-
Compteur de contenus
42 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par bandygasy
-
Ireo cox eto amin'ny tanana
bandygasy a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces

eo mihitsy ny pb, somary sarotra ny mi-reconnaitre azy satria interchangeable ny pièces carrosserie. Za koa manafangaro 1200 post 67 sy 1300. Ny bemaso no tena sûr fa 1200, dia rehefa lavabe koa ny capot-ny. Fred ny 1200 misy grille klaxon, dia pare choc kely (tableau 120) ny 1300 pare-choc be tsisy grille klaxon (tableau 140) -
Ireo cox eto amin'ny tanana
bandygasy a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
Ireo cox eto amin'ny tanana
bandygasy a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
Swap 605 ?
bandygasy a répondu à un(e) sujet de Fred1302S dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
Sary sy commentaires SO6 Control II
bandygasy a répondu à un(e) sujet de Soafikov dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
Ireo cox eto amin'ny tanana
bandygasy a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
Sary sy commentaires SO6 Control II
bandygasy a répondu à un(e) sujet de Soafikov dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
Mahafinaritra ny ambiance tany izany. Milay be daholo ny sary ankoatran'ilay plot voahitsaka . Dommage fa tsy afaka aho fa nikarakara ny fetin'ny papoose. Am manaraka, je serais là ! Félicitation ho an'ny mpianatra mavitra rehetra sy ny chief Instructor. Oviana no misy fanaovana revision alohan'ny cours manaraka ? -
-
Manahoana daholo e! Efa somary elaela no nijery ity forum t@'ny mralye ity, ka aleo mba hanao présentation kely. Ny tenako aloha mety efa be mpahafantatra ihany satria efa niaraka nijery rallye t@'ny team S06 indroa t@'ity taona ity. Sady efa nihinana n'i team. Mahafinaritra ny fiarahana. Sady miezaka ny mandeha foana rehefa misy rallye! Hanao RBR koa fa mbola tsy mety ny install @'ny matosiko, rehefa misy fotoana dia amboarina any @'i tsi2 angamba. Za manokana aloha dia mpiodana coccinelle e! cox 1200 année 68 ny fiarako. Moteur d'orine 1200 aloha no ao. Fa mbola ho avy tsimoramora eny ny projet manaraka. Io fiara io no entiko miasa isan'andro. Dia misy mercedes 280 SE no fitondrako rehefa WE, malalaka kokoa pour la famille + bagage. Tia rallye aho. Nanana Golf 2 syncro 4RM kely zay aho taloha mba nianarana slalom tam'zany fa indrisy efa simba ny maha 4RM azy dia namidiko. Mahafinaritra ny fifampizarana ny passion ato @'ity forum ity, fa tohizo ry zalahy a!
-
Coccinelle 1200 - aircooled engine
bandygasy a répondu à un(e) sujet de Laza dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
Coccinelle 1200 - aircooled engine
bandygasy a répondu à un(e) sujet de Laza dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
Le monde du rallye malgache en deuil.
bandygasy a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans mrc Old
-
-
Salut daholo ry zalahy a! Za bandy ao amin'ny madacox, vao inscrit omaly, le niaraka t@'i tsi2 le tany vontovorona. Milay le So6 tamin'iny a! sady nilay ny ambiance! Fa radem mety atoandro aho vao afaka ka mety aiza ho aiza no mitsofoka. Ohatran'ny vao2 amiko ity parcours ity mantsy. Aiza no mety ahitana anareo team So6 ? Raha misy phone ahazoana an'ny lisany vao maika tsara. Ity ny mail-ko : rrn101@yahoo.fr Farany : Allez, nirina58 !!! tonga hatramin'ny farany amin'izay e!