-
Compteur de contenus
17 -
Inscription
-
Dernière visite
Réputation sur la communauté
0 Neutral-
karlwelson a commencé à suivre mRallye
-
-
-
-
-
-
-
-
-
Manao ahoana daholo . Misaotra an' Hentsrana nanao modifications Logo. Rehefa nodinihiko dia: Ilay Numéro 1 (un) no manasongadina ilay niantombohan' izany atoa hoe Rond Point izany. Lavalava ny historique. Points POSITIFS : - Mampiseho ny maha fiara - Mazava ny volant sy compte tours - Manakaiky ny logo izay efa nilofosana volana maromaro - Tena d'ORIGINE . izany hoe tsy Kité(mora lany manja ny Kité) Points A AMELIORER: - Trop misongadina ny soratra RPR : lasa ny RPR no fantatry ny olona fa tsy ny ROND POINT - Mila hasongadina ny Rond Point Racing SUGGESTIONS: - Hatao misongadina ny soratra Rond Point Racing - Hatao manify ny lettres RPR - Ny Volant atao Rouge fa ny trois branches atao gris - Ny moyeu volant atao noir - Atao Rouge +++ ny zone rouge CONCLUSION: Efa t@ taona 1978 no tianay nasongadina ny fitiavana fiara d'origine teo @ Rond Point . Amin'ny taona manaraka azo ovana ny dessin voiture azo atao 203 na 504 na Subaru ...Manantena ny rehetra mba hahazo ny tiako ambara . Améliorena kely ny Logo n°1 fa io no Base niaingana . Merci de votre compréhension. Karlwelson. Hentsrana , rehefa hanao ny amélioration ianao dia mba te hanampy anao aho: 032 02 237 27. Misaotra betsaka.
-
-
Validation de l'écurie sur Rallyesim
karlwelson a répondu à un(e) sujet de irina dans Team rond point racing
-
-
RALLYE FMMSAM 2009 #5# ATTENTION COEF. 2!!!
karlwelson a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans V-MRC Old
-
Vao nanomboka dia mi-rame mampisalebolebo ny Leg 1. Rehefa manao reconnaissance dia mety tsara. Nanao ny rallyeny Alexwelson dia mbola grave be fa mi-Rame foana . Aleony ny abandon. Nanova ordi ny afak'ampitso . Essai mety be. Connection puis rallye, vita ny ES1 leg2 dia maty ny ordi . Bye bye . Vita teo ny tantarako . Remarque ,rehefa miconnecte dia misy ilay olana. Welka Félicitations aux vainqueurs .
-
-
Bonjour na bonsoir. 1ère compétition iny ary saika tsy nandray départ fa tsy nety ny connéxion ,ny volant efa soir dia simba natao réparation maika. Ny reco dia Falstone 2 sy Tanner 2 no natao fa kely dia kely ny fotoana . Ny visite médicale moto mbola mitohy. Fa nahafinaritra mba milalao dia gaga raha nahita ny classement . Ny zokiko iray no préparateur ilay Saxo ary ny iray réparateur volant sy ordi.Dia izy roa lahy no nilaza ny classement Félicitation à tous.