Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

NORIZA

Membres
  • Compteur de contenus

    553
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par NORIZA

  1. NORIZA

    STABLE RPR 2011 TEAM 2

    Désolé fa retour bureau début SS1 tao France gravel asio mafy ry zala Smam,Alex,Andrinoa
  2. une pensée à Rimorimo "il y a un an,RADO nous a quitté pour un monde meilleur.Son amour et sa gentillesse resteront toujours dans nos coeurs.Rejoignons nous dans une pensée pieuse et prions pour lui" Fanja sa femme
  3. NORIZA

    Rallye tsy mitsitsy

    KKK indray t@ leg3 dia ni-chauffe dia izay indray no vita ,Irina en saura qlqe chose dia mazotoa ialaisany dia asio mafy e!
  4. NORIZA

    RBR Contest Team So6 7 mai 2011

    Miarahaba ireo mpandresy sy ireo rehetra nandray anjara t@ iny contest iny dia @ manaraka indray ny fotoana arahabaina manokana eto koa ny rehetra nahavita iny 1er manche fa dia tena nahafinaritra tokoa na teo aza ny olana ara-teknika madinika indrindra ingahy Ra-prez sy ny ekipany izay nanao ny ainy tsy ho zavatra tokoa ka dia nandao ny volant ka nanolo-tena ho DC ary indrindra ireo Sponsors rehetra nanampy t@ fanantanterahana rehetra fa dia enganie ho tsaratsara kokoa no ireny ny manches rehetra @ ity taona ity.
  5. NORIZA

    1er Contest RBR 2011

    Rehefa malalaka ialahy dia atero ao @ QG, 13 000 fmg ny iray @ le izy ka nieritreritra aho hoe tokony maka eo @ 2 isan'olona eo isika satria 50 ny commandes minimum @ iny.Dia mba hanaovy proposition fond de couleur hoe letsy Hentsrana eto fa miandry izay indray vao hanao ny ambiny Zandrikely. Manaraka dia misaotra antsika rehetra nahavita iny 1er contest iny fa dia nitondra résultat ihany isika fa @ manaraka dia manantena ny hanao tsara kokoa ary mba ho betsaka koa ny participant.
  6. Félicitations à notre coéquipier Latvalaza qui vient de se marier,ceci explique son absence pdt qlqes semaines durant le préparatif et son voyage de noce.Nous tenons à te féliciter et à te souhaiter beaucoup de bonheur pour vous deux et ainsi beaucoup d'enfants
  7. NORIZA

    1er Contest RBR 2011

    calme ela azoko ny tian'ialhy hambara fa izay indrindra no antony hivoriana mba ahafahantsika mametraka ny idée-ntsika,ilay coticota aloha tsy bléme raha amiko satria isika aza saika niantoka ny remise de AàZ nefa nisy ilay budget iny,ny tsininy fotsiny dia efa tokony nataon-dry leirony mazava tsara h@ voalohany hoe iza no manao inona sy miantoka inona isaky ny compétition fa hanatra ho an'ny sisa io ary aza hadino fa mbola hi-organiser koa isika ka dia ho impliquer-koa ry leirony. Tandremo sao hentim-po eo ilahy @ samedi fa ny rallye hatrehina fa tsy maintsy azon-tsika io N4 io an!
  8. NORIZA

    1er Contest RBR 2011

    tena efa nalefako omaly fa diso angamba ny adresse mail anla fa andramako averina indray ary nataoko copie Smam sy hajax naharay ve ialahisany?
  9. NORIZA

    1er Contest RBR 2011

    Ny resaka farany momba ny point Team dia hoe par classe ilay izy fa tsy général donc aleo miady isika hoe 10 pilotes no ho raisina fa tsy 5 pilotes fotsiny dia @ izay isika 9 afaka samy marquer point daholo selon classe tsirairay.Jereo io ry zala commission techq fa mbola misy fivoriana momban'io hono ianareo ny samedi alohan'ny manomboka
  10. NORIZA

    CONGRATULATIONS LATVALAZA

    Félicitation à notre coéquipier Latvalaza qui vient de se marier,ceci explique son absence pdt qlqes semaines durant le préparatif et son voyage de noce.Nous tenons à te féliciter et à te souhaiter beaucoup de bonheur pour vous deux et ainsi beaucoup d'enfants et surtout bien venu dans le club des chefs de familles Rbristes
  11. NORIZA

