Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

NORIZA

Membres
  • Compteur de contenus

    553
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par NORIZA

  1. NORIZA

    2é MANCHE CONTEST ERT TAMATAVE

    andrinoa>en forme ve ela fa betsaka rallye @ ity semaine ity sa hangataka spons any @ Softy aloha ary aza tsoke intsony ho hanina rehefa handray départ ! Hents>mba mahaiza ialahy mitsitsy carburant fa efa lafo be izy izao ra 100LL angamba iny mety lafobe ny facture!
  2. NORIZA

    2é MANCHE CONTEST ERT TAMATAVE

    Tsara ny résult ny RPRT tany en général,misaotra ny délégation nandeha tany fa tena rallye be ilay izy en tout, en 48H tsy natory afatsy 2 à 3 heures de temps et on a fait 1000 km,merci les gars surtout à Mr grand kilométre qui a sponsorisé le déplacement Irvine 1er classe +1600 Andrinoa 1er classe Gr M,5é général Hentsrana 2é classe Gr M NORIZA 2é classe Sénior,2é power stage(en sup rallye)
  3. NORIZA

    TEAM RPR 2012

    pour Geupard,c'est vraiment un cas les gars,je viens d'apprendre avec Karl qu'il n'a pu enregistrer qu'un seul replay sur chaque rallye qu'il a fait depuis et vous savez pourquoi?le pauvre n'a pas compris qu'il fallait sauvegarder chaques es sous un nom différent et il sauvegardait tout sous le mm nom du coup il se retrouvait avec un seul replay à chaque rallye.Il aurait du demander depuis son premier controle mais bon là on n'y peut plus rien!
  4. NORIZA

    2é MANCHE CONTEST ERT TAMATAVE

    ary tsy misy spect na assistance izany izahay efadahy ry zala!dia voatery hindrana olona ao @ refulling sy ny sns
  5. NORIZA

    PORTUGAL

    Rawilf>ah!ary ny 7 à 10s n'ialahy tao @ leg1 sy 2 izany tsy fusé??ny carton letsy tsy mety midina intsony fa afaka hampiakarin-dry leirony noir io raha tiany a!en tout cas félicitations à tous fa mba tonga arrivé daholo hatreto ary Smam sy hajax aiza ho aiza??
  6. NORIZA

