Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

andrinoa

Membres
  • Compteur de contenus

    642
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par andrinoa

  1. ary ny ambiny aizaO!! aza adino ry zalah ny mi-cocher a
  2. andrinoa

    racing online

    mety fa asio tohiny fa noriza kou mety anao RPR
  3. andrinoa

    racing online

    Efa confirmer fa tsika lety ny team officiel Ford ry irina an! d mba jerijereo ao ny forum fa za ny aprem iany vo mba connecter
  4. andrinoa

    racing online

    Marina zany le d tsy maintsy nataoko M-Sport lesy irina fa tsy mety ra vo RPR nefa officiel tsika sa aona?
  5. andrinoa

    Soirée de levée de fonds TASAMM

    zay angamba no mety tokoa lesy aleo mba participation no ataoko fa tena tsy zaka le 30 000Ar omeko anla ny ana refa miaona sika
  6. andrinoa

    racing online

    d aona ndray zany, tena vo may very lety e!
  7. andrinoa

    racing online

    efa vita ny inscription fa aona le miditra team s2000? iza no antonona?
  8. ay v!!!!! tena mbola betsaka mintsy zany zavatra tsy hay zany ato am ty rbr ty an? sa v tena efa depasser mintsy ny tenanay
  9. O ry zalah rali do porto ny stable tam semaine iny d lazaindry zala fa DNF ouny za, nefa nijery temps envoye sur serveur za d ss8 iany za no retired ary assistance koa ny ao aorinan`io ka mba afaka anontanian`i Mr Manager v azafady. ty ny temps tao SS Stage Status Mod - Pack Car Split1 Split2 Time 1 Cote d'Arbroz finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 01:15.79 02:07.41 03:02.72 2 East-West finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 01:54.41 04:12.07 06:28.71 3 Fraizer Wells finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 00:45.10 01:24.73 02:08.93 4 Harwood Forest finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 01:11.07 02:20.62 03:35.86 5 Joux Plane finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 02:16.47 04:08.74 06:29.67 6 Pirka Menoko finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 01:31.54 03:13.14 04:58.04 7 Kaihuavaara finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 01:41.88 03:13.27 04:13.34 8 PTD RallySprint retired Normal Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 01:16.02 02:27.54 07:56.00 9 Canyon finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 00:30.90 01:01.53 01:32.30 10 Bisanne finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 01:44.83 03:21.68 04:50.62 11 NewBobs finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 01:45.35 03:50.33 05:36.34 12 Tanner II finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 01:12.03 02:16.36 03:08.23 13 Pribram finished Gravel Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 00:51.93 01:56.00 05:09.33 14 Portugal SS18 finished Normal Mod - N4_1 Mitsubishi Lancer evo9 01:00.80 02:08.07 03:01.80
  10. andrinoa

    IRC RALLYE D'ITALIE

    combat b mintsy iny rallye iny leg 1 et 2 fa ny leg 3 nanao bizu hazo ndray tao sikakama d abandon ndray , fin leg 2 nandona olona tao pribram krizy mintsy za tam ty herinandro ty fa tsisy nety mintsy. Fa i noriza alou tena tsy azo mintsy ela! 5sec par speciale fona no ampinananla anay Anao france gravel ndray rariva amaranana ty herinandro ity bonne chance laisany
  11. andrinoa

    Deuil FMMSAM

    Mirary fiononana ho an'ny fianakaviana sy ny club. RIP
  12. andrinoa

    BOENY

    andramo lesy oe maka speciale 1 tsotra ela d ataovy bad condition sy night d raha tsy mahazaka d mety carte graphik zany
  13. tena very ry zala le phone-ko d ty ndray a 034 41 84970, firy mou le anla ry noriza?
  14. andrinoa

    BOENY

    vita ny leg 1 fa tsy namely, ss1 d fuite radiateur + DA , tsy tonga tany am assistance tsony le vam fa ss3 d abandon. notohizana iany fa tena kivy b d tsy concentrer tsony. Malheureusement tsy afaka iady titre tsony amty saison ty zany. Heureusement portugal ny stable-ko am ty bonne chance elaisany
  15. andrinoa

    Soirée de levée de fonds TASAMM

    enjana b le participation fa tsy zakako alou e!
  16. kay le! mila mijery an`izany kou kay? tonga d mivadia S2000 lesy zany ry noriza ela kou inona mou
  17. Tena tsara mintsy ary tokony mbola tsara b lavitra ary fa ny an`i noriza tsy azoko fa toa kely fotsiny ny point azonla? ngamba tokony mivadika Gr N S2000 kou ela fa to tsy d mirapporte le Gr N tsotra nefa 2eme ela am`io groupe io sady eo aloako am generale sa aona lety? D mba milahatra ao am S2000 ao daolo tsika RPR hajax, smam, noriza, irina,andrinoa. Seulement mila alamina dia eny izao ze mi marker point stable 3 am tsika 5 isaky ny misy WRC
  18. sady ao coefficient 7 be zao, mbola afaka mivadika ao kou ela ry smam a
  19. andrinoa

    momo

    noriza sisano momo zao fa tsy aiko oe alefanlery v ny azy
  20. andrinoa

    WRC Portugal

    Milay lesy zany le, tena mande ela raha naaraka reny rythme ireny, za alou tena efa a fonds partout fa nisy DA in 2 . sure alou fa 1er am groupe N4 ela zany felicitation mba mampiditra point betsaka zany tsika am ty
  21. andrinoa

    WRC Portugal

    vita ny leg 3: nanao ze maximum za fa tsy nisy reference mintsy fa tsisy adva.DA 1 tam leg1= 30 sec d DA 1 kou tao am leg 3 derniere speciale =40 sec b zao. en totalite zany 1min 10 ny perte-ko tamin`ity rallye ty classement gasy: andrinoa + 5min55 thomas radstrom + 6min21 tamagarasta (lavitra b) aizae rdrazafimbelo bonne chance laisany
  22. andrinoa

    tsy tafa tsony

    grave b zany, tena mila mirecruter pilote tsika nefa iza? ny bandy rehetra efa manana ecurie daholo
  23. tena very am`io sika, aleo ny telo iany no manao wrc satria manjary tsy mampiditra point ny 2 nefa tokony mba mampiditra any am rallye hafa
×
×
  • Créer...