Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

andrinoa

Membres
  • Compteur de contenus

    642
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par andrinoa

  1. andrinoa

    WRC MEXICO

    mba andefaso resume sy evolution classement lesy ho anzay nahavita, ijerevana ny strategie antsika,okay
  2. andrinoa

    WRC MEXICO

    leg 1, 2, 3 vita tsisy pepin fa leg 1 nanao sortie b, S2000 ny fiara d mbola tsisy gasy nanao s1: 4.20.58 s2: 5.36.72 (sortie) S3: 3.08.56 S4: 2.19.62 S5: 4.18.51 S6: 5.22.03 S7: 2.06.61 S8: 1.06.49 S9: 1.07.36 S10: 7.41.33 S11: 4.53.08 s12: 3.58.42 s13: 2.18.90 s14: 7.42.94 s15: 4.56.57 s16: 4.00.58 s17: 1.06.45 s18: 1.06.21 s19: 6.27.40 s20: 2.07.11 s21: 3.05.79 s22: 1.07.59 s23: 1.06.71 bonne chanse daolo e
  3. oh ry zalahy a, mijery ny stable calendar antsika za d nahatsikaritra an`ireto: semaine 16 rallye chillout:noriza, rimo, alexwelson,sandbach semaine 13 rallye bebessa:noriza, rimo, irina, sandbach semaine 11 rallye rallygasy:rimo, alexwelson, hajax, sandbach, tweet Ny tokony ho izy d olona 3 par rallye satria tsy 3 ihany no mi afaka mi marker point donc le reste very maina fotsiny(ex:rallye de suede za ni marker 98 points, nefa tsy consider io satria 4e meilleurs points aorian`i irina smam hajax za d very maina fotsiny) = mila miova rallye hafa ny ambiny amlaisany ireo azafady fa tsy tafa tsika ra zao, misaotro
  4. andrinoa

    WRC MEXICO

    za alou tsy mavita reco zany am`iny semaine iny fa trop b, rallye 5 anie lety eH, wrc, irc, portugal, france cup, suede, tonga d mandray depart iany ny fanafodiny d mitandrina fa ra ny fahitako anireo temps ireo d milay, ary ra mavitan`ireo ela session de tafiditra 15 premier
  5. andrinoa

    Pilotes et Membres

    tongasoa lesy bainina, mila atao bizutag kely ela zany
  6. andrinoa

    TROPHEE JODA

    canyon: 2min 28 prib s2: 2min 02 Prospect V1: 1min 03 rallye school: 2min 22 joux verte: 5min 49 ngamba fa tsy tadidiko rallye school2: 2min 22 prib s1: 2min 15 canyon: 2min 26 tsy nahavita reco betsaka za d tsy aiko na manao ahoana ireo temps ireo na ahoana
  7. andrinoa

    TROPHEE JODA

    Niady b atramin'ny farany zay sy zanakambila fa tsy azoko izy tam farany d mbola vitsy ny gasy nanao! 1- Zanakambila 2- Andrinoa + 01''01 5- Tamagarasta + 56''48 Assureo tsara ry zala fa eto no ahitana ny classement atsika gasy.
  8. andrinoa

    Rallylive du 27-02-10

    za mety hanao ihany fa efa nagataka conge, miandry ny valiny d ita eo, rovina ny farany fisoratana anarana mou! d otrin
  9. andrinoa

    Malagasy Flashback Tournament

    za alou ry zala tsy mahavita session publik zany tsony! ny reco kou tsisy fotoana fa tonga d lasa izao foana, MRC ihany za no manao reco fa ny ambiny kapo-batana d miezaka ny regulier fotsiny
  10. andrinoa

    Strategie Rallye WRC

    bravo à hajax encore une fois tu a su défendre notre coleur sady mahazo point ngamba ny team am io position anla io. Iezaka ny tsy anao erreur tsony manomboka izao e!!!
  11. andrinoa

    Strategie Rallye WRC

    Sodé tokony hanao Suède ihany i alexwelson lety é! tsisy tafa mintsy anié sika hatramizao e! sady lery mba regulier ihany de possible atafiditra point. Allez alex!!!! pour le TEAM lesy e! S2000 ho entina d manampy any IRINA ela
  12. andrinoa

    Strategie Rallye WRC

    désolé lesy fa ny temps-ako tsy tadidiko fa nanao erreur foana za d tsy d tsara daolo. NB: aza manenjika temps reco refa en ligne fa misy dégat cumulé d lasa manao sortie, zay no nahavo ana bonne route elaisany
  13. andrinoa

