Nitsangana koa ny team "Gasy Rond Point Racing" misy ahy sy Hajax, 207 ny vam. I Hajax sisa no andrasana miconfirmer de ok Tsy mbola misy calendrier mivoaka aloha ao h@zao
De mbola mitohy ihany ny session tarmac @ty semaine ty ry zalahy, ireo zao ny situation antsika @zao. Mbola bandy 6 no tsy nicocher: smam irina alexwelson hajax tweet karlwelson
Miandry confirmation hajax fa tsy eto lery de tsy de mijery mail matetika sy MP Fa team Privé de mety 207 no entina @io Nanao ahoana i Noriza sy Alex, mety OK koa ve ry zalahy?
Championnat ivelan'ny ao @ rallyesim io a, ny Rond point tsy voakitika fa le team natsangan-dry zalahy ao @ le forum hafa io no rava. Championnat ohatran'ny V MRC io fa basé @ IRC zao le itako ao.
apparemment noravan-dry zalahy daholo le team misy fa be loatra ny bandy, de io hono ny reglement vaovao http://racingonline.forumactif.org/reglement-et-classement-f38/changement-de-programme-t994.htm#8224
Info vao tonga ao ndray, rava daholo ny team misy de bandy 2 isaky ny team ihany ny officiel, zany hoe au max 8 fa afaka micourir en tant que privé daholo ze vonona http://racingonline.forumactif.org/reglement-et-classement-f38/changement-de-programme-t994.htm#8224
Bienvenu Jim dans la communauté malgache, même si géographiquement tu es loin, tu es bien informé car moi j'étais pas au courant de cette session collective
Zaho lty efa nanao inscription fa tsy mbola nanam-potoana hamakiana ny reglement. Mila miditra team ve zany de ahoana ny calendrier competion, ny organisation? Mlay lesy raha mba anaovan'ialahy résumé tsotsotra
Raha azoko tsara zany de école de pilotage asphalte zany kôzy avy any La Roune zany, tsy adapté @ contexte antsika ange zany a, sa ho asiana rallye asphalte ndray zany eto @ tanàna atsy ho atsy?
O lty e, raha vao abandon ialahy de @ leg manaraka mitsy vao afaka miainga. nefa ty rallye de porto ty leg1 de DNF ialahy zany. Zaho koa efa voan'io pb io de nijery reglement
AutoPassion vous permet de réunir les avantages des réseaux sociaux, des blogs et des forums de discussions en un seul site dédié à l'univers automobile.