    PORTUGAL

    ela no tena fusé ao koa mpamafa lalana angaha!!! vita aloha iny rallye iny fa tany @ leg3 farany vao nahita rythme tsara ka nanao erreur indray tao Noiker 2é passage.I Hajax koa mendeha tsara izany fa assurer-ho h@ farany fa elaisany no Stable Mod ao,ity ny résult farany tao aloha: 0= 9080 Steliyan BG A WRC 91:40.67 +00:00.00 +00:00.00 -02:22.42 Ford Fiesta RS WRC 2011 1 ° 1 ° 0= 2180 cat-plani A WRC 93:28.76 +01:48.09 +01:48.09 -00:34.33 Ford Fiesta RS WRC 2011 2 ° 2 ° 0= 1004 Groslapin A WRC 93:50.81 +02:10.14 +00:22.05 -00:12.28 Citroen DS3 WRC 2011 3 ° 3 ° 0= 418 NORIZA A WRC 94:03.09 +02:22.42 +00:12.28 +00:00.00 Citroen DS3 WRC 2011 4 ° 4 ° 0= 906 elrond A WRC 94:20.31 +02:39.64 +00:17.22 +00:17.22 Ford Focus WRC 2008 5 ° 5 ° 0= 3947 danwrc A WRC 95:05.38 +03:24.71 +00:45.07 +01:02.29 Citroen DS3 WRC 2011 6 ° 6 ° 0= 385 TomJPL N SWRC 95:19.77 +03:39.10 +00:14.39 +01:16.68 Peugeot 207 S2000 1 ° 1 ° 0= 848 mblancafort A WRC 95:29.17 +03:48.50 +00:09.40 +01:26.08 Ford Fiesta RS WRC 2011 7 ° 7 ° 0= 3711 Aurel A WRC 95:46.41 +04:05.74 +00:17.24 +01:43.32 Citroen DS3 WRC 2011 8 ° 8 ° 0= 1499 NyilasM A WRC 96:09.10 +04:28.43 +00:22.69 +02:06.01 Subaru Impreza WRC 2008 9 ° 9 ° 0= 1141 stef N SWRC 96:57.68 +05:17.01 +00:48.58 +02:54.59 Mini S2000 2 ° 2 ° 0= 5577 andrinoa A WRC 97:04.52 +05:23.85 +00:06.84 +03:01.43 Ford Fiesta RS WRC 2011 10 ° 10 ° 0= 188 Virgile A WRC 97:06.05 +05:25.38 +00:01.53 +03:02.96 Mini WRC 11 ° 11 ° 0= 77 Cromax A WRC 97:18.22 +05:37.55 +00:12.17 +03:15.13 Subaru Impreza WRC 2006 12 ° 12 ° 0= 11 Cali A WRC 97:25.46 +05:44.79 +00:07.24 +03:22.37 Ford Focus WRC 2007 13 ° 13 ° 0= 3577 PenoMen A WRC 97:35.01 +05:54.34 +00:09.55 +03:31.92 Ford Focus WRC 2008 14 ° 14 ° 0= 2172 ErKanario N SWRC 97:56.82 +06:16.15 +00:21.81 +03:53.73 Peugeot 207 S2000 3 ° 3 ° 0= 6792 Bny_79 N SWRC 98:00.84 +06:20.17 +00:04.02 +03:57.75 FIAT Grande Punto S2000 4 ° 4 ° 0= 48 fifou A WRC 98:15.46 +06:34.79 +00:14.62 +04:12.37 Ford Fiesta RS WRC 2011 15 ° 15 ° 0= 5506 Tchokabit A WRC 98:42.86 +07:02.19 +00:27.40 +04:39.77 Subaru Impreza WRC 2006 16 ° 16 ° 0= 5062 acajouman N SWRC 99:01.43 +07:20.76 +00:18.57 +04:58.34 Peugeot 207 S2000 5 ° 5 ° 0= 5572 dilan17 A WRC 99:21.87 +07:41.20 +00:20.44 +05:18.78 Citroen C4 WRC 2008 17 ° 17 ° 24 4466 Adrian Rejman N SWRC 99:33.79 +07:53.12 +00:11.92 +05:30.70 Peugeot 207 S2000 6 ° 6 ° 23 5679 Barrally N SWRC 99:34.13 +07:53.46 +00:00.34 +05:31.04 FIAT Grande Punto S2000 7 ° 7 ° 0= 2749 IRINA N SWRC 99:34.71 +07:54.04 +00:00.58 +05:31.62 Ford Fiesta S2000 2010 8 ° 8 ° 27 5239 vince30530 N SWRC 99:43.13 +08:02.46 +00:08.42 +05:40.04 Peugeot 207 S2000 9 ° 9 ° 26 84 Gilou84 A WRC 99:43.82 +08:03.15 +00:00.69 +05:40.73 Subaru Impreza WRC 2009 18 ° 18 ° 0= 155 condo12 A WRC 99:50.22 +08:09.55 +00:06.40 +05:47.13 Ford Focus WRC 2008 19 ° 19 ° 0= 7 christian A WRC 99:58.28 +08:17.61 +00:08.06 +05:55.19 Subaru Impreza WRC 2006 20 ° 20 ° Bon rallye izay mbola tsy nandalo
  7. NORIZA

    2é MANCHE CONTEST ERT TAMATAVE

    Hatreto aloha dia 4 no efa sur fa handeha:Irvine sy hentsrana dia Noriza sy Andrinoa ary koa mety RAzo??mbola afaka miteny eto izay mazoto fa @ Talata no tapitra ny inscription
  8. NORIZA

    PORTUGAL

    vita ny leg1 sarotra be ny prise en main fa dia be faute be sady lasa misy pression be ilay hoe mi-coupe sa tsia etc... mais bon atao izay ahatongavana ,mandeha tsara Rawilf (+49s) sy Herjo(+15s) eo alohako tohizo zala fa tena tsara be a! bonne route ho an'izay mbola tsy niainga!
  9. Salut à tous! une réunion se tiendra demain à 17H au QG concernant les préparatifs pour Tamatave. Merci de votre présence
  10. NORIZA

    PILOTES CONTROLES

    HRAS,Herjo,Andrinoa et Guepard controlés daholo fa homano ny fichiers sao sady DNF eo raha tsy lasa sady mahazo carton!!!
  11. NORIZA

    TEAM RPR 2012

    milay kosa an! fangaha raha grand kilom hivadika evo X @ Vmrc? mba handefaso io skin izahay Ra-Hents na mbola tsy nandoa douanes aza!
  12. NORIZA

    TEAM RPR 2012

    VACANCES RY ZALA A!
  13. NORIZA

    PILOTES CONTROLES

    ATTENTION Guepard controlé efa nahazo carton ela fa tandremo!!!!
  14. NORIZA

    MEXIQUE

    Rawilf>inona marina izao ny CG intéressant any letsy sao dia efa tokony andefasan'ialahy indray aty izay tsy ilain'ialahisany any!!LOL HRAS>any @ Rawilf manafatra fa ny ahy tany afaka atao via Hajax anontanio ry leirony
  15. NORIZA

    TEAM RPR 2012

    Bedy daholo zany laisany fa dia ataovy izay ahatongavany @ ty semaine ty. eo indrindra le olana fa tena nisy vato niampita indray tao Pribram dia vita ny vam tao French cup tena mila mamono omby isika sy ialahy ry Andrinoa a!!!
  16. NORIZA

    TEAM RPR 2012

    VALABLE POUR RPR TEAM 2 koa io aiza ny manager ny Team2 toa tsisy bedy mihitsy izahay?t@ semaine lasa teo tsy nampiditra points:Noriza(Bug heure RS),Andrinoa(DNF),Irina(Tuléar?) ary Latvalaza(panne courant) samia mihezaka ry zala fa keky sisa dia ho lasa 13é voir 14é isika nefa ry ERT 17é ao aoriana ao an!
  17. NORIZA

    1 ERE MANCHE CONTEST FSAM

    Arahabaina daholo izay nandray anjara dia any Tamaga indray izany ny fotoana @ 7 Avril ry zala a! wait and see!!!
  18. NORIZA

    MEXIQUE

    Dommage!sao dia boitier d'alimentation no maty amzany?
  19. NORIZA

    MEXIQUE

    Irina>efa nanao mise à jour ilay vao miditra fa ity anie ny windows mihitsy no manao mise à jour auto e!
  20. NORIZA

    MEXIQUE

    Andrinoa>Tena mety ilay pied gauche no tsy mahatanty @ farany an!!! Ny ahy leitsy d'aprés Soaf mety ny ordi no nanao mise à jour ny heure dia izay no nhatonga ilay bug fa mila désactiver-na hono ny mise à jour auto ny heure,bref nea rallye firy izay tsy naninona fa eo @ ilay Mexique izy vao mitranga???
  21. NORIZA

    Nations cup

    418 NORIZA PARTANT!
  22. NORIZA

    MEXIQUE

    décidement série noire pour nous les gars,vita ny ES1 sy ES2 dia eo am-pijerena temps no tonga dia lasa - chiffres b dia be ilay compte à rebours dia avy eo tonga dia nasesiny daholo ny ES rehetra h@ farany dia nojerena fotsiny,grave ity satria samy stable antsika sy Andrinoa ity dia ahoana le?
  23. NORIZA

    1 ERE MANCHE CONTEST FSAM

    Tonga letsy dia mankanesa any @ FSAM analakely ambadiky ny pavillon eo akaikin'ny station galana dia mitondra 20 000 Ar pour inscription dia ento koa ny machine,raha tsy manana clé WIFI ialahy dia afaka mividy ao 25 000 AR afaka aloha indroa,dia aleo 207 no entin'ialahy satria izaho irery no inscrit ao @ RPRT
  24. NORIZA

    1 ERE MANCHE CONTEST FSAM

    vita ny inscription antsika koa samia mitondra ny machine any @ fede ny pilote na solontena ny tsirairay avy,dia miomana @ 50 000 fmg izay hividy clé WIFi Hentsrana(Audi A8) / Irvine (205 F2000 14) Sandbach(205 F2000 13) / Djian (205 F2000 13) NORIZA(207 S 2000) / Ragra (Clio Williams N3) Alexwelson(Audi A3 N4) / Smam (SUBARU N 14 URT) Andrinoa(AUDI A8) / RAZO(SUBARU N 14 URT)
  25. NORIZA

    TEAM RPR 2012

    Fa aiza indray lty izany dia firy coupe indray hono? izay hataondry leirony ao lesy fa rehefa bloquer ny compte dia tsy milalao intsony fa contest sisa hatao a!
×
×
  • Créer...