Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Soafikov

Membres
  • Compteur de contenus

    3 009
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Soafikov

  1. Soafikov

    Nations CUP 2011

    aza adino ry zalà ty ooo reto an 2332 / Beelabba 1165 / Zos 2610 / ZZM 2716 / LAL 418 / Noriza 835 / Herjo 3747 / Riry 3938 / Fafahcop 1617 / Hajax 5577 / Andrinoa
  2. mankasitraka eeee partageons foana eeee
  3. efa ato ny miresaka an'io (rally guide) =>cliquer sur l'image tsy quoi zany fa hatao milay be ny antsika dia hampirahana @ serasera tsara dia manenina ny tsy ho avy eeee FSAM
  4. sur fa rallygasy hisy an'iny tsy ho ela !!!
  5. "nique ta s....." koa raha ilaina .... fa fanatsarana reo fa tsy kihana an !!!
  6. y aura-t-il un "doublon" avec celui de rallygasy ou seront ils "complémentaires"
  7. hi Hentsrana miverina indroa ao @ 10 ème sy 16 ème @ classement N4
  8. misy mifamadika kely eo @ classement senior : zandrikely 3 dia soafikov 2 ..... tsy ampy an'karlwelson koa ... dia ao @ classement feminin koa mivadika hi onycas sy lilie .....fa mankasitraka ny fandavatena an'Irina fa tena veti² dia mivoaka ny resultat ....
  9. His>tanjona>envoyez un message ICI explicant vos problèmes !!!
  10. hatreto non satria mbola tsy mbola reuni ny condition rehetra !!!
  11. Fa tena efa miha ngeza ilay tontolon'ny virtuel ka mila manaraka izay daholo na ny mpikarakara na ny mpandray anjara ee Izaho aloha mahita fa efa azo amidy tsara amin'ny spons sy partenaire ireny zavatra ireny! raha possible aza hoe manao organisation iray somary lehibe! dia ny communication avant no atao matanjatanjaka (visibilité ho an'ny partenaire izay) efa herintaona aho zay noho niresaka palais des sports fa nefa ohatran'mbola nihomehezana !!!
  12. tandremo ry zalà fa : es11 = 10 sec es 16= 10 sec es 19 = 10 sec total =30 sec zay zany !!!
  13. Soafikov

    classement VMRC 2011

    Classement Raikitra Géné, N4S, N4 Classement Raikitra 2RM, Propul'ss Classement Général V-MRC après 6 manches Classement N4S et N4 après 6 manches Classement 2RM et Propul'ss après 6 manches
  14. hay ve any eeee ...ok ok ...hitako koa ny bisanne fa eo @ ilay G 100 misy trano @ à gauche 2 virages avant vol ...eo ilay somary mihinana corde refa manitsaka @ ilay fidinana ...merci d'avance @ resultat eeee ...ohatran'mifanakaiky mantsy ny faharoa ao @ Gr N4 ao !!!
  15. mety mba hahazo ny resultat définitif ny "Rallye raikitra" @ zay ve Mr Irvine fa efa nivoaka ny valin'mpanadinana ... Sanctionné izahay sy Iando dia nihinana ny ahy 10 sec sur 2 bisanne sy newbobs iray fa "cutting stroke" hono nefa aiza moa ny hanivahana ao Bisanne ...raha newbob dia mba possible nefa tsy tadidiko hoe taiza ...mais bon ilay 30 sec de pénalité tsy nisy fiovana eo @ classement tsika ...fa kosa eo @ classement internationale misy vozongo roa lasa niakatra ...tsy maninona eee raha nampiakatra points an'ry zalà !!! RDV rallye Kotroka eee !!!
  16. mbola hihezaka halefa eto ny sary google an'ireo ss reo eee naha farafaharatsiny ny parcours obligatoire
  17. Stria moa noresahana t@ contest teo fa mila manao debrief foana isakin'vita ny rally contest dia mba hanatsarana ny manaraka moa ny antony hanovana anio dia mangataka @ tsika rehetra mba handefa eto ny heta² tsika sy tsikera mikasika ny contest hatr'izay (satria tsy nisy ny debrief ny contest teo aloha) Ny ahy zao dia : 1- tsara raha tsy hatao any @ étage ny toerana hanaovana contest satria sahirana ny fibatana entana (naha dia hoe tsara hoan'securité satria vitsy ny olona miditra) 2- Ny sakafo somary tsy dia nety loatra ary koa ny boisson (akotran'Skol) dia sarotra ny fitadiavana azy surtout hoan pilote 3- ny remise trophée online dia ,vao avy namaky ny tapaka t@ voalohan'taona,ny 3 premier @ général sy ny 1 er de chaque groupe ...nefa dia efa zatra ny 3 premiers de chaque groupe noho mandray hatreto ... mais bon iny zany c'est selon ny organisateur.
  18. Milay be !! ary hita fa tena "migéré" be satria misy ilay devers dia large be fa tsy corde nidiran'ilay epingle + tsy tonga dia accélération
  19. - Général 1-Beelabba 2- Iante 3- Sitraka NS S2000: 1- Beelabba 2- Sitraka 3- Fafahcop N4 1-Iante 2-R.Olivier 3-Soafikov 2RM: 1- Nari9 2- Irvine (Irina) 3- T.Radstrom Propulss 1- Penomen 2- Sandbach 3- Boobarak Junior: Lionel Senior : Noriza Feminin: Kookie
  20. Soafikov

    onboard vu sur le net

    tena tsara tokoa ve ny temps sans naoty noho avec ?
  21. naha efa niteny aza ny mpikarakara dia teneniko ny erreur hitako ....aza taitra fa tsy mora ny manao zavatra eee 1- diso ny decompte satria hi CJ = Chris Jones donc 60 ny participants 2- Zanak'ambila, Andry tahiana, Mahery, CJ dia tsy senior fa Noriza, Zandry kely, Karlwelson sy soafikov ihany 3- adino ny catégorie feminin : Kookie sy lilie
×
×
  • Créer...