Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Fred1302S

Membres
  • Compteur de contenus

    84
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Fred1302S

  1. mba ento manao run letsy ny golf T1 rehefa milamina a ! ataontsika Gtech izy alohan'ny andeha any dia efa fantatsika mialoha ny résultats
  2. izay no vita ny ketrika raha vao tsy azo entina miantsena, officiellement tsy maintsy mbola daily drivable ny fiara sady tsy mandany sôsy... sinon shrick firy degré zany ? milay be. mety afaka manampy arak'izay fantatro aho raha réglage ny pb carbus Fred
  3. efa telo ny cox an'ilery ny olana ny 1 fast german ny 1 futur fast rat's ny 1 futur old speed combi split sisa no tsy ampy
  4. ny clim kosa anisan'ny mahatsara azy , sur route izy mba mahavita 9L/100 ihany
  5. carbus addicted 1.8L 16S 4 corps ? nanolo arbre à cames ? sa moteur 16S dia atao 4 corps ? Fred
  6. 505 GTD moteur + boite complet ? dia ahoana ny transmission ? récupérer-na ve ilay an'ilay 605 ? ary ny liaison au tableau de bord ? mety ho azo récupérer-na ve ny clim ? hanaovana adapt ve ny montage compresseur (de clim) ? Fred
  7. Salut daholo, Manana 605SV3.0 boite auto zay aho. 20L/100 en ville rehefa tsy en panne, tsy milay mihitsy sady tsy mba misy mpividy na dia tbe général aza. Dia nieritreritra aho hoe tokony atao swap moteur izy io. Inona avy no mety hiety ary inona ny difficultés ? Fred
  8. mahafinaritra letsy ny firaisan-kina toy izao, bravo ! et chapeau pour nirina58 : la patience, la pédagogie, etc... Fred
  9. Fred1302S

    Fred

    radiateur d'huile supp efa misy d'origine, refroidi par une hélice entrainée par la courroie, fa tsy ampy ny capacité-ny dia ampiana iray avy aty ivelany refroidi par une hélice électrique. donc, oui ça reste aircooled. ilay compression zany mafy loatra même au ralenti, nefa ilay ralenti tsy ampy mi-entrainer an'ilay hélice à une vitesse suffisante dia miakatra ho azy ny temp d'huile na dia efa atao ambony aza ny ralenti : 1400rpm. Ny démarrage koa somary lasa capricieux kely, ny compression dia mila ho ampy hamelona an'ilay fiara na tapahina aza ny allumage, ny olana dia mikomy ny démarreur indraindray Nanao embouteillage teo amin'ny 67ha aho dia henoko miresaka ilay olona eo amin'ny sisiny maheno an'ilay feon'ny fiara (lasa misy feona 2ch zay mantsy ilay izy amin'ilay pignon taille droite d'aac) + ralenti élevé : "mba mandeha ve itony e ?" hoy ny voalohany, dia hoy ilay faharoa "tsy henon'là ve zany feon'izany e ? ohatran'ny 3ch ihany ny fandeha'itony" Dia nihomehy irery dia notohizako ny lalako. Fred
  10. Fred1302S

    andovw

    raha azo atao mba détailler ny restauration-ny ao amin'ny rubriques véhicules, ary hitako no milay daholo ny golf 1 zay hitako eny an-dalana.
  11. Fred1302S

    andovw

    fatratra loatra ! tonga soa e ! ny cox koa anie ka Type1 no fiantsoan'i vw azy e , dia T2 ny combi, dia T3 ilay ohatran'ny break hafahafa ireny dia misy koa ny T4, misy iray any Ambohimanambola Fred
  12. Fred1302S

    Fred

    ny freins ? ben, arakaraky ny ilana azy : - raha ilaina comportement circuit ny fiara dia ilaina ny gros freins - raha eny Arivonimamo dia freins d'origine dia mety - en usage ville avec respect code de la route dia origine koa dia mety : disque av + tambour ar toy izay koa ny amortisseurs, azo atao bilstein, na koni, selon l'usage. sur ma voiture : - étriers 6 pistons av + plaquettes alfa roméo - disque std ar - 4 amorto à gaz réglés en mode motricité dia finalement tsy hitako izay tokony nividianako freins taty aoriana satria en ville aho tsy manao mode circuit mihitsy les jantes ? ny avantages n'ilay tole dia 120.000fmg ny iray, dia nividianako jantes daholo ny pneus-ko : ny slicks, ny std, ny av sy ny ar any aoriana angamba hividianako jantes alu/magnesium d'origine coccinelle dia miala tao ireo élargisseur mavesatra ireo, efa ho 2kg ny iray Fred
  13. Fred1302S

