Bigbang 0 Posté(e) le 27 septembre 2008 impressionnant b le cam embarqué lé tena otrany fanina mitsy a mijery an le izy alefa CI an sinon i Maximumattack ko d tena mahafinaritra ny mijery lay deusaka kely e, miaraka am le sady mi-travy no otrany milalao orona zany, d ny tanana ray iany no eo am volant "GRANDS" NAREO E Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 27 septembre 2008 Big aaa Saryyyyy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 27 septembre 2008 Masaka be ilay 2ème journée niaraka t@ Ra-Prez, Tsi², Hents sy ny ekipa rallygasy (His, Peno, Tojo, azafady ho an'izay tsy hay ny pseudo sy ny anarana e ) Ny sary sy ny vidéos any no bobaka be, izaho rahampitso vao haka sary. Bon à part ça, pour le rallye dia ho an'i Nirina58 sy Maximumattack Izahay dia nanatri-maso an'ilay Nissan Sunny GTI-R ni-déjante sy nanao sous-virage be nisafo talus Ny nampalahelo dia tonneau i Rila (Sub) fa tsy nisy nahita sy nahazo sary. Ankoatr'izay nilay ny ambiance etc fa tantaraina miadana eto ihany fa mbola valaka be izao Hafotaka indray ny RSBR Live @ semaine ambony io ! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 28 septembre 2008 Nilay mihitsy ilay ES nojerana maly iny ka, ny nampalahelo fotsiny dia i Rila nanao sortie zany, apparament raha ny fitantaran'ireo officiels nifanena taminay dia teo @ nahavoa an'i Patou sy Mika ihany koa no nahavoa an-dry lerony, ny antony mazava aloh dia mbola tsy fantatra fa dia hoe sur ligne droite lery no nanao tonneau maxi. Sinon, nampalahelo ihany koa ny nahazo an'i Mathieu satria nisy olana teo @ boite lery dia voatery nanao depart 3ème ny SS, avy eo dia notaritina, ka raha ny henonay zao maraina zao avy any @ ES Antaramanana dia tsy nandray depart intsony lery zao maraina izao. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 28 septembre 2008 Àty anaty es13 za zao no mahita ny post i tsito oe tsmanao mntsony matieu,laza koa efa manala tongotra.kivy za...takzay njanona tany ambovo nanadio typ1 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 28 septembre 2008 za vo naika hiteny hoe tsy nahita type I mitsy tanaty ES Nafinaritra iny rallye iny an surtout le impréssion en live miarak'am CI zay mbola mavita mpost eto avant le départ Sinon Félicitation aloha hoan'i CI, relancé ndray zany ny course au championnat Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 28 septembre 2008 hoan'LAZA sy SOLOHERY Dia arahabaina koa - SITRAKA sy TEDDY (mbola ho avy eto ilay sary tao @ arrivée) - MIJA sy MANA Dommage, MATHIEU et DAVONJY mais bon c'est ça la mécanique, courage ary tohizo ny spectacle any anaty SS fa tena izay aho vao nahita olona nitehaka tao anaty parc de reparation t@ velona ny 205 (après + sieurs essais infructueux)t@ asabotsy alina alohany hanao ny super speciale de nuit, ce qui veut dire que votre fan club vibre avec vous !!! Vivement le rallye ASA Tana !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 28 septembre 2008 Masaka be rizalahy ny androany sy izay 2 jours de rallye izay Izao aloha dia "fatigué mais heureux" Félicitations ho an'i Latvalaza Milay letsy Baina a - sady tu as raison d'avoir assuré aujourd'hui. Miandrandra résultat ohatr'izay izahay @ rallye manaraka an Dia misaotra an'ireo olona be dia be t@ ity androany ity : tsy ary ho voatanisa eto daholo angamba fa citer-ko fotsiny ny sasantsasany : membres du team so6 "saut", team "Poulet" , rallygasy, team "Vero" (nilay le kaly an ) Mankalaza zalahy a (sady mbô falifaly indray ilay trophée andros mba nitsangatsangana kely fa matory ao @ parking foana ny 2/3 ny androny ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bandygasy 0 Posté(e) le 28 septembre 2008 Falifaly maheno ny résultat milay toa izany e ! félicitation à ltva nirina58, tena tsara eee! na tsy teo aza dia nahatsirao ny ambiance team s06 eee! ES 13 no hitako farany sur net ! asio sary amzay ary eeeee! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
