Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

irina

Membres
  • Compteur de contenus

    1 359
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par irina

  1. irina

    STABLE RPR 2011 TEAM 2

    2 izany nareo no mila mampikotrana madama ao.
  2. irina

    STABLE RPR 2011 TEAM 2

    Lasa eo anoloana kely indray ry zalah Jupiter League. Ireo no adversaire antsika jusqu'à la fin de l'année angambany, dia miady 10 ème place eo ihany. Ny 9ème place stable possible ihany fa mila participation de chacun pour fair e entrer le max de points, donc arrivée sans bobo à la fin de chaque rallye.
  3. irina

    skin 2011

    Tsara kosany ko. Ary tsy niantso t'@ nanao essai Vontovorona an!
  4. irina

    STABLE RPR 2011 TEAM 2

    zay v vo navelan'i madama ialahy?
  5. irina

    VMRC 2011 SOGEA SATOM -

    Photos Contest. En vrac.
  6. irina

    maki501

    Salut ialahy. Efa hitako ao anaty classement ao ka. Mahazotoa e!
  7. irina

    FIVORIANA RPRT

    Manaova mafana daholo ary fa manditsy @ io andro io.
  8. irina

    Rallye Herika

    Classement jusqu'au 10ème fotsiny io après 4 manches, donc cumul de points mitohy io, mbola rectifiena izany io satria i fablide sy Zos ko kay nouveaux inscrits à partir de ce rallye. C'est justement pour cette raison qu'on essaie de traiter les réclamations avant la sortie des résultats officiels.
  9. irina

    Rallye Herika

    Un bref aperçu de ce rallye Herika. Une 4Oaine de joueurs au départ, 16 à l'arrivée (du mooins ce qui se sont inscrits à ce rallye). Les positions après 4 manches : Au général : 1. Beelaba : 75 points 2. NS : 43 pts 3. Fafahcop : 36 pts 4. Herybr : 32 pts 4. andrinoa : 32 pts 6. hajax : 30 pts 7. lal : 27 pts 8. smam : 22 pts 9. herjo : 15 pts 10. soafahana : 14 pts En 4S : 1. Beelabba : 75 pts 2. NS : 43 pts 3. Fafahcop : 36 pts 4. Ovalist : 35 pts 5. Herjo : 31 pts 6. Hajax : 30 pts 7. lal : 27 pts 8. smam : 22 pts 9. fond de six : 12 pts 10. passpartojo : 6 pts En N4 : 1. andrinoa : 68 pts 2. hentsrana : 52 pts 3. soafahana : 43 pts 4. herybr : 33 pts 5. ranou : 30 pts 6. NORIZA : 25 pts 7. kilongakely : 18 pts 8. KGBMAX : 15 pts 9. papaloeb : 15 pts 10. maki501 : 12 pts En 2RM : 1. irina : 83 pts 2. Nari9 : 58 pts 3. Dadou : 44 pts 4. Karlwelson : 40 pts 5. jojox : 22 pts 6. ragra : 18 pts 7. rdrazafimbelo : 18 pts 8. ra8 : 16 pts 9. His : 15 pts 10. iamkosmis : 10 pts En propulsion : 1. Alexwelson : 93 pts 2. Djian : 36 pts 3. emsics : 30 pts 4. Boobarak : 30 pts 5. Penomen : 25 pts Attente result of check de herybr et Dadou avant confirmation des résultats.
  10. irina

    Rallye Herika

    Un truc que j'ai ps compris par contre c'est pourquoi sur ce rallye la possibilité de le mettre en stable mode n'a pas été possible? Ptèt pour ça aussi que les Vazah comme dit Beels ont déserté le rallye.
  11. irina

    Rallye Herika

    Thomas sy gtmboy tsy mahazo manao intsony @ manche manaraka eo. Manome énervement fotsiny, nefa tsy inscrit akorony. Naika KKK impiry aho! sATRIA KO I Nari9 mbola tsy nandalo t'@ aho nandalo sia ialaisany roa lahy no nifanenjehana tao. Vraiment dommage pour ceux qui ont été victimes encore une fois des coupures de courant. Faut ptèt penser à déposer plainte non?
  12. irina