    Strategie Rallye WRC

    leg2 et 3 parcourus sans abandon tonga hatramin'ny farany ihany fa efa saika tsy vita, + 5min am temps normal ny resultat ako zao. mbola mila kotrana b mintsy!!!! bonne chance elaisany
  14. andrinoa

    Strategie Rallye WRC

    leg 1 terminé avec plus de peur que de mal. c'était assez difficile de dompter la focus étant donné que je roulais tjrs avec des GRN. Tout allait bien pour les 4 premières spéciales mais après c'était de la conduite sur savon je savais pas pourkoi. J'ai franchi quand même l'arrivée en levant le pieds à 2min 30 de lamer zoltan en 6ème position. miandry ny évolution avy any am laisany
  15. andrinoa

    Rallye VRC

    Félicitation au TEAM ROND POINT RACING rehetra et surtout à Sanbach, hajax et irina qui ont permis au TEAM d'obtenir les premier points au niveau nationale et internationale ça s'arrose les gars!!!!!! sa ahoana?
  16. Félicitations aux vainqueurs de ce rallye VRC surtout à beels qui est 3è au classement générale devant tous les GrA nationales am rallye manaraka ndrayé!!!!
  17. salut! mba andefaso résultat leg 2 lesy izay efa nahavita na leg 3 a! on veut des news
  18. salut daholo! Juste pour infos les gars! aza adino ny mi-cocher ny rallyes anaovan'ialaisany carrière sy ny rallye destiné à compter des points pour notre écurie an! NB: 4 rallyes ny am semaine 6: - WRC: suède / snow/ 22 spéciales - Belgian championship: tarmac / 34 spéciales - 2 france cup: tarmac / 3 spéciales le premier et 4 le 2è Bonne route ho an'izay mbola tsy navita VRC. allez les RPR
  19. andrinoa

    Rallye VRC

    aza kivy lesy rimorimo a! fombanjavatra izany fa le rallye c'est comme ça, des fois tout roule comme sur des roulettes et des fois c'est l'horeur d'ailleurs tsisy fauten'ialahy le izy fa pbm technik. Ny manetsa b mbola ho avy
  20. andrinoa

    Rallye VRC

    bravo a toi! d tohizo fa tsara PS: étudiéo tsara ny choix de pneu mety am la leg2 et 3
  21. andrinoa

    Rallye VRC

    leg 2 vita avec succès kou ny ana! afaka miatak tsara am lé sikakama 1 et 2 fa tsy dia malama ny lalana ary mazava tsara koa. Zay sy sandy zao no gasy ao Allez les RPR
  22. andrinoa

    Pilotes et Membres

    tonga soa lesy bainina a!
  23. andrinoa

    Rallye VRC

    vita ny leg 1 ny ana ry zala a! tonga hatramin'ny farany ihany na dia nisy kkk aza Zay sy emsics hatramizao no mbola nanao, lery mou 2RM. GOOD CONDITION DAHOLO LE IZY es1: mbola maka feeling d nade norm: 2:09 es2: nanomboka niatak amzay : 2:07 es3: malama b d nitandrina b: 5:33 es4: nande norm :2:18 es5:nanao appel b loatra d latsaka anaty tatatra, dem,nde d'assistance: very 45s b zao tsy naninona ny vam d nanohy ihany.: 3: 30 es6: mbola malamab ihany ny retour d nitandrna: 5:33 es7: attak b d nanao erreur kely: 2:09 es8: kkk d boîte bloké en 1ère: 2:40 zay fa bonne chance daholo NB: bad condition ny leg 2 , je partirai en pneu intermédiaire
  24. andrinoa

    Avis aux publics

    Misaotra tamin'ny remarque! Premièrement alou an dia tsy tompon'ilay cyber mintsy ny tenako na koa hoe mahafantatra ny tompony fa mba nandalo teny fotsiny ny tenako d mba nahita ny zava-misy tao. Dia mba nandefa iny annonce iny ho an'ireo izay tsy afaka milalao any antranony. Tsy tao antsaiko mintsy ilay pb IP. Fa zao za vo tonga saina.Ka dia ialako tsiny bdb fa je voulais seulement aider les autres. Ny zavatra misy alou dia ilay cyber zany toa mbola tsy au courant mintsy ny momba ny rallye sim fa manana matos fotsiny izy d G25 d RBR tsisy update.
×
×
  • Créer...