checkp0int1 0 Posté(e) le 28 septembre 2008 Nirina58, ainsi qu'a tous les équipages qui ont franchit la ligne d'arrivée Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 29 septembre 2008 Big bravo a Latvalaza Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 29 septembre 2008 Félicitations Laza - Solohery Super organisation FMMSAM / TOTAL Bravo à tous les concurrents ; assistances; supporteurs, fans, club, officiels, team ; ny mpitia rallye fotsiny koa (ville + ambanivohitra) Mankahery zay nanao tsy nambinina sy tsy nahomby e noho'ny olana maro isan-karazany. Prochaine RDV :: Rallye SICAM Tour de Tana 2008 Asa tana 3 1- Laza - Solohery 2h 43' 38'' 2- Mickaël - Fafah 2h 48' 10'' 3- Sitraka -Teddy 2h 57' 11'' 4- Dahery - Haingo 3h 01' 25'' 5- Hery - Solofo Rakotondrabesa 3h 02' 08'' 6- Gus -Nitro 3h 05' 22'' 7- Mija- Mana 3h 06' 26'' 8- Patou - Mika 3h 12' 38'' 9- Freddy - Yachine 3h 20' 19'' 10- Gui-gui-Bone - Yando 3h 21' 02'' 11- Bera - Fossy 3h 27' 00'' 12 - Tax - Boom 3h 30' 45'' 13- Jano -Tina 3h 42' 11'' 14- Njafan - Mamisoa 3h 49' 45'' 15- Ralax - Solofo 3h 56' 47'' 16- Livakely - Olivier 4h 03' 11'' 17- Luc - Naina 4h 28' 26'' 18- Pattie - Damaria 4h 35' 38'' Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 29 septembre 2008 Arabaina manokana eto zany i Latvalaza - Solohery Tratra ny tanjona: sady tonga ny alahady no nahazo coupe!!! Nahafinaritra ny ambiance nandritra ny 3 andro rallye!!! Vive Team So6 Beau spectacle de Maximumattack Enjana mihitsy tokoa ilay sady misafo orona nefa mikisaka ny vam Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 29 septembre 2008 félicitations à Latvalaza et Solohery Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 29 septembre 2008 BRAVISSIMO Bravo à Laza-Solohery fa tena mety bé mintsy, gestion ana rallye efa hain'la mintsy!!! Champion no fetra letsy am'ty saison ty!!! Bravo à Mija-Mana, efa mety ny maitrise an'lé fiara sady tonga à l'arrivée!! (asio spectacle am'zay rehefa mahita ny bandy anaty ss éééé ) Bravo à Mathieu, na dia tsy tonga aza fa spectacle tsisss otran zany letsy. marina mintsy lé kozin'dra soaf hoe nitehaka ny olona rehefa velona ny fiara tao am'parc de réparation tao (hay kay ny boite no blem fa zay tsy kopy fa mitehaka fotsiny ) Bravo beuhhh hoan'ny team so6 zay efa manomboka mahazo ny toerany mintsy isakin'rallye Nahafinaritra éééé!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 29 septembre 2008 Dia arabaina ny mpandresy Laza-Solohery Dia mahereza ho any tsy tonga Mathieu & co....... Dia mba rahoviana aza ny tenanay vo ahita za spéctacle zany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
focus11 0 Posté(e) le 29 septembre 2008 ato lesty jerena aloha ny spectacle a za koa mba te hijery fa isaky ny rallye rangah dia misy fotoana mifanindry foana kle. sa za tsy natao hijery fa tonga dia manao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 29 septembre 2008 ARABAINA IANA O MR C.I sy Solohery. milay ilay gestion ana rallye e! arabaina daholo koa ireo tonga atramin ny farany rehetra. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 29 septembre 2008 Felicitation Laza-Solohery! Coté organisation: Arabaina ny FMMSAM sy TOTAL Coté spectacle: Arabaina ny Team SO6 Raha oatran'le fahitako ny resumé t@ télé aloa ry zalah dia milay le rallye a!misaotra ny mpanentana sy ny mpandray anjara rehetra six e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 29 septembre 2008 Bravo Laza-Solohery. RDV à la dernière spéciale de ASA TANA 3ème arrondissement. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 29 septembre 2008 dadah a écrit: Félicitations Laza - Solohery Super organisation FMMSAM / TOTAL Bravo à tous les concurrents ; assistances; supporteurs, fans, club, officiels, team ; ny mpitia rallye fotsiny koa (ville + ambanivohitra) Mankahery zay nanao tsy nambinina sy tsy nahomby e noho'ny olana maro isan-karazany. Prochaine RDV :: Rallye SICAM Tour de Tana 2008 Asa tana 3 1- Laza - Solohery 2h 43' 38'' 2- Mickaël - Fafah 2h 48' 10'' 3- Sitraka -Teddy 2h 57' 11'' 4- Dahery - Haingo 3h 01' 25'' 5- Hery - Solofo Rakotondrabesa 3h 02' 08'' 6- Gus -Nitro 3h 05' 22'' 7- Mija- Mana 3h 06' 26'' 8- Patou - Mika 3h 12' 38'' 9- Freddy - Yachine 3h 20' 19'' 10- Gui-gui-Bone - Yando 3h 21' 02'' 11- Bera - Fossy 3h 27' 00'' 12 - Tax - Boom 3h 30' 45'' 13- Jano -Tina 3h 42' 11'' 14- Njafan - Mamisoa 3h 49' 45'' 15- Ralax - Solofo 3h 56' 47'' 16- Livakely - Olivier 4h 03' 11'' 17- Luc - Naina 4h 28' 26'' 18- Pattie - Damaria 4h 35' 38'' Tena hitako tsara ihany Maître Dadah ra mba asiana classement par catégorie sy classe ilay rallye mba hafahana mi félicité an'ireo bandy akaman'ny rallygasy é. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 29 septembre 2008 arahabaina i Laza sy Solohery. arahabaina manokana i solohery (Première victoire scratch) arahabaina ny mpifaninana rehetra nandray anjara na ny tonga na ny tsy tonga hatramin'ny farany. Isaorana ny mpikarakara rehetra (FMMSAM sy mpanohana ny rallye) ny team SO6. Mahafinaritra ny mpijery dia mankalaza ny fihaonana amin'ny rallye manaraka Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 29 septembre 2008 Félicitations CI, TVN, sns ... dernière manche zany tonga de Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
gaucheplus 0 Posté(e) le 30 septembre 2008 Arahabaina i Laza sy Solohery e! milay e Fa ity ry zalahy mba misy fanamarihana, ny réclamation dia tokony raisin'ny commissaire sportif an-tanana avy hatrany raha azo atao dia miara-dinihin'dry zareo miaraka @ directeur de course sy ny staff fa ohatran'ireo pilotes foana no lasa mifamely am-pitoerana kanefa anie ny ambiance dia convivial tsara mihitsy any anaty spécial e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 30 septembre 2008 gaucheplus a écrit:Arahabaina i Laza sy Solohery e! milay e Fa ity ry zalahy mba misy fanamarihana, ny réclamation dia tokony raisin'ny commissaire sportif an-tanana avy hatrany raha azo atao dia miara-dinihin'dry zareo miaraka @ directeur de course sy ny staff fa ohatran'ireo pilotes foana no lasa mifamely am-pitoerana kanefa anie ny ambiance dia convivial tsara mihitsy any anaty spécial e! fa iza dray no nifamely antoerana tao lewaza? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 30 septembre 2008 Raha ny fahazahoako anle reclamation tokoa moa ry zalah toa tokony confidentiel le anaran'le nanao reclamation an? zao nefa toa kobo foana oe iza le nandaza de lasa gidragidra be! Fa na izany na ts zany aza tena lasa mifampiandry kenri-tohana sy manimba anle esprit sportif le izy.Ts tokony adinon'ny tsirairay oe passion le izy ary zay no zava-dehibe indrindra am'le rallye satria ts misy mahazo benitra amle izy fa ny any am-paosy aza no mande be! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 30 septembre 2008 Nisy episode nivoaka erakin'ny gazety indray tany ko!! Nisy nanao réclamation hono ny club dia tsy dia prise en compte loatra io nefa ny caution noraisin'ny College Dia mba tezitra ihany zareo Rehefa miteny ampahabemaso kosa ve ilay conccurent tsy ho kobo ny zoul ihany hoe iza Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 30 septembre 2008 His a écrit:Nisy episode nivoaka erakin'ny gazety indray tany ko!! Nisy nanao réclamation hono ny club dia tsy dia prise en compte loatra io nefa ny caution noraisin'ny College Dia mba tezitra ihany zareo Rehefa miteny ampahabemaso kosa ve ilay conccurent tsy ho kobo ny zoul ihany hoe iza zany an! ary miketriketrika sy mampiasa atidoha mits ry zalah commisera zany an! ho tantara iany ty raha zao no mitohy! fa ny ts azoko tokoa oe fa manin no ts maints mandoa vola refa manao reclamation e? atao inona le vola avy eo? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 30 septembre 2008 caisse commune Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 30 septembre 2008 Dia avy eo Raha ny fahazoako azy dia mba hoe maha matotra tsara ilay fitarainana!! Zany hoe matoa sahy mando vola dia sahy mijoro @ izay nolazaina!! Fa ngaha mo zalah tsy ny conccurent ihany no afaka manao fitarainana Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 30 septembre 2008 Citation :Oui à l’ASA TANA3, l’expectative pour 2009 « Total ? C’est un rallye qui me porte chance » a déclaré d’emblée Randriamifidimanana Laza, 1er au rallye Total de ce week-end. « Avec Rivohery, j’ai gagné mon premier rallye Total et là, à la 3è édition, je suis avec Solohery et on a gagné aussi ; je crois que c’est un rallye qui m’est de bonne augure ». Pourtant, le champion de la 5è manche du championnat national des pilotes de rallye avoue que cela a été très dur, « 500km, c’est très long. On avait besoin de gagner pour la course aux titres si bien qu’on a fait des pieds et des mains pour s’en sortir. Mais c’est un rallye super sympa, je trouve ». A 27 ans, il donne déjà rendez-vous à ses fans à l’ASA TANA 3 de fin octobre prochain « bien sûr nous allons participer mais pour le gagner, c’est une autre question. Ce sera conditionné par le parcours qu’ils vont tracer, si c’est cassant ou pas. Mais cette 6è manche sera décisive pour tout le monde, surtout pour le titre 2008. Tout est dans la manière de gérer la course». Quant à la suite de sa carrière sportive, 2009 s’annonce sous d’autres couleurs pour Laza. « Professionnellement parlant, il se peut que je décroche en 2009. Cela va être dur de combiner. Mais nous verrons ». C’est une nouvelle qui ne fera pas beaucoup d’heureux puisque gagner sans les meilleurs, c’est gagner à moitié. Car dans le rallye à Madagascar, l’avenir se, conjugue avec les jeunes comme Laza, Mickael, Mathieu… Anny Andrianaivonirina lu dans midi madagascar Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 30 septembre 2008 Fa ity rzalah mbô misy tantara mampihetsi-po kely ana a: Tao aorianan'lé rallye Total iny moa zany dia nandé namangy fahoriana i Laza na dia efa vizana be iny aza (cousin-ako lé maty). Ny tena nampihetsi-po dia i Laza tonga avy any miaraka @ Mitsu sy encore en combi, zany hoe mbola tsy nody akory mba nanao fety t@ victoire fa nandé namonjy ilay namana tsy fohy . Tena mba courage mitsy ny fianankaviana é. Ny ampitson'io moa dia mbola anisan'ireo nibata ny vata iany koa izy niala ny trano, teny am-piangonana ary teny @ fasana tena nampihetsi-po é ....... Fa ny zavatra nahasosotra kely ana ndray dia lasa tia rallye daholo ny cousines-ko rehetra vô avy nahita an'i Lery, mdrrrr...... misy manontany hoe ahoana hono ny fidirana ASA TANA 3....... JCI (Jeune Chambre Internationale) ....... adresse mail sy num an'Laza....sns..... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 30 septembre 2008 mba tantarao aminay zany resaka reclamation zany fa tsy kopy zay e! alefaso mp ra tsy azo atao eto o! merciii Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 30 septembre 2008 Misaotra daholo ry zalahy, misaotra @ ilay rehetra e! Tena sarotra tokoa vao tonga t'@ iny rallye iny, ary dommage ho an'izay tsy tonga. Tena faly be mintsy ao satria tena lava zany 17 SS zany ary miala tsiny t'@ specta fa misy fotoana zay ny tonga ihany no eritreretina Vontovorona ihany noho nisy rythme taitra tsara, misy cam embarquée ho ataoko lien youtube ato avieo. Misaotra an'i team so6 fa miala tsiny fa tsy ny saute e , ary aiza zao lé sary teo @ podium final? kgb max a écrit:ahoana hono ny fidirana ASA TANA 3....... JCI (Jeune Chambre Internationale) ....... adresse mail sy num an'Laza....sns www.pourlescousinesdekgbmax.com Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 30 septembre 2008 Citation :Fa ny zavatra nahasosotra kely ana ndray dia lasa tia rallye daholo ny cousines-ko rehetra vô avy nahita an'i Lery, mdrrrr...... misy manontany hoe ahoana hono ny fidirana ASA TANA 3....... JCI (Jeune Chambre Internationale) ....... adresse mail sy num an'Laza....sns..... Un célibataire très convoité donc ? ou je me trompe ? