Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Fred1302S

Membres
  • Compteur de contenus

    84
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Fred1302S

  1. tsara loatra, inona ny anti rouille ampiasain'i Catz ? Marque + vendeur ? Fred
  2. indray mandeha koa voadonako tao an-trano ny volks-ko dia hoy ny vadiko hoe "soa ihany fa ianao no nanao azy........" fa raha olon-kafa angamba d asa. Fred
  3. ary tena betsaka kosa ny mpankafy T1 eto amin'ny tanàna , tongasoa e
  4. somary T2 ilay fanontaniana f'azafady : misy G60 ve eto amintsika ? Fred
  5. inona avy moa zany ny vam italiana tranainy misy eto amin'ny tanàna ? Reny Alfa Roméo reny toa nisy ihany taloha f'asa ankehitriny, reny no fakàna carbus 4 corps sy allumeur perfo ho an'ny coccinelle. Fred
  6. raha resaka loko indray dia zao ny expérience-ko : laque tsotra fotsiny hyper claire no tena mety, tsy mila métal...vernis koa ary mahalasa eritreritra ahy ilay vernis + métal milay be amin'ny voalohany fa vetivety ihany d miova, hitako amin'ny fiarako. Sa ahoana ny hevitr'ireo efa zatra mandoko cox ? Fred
  7. Fred1302S

    Fred

    mba tantarao amiko ny dedouanement (mp s'il faut) fa zava manahirana io. soa ihany mihitsy fa mbolaoct ny 3eme manche, ny masosotra kely d nony azo indray ny pièces hikarakarana reglages fins d ni fuite ny menaka; zay ilay ketrika misy surprise foana
  8. Fred1302S

    Fred

    panne kely aloha GG fa namboariny tao ny radiateur d'huile : efa nitete izy io fa androany izy napotsany. d avy eo koa kay efa nokikisan'ny tiges culbuteurs tao ny tubes enveloppes fa incompatibles amin'ilay arbres à cames f'izaho koa tsy nandinika tsara, dia napotsany koa ilay tubes. bilan : grosses fuites d'huile fa soa ihany fa hitako d tsy misy zavatra simba. pb : miandry pièces aloha 20j fa vao afarana. ilay pièces tao ivato nefa mba efa azo androany dia zavatra hafa indray no misakantsankana. manome vaovao rehefa misy Fred
  9. tongasoa e ! ary aiza ny fiara hafa e ?
  10. et le so6 c'est pas dangereux nisy cousin-ko izay nangataka bapteme de piste tamin'ny Golden Gun ancienne version d nanaovako départ 1, 2, 3 dia aoka izay hoy ilery , fa hitako nitepo mafy ihany ny fony nivoaka tao Fred
  11. tongava rehefa misy run dia mba miampy ny supporter e !
  12. résumé tsara mihitsy zay, ilay izy zany une fois nitondra azy vao tena hita ny antony na dia moteur stock aza : 95% ny eto amin'ny tanàna. D avy eo misy attachement b rehefa namizana ny nanamboatra azy. Ny anisan'ny antony hitiavako azy zao dia izy azoko modifier-na arak'izay ilaiko, dia ny feony, dia ilay contact mécanique. ny pb hitako d ny tenue de route, so6 incontrolé raha vao miadaladala @ cox-ko, aleoko indray ilay 1776cc-ko taloha raha comportement circuit no ilaina. Fred
  13. vao haingana mihitsy aho no nieritreritra hoe mila cam embarqué ity zavatra ity, ilay essai voalohany mbola tsisy chrono iny no tsara alaina izao indray ny karmann rehefa sauce drag racing efa mba mitovy ihany ny échappement nay Fred
  14. d faly nahita an'i soafahana na dia rapidement teny an-dalana fotsiny ary
  15. reveko tanteraka ilay autoradio d'époque, bouton ahodina fa tsy pionner na sony tany amin'i Naza, encore plus authentique eo ampiketrehina fatana mitsitsy koa aho zao fa mandreraka ihany ilay moteur perfo isan'andro, mahabe fitaintainana raha vao embouteillage (sa dia mi-chauffe) etc... Dia mba asehoy eto koa ny type 411, ilay motera madio be aninkeo iny Fred PS : nanao essai aho omaly maraina fa namikitra tamin'ny volant de 3000 à 6500 en 3ème, tonga d tapitra ny tableau an'ilay volks au bout de 300m , tsy sahiko natsofoka intsony ny 4
  16. carrosserie no samihafa. 10,17s ny record de France atmo en aircooled sur base karmann. ny avant an'io efa hitako sary fa mbola pire noho ity (1200-ko io mbola aotrika ao an-trano fa amin'ny 2009 vao kitihina, secret fast project) : na ny moteur ary soigné tanteraka izay, 1200 stock, fatana mitsitsy tanteraka pour tous les jours. Fred
  17. eto amin'ny tanana ve io Karmann eo amin'ny sary io ? Izy ireny azo atao miay be rehefa restaurée. checkpoint >> les deux voitures que tu cites : split et 1200 sont effectivement, à mon sens, les plus belles de Tanà Fred
  18. eo mihitsy ny pb, somary sarotra ny mi-reconnaitre azy satria interchangeable ny pièces carrosserie. Za koa manafangaro 1200 post 67 sy 1300. Ny bemaso no tena sûr fa 1200, dia rehefa lavabe koa ny capot-ny. Fred
  19. ity indray ilay nofinofy, 1200 manao wheeling au départ dia any amin'ny arrivée mifankahita : misy modèle hafa koa ny chassis vw cox : karmann, fastback, notchback, buggy fa alefantsika tsikelikely eto.
  20. misy lien ve ? www.youtube.com/teamso6 izy teo, tao amin'ny chat no nahitako azy
  21. vao avy nijery youtube kely dia ilay cours-na inscription au virage an'i C.I no nojereko. Ohatran'ny mitsangantsangana fotsiny
  22. tsy niseho télé akory letsy isika tamin'io nefa mba 1ère sortie antsika mbola tsy kobon'ny olona tsara angamba firy eo ho eo moa zany ny cox ao amin'ny madacox e na an'ny mpankafy fotsiny ? ny ahy zao roa ndao hoe isaina ? Fred
×
×
  • Créer...