Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

kenworth

Membres
  • Compteur de contenus

    99
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. kenworth

    Jeux

    Famporisihana ny bandy rehetra mbola te hiroboka am le RBR 1an teo eo zay no nidirako tam le RBR, tam zany subaru N14 prodrive no fentiko, taty aoriana vo nitondra URT, ary io daba farany io no nahatonga ahy nahazo titre maro tam championnat de madagascar des rallyes virtuels (en ligne et contest ao am palais des sports). Pour vous dire oe tena mbola "poulet" b tam vo niditra fa avy eo mivoatra tsikelikely foana à force manao an le izy matetika, ny daba maitriséna kokoa, ny lalana lasa hay kokoa : oatra tam za vo nanao Noiker (japon) tam volohany tena 7,50 ny tps vitako, tam faran taona teo nefa efa nidina 7,08 nefa daba mitovy iany (subaru imprezza URT N4_2 izy tam 2012 teo fa zao efa niova classe no lasa natanjaka kokoa any am R4 any). Pour vous dire koa hoe ny réglage dia tena mikaonty b mintsy am le RBR (eo iany koa ny fahaizana lalana) Fa le lalana zany tsy hoe enarana tsianjery, fa hay oazy nefa le izy refa miverimberina fona am championnats en ligne sns Ny resaka matos indray, ny manette mora vidy fa sarotra lavitra noho ny volant ny manao an le RBR aminy, ra possible d tena aleo volant. Kanefa tsara iany le base azo avy am manette, lasa mora kokoa miakatra volant avy eo. Raha te ho performant am manette d reto avy no ts maintsy régléna : angle de braquage sy pression frein (any am 4500 any vo ts mi bloquer ny pneu). Ny ambiny miankina am feeling an tsirairay amzay, ny bandy sasany mikitika différentiel, ny sasany tsia, etc. Ny olana am manette dia tsy afaka milalao corde mintsy anaty virage d lasa very ftona fona dans tous les cas. Ny maharatsy an le manette dia à chaque toucher de direction enao otran hoe manao coup de volant b foana, donc sur les nerfs fona mandrapavitan spéciale iray MDR. Ny avantage-ny fotsiny dia mora redresséna ny daba refa lasa mitsivalana loatra. Kanefa refa am volant tena vitsy d vitsy ny chance hitsivalanan le daba, afaka milalao corde tsara, trajectoires plus précises sns, donc... Ny notes copilote aleo ovaina (avec pacenote manager), ny vue koa (avec camhack) : am le RSRBR2013 doly no misy an zany Ny tsara dia tonga dia miditra team mintsy fa zay no rapida indrindra ra te hivoatra rapida, satri lasa manao championnats matetika (y compris championnats étrangers), no sady manana référence sy tanjona vaovao foana. Sady hafa mintsy koa le revy tafaraka samy tia an le izy e ! Ny hamaranana azy ngamba dia le RBR dia fenarana foana e, za am zao mbola betsaka ny ts aiko momban io (surtout tarmac MDR) no sady vo 1an koa moa izay. Fa refa miditra am le izy zany d aza mora kivy fotsiny e LOL. Ny bandy rehetra tam vo nanao an io tsisy nahavita spegany ray zany, fa hoy ny fitenenana hoe c'est en forgeant que l'on devient un forgeron ! Eto ampamaranana dia misaotra betsaka ny bandy rehetra zay nanampy betsaka tokoa tam lafiny rehetra, d courage hoan ze vo hiditra fa vitan oul afa v ts ho vitan lisany e !! Sur ce, rendez-vous dans les spéciales @ ++
  2. kenworth

    MADAGASCAR B

    za kou anie mbo gaga iany oe fa aona iny no intégré am RB nefa bdb ny matos ts mazaka an iny e!! nena kou talou ts niainga mints io fa aveo niova ny matos d iny fa nety lery
  3. kenworth

    MADAGASCAR B

    kourazy tsika e...mbola misy 2ème chance am RB an messeu manager njay manarina
  4. Joda - mathieu - olivier - boom - kopela
  5. kenworth

    MADAGASCAR B

    enjana iny !! vo latsaka ela toude kivy konko MDR za vo joux verte d nivilana ny chassis, sikakama bilabila party avy eo nanao sortie diamond, nanao sortie fraizer d nivilana ndray lery, est west ts d nanin, chirdon tena ts nety...nefa mbo gravel bergheim nichauffe, d nijaikojaiko b doly ny ambiny tena ratsy iny kle asa nanaona nen Mr manager sy Irina sy sakamem
  6. kenworth

    MADAGASCAR B

    Enjana le sprint e...tratran le sisiny tam RSi sy ROC2008 tonga d very seconde bdb tam le joux verte kou napme b fa ts tafajanona tam epingle ray (zatra maheno copilote) d toude nanao tout droit MDR kourazy ze mbola ts niainga e go mad B
  7. kenworth

    MADAGASCAR B

    toude komba en centième mm zao an (zay alou am le mbola voan secondes am zao loooool) ary nakez ovalist tam le teo? bon reco doly eeeee
  8. kenworth

    MADAGASCAR B

    kiii avy njery express result fa tena dommage rawilf kle zany oe mlay iany satri le itali kou ts maazo point am zao d ntombo kely iany ny avance antsika grece mou zan mbola lavitra (tero kozio reo asevo ataony gravel nenaz eeee loool, mbo manosika antsika refa orzé iany ry lerony ahahah) Alefa Mad B
  9. kenworth

    MADAGASCAR B

    efa tafita vo seka rendrika fa tonga somantsara iany enjana ny fandean ry lerony esp ao, maty 10 à 25 sec par spegany tandremo ny bosse bosse ry zalah a hihihi bonne route ho an ze mbola ts niainga e
  10. kenworth

    MADAGASCAR B

    MDR, zahay nge zao no azo lazaina papillon maty am zany eeee ry esp otsan ts papillon tsony fefa aigle mm LOOOL
  11. kenworth

    MADAGASCAR B

    vita ny adidy toupko, un grand ouf mm loool quelques frayeurs dans mineshaft, vo nanova rythme toude seka fay lele tay b rawilf 4,21 mm keko a merdé du coup tout le monde le passe au général 1er rawilf 2ème Andrea (ita) +32 sec 3ème za + 36 sec (manotany tena kely ato oe so d tokony nanenjana iany...) 4ème keko (esp) + 46 sec 5ème Bretal (esp) + 1,28 6ème Amer + 1,32 7ème german (esp) + 1,36 8ème RNR (grek) + 2,01 .... Bravo b rawilf an !!! chapeau mm Asio ry zalah aaaaa au moins reo esp bdb reo mbo esorina fa tena tokony tratra tsara mm reo kle asa koa aloha ze mbola an ry lerony mbola ts niainga, fa io zany zao 20 partants (sur 40 je suppose) go go go +++
  12. kenworth

    MADAGASCAR B

    après ss11 retournement de situation mm rawilf perd sa 1ère place fa miady b mm 1er keko (esp) 2ème rawilf (mad) + 3sec 3ème Andrea (ita) + 17 sec 4ème za (mad) + 25 sec (otran te hi assuraka mm fa ts anenjika an andrea tsony lool) 5ème Bretal (esp) + 1'11 (io ary oa) 6ème RNR (grek) + 1'12 7ème Amer +1'25 8ème german (esp) + 1'26 ..... dernière ES mineshaft (brrrr lool) ++
  13. kenworth

    MADAGASCAR B

    après ss7 : rawilf passe en tête 2ème keko (esp) + 3 sec 3ème Andrea (ita) + 11 sec 4ème za (mad) + 18 sec (manomboka largué mm PTDR) 5ème Amer + 36 sec 6ème Bretal (esp) + 45 sec (dangereuse remontée de celui là) 7ème RNR (grek) + 45 sec oci 8ème german (esp) + 50 sec aveo njay o ++
  14. kenworth

    MADAGASCAR B

    Eo ampanaovana nation cup mints mm : vita ss4 d zao ny ao 1er keko (esp) 2ème rawilf (mad) + 1sec 3ème andrea (ita) + 3sec 4ème za (mad) + 10 sec 5ème Amer (ts eko le pays mm lool) + 14 sec 6ème RNR (grek) + 18 sec 7ème german (esp) + 24 sec 20 partants atreto ______ le german io zan no tena itako tokony ts avela aazo pts betsaka atreto an, le keko otran pozin le ts azo mm bravo b rawilf klou atreto la suite refaveo mm, enga anie ts kdouda beu ++
  15. kenworth

    MADAGASCAR B

    mersi mm an hehe d in daban la lty ? ra azoko tsara nge zan tena 40 pilotes no miainga ao e (10/ nation) esp zan efa ao zany sa grek sa in ?
×
×
  • Créer...