resaka ato zany an!nefa vô 2 andro fotsiny scratch
Volsa-ko zany lé resahanareo be ao é Embarassed !

ôtran'ny tsy mahay mampiditra sary @ ty resaka ity zany zà fa raha tsy zany mandefa lé état initial!

dé ouzy nareo ndray oé affraidWhat a FaceShocked !

Ao fa hiezaka andefa é dance !

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Catz a écrit:

Bienvenido Mister CAtz tena prierprierprierprierprier henjana B lé asa vita ééééé!!! ataovy haingana ny préshentaçion aloha éééé!! cheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

io avatar io alou ny vodin'lé fiara t@ vôloany mandram-pahaizako mandefa sary ao anaty post geek

Cox 1200 année 1963 dimy amby efatra (45ans) izy zao Very Happy !

Tena fatana mitsitsy tokoa alou izy é!marina ny an'i Fred1302s : 7l/100 eo ho eo.

Ary mba nentiko niasa mitsy izy androany sady namindra James Ingram t@ cassette zà alina mba enoiko ao anatiny Wink !

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

kely sisa é!efa mahay mijery alou cheers !
fa mbola mila mianatra misafosafo aile kou mantsy rehefa hanao restauration Shocked !

Mazotoa mianatra dance !
ndao tokou asiana diplaoma ny cox é!dé asiana matière maromaro scratchdodo !

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Catz a écrit:

Ary mba nentiko niasa mitsy izy androany sady namindra James Ingram t@ cassette zà alina mba enoiko ao anatiny Wink !

reveko tanteraka ilay autoradio d'époque, bouton ahodina prier fa tsy pionner na sony tany amin'i Naza, encore plus authentique clap
eo ampiketrehina fatana mitsitsy koa aho zao fa mandreraka ihany ilay moteur perfo isan'andro, mahabe fitaintainana raha vao embouteillage (sa dia mi-chauffe) etc...
Dia mba asehoy eto koa ny type 411, ilay motera madio be aninkeo iny
silly
Fred

PS : nanao essai aho omaly maraina fa namikitra tamin'ny volant de 3000 à 6500 en 3ème, tonga d tapitra ny tableau an'ilay volks dance au bout de 300m tirrrrrre , tsy sahiko natsofoka intsony ny 4

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fred1302S a écrit:
nanao essai aho omaly maraina fa namikitra tamin'ny volant de 3000 à 6500 en 3ème, tonga d tapitra ny tableau an'ilay volks dance au bout de 300m tirrrrrre , tsy sahiko natsofoka intsony ny 4

Zà hanao bapteme de roue avec GG @ run no sady hanao Cam embarqué lol! aleoko aloh manao reservation dien'izao lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:

Zà hanao bapteme de roue avec GG @ run no sady hanao Cam embarqué lol! aleoko aloh manao reservation dien'izao lol!lol!

vao haingana mihitsy aho no nieritreritra hoe mila cam embarqué ity zavatra ity, ilay essai voalohany mbola tsisy chrono iny no tsara alaina geek
izao indray ny karmann rehefa sauce drag racing prier

efa mba mitovy ihany ny échappement nay lol!
Fred

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
ny fahitako an'ty revy cox ty zany, raha misy bandy iray manana cox dia efa passioné tanterka am'iny izy zay.
Tsy mitovy am'olona manana fiara tsotra hoe ty ny fiaraka dia io fotsiny izy io, amidy refa mahita mety mety ndray. lol!lol!lol!

résumé tsara mihitsy zay, ilay izy zany une fois nitondra azy vao tena hita ny antony na dia moteur stock aza : 95% ny eto amin'ny tanàna. D avy eo misy attachement b rehefa namizana ny nanamboatra azy.
Ny anisan'ny antony hitiavako azy zao dia izy azoko modifier-na arak'izay ilaiko, dia ny feony, dia ilay contact mécanique.
ny pb hitako d ny tenue de route, so6 incontrolé raha vao miadaladala @ cox-ko, aleoko indray ilay 1776cc-ko taloha raha comportement circuit no ilaina.
Fred

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Peno a écrit:
En parlant de Fiat, on a une 124 sport coupé dans le garage (lasa tranon'akoho). Nisy problème ny frein à disque arrière sy ny moteur (segment), fa mety efa nitombo zay ny simba satria efa tsy nihetsika ela be. Mais c'était une bonne voiture à l'époque en plus "une propulsion", équipée d'un moteur 4 cylindres avec 2 arbres à cames en tête de 1 438 cm³, carburateur weber... On aimerait bien la mettre en marche mais on n'a pas pu trouver des pièces d'origine.
Otrotr'zao le poziny

De ny interieur volant en bois avec deux branches en métal... Trop be fa malahelo an'io vam io a surtout la sonorité c'est vraiment affraid
Otrotr'zao ndray ny intérieur-ny
aleo ngamba tsika mtsam zany hanao post vaovao resaka Fiat sy italianina en général fa za koa ten I love youI love youdodo an io