    Fred

    nirina58 > selon l'objectif, ça peut être la meilleure plage d'utilisation. En mode daily c'est moins rigolo , je pense que je vais me faire dare dare un 1915cc de 120ch (2500-5500rpm) pour y remédier. ohatran'ny mila radiateur supp + ventilo ilay fiara fa mora mafana rehefa embouteillage ka sao tsy mateza eo ny moteur. Fred
  14. tokony hisy code so6 ilay fanaovana code phare fa indraindray tokoa tsy fantatra dia itsikitsikiana aloha , ohatran'izany tamin'ny herinandro aho misy golf 3 manao code phare bdb teny amin'ny by pass, tsy afaka namaly aho fa tsy niavona satria en plein essai aho (efa à fond de 4) dia tsy maintsy tazonina tanan-droa ny volant sady tsy afaka mitodika, ny fiara tsinona tsisy comodo fa raha te hanao code phare dia misy bouton kitihina Fred
  15. tamin'ny 90, rehefa avy nivoaka alina L-M-Me-Je-Ve-Sa fa grandes vacances toy zao ny andro dia reraka ihany ny niafarany dia namantana tany amin'ny fefin'olona ny fiara teo Besarety un peu après sidex raha ho any Ampasapito ny lalana. Dia ny rotule no nomena loza nolazaina fa tapaka
  16. ay hitako, ka tsy ho voaroaka ao indray ? toa 5mn isika d niadivan'ny olona t@ iny , bien terrassé izy ao fa tany aho vao haingana Fred
  17. tong soa e manantena détails de présentation an'ilay E36 3L zahay. Firy moa ny consommation an'izany ? tiko ho hita raha viable aty amin'ny tanàna izy en tant que daily ? Fred
  18. Fred1302S

    Fred

    tsy hanao pronostic aho fa betsaka loatra ny aléas de la course. Ny azo lazaina angamba dia potentiellement la voiture sera 1sec plus rapide qu'avant s'il n'y a pas de problèmes. tsy tokony ho "telo dia vita" intsony (3ème zany tamin'ilay izy ni plafonne iny), citation henoko teny amin'ny piste io zany e, tsy avy amin'ny pilote fa avy tamina specta 4000 à 7000 no plage de puissance vaovao fa teo 2000 à 5000.... Fred
  19. plus on est des fous plus on rit, tongasoa e ! isaky ny mahita golf T1 aho dia te hiverina amin'ny lasa, ny golf T1 moa no tena nahatonga ny mouvement GTI tamin'ny 74? Fred
  20. vendons pas la peau de l'ours avant de l'avoir tué. Fred
  21. et mon avatar mrallye est un 2276cc aircooled turbo injection..... 300ch à 400ch
  22. ilay toeran moa aiza ? miala tsiny fa tonga d manontany fa tsy nahavaky ny détails rehetra
  23. tongasoa e ! za koa manao tongasoa nefa vao tonga omaly bemaso iny na dia 1200 aza e ! ataovy 1600 amin'izay e ! ary ry zalahy old vw reto tafaraka foana an ! Fred
  24. Fred1302S

    Fred

    ny tena masosotra dia ianao zany efa mi-jouer le jeu de la transparence dia mbola ilàna vaniny ihany. Efa nanandrana effet personnel aho indray mandeha zay fa no-scanner ndry zalahy dia hitany hoe pièces auto dia tsy tafavoaka. misy ihany ny fika ampitondraina olona fa ilay échappement somary ngeza dia mba nataoko frêt kanjo vao maika nandreraka be, échappement, gicleurs, renforts de boite, strobo.......izay no raikitra ao. Rajoù >> azo atao miandalana Fred
  25. Fred1302S

    Fred

    merci. mba tena mandreraka koa ry zalahy ilay gasy net ity kah, efa déclaré-na BSC ny facture koa mbola ilana vanona indray ny format-ny, mila origine e, marque e, tsy familier amin'ny pièces cox marina angamba ry zareo, dia lasa miandry ao ny echappement-ko vaovao mifanaraka amin'ny config-ko vaovao. Fred
×
×
  • Créer...