Tsy maintsy miteny amla za Big refa mba maazo matos matanjaka sady itako we somary sarotra2 le RBR.Hiezaka ny amonjy anle rencontre za refa misy.ny num phone-nla efa ananako de miantso za ref poinsa.
Ny ahy rzala d colin1-2 no tena ni-marqué ahy fa nandalo tamin'ny colin4 ihany koa fa hafa ihany le colin,tsotra nefa misy teknika ihany ny filalao azy.Efa ela no nahenoko anle RBR fa mbola tsy afaka nilalao mintsy atramzao
AutoPassion vous permet de réunir les avantages des réseaux sociaux, des blogs et des forums de discussions en un seul site dédié à l'univers automobile.