Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

karlwelson

Membres
  • Compteur de contenus

    17
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par karlwelson

  1. Salut EntsRANA. Misy diso kely ny point t@ rallye RPR satria izaho no premier fa tsy Patrick izay 2ème tao @ 2RM - 1600cc. Efa nolazaiko ihany iny t@ ilay remise tao @ contest RPR fa hadinonao. D'ailleurs mbola any aminao ary ny Coupe sy ny Plaque ho rectifier-na. Merci
  2. karlwelson

    ROND POINT RACING TEAM 2013

    Salut daholo aloha . Dia misaotra mijery ny points des pilotes L1 et L2. Somary mazana aloha ny hanao par semaine fa hiezaka . ka na L1 na L2 aho dia mitovy foana ny disponibilité. Tsy maninona raha hiakatra L1 . Patrick mety hanana fahasahiranana ka aleo izy hijanona L2.
  3. karlwelson

    RPR SALOON

    Manao ahoana e! Rectification 1 (un) XL, 1 (un) L, 2 (deux) M izany hoe 4 chemises an'i Karl Merci.
  4. karlwelson

    TEAM RPR 2012

    Salut Hents! Efa tafaresaka izahay sy guepard1 fa tsy nisy problème ilay pseudo patrick aloha hatramin'izao. Manao session foana izy. Hitanareo eo ihany izay atao fa miandry izy. Merci
  5. karlwelson

    RPR SALOON

    Salut daholo! Ny anay ato amin'ny QG dia 6 (six) ny isany ka 4 (quatre) amin'izay tailles lehibe indrindra ary ny 2 (deux) amin'izay taille moyenne. Misaotra mialoha.
  6. karlwelson

    Rallye Herika

    Salut daholo, Izaho zoma teo no nanao ny Leg 1 sy ny Leg 2 indray mipaoka !!!!!!!! mila endurance
  7. karlwelson

    logo RPR

    Bonsoir Henintsoa , tena faly tokoa aho sy Steeve nahita ilay Logo n°3. Misaotra nanaraka ny Suggestions avec tes modifications . Merci . Tsara io. Aza kitihina intsony fa sao lasa be haingony dia lasa ratsy . Bye
  8. karlwelson

    logo RPR

    Manao ahoana daholo . Misaotra an' Hentsrana nanao modifications Logo. Rehefa nodinihiko dia: Ilay Numéro 1 (un) no manasongadina ilay niantombohan' izany atoa hoe Rond Point izany. Lavalava ny historique. Points POSITIFS : - Mampiseho ny maha fiara - Mazava ny volant sy compte tours - Manakaiky ny logo izay efa nilofosana volana maromaro - Tena d'ORIGINE . izany hoe tsy Kité(mora lany manja ny Kité) Points A AMELIORER: - Trop misongadina ny soratra RPR : lasa ny RPR no fantatry ny olona fa tsy ny ROND POINT - Mila hasongadina ny Rond Point Racing SUGGESTIONS: - Hatao misongadina ny soratra Rond Point Racing - Hatao manify ny lettres RPR - Ny Volant atao Rouge fa ny trois branches atao gris - Ny moyeu volant atao noir - Atao Rouge +++ ny zone rouge CONCLUSION: Efa t@ taona 1978 no tianay nasongadina ny fitiavana fiara d'origine teo @ Rond Point . Amin'ny taona manaraka azo ovana ny dessin voiture azo atao 203 na 504 na Subaru ...Manantena ny rehetra mba hahazo ny tiako ambara . Améliorena kely ny Logo n°1 fa io no Base niaingana . Merci de votre compréhension. Karlwelson. Hentsrana , rehefa hanao ny amélioration ianao dia mba te hanampy anao aho: 032 02 237 27. Misaotra betsaka.
  9. karlwelson

    RSRBR 2011

    Salut ! karlwelson N° 6101
  10. Je confirme mon integration au sein du team Rond Point Racing karlwelson N°6101 J'attend seulement l'activation de mon compte sur le forum de rallyesim. Je tient à preciser ici que mon compte sur le forum de mrallye est celle de l'année dernière 2009. Merci.
  11. karlwelson

    RALLYE ASA TANA

    Rallye terminé le mercredi soir vers 22h30 Leg 1 et Leg 2 en une seule fois . :affraid:SS 1 mifanehitra @ barika manga . SS2 à SS12 palme palme pas de canique !!!!! afin d'eviter le problème d'ordi que Noriza a rencontré , j'ai préféré continuer le rallye non stop.
  12. Faly ny iray trano rehefa naseho ny amboara natolotra omaly . Misaotra ny rehetra nikarakara fa nahafapo. Enga anie mba haazo indray @ rallye FMMSAM nefa ny adva toa manenjana be.
  13. karlwelson

    MRC RALLYE SRK #3#

    Vao nanomboka dia mi-rame mampisalebolebo ny Leg 1. Rehefa manao reconnaissance dia mety tsara. Nanao ny rallyeny Alexwelson dia mbola grave be fa mi-Rame foana . Aleony ny abandon. Nanova ordi ny afak'ampitso . Essai mety be. Connection puis rallye, vita ny ES1 leg2 dia maty ny ordi . Bye bye . Vita teo ny tantarako . Remarque ,rehefa miconnecte dia misy ilay olana. Welka Félicitations aux vainqueurs .
  14. karlwelson

    INSCRIPTION SRK

    welka sur saxo S 1600 grA6 K1 n° 4771
  15. karlwelson

    MRC RALLYE DZAMA

    Bonjour na bonsoir. 1ère compétition iny ary saika tsy nandray départ fa tsy nety ny connéxion ,ny volant efa soir dia simba natao réparation maika. Ny reco dia Falstone 2 sy Tanner 2 no natao fa kely dia kely ny fotoana . Ny visite médicale moto mbola mitohy. Fa nahafinaritra mba milalao dia gaga raha nahita ny classement . Ny zokiko iray no préparateur ilay Saxo ary ny iray réparateur volant sy ordi.Dia izy roa lahy no nilaza ny classement Félicitation à tous.
  16. welka no miarahaba ny rehetra. wel dia Welson . ka dia Karl. Au total dia Dr Karl Médecin Fédération Sport auto moto plus de 45 ans ihany io. Saxo S1600 Grp A6K1 n° 4771. Tia milalao raha misy fotoana. Bonjour à tous.
  17. karlwelson

    Insciption Rallye DZAMA

    welka sur SAXO 1600 A6 K1 n° 4771 parrainé par alexwelson et djian
×
×
  • Créer...