Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

andrinoa

Membres
  • Compteur de contenus

    642
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par andrinoa

  1. andrinoa

    WRC WALES RALLY GB semaine 45

    lEG 2 vita soamatsara na dia nisy frayeurs kely aza tao sheperdshield(saika nanao face to face tam hazo d voatery niala d lasa tany anaty décors, very 8sec teo. Ny pneu mou dia intermédiare foana no nentina ka dia mba netinety iany bonne route ialaisany
  2. andrinoa

    WRC WALES RALLY GB semaine 45

    Nivoaka sempotra vo vita ny 13 spéciales tam leg1, nokajikajiana ny pneu fa é é é! 5è et 6è spéciale tsy misy grippe tsony le izy. Very 35 sec eo eo za fa nanao tonneau 2 d sorties bdb tao am 2è boucle misy bad condition. Mbola vitsy ny nandalo ary sairana ary ny tenako fa N14 no nifanenjika tamiko tao.Tsy nanaiky mintsy lery. Miandry ny vaovao any amlaisany
  3. zay 3 premiers tonga lesy no mahazo a!
  4. Dommage kou lesy zany le!!! mais bravo à noriza,smam et alexwelson
  5. andrinoa

    Saison 2011

    Efa nalefako tao am forum global ny eritreritro ry zalah fa maninona raha mi-poster elaisany oe foanana ny GRA d am zay mitondra S 2000 daolo laisany. sa aoana? d mba mijanona GRN tsotra zahay
  6. andrinoa

    V-MRC SAISON 2011

    ok, miandry ny hevitry ny tsirairay zany
  7. andrinoa

    V-MRC SAISON 2011

    Je sais pas, ça dépendra de Rallyesim, mais on peut faire un classement à part S2000 je pense oui, mety zay.Seulement lasa iampy 3 ndray zany ny coupes am remise = + de dépenses= augmentation participation!!! A moins que foanana ny GRA d lasa S2000 satria inoako (à 100%) fa vitsy sisa no hanao GRA raha misy S2000= ho aiza ary ireo pilotes GRN teo aloha zany, hanao 2 roues vé? d ho aniza ndray ireo pilotes 2roues zany et vis versa. Inoako angamba fa miombon-kevitra amiko ny ankamaroan'ny olona amin'izany fa dia any amla sisa ny teny farany fa ny ahy propositions fotsiny
  8. andrinoa

    V-MRC SAISON 2011

    Raha azoko tsara zany d même Groupe am N4-1 et N4-2 ny N4-S2000?
  9. andrinoa

    V-MRC SAISON 2011

    la misy catégorie 4 zany lé VMRC am lé introduction an'lé S2000 sa lasa miaraka am GRN lé S2000????
  10. andrinoa

    WRC WALES RALLY GB semaine 45

    merci an! ao am S2000 ao ndray zany sika mianakavy kely
  11. andrinoa

    IRC CYPRUS

    ny S2000 mou PWRC sa SWRC?
  12. andrinoa

    IRC CYPRUS

    Combat b ndray zany ny antsika sy ela satria nanao DA za tao am leg 2 .saingy indrisy fa nogafin'ny JIRAMA leg 3. Am RALLYE DE GRANDE BRETAGNE ndray manao misimisy. Inona avy lety ny catégirie am io?
  13. andrinoa

    Saison 2011

    Efa niresaka tam noriza lesy za d zay no nolazain'i lery oe tsy manampotoana ivoriana sika aloan'ny 4 novembre fa ialana tsiny d zay.
  14. andrinoa

    V-MRC SAISON 2011

    Beels> aleo tonga d mba ataon'la aléatoire ny RB fa tsy maninona;izahay Team RPR somary sahiraka kely am zao fotoana izao, d mety tsy voahenjika ilay date 4 novembre.Maneho ny fialan-tsiny ary misaotra dia eny mialoha
  15. andrinoa

    RALLYE REAM SO6

    Mi-gérer sisa zany sika lahy ry IRINA d mba boublé RPRT ao am GRN amin'ny championnat 2010, rallye des letchis sisa tsinona
  16. Mba mangataka fanazavana kely azafady o! le tompondakan'i Madagasikara v ao anaty championnat V-MRC sa MDDT?
  17. andrinoa

    IRC CYPRUS

    Miala tsiny ndray ry zalah fa d tratran'ny coupure courant tao am leg 3, tsy nahatazona ny onduleur(mbola in progress ngamba ny ao zao) . bonne route elaisany
  18. andrinoa

    ARRIVEE DE LA EVO 9 DE LAZA

    Saode mba misy manana parcours avec Heures des spéciales fa tsy misy le ato am forum
  19. andrinoa

    RALLYE REAM SO6

    ay v e! mataotra za oe contrôlén'i lery fa ny anazy zay gasy eo aloany d contrôlény mantsy
  20. andrinoa

    RALLYE REAM SO6

    hajax>ny ana alou pneu intermédiaire no nataoko, nefa mbola malama b iany, i alexwelson ndray pneu wet no nentiny d mitovitovy ny temps-nay. Fa i jim v lety nanao erreur?
  21. andrinoa

    RALLYE REAM SO6

    Tsy niteny elahy fa zaho manana differentiel brokatera mety apetaka am le evo 9 ve lety , tonga d atao réserve am rallye manaraka
  22. andrinoa

    RALLYE REAM SO6

    leg 2 vita soamantsara kou ary tokony ho tsara b fa nisy indro kely indray e! tao am 2è boucle avant dernière spéciale d nanao sortie en large ny mitsu ka d nidona tam hazo ny vodiny= nanao 360° d simba ny différentielle arrière. Nanomboka teo dia lasa 2 roues motrice ny fiara ary dia very teo am 30 sec teo tam farany leg2
×
×
  • Créer...