kirikou54 0 Posté(e) le 27 août 2008 I Kirikou d mpirevy rallye efa elabe hatram andron'ny Grand rallye de mada taloh ireny satria efa nilalao ny fianakams tamzany.... I Kirikou d mpanao Run taloha (1998 à 2005) fa tsy manao intsony zao.. I Kirikou d miondana Golf GTI type 1 !!!! zay no azo ambara Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 27 août 2008 arabaina tonga soa e! passion iaraha manana ilay Oo=w=oO e! mba asio sarin sy presentation ny mk1 anao ato e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 27 août 2008 Ato marina angamba raha asiana stat dia 80% ny membre manana VW daholo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 27 août 2008 D mbola mifanena ato ndray koh tsika zany e! tonga soa elà e! d asehoy le type 1 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 27 août 2008 io zany lery e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
r@loum 0 Posté(e) le 27 août 2008 Tongasoa ra Kirkou!!! lé Golf ef kobo é!!! Tong dé mlay bé! Aza gaga ra misy code phare tampoko eny andalana eny é!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 27 août 2008 Sali ra iza moa iz teo fa sarotra tadidy ko lé pseudo an ialhy teo . Kokorico v sa ??? Ay kirikou. Antsohy daholo ireo akama MK1 rehetra bainà fa ho reketintsika am zay ity club ity fa ela loatra ka . Zany ra Ari, ry Nerone, ry Nari9, ry rajou...an. Masaka b lé siège baquet an. Antsohy r'zala ry kirikou an. Bonne 6x Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Fred1302S 0 Posté(e) le 27 août 2008 plus on est des fous plus on rit, tongasoa e ! isaky ny mahita golf T1 aho dia te hiverina amin'ny lasa, ny golf T1 moa no tena nahatonga ny mouvement GTI tamin'ny 74? Fred Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 27 août 2008 kirikou n'est pas grand mais il est vaillant...... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 27 août 2008 aiza le sorciere tonga soa lesy aaaa lasa vw daolo rzala Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 27 août 2008 Tongasoa Kirikou aaa fa mitombo indray ny mi Oo=w=oO Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 27 août 2008 Tongasoa Kirikou, efa nfanena ihany zany tsika tatsy am le forum iray atsy e. Masaka be ilay golf fa io numero anla io ny num an le MKII ako taloha, papier fotsin'zany sisa fa ny vam hafa mitsy e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 27 août 2008 Ie.nirefotra le caisse-na mk2 d lasa mk1.atao ze mety e.iala ry vatanen aza mi-tenté ahy am zany feux avant teinté noir zany a.vola zao tsisy... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 27 août 2008 raha mtady perf MKI koa nge no tsara amin'ny resaka poids e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 27 août 2008 Tonga Soa Kirikou Tena lé Golf type 1 leisy tena bogossy trop foana an... Efa hitako tsara eo daba ray eo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 27 août 2008 Lisany kosa ve tsy mahita hoe Cox, d type 1 d type 2 no fiara tsara indrindra e!!!! nenà aloh d reo ihany e!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 27 août 2008 Tonga soa Kiriko. manja be le MK1 e. Tsi2> marina io na de diesel aza le MK2 nay ahitana sensas foana Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 27 août 2008 ny deusaka zany bonbon voanjo? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 28 août 2008 tonga soa e! Efa hitako foana io Golf1 anlah io ka! masaka e! Arceau sy amort sisa le vam dia afaka manao rallye elah! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 28 août 2008 Rajoù a écrit:tonga soa e! Efa hitako foana io Golf1 anlah io ka! masaka e! Arceau sy amort sisa le vam dia afaka manao rallye elah! efa mivadika ngamba ny tany vô possible zay zavatra zay zavatra saribakolikelin'i Dada a!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 28 août 2008 Six ra Kirikoo d kely!! Maditra b mitsy io Bijou an'Baina io an!! Ef koboko teny @ bypass mitsy io vam an'lah io fa rombotra b mitsy k Bobaka mitsy ny Oo=w=oO ato kay Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 28 août 2008 ny arceau aloh efa projet en cours... fa ny hanao rallye am'io tsy vita !!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 28 août 2008 Tonga soa e Tsy maints hoe his fournisseur matos hanaovana RBR iany !! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
