-
Compteur de contenus
1 359 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par irina
-
-
-
-
Ahoana lty ry Irina ty Clio maniratsira 4RM ty a Combat beuh klo tao e. Fa tsy tratra izany ny 4RM à la régulière raha tsy manao faute ry zalah e. Dia courage b hanenjika fa misy iray tratra nefany avy eo miakapoka vo mi-réalise hoe ay vam tsy mitovy no ampiandina. Ao fa ilahy no enjehiko @ manaraka e!
-
vo mijery ny temps tam leg2 mitsy za io, be kay a fa grand maître grand iany e déjà quand je suis sorti dans prospect 2 dans leg1, j'ai pu repartir et rejoindre l'arrivée mais toute idée de victoire s'était envolée , dès lors on regarde plus derrière que l'ovni devant Bravo daôly e Tay b ilay tsy manao reco io e. Fa misy avantage ko nefa. Mailo tsara @ 1er passage dia avy eo vo manenjana. Fa na izany azany combat ny antsika mitsam raha tsy nanao erreur ialahy. Ny leg 2 ko ko tena ratsy beuh satria efa valaka beuh no @ 1h du mat vo vita ihany. Naika tsy tafa an. Nisy hazo tampoka tao sipirkakim fa takona ambadiky ny lobolobo. 15sec teo angamba vo velona ny clio. Miandry fotsiny hoe DNF izany kleu. Amin'ny sabotsy indray e!
-
-
zay elah zay !!! mandalo eto ihany mitazatazana fa mety tsy d tena tafaresaka fotsiny; sady elaisainy ko mandeh mafy loatra am le clio d lasa tsy tazana tsony zay kouh Ary taiza indray izao noho nanjavonan'ilay 306 teo anoloanako teo? Misy contest @ sabotsy, Raikitra v ialahy fa Radem noho hatao ny inscription RPR Ao?
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
Samy tsara. Commentaire ko : - Ne pas oublier qu'il va s'agir d'une banderole, donc izay mora imprimena ka tsy dia surchargé b (en couleur et caractères) noho tokony ho safiditsika. Choix 3 sy 7 samy tsara, juste enlever le logo VMRC ou le mettre en plus petit et en couleur ton du thème du bleu/vert dominant. - HRAS, si tu montes le compte tour à 5000tr/mn, lasa tsy G intsony ilay dessin de roue avant. Je penche aussi pour le 7ème choix. Aux autres de choisir maintenant.