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 30 septembre 2008 ny tena mety zao am manaraka tonga mjery rallye miarak'am tsika ny cousine nlà, mety tsy arak'i nirina 58 mantsy raha bdb rzareo. "entana iaraha mtondra hono mora zaka e!" Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 30 septembre 2008 Nerone a écrit:ny tena mety zao am manaraka tonga mjery rallye miarak'am tsika ny cousine nlà, mety tsy arak'i nirina 58 mantsy raha bdb rzareo. "entana iaraha mtondra hono mora zaka e!" tena nerone tokoa ialahy fa miketrika mafy an !! de zay zany tsy mitondra vero Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 1 octobre 2008 Nisy zany ny Vero, dia nanaraka ny team 3 lames, d avy eo tonga indray ny fan-à-Narindra d zao, ho avy masiaka koh ny cousines de KGB; hiforona ihany ny team SO7 raha zao no mitohy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 1 octobre 2008 Tsy laitra mihitsy lisany reto Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 1 octobre 2008 inona lé resaka Narindra? Somary dommage ihany lé resaka réclamation eo an, lasa mihitatra be. Zay aloha dia tsy misy avantage @ eo satria tsy maintsy ilay manche farany ihany no décisif @ points anay. Je préfère quand le rallye se passe uniquement et spécialement dans les spéciales! attention a ouvrir la boite de pandore car : "nul ne peut se prévaloir de ses propres turpitudes" En tout cas, comme le verdict est déjà sorti une fois, je trouve ça un peu "exagéré" de revenir dessus de la sorte... Ca n'est pas très sérieux et je n'arrive pas à m'empêcher de penser à ce qui nous est arrivés lors du 1er Rallye... Comme quoi c'est très aléatoire et c'est toujours dommage pour le sport. En gros, je suis contre ce genre de pratique et il faudrait trouver un règlement qui s'adapte un peu plus aux réalités malgaches car nous sommes pas en championnat du monde avec des Usines et ultra gros sponsors. Alea jacta est Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 1 octobre 2008 nirina58 a écrit:inona lé resaka Narindra? +1 nirina58 a écrit:En gros, je suis contre ce genre de pratique et il faudrait trouver un règlement qui s'adapte un peu plus aux réalités malgaches car nous sommes pas en championnat du monde avec des Usines et ultra gros sponsors +1 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 2 octobre 2008 Citation :Suspension provisoire des résultats ! Rallye Total. Le monde du sport automobile se trouve désormais au centre d’un scandale qui éclabousse tout au passage. Il est vrai qu’une suspension des résultats, fut-elle provisoire, n’est pas du goût de tout le monde. Les résultats du dernier Rallye Total sont provisoirement suspendus par la Fédération du Sport Automobile de Madagascar à la suite d’une réclamation de Team Mika Faniry sur l’équipage composé de Sitraka et Teddy sur une Subaru. Hors de vue. La nouvelle a fait l’effet d’une bombe au sein du petit monde du sport automobile malgache qui n’a jamais vécu pareille situation. Mais les plaignants campent sur leur position en arguant que la Subaru de Sitraka et Teddy a bénéficié d’une assistance pourtant interdite à la sortie de l’épreuve spéciale de Ihazolava, à Ambohimandroso. Victime d’une double crevaison, la Subaru aurait dû abandonner selon certains pilotes qui affirment haut et fort que la seconde pneu ne pouvait venir que d’un tiers, sinon comment expliquer le fait qu’ils aient roulé un bon moment sur l’asphalte avant de procéder au changement de roue, et surtout hors de vue des officiels présents à la sortie de l’épreuve spéciale. Et a priori, cette thèse