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

[/quote]aleo ngamba tsika mtsam zany hanao post vaovao resaka Fiat sy italianina en général fa za koa ten I love youI love youdodo an io[/quote]

In nenla any. Efa mikasa ny i-restaurer mintsy fa mbola mitady ny lalana hanombohana an'azy sy ny S hanaovana'azy sao tara loatra de manjary mi-renover chassis ndray. affraid
Ny efa natao alou hatreto de ny renover anle tableau de bord natao bois palissandre, ny interieur-ny mbola tsisy kianina.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ity lé état initial dongian-draTsi2 é!

tsy dé nisy rouille lôtra izy io t@ natao décoquage @ izy notanihan'ny andro fôna!

fa ny joint joint rehetra alou dé tsisy azo noraisina tsony é scratch
be dé be kou lé transformation nataon'lé tompony taloha,ka lé namerina azy d'origine no tena votoatin'ny asa !

resahitsika @ manaraka kou ilay 411 eo ambany ankavanana io ho fanampin'ny lesona Laughing

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Catz> Mba ataovy lehibe hoe sary initial fa tsy hita tsara. STP !!!!!

Fa firy ny année-ny ? toa jiro post 67 izy izany ?

prier pour l

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Catz> Mba ataovy lehibe hoe sary initial fa tsy hita tsara. STP !!!!!

Fa firy ny année-ny ? toa jiro post 67 izy izany ?

prier pour la resto

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fred1302S a écrit:
eo ampiketrehina fatana mitsitsy koa aho zao fa mandreraka ihany ilay moteur perfo isan'andro, mahabe fitaintainana raha vao embouteillage (sa dia mi-chauffe) etc...
Dia mba asehoy eto koa ny type 411, ilay motera madio be aninkeo iny
silly
Fred

Ny moteur T4 alou tsy dé tena classé PERFO lôtra é!azon'ny izy efa d'origine ngéza bé dé efa prévu @zay ny système rehetra.

ity lé 411

dé io lé motera madio be Laughing

lé carossen'lé 411 alou tsisy tomika é!fiaran'ny Chocolaterie Robert taloha io dé mba voakarakara ihany Wink !fa tsy fatana mitsitsy hono dé namidiny scratch
Ry zalà nefa no tsy mahay mandrehatra afo smach

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Catz a écrit:
ty lehibe kokoa fa lé aperçu no voaraiko teo

scratchscratchscratchscratch fanina ndray za fa ny jiron ndray zao dia tsy pré 67 tami'izy taloha??, sa io no anisan' modif nataon 'tompony taloha???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bandygasy a écrit:

Fa firy ny année-ny ? toa jiro post 67 izy izany ?

prier pour l

année 1963 fa novain'lé tompony ny support jiro dé nasiany trappe essence teo ivelany,feno lavaka kou ary tao anatiny : angalàna démarreur,hi-regler-na embrayage sns...

ity ndray volsan'ny bavinay any ampita: restauration complète ihany koa nataon'i grand frère Njaka cheers !tsisy mitondra lé izy dé tsy hita @ meeting Crying or Very sad

ôtran'mba sérieux ihany zany zay manao zavatra é EmbarassedSuspectLaughing mbola grave bé kou ny état n'io t@ voalohany ny 1302 tena sujet à rouille bé an!
sa tsy zany ry Fred?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Catz a écrit:

ôtran'mba sérieux ihany zany zay manao zavatra é EmbarassedSuspectLaughing mbola grave bé kou ny état n'io t@ voalohany ny 1302 tena sujet à rouille bé an!
sa tsy zany ry Fred?

Oka lesy marina lol!lol! adinon'là no niteny fa tô elà ihany koa no mikitika ny motera e!!! sa ve diso ah Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena anisan'ny olona manana experience @ VW mitsy ra-Catz raha ny fahitana an'le fiara VW be de be eo an-tokotany reo! clapclap
ts miondana tsony ny filaza anzao fa ts aiko oe in! lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
io ve tsy jiron na caravelle?

io indray no atao hoe 411 rzalah mbola Aircooled dawl zao ny resaka a!

ary vw type 3 sy 4 no fiantsona azy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

reto bandy reto kou tena tsy mandinika mitsy a Shocked
Jiron'lé 411 io jereo ndray ary alou ny page6 é What a Face efa mba nalefako sary vô maraina teo ngé lé 411 sy ny motera madio bé nangatahan'i Fred1302s é affraid

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena mendrika ny ho atao ao amin'ny salon mihintsy aloha lé motera madio bé éé cheerscheers tsy madio akory fa vaovao moa zany. geekgeek
tena ataoko haingo na trano mihintsy io lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...