
Dude1111
Membres-
Compteur de contenus
856 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Dude1111
-
Session Turkey 2008
Dude1111 a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
Thomas Radstrom
Dude1111 a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans Présentation des nouveaux membres
-
-
-
-
reglage peripheriques Volant/Manette/clavier
Dude1111 a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Setup
Miala tsiny alony raha zao vao namaly ry akama fa somary sahirana kely teo: Bref... 1)Voalohany indrindra alony ny ahy dia no-decocheko ny pedale combiné. Raha activé io manko dia tsy afaka sady mi-accelere no mi-freine.( dc mila décochena io) 2)Ny angle de rotation io samy manana ny azy!!..za zao niainga t@ 349° dia rehefa nilalao niaraka t@ bandy dia hitako fa otrany efficase kokoa ry zalah milalao @ angle ambany² dia nampidiniko 220° ny ahy. ( @zay koa tsy dia manao sôsisy tsony lé fiara rehefa reception saut na mandalo terrain ratsy² fa mba mora controlena kokoa. 3)Manaraka izay dia ny reglage ny effet combiné: io dia mi-regler ny puissance general du retour de force. Ka raha té ho bokona be elah à la fin d'une speciale dia omeo valeur ambony² io..( otrany ny an''ry maximumatak tena valaka za vao nanodina ny volant an'ry zalah!!!!) sinon ampidino raha tia hitondra tslèèmmmm elah!!! ...perso ny ahy 110% ny ahy 4)puissance effet de rebond ny ahy najanoko 100% iany 5)puissance effet amorti 105% ny ahy fa mbola afaka ampitombon'lah be raha tena té hi-tolona elah refa mandalo fotaka na gué na canivô. 6) ny centrage du rebond moa dia desactivé ( tsy coché zany) 7) ary ao @ RBR dia desactiveo daholo ny aide rehetra raha azo atao dia atao au max ny puissance du retour de force. Bref...zay ny ahy alony fa tsy aiko ireo manana G25 afa raha misy hanintsy na hanampy. Fa io koa lesy arakaraky ny feeling an'lah iany aa!!!..rehefa mikotrana ela² eo elah dia mahita hoazy ny reglage mety @lah. -
-
Ny momba ny vue interieur moa no noketreako personelement fa tsy aiko raha valable @ vue afa ity fanazavana tsotra alefako eto ity : 1)jereo ato ilay fichier .ini an’ilay fiara: C:\Program Files\SCi Games\Richard Burns Rally\Cars\focus06 ( na daba afa valabme foana) Dia ilay fichier .ini mitondra ny anaran’ilay fiara no sokafana ( d refa tafiditra ao ianareo dia mahita hoe cam internal, cam bonnet, cam external, sns…..) Rehefa sokafana moa ilay fichier .ini io dia otrany bloc note zay no mipotra eo. 2) ka ny coordonné hovana dia ilay miloko mena eto : (momba ny vue interieur ity houa an!) [Cam_internal] FOV=1.047198 Near=0.100000 Pos=0.347868 0.962000 -1.55000 Target=0.347868 0.900000 -3.747199 Up=0.000000 0.994823 -0.101624 -Ny chiffre voalohany ao arinan’ny virgule dia manome ny position latérale (droite / gauche) -Ny faharoa ny position verticale (hauteur) -Ny fahatelo ny position longitudinale (Av / Ar) (ary ny ahy dia io iany no kasihako pr faire avancer la camera vers le pare brise fa ndray² lasa arina loatra nedala, fa c à chacun de voir)? Ka io arakaraky ny daba fa tsy misy hoe valeur commune fa tsy maintsy mi-tater mba ahitana izay mety @tsiray²…. Dia zay indray ary fa dia mazotoa.. Ps: ofet nirina on a pas dja modifié ta caméra t@ tsika lé nanao session tany @ lah iny ac la C4???
-
-
reglage peripheriques Volant/Manette/clavier
Dude1111 a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Setup
-
hihih...aza omena tsiny lesy za fa tsy mba nampiasa an'io cam hack io za atr@ izay niainako !!!! tsy aiko ny mampiasa an'io!!!hihi...ny ahy ny nataoko toundé tany @ fichier tao anaty repertoire cars mihintsy no no-modifiéko ny position camera dia @zay tsy mikasikasika tsony!!!..andraso azavaiko @lah eto @manaraka fa somary maika kely za io!!..
-
reglage peripheriques Volant/Manette/clavier
Dude1111 a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Setup
-
-
-
-
-
Ny tsara arakiny lazainy Hents dia hoe rubrique présentation voiture de rallye/prépa sns! Section pilotage, sy ny hafa mbola afaka atao aotr'any hoe daba run koa (misy cox an'i Fred azo tonga dia présenténa ohatra)! malalaka be eo. Dia manova rubrique betsaka koa @ structure an'ilay site: makany @ échange technique kokoa. Section Rdv sns ho an'i jerena spéciale, indication parcours sns Marina mihintsy zany!!...toundé un grand pas vers l'avt pr le forum raha vita zay!!! ..tte façon azo hifanampiana ny asa raha tsy arak'laisany anie..le TEAM so6 koa mifanampy foana e!!!!
-
Ny Gvintssss ao Team izao dia 3 fa Momo b dia b Fa serieusement ialahy v Beels afaka mitondra dia ohatrinona ny cout fa izaho preneur raha tsy dia lafo loatra Nary>> vonona foana hi "partager les So6" eeeeee Hande mintsy ny bizna an'i beels ato² raha izao no mitohy annn!!!! .... Sinon za efa manina sahady!!!... ...tia anao revanche @ra-his mafy !!!hihihiii ....
-
Aty amiko misy colin 2... colin 04,...et tout les autres jeux de rallye de merde fahiny...( RACC, colin1, Vrally 1, Sega rally le taolo be) Fa moi je pense que tokony apetraka any @ toerana iray na roa comme l'a proposé nirina dia mandefa MP izay interessé dia manotany izay jeux dispo fa otrany tsy dia mety loatra ilay mitanisa an'ilay jeux bdb eto fa sô manahirana avieo !!!!!( je veux dire par rapport @ireo magasin mpivarotra sns...)..ms bon..heritreritra iany ny ahy.
-
-
tsy ratsy ka..fa moi perso alony raha anao invest iany dia aleo tonga dia miketrika an'lé miaraka @ lé piston be si ilay tena mi-reproduire ny mouvement ao anaty habitacle mihintsy e!!!...là c vrai ke c jolie ms ça ne "bouge" pas !!! ..mitovy @ otrany milalao eo @ canapé iany!!..( efinnn....eo ambony seza no marimarina kokoa e!! )
-
Nilay reny ka....tandremana fotisny @manaraka ilay miala dien'voalohany fa tena tromààà be !!!! ...alô fa hikotranan-tsika ny rallye manaraka fa otrany tady hasosotra daholo ny lerony an!!!! ... vivement la prochaine manche! sinon ilay sary mba sivano iany ry zalah zay vô postena eto fa sô dia ouènn be ny bandy@ilay misy anay somary manao position afa² iny !!!!
-
-
HIHIHI........aiza kosa lesy !!manjary tsy mivoha ny cyber an' i soaff ra mi-squatte ao tsika atr@ antoandro !!!! ..zay vao tena kivy eo ny madaman'i rasoafff!!!! Breff...oké pr rariva zany..ny tenako manokana 20h43 eo no tonga any zany.. et ac les sôsisy !!!!!... Rariva zany ry akama isany aa (tandremo sô misy maty kotrana be ndray ao mandrapatonga ny rariva aa!!!)
-