a conduit la FSAM à suspendre les résultats à partir de la 3e place, celle qu’occupaient Teddy et Sitraka lors de la proclamation « officielle » des résultats. Et très certainement, la FSAM va mener sa propre enquête pour essayer de tirer tout cela au clair. Deux roues de secours. Le FMMSAM avait pourtant rejeté la plainte du Team Mika Faniry mais il a fallu cette réaction de la part de la Fédération pour qu’on revienne à la situation initiale. Une situation qui n’est pas pour plaire à Teddy Rahamefy qui renvoie tout le monde à la Subaru qui est munie de deux endroits destinés à ses deux roues de secours. « Nous avons même cinq roues de secours qu’on peut remplacer au fil du parcours dans le parc mais je pense qu’il s’agit plutôt d’une animosité personnelle dont le but est de nous mettre hors course », plaide Teddy Rahamefy qui a toujours du mal à comprendre pourquoi on en est là. Et à la question de savoir pourquoi, le Team Mika Faniry se défend d’en faire une affaire personnelle puisqu’il ne demande que l’application de la loi et des règlements qui doivent être les mêmes pour tous les pilotes. Clément RABARY Le règlement qui tue à chaque fois le vrai sport Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 2 octobre 2008 zao lé zavatra mahamenatra mitsy é Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 2 octobre 2008 tena tsssssssssssss!!!!!!!!!!!!!!!! tena tokony amboarina faty any mits io reglement io mba tsy hisian'ny oatranzao tsony fa lasa mahakamo leoaza a! SAISON 2008 zany dia vita matavy mits @ resaka oatranzao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 2 octobre 2008 tena heveriko fa efa vita ny momban'ilay zavatra io kay lasa nihitatra be d'après les journaux la personne qui aurait fait la réclamation n'aurai pas pris le départ Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 2 octobre 2008 Ny ahy aloha d mitovy avis amin'ny Nirina 58 é. Le rallye se joue dans les spéciales mais pas avec des scandales. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 2 octobre 2008 Nihitatra mihitsy io kôzy io ko!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ragnotti 0 Posté(e) le 2 octobre 2008 salut daholo aty alavitra aty aho no mijery woawoawoawoa ato soa ihany fa nisy ity kle valifaty kosa angamba ny an'ny sasany fa toa tena andrasana kendry tohana mihintsy izay manao assistance interdite tokony apetraka tsara fotsiny ny réglement dia izay tratra dia tratra fa tsy asiana appréciation zany ny sanction (oh 15 mn ny sasany dia hors courses ny sasany) tokony miezaka koa ny fédé mametraka juge de fait fa raha tsy izay koa io tsy mety mihintsy miantso volontaire anie dia mety miampy formation kely fa raha tsy zany dia ohatran'izao foana nefa ny spaoro ihany no voa mafy avy eo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 2 octobre 2008 rehefa tsy tratra ambody omby dia inona anefa no manakana anzany. Eny andalana eny zao zay mahita olona hividianan'ny baininy menaka eny am station dia avy eo manapoka, atosiky ny specta,sns,.. Ny an'ny sasany izay manao repéchage aza hoentina mody mitsy ny fiara dia rehefa vita vo manenjika any am PC Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TVN 0 Posté(e) le 2 octobre 2008 Citation : tokony apetraka tsara fotsiny ny réglement dia izay tratra dia tratra fa tsy asiana appréciation zany ny sanction (oh 15 mn ny sasany dia hors courses ny sasany)+1Ny problème d tsy maintsy misy matsapa tena lésé fona ra vo entina @ appréciation zany lé kôzy, ary tena normal b zany réaction zany, d avy eo manjary mi-dégénère lé resaka, na apetraka mazava ao anaty règlement fotsiny oe refa misy décision raisin'ny collège ao anaty saison anankiray, d tokony jurisprudence iny pendant le reste de la saison hoany zay cas semblable amin'iny, d @zay tsy mampisy imbroglio b ohatran'zao. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites