Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Smam

Membres
  • Compteur de contenus

    1 125
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Smam

  1. Smam

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    Mbola vao en phase d'apprentissage lesy a
  2. Smam

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    Zay de marina. Ny tanjona de ho ao anaty Top 10. Ny strategie antsika de le hoe samy mitondra ny anjara-birikiny avy e. Zany hoe isan-kerinandro de samy mitondra point daholo ny max amitsika mianakavy. Mety tsara izy zao, sady 2 semaines zay tarmac no betsaka nefa mba nitondra point ihany isika
  3. Smam

    racing online

    Andrinoa>> Ialahy tsy mbola niconfirmer ny participation'ialahy @le rally IRC ao @ racing online. Mila manao sady lisany team officiel
  4. Smam

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    IRINA sisa no tsy mbola ni-cocher o!!!!!
  5. Smam

    championnat MRC

    Tsy zany kah, fa ohatran'ny hoe avy aty amitsika ny initiative de efa misy zavatra mivaingana eo de mora kokoa ny mitarika ny bandy hanaraka le izy. ohatra zao ny fmmsam nanao ny rbr contest de lasa ry zalahy foana zao no meneur. Amiko zany hoe rehefa mba misy etape vita de mora taitra ny bandy hanaraka, sinon oui oui foana fa tsisy tohiny
  6. Smam

    championnat MRC

    Ny hevitro hoe aleo efa misy squelette'na zavatra kely mivoaka de iny no tenenina @ bandy. Rehefa mivoaka le proposition reglement de tairina ny bandy
  7. Smam

    RG Live #2010#

    Merci ry zalahy a, nandeha tsara daholo le live na sms na net. Tao @ net ary lasa naita volana alohan'ny biby lisany t@ le hoe panne moteur Maximumattack de nandalo tao aminay i lery kinanjo nanao touchette izy à 1 km t@ leg1
  8. Smam

    championnat MRC

    Récapituler-ko kely le tâches de teneno hoe raha misy diso na adino 1. Gestion et modération du forum 2. Rédaction règlement 3. Rédaction article 4. Gestion des inscriptions et des temps 5. Montage photos et vidéos 6. Animation Zaho aloha vonona, fa le manao redaction aho tsy ao a
  9. Smam

    racing online

    zaho saika hanao fa ohatran'ny tsy tafa. Sady mila miditra ao @ ecurien'-dry zalahy raha hanao. Androany zany raha mbola mandray ry zalahy
  10. Smam

    championnat MRC

    Nga moa lty zany de tena misy organisation be fa tsy ohatran'le IRC ao @ racing online no hatao. zany hoe micreer forum, de misy commission kely fotsiny migerer le izy (mety bandy 2 na 3). De ny bandy manao inscription fotsiny. Resaka virtuel daholo zany. Sa diso lty aho?
  11. Smam

    championnat MRC

    Tsara le hevitra, fa i Beelabba sy Jim lty raha ny info henoko toa efa nikozikozy hiorganiser ohatran'izay
  12. Smam

    racing online

    Rallye 2 samihafa lty ireo a, le 23 misy fa championnat belgique, de le 29 championnat IRC. Raha hanao 23 de mila miditra ecurie hafa le efa misy ao @ zalahy ao
  13. Smam

    racing online

    Le ES1 SS18 io ange lty tsy maintsy Mode normal, zany hoe Tarmac io
  14. Smam

    RACING ONLINE

    Rscenter de session publique no idirana. Fa mila manao inscription ao @forumn-dry zalahy aloha de manao pilote solo na manangana ecurie privé raha misy 2 pilotes http://racingonline.forumactif.org/irc-c18/
  15. Smam

    RACING ONLINE

    Maty lolon'le gasy ry zalahy ao. Asio ry zalahy a. Zaho observateur aloha no tena atao @io
  16. Smam

    RACING ONLINE

    Hanomboka ny IRC ao @ racing online, 2eme rallye manko e. Io ny RB Le Rally Internacional de Curitiba aura lieu le mardi 29 juin 2010 à 21h (première spéciale) Road book: Day 1 1. Portugal SS18 Day 2 2. East-West 3. Pirka Menoko 4. Falstone II 5. East West 6. Pirka Menoko 7. Falstone II Day 3 8. Sipirkakim 9. Prospect Ridge 10. Joux Plane II 11. Sipirkakim 12. Joux Plane II 13.Prospect Ridge (toutes les spéciales, sauf la 1, en Gravel Mod)
  17. Smam

    racing online

    Maiba>> aiza @ireo ss ireo lty no afaka manova pneus?
  18. Smam

    racing online

    Nivoaka ny roadbook ry zalahy a, Mila miposte ato hiconfirmer'na ny participation http://racingonline.forumactif.org/rallye-f39/rally-internationnal-de-curitiba-au-bresil-t1030.htm Le Rally Internacional de Curitiba aura lieu le mardi 29 juin 2010 à 21h (première spéciale) Road book: Day 1 1. Portugal SS18 Day 2 2. East-West 3. Pirka Menoko 4. Falstone II 5. East West 6. Pirka Menoko 7. Falstone II Day 3 8. Sipirkakim 9. Prospect Ridge 10. Joux Plane II 11. Sipirkakim 12. Joux Plane II 13.Prospect Ridge (toutes les spéciales, sauf la 1, en Gravel Mod)
  19. Smam

    Rallye Asacm #2#

    Touchette zazamaditra ss3 de simba train avd. Tsy hay raha hanao super rally rampitso
  20. Smam

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    Manomana sahady ny semaine 26, zao ny situation aloha
  21. Smam

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    Tsy de en forme ry zalahy de tsy nahavita le recap ho an'ny semaine 25 I Sandbach no tsy mbola nicocher h@zao a
  22. Smam

    CONTEST #3#

    Itako hoe tsara aloha le hevtra hoe miaraka miorganiser e. Fa inona avy moa lty ny tâche atao @zany, de @zay no ijerena hoe aiza no misy idirantsika?
  23. Smam

    RBR CONTEST 1 ERE MANCHE

    Itako tsara zany hevitra zany. Fa tokony oviana marna moa ny contest manaraka?
  24. Smam

    RG Live #2010#

    @zoma ve vao mandefa le sms io sa oviana de mety?
×
×
  • Créer...