Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
His

Jeux

Messages recommandés

Bibill ngaha moa tsy efa nanao ihany taloha! Question
Ilay mifanena kely aloha tena milay mihitsy e!!
Rehefa tonga eo io, tsy misy hoe efa nanao foana na zazavao zany.
Porofo, namboarin'i Peno daholo ny rehetra nefa i
Peno vao herinandro no nilalao dia eo vao mikasika volant lol! Tsy laitra koa aloha iny e!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

manahy mafy aho fa ho hisisy ihany tsika gasy ho tafiditra top20 am'io jordanie io. bouncebouncelol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Sao dia mba misy manana installation RSBR08 fa maty niaraka t@ disk dur nidirany virus ny any tenanay kanefa nanandrana nanao téléchargement tao @ rallyesim dia eo @ 115h eo hono en ADSL lol!lol! satria ny vitesse de téléchargement dia 1,2 Ko studystudystudy
Koa dia misaotra mialoha eeeeeeeee cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za manana ary mizara fotsiny mba ampiroborobona ity lalao tsika ty santageek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bibill a écrit:

. Ka asa ra mety possible ny oe maka WE aprem 1 ohatra dia miaraka daolo ny efa mpandray anjara sy ny zazavao. lol!


Efa noeritreretina io ka...Ny noheritreretinay omlay dia hoe samy mikotrana any amina any alony ( miketrika reglage sns), dia mizara izay hitany, dia aveo rehefa samy mivoatra daholo dia mihoana indray mifampi-tsapa avt la manche jordanie!!..fa io anie raims dia mi-sadapte ee!! ka na ao ary ny vao manombika tsy koi mintsy zany!!!! 2 tte façon anie tsika eto tsy mbola misy hoet ena proooo be ee!!hihihi..mbola samy mitady² eny daholo!!!!!hihi...sahona??? lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsara atao matetitetika zala le fihaonana tahak'reny a. mizara trai-kefa sady mifaninana kely ao en attendant le championnat gasy e.
Samy manentana ny namana rehetra mba ilalao e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Raikitra fa raha misy session miaraka WE dia izaho vonona ary afaka mitondra namana vaovao izay liana @ ity taranja ity koa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ok
zarazarao amin'ny bandy any iny ra soafahana a santa
refa feno 20 tsika dia anao championnat amin'izay cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tena mbola kotrana be ry zalah ny mitondra an'ilay vam kay a! zatra an'ilay Xpand rallye fa kay tena lalao roa tsy misy hitovizana mihitsy.

aleo aloh hiditra auto-ecole mihitsy d manao spekta r'efa misy ilay fihaonana d ho hita eo ny tohiny e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
tena mbola kotrana be ry zalah ny mitondra an'ilay vam kay a! zatra an'ilay Xpand rallye fa kay tena lalao roa tsy misy hitovizana mihitsy.
!


LaughingLaughing ...ario tany mintsy aloha lesy ilay Xpand rally na colin sns raha té handalina an'ity rbr ity elah aa!!!!hihihi...tsy afa-miaraka reo!!!!hihihi...ka maztou dadatoa fa samy ni-galère teo daholo t@ voalohany aa!!! Razz

Fa na dia izany aza za mira hevitra @ra-his hoe mividiana manety fa zay no tsotra indrindra....dia avieo elah maka cours particulier any @ peno d toundé tena "exelent" be avieo!!!! lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
ario tany mintsy aloha lesy ilay Xpand rally na colin sns raha té handalina an'ity rbr ity elah aa!!!!hihihi...tsy afa-miaraka reo!!!!hihihi...ka maztou dadatoa fa samy ni-galère teo daholo t@ voalohany aa!!! Razz

Fa na dia izany aza za mira hevitra @ra-his hoe mividiana manety fa zay no tsotra indrindra....dia avieo elah maka cours particulier any @ peno d toundé tena "exelent" be avieo!!!!


Le manety aloh efa misy ihany t@ le playst taloh fa le adapteur zao no vô jerena ho aiza ho aiza ao @ CITIC no misy azy e! le volant manko indrisy fa efa simba t@ androny Gran turismo.

zao tena lasa sahirana be mihitsy manao an'le frein pied gauche fa raté fôna no mahazo anle teny hoe lamentable Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
I Peno no farany nividy izao. Raha ny fahalalako azy dia tao @ concept na SET no nahitany io adapteur io.
Avy eo ingahy mampiditra ilay parametre noteneniny qlq part ato iny dia milalao tsara
jocolor

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

aona asina rencontre kely ndray ve radem soir e zay mazoto Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Pour am le rencontre . ra raikitra d mba phoneo i His radem amzay mba au courant daholo zay.

Le adapteur ao am concept no misy azy. le reglage qlq part ao am forum ao fa tsy tadidiko tsony. D mazoto ra Tsi2 fa miandry anao ndray zay am rally manaraka .
Ny tena Roi am manette angamba d Ramatoa e, zay mbola mpianatra.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Peno a écrit:
Pour am le rencontre . ra raikitra d mba phoneo i His radem amzay mba au courant daholo zay..


Za manokana ok..tsy koi ra aty amiko iany (@zay koa za tsy mibata entana lol! )...fa raha tsy tian'laisany tskoi fa mba misahirana kely indray za ee!! Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

OK pour la rencontre!!! ce vendredi soir moa zany Question
za poinss fa manenijika an'laisany za @ 11h eo fa any vao afaka (tsy miasa ny asabotsy dia mba afka manala azy juska la mourrir) Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Am ty problème ny RSRBRLive ty zany moa dia mety tsy afaka anao reco en ligne tsika. Fa tsy koa zany sady mino aho fa tonga dia atanareo milay tsara ny reco ny jordanie am ty.
Alefaso zala dia bonne route.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
A croire hoe nahita RSRBR dawl ve ny kil na lasa commercial b le manette ry zalah fa tsy nahita manette 75.000 tao @ CITIC mihitsy ah androany a!
95.000 no mora indrindra hitako tao d zany aza tsy misy analogique.

inona no toro-hevitry lisany fa d niveri-maina aloh zà sy ny 75.000 keliko anikeo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zany ve?? le adapteur ve aloa no tadiavin'i Tsi2 tao sa tena manette mintsy e, ra manette alou eoeo @ 80 à 95 eo fa tao @ concept za no nividy an'le adapteur vo t@ 2 sem lasa zay, sa de lany saady zany scratch . Manangona kely ndray zany ngahy de mahazo @ le 95 e. Mandany vola ty rally ty an? Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary toa tsy nisy resaka intsony ilay resaka hanao SS gasy. Ohatra SS 29.5 (CEG carion). Angamba tena milay be na hi-Vontovorona studystudystudy Hi Beels manko toa hitako fa modelers. Ny naotySS réel dia tsy olana afrolol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Ary toa tsy nisy resaka intsony ilay resaka hanao SS gasy. Ohatra SS 29.5 (CEG carion). Angamba tena milay be na hi-Vontovorona studystudystudy Hi Beels manko toa hitako fa modelers. Ny naotySS réel dia tsy olana afrolol!


Mbola tantara be zany ko !!!hihih...zany hoe assa alony raha hisy hazoto hi-se devouer andany andro @iny !!!!hihihi.. Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
asa lesy raha ilamina io blem an rzala io d'ici Jordanie, tokony kosa e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mba nijery session pubilc izaho omaly fa tsy nahita asa fa vao omaly vao nanao inscription dia no-jereko ny mail_ko fa tsy nisy message tonga aloha ka asa raha izay no nahatonga tsy afaka nanao omaly

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Herjo a écrit:
Tena milay le reco t@ farany iny ka.
Ny session ho hita eo ihany fa mbola tsy fantatra izay programma Rolling Eyes
Dia misaotra mankahery ry zalahy, atao zay mety e, fa raha ny hitako dia na Randrianadou aza mety ho tsara classement mihitsy Cool
Grosse merde daholo ry zalaha a! Very Happy


fa lasa aiza lotra ela ty e
ny kilalao aty efa mandroso be
miverena amzay mo lesy anao fionana amnay a
ShockedLaughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Aleo mba miasa kely za @ fanadiovana!! Manomboka betsaka ny resaka miainga ka tady tsy hifankahita intsony afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Aleo mba miasa kely za @ fanadiovana!! Manomboka betsaka ny resaka miainga ka tady tsy hifankahita intsony afro


Za vao nainga hiteny mintsy lesy!!! sunnysunny ..hitako zao fa otrnay misy rubrique azo atambatra ato @ jeux ato . Ohatra hoe ilay hoe setup sy reglage voiture toundé tsr ampiarahana fa manjary be loatra ilay sujet nefa miresaka zvt iray iany!! Wink ...dia mbola maro koa ny zvt azo atambatra na hamoronana rubrique vao² mintsy dia hatambatra ao daholo izay mikasika izany rehetra izany : ohatra hoe rubrique reglage dia atambatra oa daholo ny reglage voiture , manette, volant . Die rubtrique competition dia atambatra ao ny manche WRC sy MRC ,sns..@zay mba tonga dia mba samy mahazo izay tandrify azy ny tsiray² fa tsy lany andro mikaroka be satria ny sujet efa mé-bobaka be ....sahona houz laisany, Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ho avy masiaka rehefa avy eo hanamboatra ireo Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheerscheerscheers
OOUUUUUEEEEEEEE, ita iany i bill cheerscheerscheerscheers
ndao @ zay ary é, miaraka @ sosisy beuuuh
bouncebouncebounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Oééé cheerscheers. Mety sorena fotsiny angamba Bill oé resy Chelsea de ni-fugue. cheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Efa tratran'izao ve laisany?? avy nandona kil dia tonga ny Helicoptère manao evacuation !!! enjana ann !!..@ Mode championnat degat realiste no manao an'io hono ilay helico ShockedShockedShocked

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
Efa tratran'izao ve laisany?? avy nandona kil dia tonga ny Helicoptère manao evacuation !!! enjana ann !!..@ Mode championnat degat realiste no manao an'io hono ilay helico ShockedShockedShocked



mdrrrrrrrrrrrrr! ary ela zany kay tonga d nanao rsrbr D nampiasa mulligatawny. Io letsy lé mbola tsy nahita rsrbr sy code zany D mbola mamita championat en mode réaliste vô mivoka daholo ny fiara lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Voilà les 2 dernières sessions officielles sont créés pour ce soir !! ..

RF Argentina Official Rd9
Entrée : 20h50
1ère ES : 21h05

RF Argentina Official R10
Entrée : 21h50
1ère ES : 22h05

Reste à jouer :

Klic63
Gegewrc
Frc
Jbmarcus21
Chrismus
Soafahana
His


Petit rappel à His et Soafahana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ben, j'ai déjà joué Wink et si pendant le seul réco, j'ai pas du tout apprécier les brouillards (au point d'abandonner ceux ci au 1er ES), c'est dedans que j'ai fais de bon temps. Sur le sec, on roule mais avec bcp d'hésitation et bcp d'erreur je penses. Normalement, je finis dans le top 5 Smile et sans reco siou plait petard

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Gogo a écrit:
Voilà les 2 dernières sessions officielles sont créés pour ce soir !! ..

RF Argentina Official Rd9
Entrée : 20h50
1ère ES : 21h05

RF Argentina Official R10
Entrée : 21h50
1ère ES : 22h05

Reste à jouer :

Klic63
Gegewrc
Frc
Jbmarcus21
Chrismus
Soafahana
His


Petit rappel à His et Soafahana

désolé je n'ai pas vu le topic plus tôt en plus j'avais fait une session mais ayant eu des problèmes de connection j'ai du arrêter donc je pensais que j'étais considéré comme retired...bon je vais voir s'il y a une autre session mais le grand problème est que les sessions sont à des heures tardives pour mada avec les deux heures de décalage

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
C'est déja plié depuis hier soir lesy Prez a!!! @ manaraka manarina tsika!! Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
D'accord pour les horaires ...Je comprends ...
Dites moi quel heure vous conviendrez mieux ...
Et je ferais faire des des sessions mieux pour vous Wink

Oui , pour hier c'est fini ...
Bientôt vont commençer une semaine de RECOS pour le prochain rallye
J'essaye de vous tenir au courant .

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Faut savoir que l'heure idéal est en faites tjr autours de 20h30 et 21h ..... mais heure malgache (soit -2h en ce moment et -1 en été de l'heure française) makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon je viens de découvrir l'utilité de l'onglet "chrono manager" sur l'interface de RSRBR09 Embarassed
En faites, c'est un truc génial Wink :

- il te donne le nombre de km que t'as parcouru sur RBR
- celle que t'as faite avec la voiture
- celle que t'as faite sur l'ES (après avoir sélectionner l'es)

Mais surtout les records:
- absolus
- en reco
- en session (avec le nom de la session en plus)

Faut tt simplement que tu sauvegardes tes temps régulièrement je crois opur les records Wink (fichier/enregistrement temps html)

voili voilou jocolor

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

déterrage de post v ? prierprierprier

ts zany fa tena mba liana loatra amn izy ty koa ny tena e, fa mbola tany am arcade sy ny PS2 sns tany

ka mba saika ametraka fanontaniana kely raha mba mety

ny matos-ko ato zany tena laptop dell xps M1730, mety ts koi v ? (am manette zan klou ny resaka lol! , efa manana)

ny koneks tena orange "super bas débit", mety azaka an le en ligne v ?

manarak izany, tam page tao aloulou tao nisy kozy oe i bigbang vonona anampy (logiciel, maj sns), çà tient toujours ve ?

marihina fa vao ianatra "handady" mintsy zany am izy ty, ts otran nareo efa maay miazakazaka mafy dia mafy ankehitriny, ka mba mila fanampiana e

misaotra mialou !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Chapeau pour l'encyclopédie kle (de 84 pages) prierprierprier
et merci de l'avoir partagé
On voit bien que t'es le roi du réglage, toi
D'après ce que j'ai pu comprendre, en fait tout repose sur le réglage
j'en ai déjà eu une petite expérience sur Gran Turismo mais avec le RBR il y en a deux fois plus apparemment ! Mais c'est aussi, je pense, avec les dégâts, ce qui fait de ce jeu une simulation plus poussée. (sans parler de l'expérience "avec volant" bien sûr)

bon, iketrika ny tena dia milaza vaovao eo iany e !

merci bcp tomasy ! makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa naazo ilay cd RBR (fa mbola vo hi télécharger an ilay rsrbr) dia mba misy fanontaniana kely :
lisany reo ve zany efa mahazo 1ère place niveau expert doly? Mba ieritreretana hoe eza ho eza le niveau ilaina vo mitonatonana manao an le live
Sa oe aleo mintsy klou mikotsana am le tsotra d miandry an le rsrbr 2012 ?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...