-
Compteur de contenus
553 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par NORIZA
-
Sali daolo ity commission ity dia tsy hoe hiasa isan'andro fa rehefa misy litiges genres cas Alex sy Zandrykely vao hivory hiara hanapaka donc tsy dia misy engagement be ilay izy satria mety tsy hiseho akory aza satria efa tapaka ny décisions @ ireo cas voalohany ireo,donc tonga dia efa nommé any i Irina sy Andrinoa satria ireo no anisany nanatrika ny famolavolana ny réglement 2011 ,na izany aza dia mifandinika faona aloha isika rehetra dia izay tapaka aty no ho entin'izy 2 lahy any raha misy tranga miseho,asa ahoana no fijerin'ny tsirairay ny cas efa niseho ireo na dia efa tsy noraisina aza ny fangatahany? discussion ouverte
-
-
-
-
-
-
za ko ato miezak maf fa ny arrivé alo no tena important d mande tskelkel ny resultat aveo, surtout amle rallye cochenla stable, ataov fon alo ze ahatongavana. Courage fona daol e, azontsika enjehana tsar ny Team so6 ao, isaorana manokana herjo fa mitondra point tsara RPR team 1 efa azon'ialahy daholo ve ny contact ireo bandy ireo satria misy tsy mi-connecte eto ny sasany?sinon aleo alefa ihany ny hetsika fa efa akaiky ny TO6 ao
-
-
Vita h@ farany ny rallye 6sec aprés Andrinoa aho,nanao tonneau tao falstone 2é boucle dia ni-chauffe ny moteur dia voatery nentina rupteur à 5000 tours ilay 2 spéciales tao (mineshaft sy Hulapai) dia mba tonga ihany,leg3 vao niverina nandeha tsara fa mandeha tokoa ilay Chepi @ 2 roues ao saika tsy tratrako intsony
-
-
-
-
-
-
-
-
-
Sali daholo dommage ny an'i Hajax nefa nisy temps scratch provisoire tao @ leg2 tohizo h@ farany e!Ny ahy dia vita soamantsara ny rallye niezaka ny assure fa efa tsy tonga t@ herinandro mbola tsy dia nisy nandalo dia tsy misy réference firy,tandremo fa malama be ao mines II dia le mix mod koa tsy hita izay anaovana azy fa mi-assure fotsiny nefa asian-dry Kikiny 25s ihany.
-
-
-
-
-
ny ahy le retour bureau dia pb fiche jack ny casque voadona angamba t@ namafa trano dia ss1 tsy nandeha ny casque dia ss2 ni-brancher dia tena ampovoany teny nivaoka indray ilay soratra fiche jack débranché dia lasa écran noir à gauche dia vita,fa marina ihany ilay tenin'Irina hoe mila manao tour de chauffe aloha mais bon c'est fait!
-
-