    1er Contest RBR 2011

    Irina no maka an'la fa ny anay efa ok daholo ny transport récap kely indray ary: matos1: Smam-Tweet matos2:NORIZA-Andrinoa matos3:Sandbach-Jahmal matos4:Hentsrana-Irina matos5:Hajax- dia aleo @ 15H no fotoana demain ao Ampasamadinika chez Soafikov miaraka @ matos ny tsirairay dia ny inscription afaka hampitondraina fotsiny ho an'izay tsy afaka ho any.
  12. NORIZA

    WRC Sardeigne

    vita h@ leg3 ny rallye tao Joux plane II no nanao tonneau kely fa soa fa tafatsangana ihany sinon mbola 5 fotsiny izahay no tao dia :Kikiny -NORIZA- Gaborauto-Chepilevski-misy gasy iray vao2 izay Tootsi moa izy teo fa tsy tadidiko ataovy tsara ry zala surtout Andrinoa tohizo h@ farany le rythm fa mety e!
  13. NORIZA

    1er Contest RBR 2011

    aleo le inscription samy manao ny azy rehefa manao visite machine raha tsy hoe hiaraka hanao visite machine daholo,je propose mercredi aprem donc inscription par 2 càd les 2 pilotes du machine fa iza avy no miaraka par machine ary? machine1 :Smam-Tweet machine2:NORIZA- machine3:Sandbach- machine4:Hentsrana- machine5:Hajax-
  14. NORIZA

    1er Contest RBR 2011

    iza daholo indray ary no afaka mitondra matos?mba mora handaminana ny prog logistique rehetra ny efa sur izao dia:Sandbach,NORIZA,Hentsrana donc mbola pour 6 pilotes fotsiny ireo aloha nefa isika mety ho 10 pilotes izany. Hajax>tsy bléme izany fa afaka tenenina leirony hoe zoma ialahy vao afaka mankany ary ireo pilotes 5 hitondra ny point Team izany dia :Smam,Andrinoa,Hajax,NORIZA ary Hentsrana
  15. NORIZA

    skin RPR

    ny ahy ny 207 iny ihany asiana retouche e! mercid'avance
  16. NORIZA

    1er Contest RBR 2011

    Pour le moment les pilotes qui ont confirmés leur participation sont:Andrinoa,Irina,Sandbach,Ragra,Noriza,Hentsrana,Hajax(à confirmer)
  17. NORIZA

    Commission technique

    Andrinoa sy Sandy no ho any rahariva
  18. NORIZA

    Team IRC 1&2

    ary toa tsy nahazo point t@ le farany
  19. NORIZA

    logo RPR

    milay letsy a! tonga dia mety io,ary mety kosa ilay fond foncé @ logo an,bleu izao no itako mivoaka
  20. NORIZA

    1er Contest RBR 2011

    ok @ le idée 5000 ar par pers ou plus selon la possibilité de chacun
  21. vita ny qualif 1 ry zala fa désolé fa somary ratsy ny résult 1er ES dia efa maty embrayage dia natao fotsiny izay ahavitana ny 1ére boucle asio mafy fa efa 3 aloha izao no ngozo resintsika ao e!
  22. NORIZA

    Stable RPR 2011 TEam 1

    manana pb machine zala ao Ankadivato efa ho 2 semaine izao dia tsy afaka manao Karl,Steeve ,Alex ary Ragra toa hoe carte mére no pb zala sao misy mahita réparateur na solution?sinon samia miezaka daholo mba ho tonga arrivée izay afaka e!
  23. NORIZA

    vadiny Jimmy

    Miary fiononana feno ho an'i Jimmy mianakavy Team Rond Point Racing
  24. NORIZA

    Rallye manimanitra

    hanampiko io voalazan'Irina io angamba mila asiana ny daba nentin'ny tsirairay ex: Beelaba 1er général sur 207 S 2000
  25. NORIZA

    Rallye manimanitra

    mba anontanio Irina le dimension étiquette fa any @ leiry ny coupe ary sao dia tokony omeny an'ialahy sady leiry toa tsy ho eo @ herinandro? AVIS A TOUS: FINALEMENT ON FAIT PAS DE COTISATION POUR LA REMISE CAR Y A DEJA LE BUDGET PREVU POUR L'ORGANISATION
×
×
  • Créer...