r@loum 0 Posté(e) le 29 août 2008 Boum a écrit:Tongasoa ra Kirkou!!! lé Golf ef kobo é!!! Tong dé mlay bé! Aza gaga ra misy code phare tampoko eny andalana eny é!!!! Aza adino lé code ra Kirikou a!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 29 août 2008 euh.... rah izany dia ingahy le E30 ny code phare ahy tam maraina ?? okay okay e. efa nieritreritra mintsy za oe mety iray am lisany iny fa tsy kopy za e. tsy arako tarehy koa mantsy nareo atramzao d miala tsiny e, (fa tsy oe miavona akory an !! ) Vatanen, nirina 58 sy Tsito iany no fantatro atramzao mantsy. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 29 août 2008 kirikou54 a écrit:euh.... rah izany dia ingahy le E30 ny code phare ahy tam maraina ?? okay okay e. efa nieritreritra mintsy za oe mety iray am lisany iny fa tsy kopy za e. tsy arako tarehy koa mantsy nareo atramzao d miala tsiny e, (fa tsy oe miavona akory an !! ) Vatanen, nirina 58 sy Tsito iany no fantatro atramzao mantsy. jero ao am lay rencotre team so6 io fa ao misy sary au grand petit complet Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 29 août 2008 Izay mi-code phare an-lah zany dia So6 izy zay Sauf @ alina io Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Fred1302S 0 Posté(e) le 29 août 2008 tokony hisy code so6 ilay fanaovana code phare fa indraindray tokoa tsy fantatra dia itsikitsikiana aloha , ohatran'izany tamin'ny herinandro aho misy golf 3 manao code phare bdb teny amin'ny by pass, tsy afaka namaly aho fa tsy niavona satria en plein essai aho (efa à fond de 4) dia tsy maintsy tazonina tanan-droa ny volant sady tsy afaka mitodika, ny fiara tsinona tsisy comodo fa raha te hanao code phare dia misy bouton kitihina Fred Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 29 août 2008 His a écrit:Izay mi-code phare an-lah zany dia So6 izy zay Sauf @ alina io Tandremo so madama lé micody fara fa ataony rafotsy maivoka eo ialisany an. Eo vo voan'ny fanontaniana d hoe Team so6 in akian . Ouaina b . Sa ahoana ra kirikou? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 29 août 2008 marina zany. irina a: ireo ary ny typ1 tadiavinlà fa tonga daholo sady mamaly ny antso e!!! tokony mbola hisy iray koa refa kelikely eo .sady efa rallyeman... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 29 août 2008 kirikou54 a écrit:marina zany. irina a: ireo ary ny typ1 tadiavinlà fa tonga daholo sady mamaly ny antso e!!! tokony mbola hisy iray koa refa kelikely eo .sady efa rallyeman... masaka b ra kirikou a . Mety ho asiana rubrik type 1 angambany ato i recenséna ireo zay mbola tsy tratra antso d mba manao sortie kely miaraka. Sa ahoana? Za voa naika i kozy hoe ar aiz ra Ando kay lery ko io ao ambadika io . Milay zany ka. entr (), iz lé rallyman manana type 1 ko lé. Mba invitéo ko iz mba hitafatafa ato é. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 29 août 2008 irina a écrit:kirikou54 a écrit:marina zany. irina a: ireo ary ny typ1 tadiavinlà fa tonga daholo sady mamaly ny antso e!!! tokony mbola hisy iray koa refa kelikely eo .sady efa rallyeman... masaka b ra kirikou a . Mety ho asiana rubrik type 1 angambany ato i recenséna ireo zay mbola tsy tratra antso d mba manao sortie kely miaraka. Sa ahoana? Za voa naika i kozy hoe ar aiz ra Ando kay lery ko io ao ambadika io . Milay zany ka. entr (), iz lé rallyman manana type 1 ko lé. Mba invitéo ko iz mba hitafatafa ato é. +1 fa nenay i Timon mbola tsy vita o! i 23 koa mbola tokony ho ao fa mbola tsy vita! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 29 août 2008 fa de tena ketrika in loatra zao timon ao zao ra Ari a! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 31 août 2008 efa créé zalah ny post resaka typ1 ao ambadika ao fa aleo tsika ao no mitakoritsika a. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 20 octobre 2008 Ay d efa mahazo loka d miseho gazety an. Pro run kart v? 6X Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 20 octobre 2008 tssss, ireo gazety ireo oa tsssssss..... tsy za irery no tao fa i golf kely koa ka. mba nitsiky ny vintana d mba nitondra coupe sy loka nody zahay mitsam e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 20 octobre 2008 Ialaisany tsy niantso d mba nahazo koupy ko za..... Am manaraka é? Sa aohana? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 20 octobre 2008 ka inter-entreprise leiz... tsy zay ny organisatera fa zay koa invité... azo eritreretina oe any no atao ny rencontre typ1 manaraka d mba mifanitsana kely ao e ? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 20 octobre 2008 Za mihitsy zany no tena Fôpla tamin'ireny e fa nade zany aza mety kart 7 angamba no azon'lisany tao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 20 octobre 2008 tena iala mintsy ngamba lesy... tsisy kart 7 sy 4 zany tsony any fa efa mitovy daolo ny état. run individuel 10 minutes leiz fa tsy relai, d azonay ny 1ère sy 2 ème place.... sady intelo niova kart fa mbola nety iany ny natao ka. mba fatatrialah moa ry dadah fa atramzao mbola tsy nampiasaiko le 10min X 3 azoko tam meilleur temps tam 2005 !!! mbola aty le tapakila atramzao ...... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
focus11 0 Posté(e) le 23 octobre 2008 Sali ra Kirikoo an, somary taraiky fa sali na dia izany aza His a écrit:Ato marina angamba raha asiana stat dia 80% ny membre manana VW daholo dia firy % indray ny mpandeha tongotra kle 0,5 % ngamba kle, sady za rery en plus Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites