-
Compteur de contenus
30 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Boobarak
-
-
Sali a!! Merci MADAGASCAR B am le kotrana @ RB tsika an. Ry Kenworth zany , ao tsara mm, fa tsy de tia C4 tsika an Mba hiomanana tsara sy hamafy orona ny equip aleo asina session matetika ihany sur différents mod alohany hiantombohan'ny àdy e. Milay mintsy anie refa samy tsika hotran reny omaly reny e, mifampizatra kely eo tsika de refa tonga ny tena àdy tsisy surprise fa mba vonona tsara no sady afaka mi-s'ameliore eo, ny conseil/partage eny an-tsefatsefany eny afaka mandeh tsara Sa ahoana hoz lisany???
-
-
-
Tena dommage le izy hoe ato anaty V-MRC no mitranga, ary vao resaka nifanaovanay sy Mat io result check ny rallyesim io satria de carton jaune sahady izahay (2 coupes +10s/coupe) de hotran'kozin'i Peno de aleoko aloh milamina fa tsy mahay le reglement tsianjery. Fa tena exigent be ry lerony na tsy aiko fa tsy milay rah tode DNF zany, satria mba efa nandefa le fichier moa tsy hay ze mety ho PBM any am lerony any kou anie e. Tsisy inn inn azon'ny commissaire gasy atao tsony zany ny amin'io ve rah tena lasa DNF zany tokoa leiry ???
-
RBR CONTEST 3 "ORANGE VIRTUAL RALLY"
Boobarak a répondu à un(e) sujet de entsRANA dans Team rond point racing
-
-
-
Eo am-pandinihin'azy mintsy zay am-zao f'aza matahotra fa tsy maintsy ho tenenina mialoh eto ihany hafahan'ny tsirairay maka congé @ ny date sy ny fanatanterahina azy. Mikasika ny classement team tsisy tsiny leisy Andrinoa a, miombi-kevitra tanteraka @ lah zahay, tsy aiko na efa noresahin'i Ovalist t@ ireo commissaires moa izy io na tsia fa tena sarotra be ho anay ERT mintsy ny hanenjika ireo fusé reo (tode KKK vao miseho be satyle manenjikan'reo) Rah tsy hoe angah mi-recruter an'i surperallyeman zahay nefa tsy hopoinse fa tsara tokoa rah dinihina kely mba hampilanjalanja azy tsara. Restons positif
-
-
-
zah koa mba gaga!! J'en ai d'aillerus fait la remarque Samedi tany amin'ny NB Sans rancune Emsics an @ manche manaraka ndray tsika tsara ao e @ Soaf : sans probleme fa on comprend, tena taraiky loatra kou le reclam-ko, fa tokony tany ihany defa regler io fa samy valaka sy hotran'zay kou manko de tsy hifanomezan-tsiny fa ça peut arriver e.
-
Miaraba antsika rehetra! Miala tsiny fa misy reclamation kely ty fa zao vao hotran tonga saina fa tamin'ny Rallye herika dia 3eme Propuls ny tenanay nefa toa lasan'i Emsics no voalaza sy nandray ny coupe tamin'io. Mba azo jerena kely ve io azafady. http://xi.rallyesim.com/results_rank_rally.asp?rallye=Rallye_Herika&order=temps%20ASC
-
-
-
VRC Fa misy "fa" kely raha mety, Vu que la semaine du 11-17 juillet 2011 est engagée par le rallye Tanamasoandro du V-MRC sur rallyesim , nous, East Racing Tamatave, demandons que le contest soit reporter d'une semaine ou à une date autre que celui qui figure ci-dessus. Car pour nous, avec le déplacement ce sera difficile de courir sur les deux évènements en une semaine. Espérons toutes votre comprehension, vous remercie d'avance. Sportivement votre, East Racing Tamatave [right]
-
-
****** APPEL DE LA NATION ******
Boobarak a répondu à un(e) sujet de J.Bee'ber dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
Misy moteur sy caisse 106 xsi ana bandy akama mba te ho préparéna ka mila hevitra ny momba ny fomba hahitana: 1- Amort regler @ special gasy Bilstein na Konipiste na Viarouge, izany hoe combiné filté sy jambe de force sahaza ho'an le caisse. 2- Bacquet & harnais, compte tours, autocom, sns mikasika ny interieur 3- Innona no karazan'le tube fanaovana arceau de aiza no mety hahitana 4- Pneu terre, tokony ho firy eo ho eo ny dim /ref favorable ho an'le caisse de aiza no mety hahitana. 5- Auto bloquant QUAIFE na PTS compatible @ boite de type MA 24 canalures. Toutes propositions sont envisageables, Koa misoatra mialoha @ fanampiana.
-
-
Raddoo (ex Errorist)
Boobarak a répondu à un(e) sujet de Raddoo dans Présentation des nouveaux membres
-