Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
kenworth

pankafia rallye tsotra izao e

Messages recommandés

Salama daolo e!

Ny tenako moa dia pankafia rallye efa atram ela iany ka faly tkou mahita itony forum itony. Le pankafia zany asa oe atraiza fa ra mbola misy koa ny S azo hanaovana solika (fiara) sy ilay solika ray (ho an ny olona) dia tonga foana miandry vovoka eny anaty lalana lol!

ankoatr izay dia anisan mbo mankafia an itony rallye am "zeu" koa ny tena fa indrisy mbola tsy tena niroboka tam ity RBR ty, efa nandalo tam zany Sega rallye zany, colin 1 sy 2 (of course MDR), avy eo moa nisy ny WRC d tany am zay no nanesy atram version sur PC, fa am zao ts d mandray tsony fefa mbo zvt hafa kely njay no lalaovina MDR

Dia izay no momba momba ana e, asa ra oe manana place eto iany v ny bandy am zany na aona

zay fa d mazitou doly e

@ +!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tonga soa Kenworth , mampatsiahy ahy le camion merlooks be reny zany pseudo nareo zany an , eto tsy mialonjafy fa mahazo tonga eto daool ny reetra na mpankafy na tsia fa refa vonona hitafa sy hizara de mety e !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ie ka le kams b reny mints io k lool, sady ngeza (smary matavy) no mafy (ny saina) ahaha
okay e, merci pour l'accueil makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mersi bain a! tena ts koboko lesy zany ra cos zany a...
ay v e, misy retar kely tara départ kely fa azoko iany avy eo loool
tam volou otran vaky saina kely iany oe "mba iza aza izany" lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...