Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

PenoMen

Membres
  • Compteur de contenus

    451
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par PenoMen

  1. PenoMen

    /////2ème manche/// RBR live///

    Azo atao hoe tsaratsara ihany ny resultat satria nahazo point nody. Nandamina be tam section 1 satria eo vo nidecouvrir anle RB satria ny tena mou mbola tsisy ikotranana aty antrano, kanjo surprise be nahita anle comportement anle N12 fa tena savony be de tonga le DA fatale. Nanomboka section 2 vo mba nahazo aina fa efa tara loatra fa ry zala henjana tsy miandry marary. Am manaraka ndray miezaka maka point betsabetsaka kokoa.
  2. Yamaha PSR E213 miaraka am pied sy chargeur mbola zara fa niasa: 1M900fmg
  3. GeForce 5500 AGP 128M: 30 000 Ar; Ra misy interressé koa synthetiseur Yamaha PSR E213 miaraka am tongony sy ny chargeur: 1M900 fmg mbola vaovao zara fa nampiasaina.
  4. Présent zany miaraka am sub N10 na N12.
  5. PenoMen

    trophée bebesa

    Bebesa hatram farany tsisy abandon fa le tps dernière spéciale tsy fantatra na lasa na tsia fa de ni-plante le rscenter
  6. PenoMen

    trophée bebesa

    Zany v tsy ny mande point mort no tena tsara leu.
  7. PenoMen

    Licence pilote virtuel 2010

    Efa lasa any am mail ny ahy Mr Prez.
  8. PenoMen

    Session miaraka Team so6

    Odriiii!!! Tena a droite marina le iz le. Ary loza d tena le diso mintsy no lasa mena beu . Fety be ve? ca depend de nous ihany ka. Dude> Merci e. Mba complet otrany fahiny amzay zany an.
  9. Ndao bataina otran mibata play seat reny mintsy.
  10. PenoMen

    Session miaraka Team so6

    Miala Anosizato de mandroso mankany Ampitatafika fa tsy tonga any fa mitsofoka am le bifurcation à droite vers Itaosy iny. Mandroso 400m eoeo dia misy restaurant carreau Chez Peno à gauche. Averiko eto zany fa ALAHADY à partir 17 heures le izy a.[b]
  11. PenoMen

    trophée bebesa

    Eo d mody gisa eo daholo nefa kotrana tsy kotrana zao any a.
  12. PenoMen

    Session miaraka Team so6

    Tena Alahady mintsy angamba no tsara, amzay azo atomboka harivariva hoa an'zay afaka ohatra hoe vers 5h any, ny afa manenjika ny alina. Ok ny trano Alahady hariva dia mitondra marina onduleur sy rallonge ho an'zay manana mba tsy hisian'ny surprise fa restaurant ny any fa tsy cyber
  13. PenoMen

    Session miaraka Team so6

    Ra sabotsy alina tsy koi ka. Ny blem ftsn ny courant tapatapaka njainjay zay. Mahazaka volant maromaro ihany any ka.
  14. PenoMen

    Cockpit adala be

    Ra za lery tsy nasiana an'io fitoerana phone io fa tsy mety am rallye. phone ary vonoina mintsy en plein session koa.
  15. O ry zala a. Mba mangataka lesy mba hamerenana an'reny session miaraka taloha reny fa lasan'zala doholo nge ny trophée e. Zay nge aty am mangina aty tsy mahita fika i-attaquer-na tsony. Zala reo zao sur mintsy a fa kotrana a fond partout mintsy. zala mbola mianatra aloha tsy asiana kozy fa de eo foana e. Efa maro ny concurrent fa hevitra atsipy ny ahy.
  16. Marina mintsy io fa nenay efa hita mintsy fa tsy afaka tsony ny fika taloha. Efa mila manao mise à jour ndray fa tara train (session miaraka io hevitra atsipy io an). Zala efa nahita pilotage vaovao angamba fa mila sokirina ndray zany
  17. Vita tompoko. Farany vo nahay lalana . Rallye tena hoe tsy maintsy atao zay ahatongavana fa an'ny tena . Debut alou tena nandamina mintsy hany ka resin'zala 10 sec foana a chaque speciale. Aveo koa mbola nisy an'le DA ela be tao am New bobs zay nandaniana 1mn sy tonneau iray zay tsy tadidiko le SS nanaovako azy. A part ca RAS fa nandamina no bedabe. Faly alou fa tonga soamantsara de BONNE CHANCE ho an'ireo zay mbola lavi-dalak'aleha.
  18. Leg 1: depart surprise zany au volant de la N14... Canyon, nandeha tam zao ftsn, nanao tps tsy d tsara lotra JV voalohany, tsy aiko mintsy hoe za ve no tena tortue sa nanao faux depart fa tsitako? fa lavitra an zala gpe N ny tps nefa tsy nanao faute mintsy, après mou de ela be vo lasa le tps tany am serveur donc???... JV2, tps normal, moyen b amiko Canyon, nitandrina be fa saika lasa tany ankady
  19. Tena nanao defaut be fa heveriko efa novaiko anle Fiesta le vam kay mbola N14. Kiiiiii!!!!! nefa efa Fiesta foana no nikotranana, efa depart vo hita le izy de tsy maintsy natao tamn'io. Tsy koi ve Mr Big ra lasa Gpe N tampoka ndray zany za?
  20. PenoMen

    ////RECO RALLYGASY 2010////

    Penotoky=PenoMen ao am Rallyesim so hoe mahazo trophée eo io pseudo io ko hisy hanao reclam
  21. hiiiiiiiihaaaaaaaaaa, mivadika 2Rm annnn!!! asiooooooo Ra mbola tsy hamely amn'io d ho naman'i Emsic amzay (propuls)
  22. Efa inscrit tam sabotsy koa: PenoMen Fiesta A6K
  23. Peno aussi sera dans la partie avec peut être... une nouvelle monture. Sabotsy maraina a mankany am Big.
  24. Ay kosa mbola misy fanantenana kay. Vivement la prochaine fa mbola ao anaty point tsara
×
×
  • Créer...