    Rallye Herika

    Tena tsy hitan'ialahy izany ny arrivée an'ilay spéciale raha izany 99% izany ny progression dia split 1 et 2 ihany no hita. Refais un essai et écoutes bien les notes à partir du dernier épingle à droite suivi d'un gauche sérré qui se referme fort sur gravier sur arrivée.
  13. irina

    WRC Greece

    Tsy intressant izany no mitondra JWRC ato? Tsy maintsy mametraka ny POLO any @ arrivée indray izany. Adidy izy izany kle.
  14. irina

    Rallye Herika

    Vita atramin'ny farany ny rallye herika. Nifohazako t'@ 3heure du mat fa nisy migraine b omaly alina ny lohako dia aleo ni-dodo. Réveil à 3heures du mat, tonga dia SS1 : mbola tsy nifoha tsara ka nandona olona tao. Sinon ny ambiny tsy nisy blèm. Tena rallye d'endurance pour la voiture et le joueur ty rallye ty. Tao @ 3ème boucle efa tsy mety tsara intsony ny concentration fa reraka beuh. En plus Jouw Plane II Thick fog no mahamarana azy fa tena tsy mahita inoninona intsony. Mandeha mitatonne fotsiny sisany. Moramora ihany ialaisany izay mbola vo andalo fa izay tonga ihany no arabaina. Ny force en présence, mbola tsy dia misy nanao tao. Les classements : 1. Fablide 111.37.11 2. Andrinoa à 3.23.85 du leader 3. IRINA à 6.51.90 du leader 11. Alexwelson à 14.43.40 16. Karlwelson à 17.07.05 18. Thomas à 25.32.47 19. tito-r 20. ra8 Ireo ihany aloha atramin'izao ny gasy mbola nandalo tao. Spéciales tena piegeux : Joux Plane II Thick Fog Mineshaft Medium Fog tsy koua na very fotoana kely @ adva azany fa any @ mazava no manitsaka mafy. Bon rallye à tous e.
  15. irina

    Rallye Herika

    Mety ny carte graphik ko lesy rawilf no tokony ho soloina raha tsy mahatanty Ptd a. Mi-saccade v ny jeu ao anaty spéciale? Sinon connexion ihany raha tsy izay. Vraiment dommage nefa ialahy tena vonona ny nanao tsara tao @ leg 2 tao.
  16. irina

    Rallye Herika

    blèm na connexion izany an. Na modem. Tena tsy nisy fika insony izany raha tsy hoe notohizan'ialahy atramin'ny farany ny leg1 dia ny replays sy ny temps par SS no sauvegarder dia iny no alefa aniamin'ny RLSim.
  17. irina

    Rallye Herika

    vita ko ny ahy ny leg1 : mbola mitarika provisoire 2RM aho aloha, 10ème provisoire classement GRN. Efa ao i Iante dia à 37s d'Andrinoa ao. Nifanenjika t'@ Noriza fa tsy dia niattaque intsony tao EW dia very fa miassure arrivée fotsiny angambany. Ao @ leg 2 indray izany no mamely S2000 ao. Nisy fotoana resin'ilay clio kely i Beels ao an. Assureo fotsiny ny arrivée ry zalah dia milay io an.
  18. irina

    Rallye Herika

    ialahy aza manisy pression an'i Andrinoa eo an. Nga lery efa niainga indray? à + 1min izany v tsy ho depan'ny clio?
  19. irina

    Rallye Herika

    Quel monte de pneu choisir dans le leg 1? Dry pour les 2RM, je crois que ça ira. Pour les 4RM, Interm. V? On attend les commentaires de chacun pour pouvoir assurer jusqu'à la fin. Mot d'ordre pour RPRT, assurer l'arrivée pour ceux qui sont bien classé au championnat V-MRC. Attak à fond pour ceux qui récupèrent des points.
  20. irina

    MRC 2011 (RPRT represents)

    Harahabaina ny équipage Laza-Theillet nahazo ny laharana faharoa au rallye ASACM, 1 ère manche du championnat. Du beau spectacle en perspective pour cette saison 2011. Bravo à l'équipage.
  21. Mahafinaritra foana e! Na slogan io na tsia e! Chorale kely hoe? @ Manaraka indray ry zalah a.
  22. irina

    STABLE RPR 2011 TEAM 2

    Aleo ary fa ho ataoko e. 4ème pilote aho izany
×
×
  • Créer...